devoly sy satana
41. fahamarinana
(
23/06/2008 17:49)
niryna:
ny mahana ihany hono no mpanao ratsy,
:arrow: inona zao no idiran'io phrase iray io eto ? (l)
42. niryna
(
23/06/2008 18:17)
Tsara ho fantatra :Anjarantsika no mino na tsy mino.toy ny fanahin\'Atra ihany io.Zavatra tsy hita maso kanefa dia manana hery tokoa (real)
Afaka miteny,afaka mandeha noho ny heriny
Mipetraka ao anatin\'ny olona ,ao anatin\'ny bibiyizy ary izay tratrany dia lasa mpanompo azy.
Mahay sy manao feombiby,feon\'olona
Mandainga no ataony ary manendrinkendrika,mamitaka na ny saina aza dia voafitany ka anjarantsika ny mieritreritra fa ATra tsy hanoro voana antsika
Mahatonga olona mahavanin-doza izy,miteny ao anaty ka mamporisika azy anao zavatra tsy takatry ny saina(mamono olona marobe na iray fotsiny aza dia izy no mamporisika ilay olona :arrow: tsy efa nahare hianareo hoe tsy izaho no nanao an\'io fa ny fanahy tato anatiko no namporisika ahy? )
Manimba olona,midabodaboka,miakarampoka,mandeha faroravava ,miakarapoka amin\'ny tany,ary manindrona antsy na vy na izay zavatra eny an-tanany ny tenany ilay olona hipetrahany
Na omeny hery dia lasa matanjaka be ,mahazaka fandriana rehefa mihetsika izy,na malemy miantso olona efatra hibata ny fandriana averina ao an-trano.(na matanjaka izany na lemeny)
Misy roa karazany izy na ny fanahin\'ny olona no lemeny na ny vatana no lemeny,fa ireo no hipohirany.
Ary na ny saina no lemeny ka mety miafara amin\'ny mahalasa adala olona mihitsy izy na ny vatana no ataony dia mankarary ny olona(tsy ny aretina rehetra akory dia avy amin\'ny devoly avokoa)
Raiso izay fantatrareo fa hinoana ary izay tsy hinoana dia avadiho fotsiny ny pejy sady dingano.

43. niryna
(
23/06/2008 18:23)
fahamarinana:
niryna:
ny mahana ihany hono no mpanao ratsy,
:arrow: inona zao no idiran'io phrase iray io eto ? (l)
hi,hi, indry ity aky mampihomehy ahy a
Ny heviny: raha milaza isika hoe misy Atra ,ny mpino azy tsy iteny hoe tsy mino
Ny tsy mpino no miteny hoe tsy misy izy,manana porofo ve izy hoe tsy misy anefa Atra? Tsia ,tsy manana izy.
Dia toy izany koa no hitenanako azy hoe ny mahana ihany no mpanao ratsy,raha tsy manao ratsy aho tsy mahana,satria aho tsy mino azy izany akory tsy midika fa tsy misy izy.
Raha ohatra izaho aho milaza hoe aza mijangajanga ? Iza no ahohitra an'izany teny nomena izany? ireo mijangajanga na manao zavatra tsy mifanaraka ny -tenin'Atra.Izany hoe toheriny amin'ny sainy sy heriny foana izfay teneniny fa tsy afaka mi-back-up amin'ny tenin'ATra izy.Mety mazava kanefa mety tsy azava ka dia raiso izay tsara ario izay tsy mifanaraka ny saindry hi,hi
44. niryna
(
23/06/2008 18:24)
Jereo ry fijo fa ary amin'ny d d d no omeko fanazavana izay te hihaino sy te hamaky
niryna
niryna
45. fahamarinana
(
23/06/2008 18:38)
:arrow: niryna :Ny tiako tenenina amin'ilay teniko tery ambony hoe na ao anatin'ny tsy fahalalana ve ilay olona dia voatery ho mpanao ratsy koa raha mahana.Fa tsy notohizako sao hivaona ndray ny dinika nefa moa voalazako ndray izy ity....fa tsy hoe inona akory.... :) (l)
46. fijo
(
04/07/2008 20:18)
mandefitra,marina tokoa letsy fa zavatra efa tamin'ny 20 taona lasa no tsaroako sy haveriko eto,fa mba jereo anie ny mbola resaka averimberin'ny sasany eto e???toa mbola tsy misy fihovana ihany.
47. prime
(
08/07/2008 08:57)
Resaka finoana anie fijo tsy resaka hafetsena na faharanita-tsaina fa tontolon'ny fanahy e... ka ilay izy na inoana na tsia...
Raha tsy mino ianao (efa fambaranao) dia mazava ho azy, na hazavaina aza hoe tsy misy tokony atahorana an'i Satana na dia kely aza dia tsy misy dikany loatra aminao... na izany aza nefa ny tenin'Andriamanitra dia mitoetra hatrany fa tsy misy mipika na dia kely aza...
Fa raha mino ianao dia mitoetra ny tenin'Andriamanitra hoe ireto no mikasika an'i Satana, ahoana no fiady aminy, ahoana no tsy maintsy iadiana aminy, inona no fitaovam-piadiana, inona no tsy maintsy tandremana, inona no tokony ho fantatra momba azy mba tsy hahavoafitaka sy hahatafiditra ao anaty fandrika...sns