Ravalomanana hahazo diplaôma
1. salopard
(
16/06/2008 15:57)
Arakin'ny vaovao azonay avy any an-dapa, dia kandida @ fanadinana CEPE androany maraina eny @ EPP Faravohitra ny filoha Ravalomanana
@ 23 Juin izao, ny valimpanadinana, ary dia hahazo ny diplaôma-ny @ izay ny filoha hajaina.
inoana fa hangina ny vavan'ireo mpanaratsy ny filoha hoe: tsy manana diplaôma.
programa manaraka:
2009: BEPC, etc...
Tsy ampy dôzy aloha, sao misy sisan-dravina any ra-jeankely sy Kiadi ary Hery a...
sniff...sniff..., tchouff...tchouff...

répondu par kanota le 22/06/2008 02:55
2. xxx
(
16/06/2008 17:18)
efa ho tafita kosa ange izany isika malagasy raha efa avo dia avo toa izany ny fahalalan'ny filohantsika. :oops:
3. kiadi
(
16/06/2008 17:45)
hay ve salopard ihany no tezitra eh!! :-D :-D :-D :-D
zah lesy tsy tia raviny fa nenah vovony an!
zah lesy tsy tia raviny fa nenah vovony an!
4. cyril
(
16/06/2008 19:40)
ary ty salopard ty ve mba afaka T5 e :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: ;-)
5. endrika01
(
16/06/2008 20:00)
Tsisy dikany zay diplaoma e,bobaka be ny namako tsy manana diploma,nefa tena vereziny zah.Misy aza anié ny sasany efa 4Anneé teny Akatso mitarika posiposy é,hi hi hi hangina marina ny vavan\'ny sasany!
6. xxx
(
16/06/2008 20:55)
Izao vao azoko hoe fa maninona no olona tsy manana CEPE no mitondra ilay tanindrazako raha izao no halalan'ny valin-kevitra eto.
7. Jeankely
(
17/06/2008 01:26)
Samy mifanala nefa romotrabe rehefa mba voadona. Ny Ministra PhD ambony noho i Salopard sy ny namany. Ny President voafidimbahoaka tsy ny baoritra no nifidianana'ny vahoaka azy fa hanoloana ilay manana baoritra teo aloha. =)) =)) =))
Iza no milaza aminao fa raha hirotsaka "Maire" ohatra dia izay manana faripahaizana ambony @'ny "URBAN MANAGEMENT" no lanian'ny vahoaka ? Izay azoazon'ny vavoniny no fidiany ka izay ilay lazaiko hoe tsy ny samy nianatra no mifanampempo fa ny vahoaka jereo ny fomba ahaizany mifidy raha favy ianareo. Ankoatr'izay izay lany no solo-tenan'ny vahoaka na tsy nianatra na nianatra.
Na ny dadan'i Salopard miampy ny dadbeny miampy azy tenany mitambatra aza tsy mahavita ny vitan'ny FILOHAN'i MADAGASIKARA dia sempotry ny fialonana .
Efa kila sy may izany ilay PS TEZITRA ve ? Fa de ahoana=)) =))

8. endrika01
(
17/06/2008 07:13)
Jeankely>zah koa miombon-kevitra tanteraka @ le we zay lanim-bahoaka ihany io.Na tsy manana diploma aza,fa kosa afaka mampandroso ny firenena sy ny vahoaka ao amin\'io firenena io.Ireo manana diploma ndray,ireo no atao mpiandraikitra @sampana maro eo ambany fiadidiany!Mpanolontsaina,teteza-mita e,satria ny filoha mpanatanteraka fa ny vahoaka no tompon\'ny teny miakatra,avy @reo nahita fianarana indray (manana diploma)no manampy sy mandrindra ny hetahetam-bahoaka,izay teny hoenti-miakatra,de avy eo ry zareo no mampiakatra ny tatitra de makany makany.Mandrampahatonga azy any @filoha.De ndraindray manao sangodim-panina ao antenatenany ao lay hetahetam-bahoaka,dia avy eo ny filoha no lazaina fa izao sy zao.TSY MAHAVITA AZY E,patati e,patata e,AHONGANA e,nefa tsy hahavita n\'inon\'inona akory,hitany fa voatototra lay lavaka be teo aloha,de haratsiana lay nahatototra azy,satria manantena hamatam-bonona!!!Tsy hors sujet zah a:D:D:D
9. Jeankely
(
17/06/2008 07:59)
Tsy Hors Sujet ianao fa ry Salopard anie no tian'ny sasany dokafana sy amporisihana nefa hita izao fa tsy mahita ho resahina dia resaka izay mety hiomehezana sisa.
Ny tsy hainy dia tsy ny nianatra sy be diplaoma akory no betsaka noho izany vao maika mankarary ny sain'ny vahoaka ny famerenana lava io tsy ampy fianarana io.
Rehefa ampitahaina amin'ny manana PhD indray ry zalahy dia avery indray koa hoe f'angah diplaoma mitondra inona.
Tsy hita izay tena hijoroany fa mba tia hamely nefa midona @ rindrina ny lohany.

10. salopard
(
17/06/2008 11:34)
kiadi
kôzy ve ry kiadi:
na marina izany, dia:
i kiadi ihany no hery, ary dia resabe fotsiny le hoe: serasera manaja ny secret, fa na ny akamako TIM toa ahy, dia i Jeankely dia efa navoakan'ny sasany teto koa ny aminy
Ka asanao @ ity fihatsarambelatsihy ry sefo Hery, raha marina izany hoy aho, fa dia havoakanao daholo ny secret ny olona
raha tsy marina dia:
satria izaho salopard dia mpomba TIM , ary faly @ hahazahoan'ny prezida CEPE, izay diplaôma ilaina @ fitantanana ny firenena
sniff, sniff, izany ny an'ise, fa tsy tchouFFF, tchouf..;
mety amiko izay, ny ahy @ io dia kolombianina, ary ny an'ise ? mexican, sa brezilianina, sa eoropeanina?
Misy dia malahelo ny hahazahoan'ny prezida diplaôma an!
tsy ampy dôzy aloha e...
sniff..sniFF...
tchouf... tchouff
hay ve salopard ihany no tezitra eh!!

11. kanota
(
17/06/2008 11:42)
Manao resaka sarin-diky izy izany. Veloma hoy Jeankely fa efa voaroaka tsy ho mpiserasera intsony razoky. Malahelo an'i salopard hono izy e.
14. kiadi
(
17/06/2008 16:29)
raha zah ihany lesy ry salopard no hery de efa nosakanako tsy naketo tsony elah fa makaleo ny adalan'elah ato an! :wink:
15. kanota
(
18/06/2008 01:41)
F'angaha tsy kanota ihany sisa no devoly manaraka araka ny soratrao ary ambadika ry kiadi ? Fanomezana vahana an'i Salopard no tena tianareo atao fa aza mody fanina.
18. kanota
(
18/06/2008 11:27)
Fa afaka tohizina hatraiza moa izany ilay hoe hahazo diplaoma CEPE ny Presida Malagasy sa tena hitanao afaka mivelatra io ?
19. tsoraka
(
18/06/2008 11:46)
Izao resaka izao ohatra no tena hakafizin'ny serasera ka izay no nanesorana an'i JK satria avy dia mitifitra izay manimbazimba an-dRa8 izy. Mazava fa maro ireo satria toerany ato.
20. kidoropamba
(
18/06/2008 18:46)
Manana doctorat anankiroa ny filoha hajaina ary mamimbahoaka Ravalomanana.
Izay tsy faly dia be fialonana. Tsy azo iadiana hevitra io.
Tohizo ny lalantsika.
God save Ravalomanana. ^:^
Izay tsy faly dia be fialonana. Tsy azo iadiana hevitra io.
Tohizo ny lalantsika.
God save Ravalomanana. ^:^