Ny mpamafy
41. niryna
(
25/06/2008 03:48)
Ilo:
Ikaretsaka>> Marina tokoa ny voalazanao raha fambolena no resahina fa tena izay tokoa ve no lesona ara-panahy azonao t@ ireo andininy ireo? :roll:
izaho koa mba manontany tena...bingo ilay zaran'angady k'ty ?
42. niryna
(
25/06/2008 03:49)
ikaretsaka:
eny.... matoa Izy mbola nanao fanoharana @ mpiasa tany maro be sy ny ahidratsy sy ny mpijinja sns....
izay manan-tsofina aoka izy ihaino
:roll:
43. niryna
(
25/06/2008 03:50)
Ilo:
Eny ary ko!
Ny tian'i Kristy ampitaina dia io ambarany eo ambany io.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=MARKA&toko=4&andininy=14-20&dika=
misaotra llo a ,izay manantsofina aoka izy hihaino hoy ny tenin'i kristy .
44. niryna
(
25/06/2008 03:54)
ikaretsaka:izay avoakan'ny vava no ahalalana ny ao an-tsaina.
aza ferana eo @ asa famafazana ihany (io le hoe mitsimpona izay tiatiana ihany lazaiko foana fa tsy mety loatra)
fa aza adino fa misy ny fanirahana hoasa any an-tsaham-boaloboka, hijinja sns...
dia saino @ izay...hijinja ve ianao dia eny an-dalana?
tadidio fa mitohy mandrakizao ny film fa tsy chapitre 1 ihany akory
iza no nametra hianao sa izy?
mitsimpona ? mahita hafa angahy ika?
tsy mety loatra ? fa ny inona no mety? mivavaka amin'ny sampy? mampiasa kristal,mijery horoscope ? sa inona sa dada rabe ? sa inona no mety?
mba afaka manazava izany fanoharana ho asa any an-tsaham-boaloboka izany ve ika
misaotra tompoko oooofff
45. niryna
(
25/06/2008 03:55)
fahamarinana:
:arrow: hi! hi! eto ndray zany tsika zao... (l)
dia mila maka toerana tsara indray aloha aky a
:-*
46. niryna
(
25/06/2008 04:13)
Ilo:
Raha fintinina dia:
Misy karazany 4 ny fihetsiky ny olona izay hitoriana:
- Misy ireo izay mihaino, fa vao afaka eo dia adinony izany hadinony izany : noesorin'i satana ny Teny izay nafafy tao aminy satria tsy miambina izy.
- Misy ireo izay faly mandray ny Teny fa tsy mampihatra izany eo @ fiainany akory ka vao tonga ny fahoriana sy ny fanenjehana dia manadino sy manome tsiny an'A/tra.
- Misy ireo izay mihaino ihany fa manao ny filan'ny tany ho ambony kokoa noho ny fanarahana ny Tenin'A/tra.
- Misy ireo izay mandre ny Teny sy mandalina azy ary mampihatra azy eo @ fiainany ary mizara azy @ hafa.
mazava fa misaotra llo a
Tsy natao hitsara anefa isika ohatra hoe iry mafy loha sy tsy hanaiky izay hotoriako aminy akory ka tsy hitory @ io aho fa tokony hitoriana avokoa ny rehetra.
Ohatra akaiky ny nataon'i Jona sy ny tenin'tra taminy raha nasaina nitory t@ mponina tao Ninive izy.
marina tokoa izany,ny tenin'Atra dia raisina ho famelombelomana ny fanahy ka raha fantatro fa mety nandratra ahy ny tenin'Atra dia mampianatra ahy hiova koa izany izy.
Marina,mahitsy,tsy misy fitaka ka indraindray toa voaratra ny fahamarinana ny tena,mahitsy ka toa lazaina fa vatam-piteny,tsy misy fitaka ka izay voasoratra no ezahana zaraina,ny fandraisan'ny tsi 11 azy no samy hafa.
Mandratra ilay izy noho ny fahamarinana sy noho ny fitiavan'ny tompo antsika mba samy ho voavonjy ka ny fahalalana ny marina,ny fanekena fa meloka,ny fiaikena ny fahotana dia efa ezaka lehibe sy tanjona iray tratrarina ao amin'ny fiainana.Tsy mora kanefa raha mivavaka aminy isika dia tarihany lalana
47. niryna
(
25/06/2008 04:16)
fahamarinana:
ilo:
Tsy natao hitsara anefa isika ohatra hoe iry mafy loha sy tsy hanaiky izay hotoriako aminy akory ka tsy hitory @ io aho fa tokony hitoriana avokoa ny rehetra.
:arrow: iraisako hevitra tanteraka fa hatreto aloha dia tsy tanteraka matoa mbola misy fanontaniana tsy voavaly.Ny olona anie raha mamaly dia tsy tokony raisina hoe manohitra foana e :mety misy ny manohitra,misy ny mitady fanampim-panazavana,misy ny tsy mahay mihintsy.Aiza no ahalalana rahatoa ka tsy mazava aminy ?Ary mahafaty antoka ve ny manazava am-pitiavana,amin'ny teny malefaka,rehefa tsy hay moa na manahirana dia ialana tsiny fontsiny ... (l)
marina izany ary matoa mizara ny fotoanany eto ny olona ka miezaka mamaly na dia tsy mahafa-po ny rehetra aza izany dia efa nisy fitiavana tao .
(l) (l) (l)
48. niryna
(
25/06/2008 04:22)
ari.malala:
:) marina aky zany ry fahamarinana! fa ity mba averik oindray, refa mitory d tokony hahalala sy ho resy lahatra fa tsy anao ny teny ka tsy izay metimety aminao iany no tenenina ny olona. eto ah d miombon-kevitra tanteraka am fahamarinana mints amty teny ty hoefahamarinana:d ty kou
Ny olona anie raha mamaly dia tsy tokony raisina hoe manohitra foana e :Ary mahafaty antoka ve ny manazava am-pitiavana,amin'ny teny malefaka,rehefa tsy hay moa na manahirana dia ialana tsiny fontsinyfa ny zavatra tsapako mants d refa angatahana fanazavana ny olona sasany d manao disk goaka, ts mamaly fanontaniana fa toa manao eson-teny, mamaly boraingina.....
dia afaka mivavaka ny olona mitory koa isika ary misaotra an'Atra nampiasainy.Nahazo fahasoavana maimaipoana izy dia mba mizara an'izany dia ny flafiny tsra no andraisana azy.
Averiko indray fa ny tenin'Atra dia mahery,mahitsy,mandratra kanefa araka ny andraisantsika azy no ahafantarantsika ny marina,raha hoe tsy mamaly tsy ho voatery hamaly ny olona .Indrindra raha teny mandratra na sanatria teny tsy am-piheverana.Izay mangina volamena, aleo lazain'ny olona resy toa izay miteniteny foana.Samy manana ny fandraisany azy koa ny olona ka raiso foana izay tsara izay ratsy atsipazo any amin'ny farihy mirehitra afo ...oops, aza raisina fa avadiho ny pejy hoy prime izay.
Ny tsara foana no jereo fa aza mijery ny faharatsian'ny olona,samy manana ny kilemany ny tsi11. izay mahasoa raisina,raha tsy mahasoa hihomehezo fotsiny
49. niryna
(
25/06/2008 04:27)
fahamarinana:
:arrow: ka zay no mampalahelo nefa fizarana no ataontsika eto sa ahoana hoy nareo ? Za maoa matetika tsy manana fizarana fa maka ny omenareo hatrany... :-* (l)
io ari-malala a,misy ny mamafy,misy ny manondraka fa Atra no mampiroborobo azy.
Tsy natao hamafy daholo isika ,manana anjara asa lehibe eo amin'Atra isika rehetra ka izay fantatrao fa omeny anao dia zarao.
Fahamarinana izao dia manome courage olona foana no ataony,nomen'Atra azy izany ary efa noteneniko azy.dia diniho koa ny anao.Raha misy toetra fantatrao fa ratsy ohatra dia mivavaha fa esoriny izany.
Manontania tena hoe ,inona no soa azoko teto hatramin'izay nahalalako an'i kristy ?
Inona no zavatra nomen'ilay olona ahy androany ka azoko am-piharina amin'ny fiainana ?
misaotra
50. niryna
(
25/06/2008 04:31)
ikaretsaka:
fa ity mba averiko indray, refa mitory d tokony hahalala sy ho resy lahatra fa tsy anao ny teny ka tsy izay metimety aminao iany no tenenina ny olona
marina izany... rehefa mizara dia mahay mandray koa
izay no ilazako foana heo forum eto fa tsy pilopitra
raiso foana hoy aho ny tsara fa aza atao hoe tokony izao na tokony izao.
Ny tokony aminao tsy tokony amin'ny olona.Ny anao mampiasa zavatra hitadidiana ,ny an'ny hafa mivavaka mivantana ,manidy trano.
Izay tsara raisina fa aza variana mitsikera lava eo,tsy ahitam-boka-tsoa. oops, mety ho mafy izany kanefa my marina moa mandratra fa mampianatra antsika anao ny marina mandrakariva.
Asa jerena ilay mpanome sujet,fa io no tena mahavoa anao.Jereo ny sujet omeny dia mangataha amin'Atra hoe inona no tsara azoko raisina amin'io .
51. niryna
(
25/06/2008 04:33)
prime:
ikaretsaka,ari.malala> Ka tsy efa mivonona ho amin'izany ve ianareo raha hamaky lohahevitra hoe mety fizaràna teny na fijoroana vavolombelona ny ao fa tsy voatery ho adihevitra na resadresaka hatrany? lasa ilay fomba sy ny antony izaràna teny mantsy no votoatin'ilay lohahevitra nefa toa tsy izay loatra ny fanombohany...
Andramo raisina ho fitahiana sy fitiavana ny teny izay ampitain'ny namana avy amin'Andriamanitra dia mety ilay izy... dia aza raisina ho fitsaràna na fanamarinan-tena, aleo ho an'ilay mitondra ny teny sy Andriamanitra izay...
Mbola hisy fotoana sy toerana tena tsy hahanoina ny tenin'Andriamanitra fa ho hitanareo fa fahoriana izany... moa tsy zara aza ve misy namana mitondra hafatra mahasoa sy mampatsiahy mandrakariva ny fahasoavana avy amin'ny tenin'Andriamanitra...
Raha tsy izay dia aza vakiana akory fa tsy misy tsy mahamety izany ihany koa...
ie, izay indrindra mantsy.
52. niryna
(
25/06/2008 17:59)
ikaretsaka:
fa ity mba averiko indray, refa mitory d tokony hahalala sy ho resy lahatra fa tsy anao ny teny ka tsy izay metimety aminao iany no tenenina ny olona
marina izany... rehefa mizara dia mahay mandray koa
izay no ilazako foana heo forum eto fa tsy pilopitra
dia fafazo tenin'Atra amin'izay aza ny olona fa tsy izay metimety amin'ny fiainanao ihany no tenenina.Ohatra hoe raha misy olona manao tokantrano maso,tsy manambady fa miara-mipetraka ohatra ka raha va o resahina fijangajangana tonga dia manangam-bovona.Inona no antony ? flesh,lust ary dia mazava ho azy fa tsy anaik y ho resy lahatra mihitsy ilay olona raha tsy ny fanahin'Atra no hanova ny fony.
53. niryna
(
25/06/2008 18:02)
rakapy:
De misy koa ilay tsy mahala ny toerana sy fotoana hamafazana! misy ny mamafy vary eny an-tendrobohitra @ andro ririnina :-D :-D :-D
izay koa iray,asiany zezika ilay izy miaraka ny tsiloraketa ka raha vao mamoy ny voa dia voagejan'ilay tsilo raketa.Tsy mahafa ntatra ilay olona hoe voageja,tiany tsinona ilay mpamafy ary nitovy ny nampianarina azy ka dia mazava ho azy fa homba azy foana foana na inona hidona na inona hiantra.Toa lasa anaran'olona sisa ilay fitoriana eto.
:oops: :oops: :oops: :cry: :cry:
54. niryna
(
25/06/2008 18:07)
niryna:
[qudia fafazo tenin'Atra amin'izay aza ny olona fa tsy izay metimety amin'ny fiainanao ihany no tenenina.Ohatra hoe raha misy olona manao tokantrano maso,tsy manambady fa miara-mipetraka ohatra ka raha va o resahina fijangajangana tonga dia manangam-bovona.Inona no antony ? flesh,lust ary dia mazava ho azy fa tsy anaiky ho resy lahatra mihitsy ilay olona raha tsy ny fanahin'Atra no hanova ny fony.
fanoharana iray koa io
dia ho avy indray ny sasany hiteny hoe "aza mitsara mba tsy ho tsaraina"
Dia hoy aho hoe afaka miteny afaka mitsara ny olona araky ny teny voalaza ao amin'ny soratra masina "fijanganjangana" ,fangalarana,fanaovana tokan-trano maso,fialonana sns. :roll:
55. niryna
(
25/06/2008 18:08)
prime:
rakapy> miankina amin'ilay "circonstances"... fa tena zava-nisy marina ity nihatra tamiko indray maka ity : fiara nandeha tsara izao, tsy nisy problema, fa rehefa handeha hiatrika ady masina (hanatitra demoniaka iray tany amin'ny tananany tany atsinanan'Ambatolampy, nisy ny fianakaviany, rehefa nonina tany an-dranomasina nandritra ny 10 taona mahery... avy niasàna nefa nandà mafy ny hody any aminy satria natahotra izy ny ifoteran'ilay devoly), fa rehefa nanomboka hiditra an'Ambatolampy tanàna ka hatrany amin'ilay tanàna misy azy (20km eo ho eo, lalana secondaire tsara) dia in-3 maty ny fiara, tsy hita hoe ahoana ny antony t@ voalohany, fa rehefa avy eo dia hita ara-teknika, nivotsitra ho azy ny levier de vitesse, nipotsaka ho azy ny bougies moteurs 2, namono tena ho azy ny fiara (matanjaka io fiara io satria moteur GT, no sady avy nandalo revision, tsara entretien...).
Dia hoy ny Mpiandry namana mila mivavaka hatrany isika fa mihamanafika ny devoly... fa tnivaha ny olana ary tsy nisy olana intsony izahay raha tsy efa nahavita mission avy eo ka hanao tatitra hiditra an'Anatananarivo (nivaha indray ilay levier de vitesse)...
Raha tsy mino dia azo fehezina amin'ny fomba tsotra hoe olana ara-teknika... fa io indray maka io dia tena nivaingana ny asan'ny devoly ary raha tsy niorina izahay dia mety maty an-dalana tany ary mety tsy tafody mihitsy aza (tsy tantaraiko amin'izany ny ady goavana natrehana tany... fa tsy sangy io fa tena izy... fa tamin'izany rehetra izany no nanehoan'i Jesosy fa Izy ilay Mahery, Tompon'ny Tompo, Mpanjakan'ny Mpanjaka, nanehoany ny voninahiny)
Azo ihomehezana tokoa angamba fa rehefa miseho ny asan-devoly dia ady goavana io... saingy tsy olana ho an'ny tsy mino...
misaotra prime tamin'ny fijoroana vavolombelona a
:-* :-*
56. fahamarinana
(
25/06/2008 18:23)
niryna:
Ohatra hoe raha misy olona manao tokantrano maso,tsy manambady fa miara-mipetraka ohatra ka raha vao resahina fijangajangana tonga dia manangam-bovona.Inona no antony ?
:arrow: Raha za niryna rehefa any amin'ny dinika hafa any ka mahita an'ny ika na mahita olon-kafa manao toy izay vao hitarina tonga amin'izay ilay resaka fa lasa mivaona manko...Sa?? Ilay sujet manko hoe :Ny mpamafy fa tsy io resaka io...Izany dia fitandremana tsy hampasiso ilay dinika indray. niryna moa tsy fahamarinana ka zay no mety mahadiso ahy. :) (l)
57. fahamarinana
(
25/06/2008 18:34)
prime:
rakapy> miankina amin'ilay "circonstances"... fa tena zava-nisy marina ity nihatra tamiko indray maka ity : fiara nandeha tsara izao, tsy nisy problema, fa rehefa handeha hiatrika ady masina (hanatitra demoniaka iray tany amin'ny tananany tany atsinanan'Ambatolampy, nisy ny fianakaviany, rehefa nonina tany an-dranomasina nandritra ny 10 taona mahery... avy niasàna nefa nandà mafy ny hody any aminy satria natahotra izy ny ifoteran'ilay devoly), fa rehefa nanomboka hiditra an'Ambatolampy tanàna ka hatrany amin'ilay tanàna misy azy (20km eo ho eo, lalana secondaire tsara) dia in-3 maty ny fiara, tsy hita hoe ahoana ny antony t@ voalohany, fa rehefa avy eo dia hita ara-teknika, nivotsitra ho azy ny levier de vitesse, nipotsaka ho azy ny bougies moteurs 2, namono tena ho azy ny fiara (matanjaka io fiara io satria moteur GT, no sady avy nandalo revision, tsara entretien...).
Dia hoy ny Mpiandry namana mila mivavaka hatrany isika fa mihamanafika ny devoly... fa tnivaha ny olana ary tsy nisy olana intsony izahay raha tsy efa nahavita mission avy eo ka hanao tatitra hiditra an'Anatananarivo (nivaha indray ilay levier de vitesse)...
Raha tsy mino dia azo fehezina amin'ny fomba tsotra hoe olana ara-teknika... fa io indray maka io dia tena nivaingana ny asan'ny devoly ary raha tsy niorina izahay dia mety maty an-dalana tany ary mety tsy tafody mihitsy aza (tsy tantaraiko amin'izany ny ady goavana natrehana tany... fa tsy sangy io fa tena izy... favoninahiny)
Azo ihomehezana tokoa angamba fa rehefa miseho ny asan-devoly dia ady goavana io... saingy tsy olana ho an'ny tsy mino...
:arrow: Soa fa naverin'ny niryna nibaribary teo ambony fa ohatrany tsy voavakiko tsara..Naika hibedy any niryna aho hoe taiza ndray no nahitandry an'io, :) ,...
Fa tena betsaka tokoa ny tranga toy izany ary za manokana aloha dia mino ary marina fa ilaina ilay mivavaka tsy mitsahatra rehefa hanao tafika masina izay.Za moa ilay manaraka ihany,mbola tsy Mpiandry fa nahita ihany zava-mahagaga toy izany ary za tsy mpino raha tsy mahita ity fa nataon'ny jesoa nahita ka tafapetraka tokoa.Lava be raha ho tantaraina fa dia araka ny tenin'ny prime io hoe : tamin'izany rehetra izany no nanehoan'i Jesosy fa Izy ilay Mahery, Tompon'ny Tompo, Mpanjakan'ny Mpanjaka, nanehoany ny (l)
58. niryna
(
25/06/2008 20:42)
rebeccaF:
De misy koa ilay tsy mahala ny toerana sy fotoana hamafazana! misy ny mamafy vary eny an-tendrobohitra @ andro ririnina
Tsy hoe tsy fahalala akory izany fa mitory ny habean'ny fanantenana. Izay tsy mitovy velively amin'izay mety hamaritanao azy.
"Ny tena fanantenana dia ny manantena na dia tsy misy azo antenaina intsony aza", satria "tsy misy tsy hain'Andriamanitra atao".
-----------------------------------------------------
:D
59. niryna
(
25/06/2008 20:50)
fahamarinana:
niryna:
Ohatra hoe raha misy olona manao tokantrano maso,tsy manambady fa miara-mipetraka ohatra ka raha vao resahina fijangajangana tonga dia manangam-bovona.Inona no antony ?
:arrow: Raha za niryna rehefa any amin'ny dinika hafa any ka mahita an'ny ika na mahita olon-kafa manao toy izay vao hitarina tonga amin'izay ilay resaka fa lasa mivaona manko...Sa?? Ilay sujet manko hoe :Ny mpamafy fa tsy io resaka io...Izany dia fitandremana tsy hampasiso ilay dinika indray. niryna moa tsy fahamarinana ka zay no mety mahadiso ahy. :) (l)
mitombona ny teninao fa tohizako amin'ny heviny hoe
ikaretsaka:
asio zezika aloha ny tany dia eny an-tanimboly mamafy fa manjary mamafimafy foana!
izay no antony.Mety ho fantatrao kanefa tsy maninona raha tsy fantatrao ny tiako lazaina .
Rehefa mamafy isika dia tsy miandry hoe toerana tsaratsara sy izay azokazoko ihany no azo tenenina.
Fitiavana daholo no hifampizarana eto dia afafy ho an'ny rehetra izany satria mety androany ny fotoanany ka tsy nanamafy ny fony intsony ny olona iray ohatra.
Ny dikany toy ny fiainana rehetra na mangatsiaka na mafana na be la neige ,tsy maintsy miasa ,dia toy izany koa ny fitoriana ny tenin'Atra tsy mila miandry toerana tsaratsara.
60. prime
(
27/06/2008 11:00)
Mamafaza voa
Fa aza mba malaina
fa tsy fantatrao re
izay ho vanona
na amin'ny hariva
na amin'ny maraina
mamafaza voa
tsy mijanona...
Matokia re (2)
hisy amboara ho anao anie...
Fa aza mba malaina
fa tsy fantatrao re
izay ho vanona
na amin'ny hariva
na amin'ny maraina
mamafaza voa
tsy mijanona...
Matokia re (2)
hisy amboara ho anao anie...
