devoly sy satana
21. Koditra
(
17/06/2008 15:38)
badboy:
Io ilay tsy fanekena hoe safidin'ilay olona no hanao izao toetra izao na koa hanana izao hevitra izao!
Efa tena nafantoka loatra tao antsaintsika fa tsy isika no tompon'andraikitra @ ratsy na ny tsara fa na A/tra na ny Devoly! Ahoana intsony ny fomba hisian'ny toerana @ mahaolombelona @ izany??
Io no mahatonga ahy niteny ao ambany ao hoe ilay resak'A/tra, na koa devoly satria izay no resaka eto, dia lasa fialokalofanan'ny tsy te hanaiky ny andraikiny sy ny vokatry ny ataony!
Aoka hatsahatra hatreto ilay hoe izay no sitrak'A/tra na koa ilay hoe izay ilay hevidevoly satria olona manana saina mandinika sy tokony mahatsapa ny zavatra ataony daholo ny tsirairay avy, na dia natao tao anaty hatezerana na alahelo aza ilay fihetsika! Dia tokony ekena hoe satria nohon'ny halahelo na nohon'ny hatezerana, na nohon'ny tsy fahaizana, na nohon'ny tsy fitandremana, na nohon'ny tsy fandalinana.....
Tena marina tokoa fa misy, ary betsaka ny olona miafina ao ambadik'izay fahazarana izay. Na izany na tsy izany kosa aza anefa dia tsy @ cas rehetra, misy fetrany ny fahaizatsika olombelona, na manapahaizana sy mahay mandalina tahakan'ny inona aza ilay olona, rehefa hoe izao no sitrapon'A/tra dia tsy maintsy tanteraka iny, asaivo ampiasainy ny kôkôany sy ny fahaiza-mandinika izay A/tra ihany no nanome azy anazy, asaivo ampiasainy ny vola amankarena eo ampelatanany fa rehefa hoe zay ilay izy dia ho zava-poana daholo izany retraretra izany.
Ohatra iray mba ahazoanareo tsara ny tiko ambara, eo @ trangan'ny fahafatesana, tsy fahaizan'iza na tsy fitandreman'iza na vokatrin'ny tsy fandinihan'iza no mahatonga ny fahafatesana? Andriamanitra ve no nandahatra ilay fahafatesana sa ny devoly? Jesosy irery ihany no afaka nandresy ny fahafatesana. Ao ihany koa ilay tenin-drazatsika izay iaraha-manaiky manao hoe "tsy ny marary mafy no maty fa izay tapi-andro", izay ilay sitrapon'A/tra.
Aoka aloha zay fa sao d lasa HS eo aho, tohizo.
22. badboy
(
17/06/2008 17:19)
koditra >> Marina tanteraka ilay lazainao hoe misy ny tsy afaka lazaina hoe avy aiza na dia efa natao aza ny famotorana sy ny fanadihadiana! Fa ny maro, raha dinihinao ny manodidina anao, dia io lazain'i fijo no mitranga! Satria mialokaloka ao ambadik'ilay fampitahorana hoe toetrandevoly sns mba tsy handraisana andraikitra! Ohatra hoe tsy fahaizamitaiza no nahatonga ilay zaza manana toetra ratsy dia terena tsotr'izao hoe devoly no ao aminy! Izay ilay olana, hany ka tsy hita intsony ny hoe inona ny tena avy aiza sy avy aiza!! ;-) ;-) ;-)
23. Koditra
(
17/06/2008 18:27)
badboy> ekeko tanteraka fa tena zava-misy eo @ fiaraha-monina ireo, Ankoatra\'ireo fampitahorana notanisain\'ny fijo ireo fotsiny no nanampiako hoe h@ fitaizana sy ny fisarihina ny olona hino ihany koa no mbola misy mamendrofendro sy mampitandrina @ ilay hoe sarotra ny manara-dia an\'ny kristy ...
Mazava ihany koa ilay ohatra voalazanao, ekeko ary efa namafisiko tery ambony. Nizara roa fotsiny ny voalazako na dia tsy tena nivantana aza, Ao ireo zava-dratsy izay mety ho avy amin\'ilay olona ihany no mahatonga ilay izy, izay ilay andraikitra tsy tokony hoandosirana voalazanao, fa misy koa zava-dratsy izay mety tsy ho avy @lay olona na dia teo aza ny ezaka rehetra.

25. fijo
(
17/06/2008 22:48)
ity voalazan'i ari ity koa dia tsapako ny fahamarinany.
hoy i ari:"ny zavatra tsapako tokoa dia ilay oe mpanota ny olombelona foooooona no ahindrahindra mazàna..."ary io dia mbola ny protestanta ihany ko ano tena mpiteny azy.
azafady ny namana protes fa tsy hitsara anareo aho akory eto,fa mba te ahalala fotsiny hoe "fa maninona no io fomba mampitahotra io no fomba nofidianareo hitaizana ny mpino ???"izay no mila valiana.
manontany rabingo hoe mino ny fisian'ny devoly sy satana ve aho,ny valiny dia toa ny dadabenoely sy andriamanitra ny devoly sy satana,ka samy tsy hinoako.

26. ikaretsaka
(
17/06/2008 23:11)
ny zavatra tsapako tokoa dia ilay oe mpanota ny olombelona foooooona no ahindrahindra mazàna..."ary io dia mbola ny protestanta ihany ko ano tena mpiteny azy.
azafady ny namana protes fa tsy hitsara anareo aho akory eto,fa mba te ahalala fotsiny hoe "fa maninona no io fomba mampitahotra io no fomba nofidianareo hitaizana ny mpino ???"izay no mila valiana.
za koa mba te hahalala ny antony ...
tsy misy fika hafa angaha? ohatra heo asa fanasoavana na resaka humanitaire dia avy any no ivoizana tsimoramora ny fampahalalana an'Atra fa tsy maintsy @ alalan'ny tahotra sy accusation sy culpability foana?
27. Mandefitra
(
18/06/2008 06:29)
Mila ampahafantarina ny zava-misy. Misy ny devoly, misy ny afobe, misy ny fahaverezana mandrakizay.
Tsy noforonina ireo akory.
Raha mitaiza zaza ianareo:
- raha mianika ambony seza izy, tsy ho tenenina ve hoe tandremo sao mianjera eo?
- raha mitsindroka potikanina latsaka izy ka hanina, tsy ho tenenina ve hoe aza mihinana an iny fa maloto iny, manjary misy kankana?
ka raha mpanota ny olombelona, tsy holazaina ve hoe tsy hahazo ny fiainana mandrakizay ianao fa mibebaha?
Tsy maintsy misy balise ny fiainana fa tsy misy kidaondrano, famitahana tsotra zao ny filazana fa Fitiavana fotsiny Andriamanitra, "Saropiaro koa izy", ary tsy Sitrany ny hahavery ny ratsy fanahy.

28. niryna
(
18/06/2008 06:39)
Mandefitra:

=D> =D> ^:^
29. ari.malala
(
18/06/2008 07:04)

ekena 100% anie izany voalazanao izany e! fa tsy mila averina dridrangilo vao ho tadidy! manjary lasa fampitahorana amin'ny tsy misy dikany raha izany fooooona no didraina! mankalilo sofina hoa raha resaka ary mandreraka maso raha vakina eto am forum! tenenina hoe mpanota ianao saingy kosa Andriamanitra efa nanome malalaka ny famindram-pony k anao ny safidy, fa tsy ilàna fampitahorana hoe ho lasa any amin'ny afobe sns...
ataovy hoe hitory teny @ ireny olona tena tsy mahalala an'Andriamanitra mintsy ireny ianao d tonga v d hiteny enao hoe enao io d mpanota satria izao sy izao sy izao ary tsy hahazo ny famindrampon'Andriamanitra ianao raha tsy izao sy izao sy izao ka ho very any @ afobe raha tsy izao sy izao sy izao... mba marina mafy raha izaho no eo amin'ny toeran'ilay olona tsy miditra amin'izany zavatra mitsy teritery sy conditions be izany kosa ah kle!!! fa raha ohatra indray ianao ka hiteny hoe misy izany Andriamanitra be fitiavana izany ka tia ny hahavonjy ny olona rehetra izy, tiany ianao raha manaraka azy ka mino ny teniny, mandray azy @ alalan'ny sakramenta isankarazany sns mba teny mamy e! fa minoa ahy nareo fa be dia be no hovoasintona hanaraka ny fivavahana Xna!
30. Mandefitra
(
18/06/2008 07:39)
Ekena, ny hoe dridrangilo sy tsia, anjaran'ny mpitory iny.
Raha ny marina anie ny Fanahy Masina no tokony hampiteny azy fa tsy ny heviny akory no lazainy eo e. Ary tenin'Andriamanitra no toriany fa tsy azy.
Raha any ivelan'ny fiangonana, mety hafa ny approche, azo atao tsara ireo voalazanao rehetra ireo.
Fa hoy ny Ntaolo hoe ny hendry ihany no anarina, aza ny lohasaha mangiana no jerena fa Zanahary antampon'ny loha, ny adala no tsy ambakaina, Andriamanitra mahatahotra .... hoy ny SM hoe ny zanaka tiana tsy hitsitsiana rotsa-kazo
Ka lafiny roa tsy mifanohitra fa mifameno @ fitoriana ny filazantsara ireo, fa aza ailika fotsiny ny anakiray.

31. ari.malala
(
18/06/2008 13:44)
ts ahilika anie e, fa mba ts d atao miverimmberina lotra fa manjary lasa fampitahorana ilay izy à la longue! otran' tamn'enao mbola kely iany io we refa maditra d ampitahorin'ny olondehibe ngahibesola sy trimobe, k raha iny foooona no averimberina ts hisy fiantraikany amile olona ampitahorina fona v izany?? d toy izany koa ny finoana, refa te hitarika olona enao d ny tsara no itaritanao anazy fa ts hampitahorinao lava izany devoly satana afobe sns izany izy.... afaka atao tsara mitns anie ny miteny hoe eny misy ny devoly fa saingy tsy hanakery amintsika manaradia ny Tompo izany satria Izy no efa niteny fa "matokia fa efa nandresy an'izao tontolo zao aho" afaka mandova ny fiainana mandrakizay soa amantsara isika amin'ny alalan'ny fanarahana ny tenin'ny Tompo... toy zay hiteny lava hoe enao d mpanota, noho ny otanao no namantsihana ny Tompo sns, na le oul mihaino izany aza lasa mi se culpabiliser hoe d tena farahidiny ety ambonin'ny tany fa d tena mpanota ary tsisy fika hahavoavonjy intsony... zany no mapitsoaka ny ondry anie e, tsy mba teny mamy fa fampitahorana hihihi
32. ikaretsaka
(
18/06/2008 14:56)
Mandefitra:
Mila ampahafantarina ny zava-misy. Misy ny devoly, misy ny afobe, misy ny fahaverezana mandrakizay.
Tsy noforonina ireo akory.
Raha mitaiza zaza ianareo:
- raha mianika ambony seza izy, tsy ho tenenina ve hoe tandremo sao mianjera eo?
- raha mitsindroka potikanina latsaka izy ka hanina, tsy ho tenenina ve hoe aza mihinana an iny fa maloto iny, manjary misy kankana?
ka raha mpanota ny olombelona, tsy holazaina ve hoe tsy hahazo ny fiainana mandrakizay ianao fa mibebaha?
Tsy maintsy misy balise ny fiainana fa tsy misy kidaondrano, famitahana tsotra zao ny filazana fa Fitiavana fotsiny Andriamanitra, "Saropiaro koa izy", ary tsy Sitrany ny hahavery ny ratsy fanahy.
samihafa ny mampahafantatra sy ny mampatahotra
azo atao tsy amim-pampitahorana ny fampafantarina!
Amiko raha mitaiza zaza:
-raha mianika eo ambony seza izy... azo atao tsara ny mitazona azy sy ny seza mba tsy hitanilanila ka hianjerany.. ary rehefa hitany fa hafahafa sy sahirana ny olona ary tsy confortable izy eny dia ho tonga saina izy hoe vinany izy ity fa aleo hilamina... mampivelatra ny sainy kokoa io aza "self discovery" io
-Momba ilay poti-kanina.... garanti sahady ve fa hisy kankana? :wink:
33. fijo
(
18/06/2008 21:25)
ekeko ity,hoy i ari:"
ekena 100% anie izany voalazanao izany e! fa tsy mila averina dridrangilo vao ho tadidy!"
dia ity koa no naik ahoavaliko ,hoy ika:"samihafa ny mampahafantatra sy ny mampatahotra"
le izy tsy fampahafantarana intsony fa efa fampitahorana.tamin'ny mbola kely izahay;vao lavavolo fotsiny dia efa hoe "manao volondevoly"tamin'izany moa lamaody ny beatles,dia mba samy te holavavolo.
raha ireo fomba fampiasa azy ireo,dia tsy fampahalalana na fampahatsiahivana le izy fa tena natao hampitahorana.raha mifoka sigara eo ialahy dia any amin'ny afobe.
izany ve no fampahalalana????

34. ari.malala
(
19/06/2008 06:43)
:-D :-D :-D :-D ka raha mirehitra be kosa ny briquet ampirehetanao sigara ve ri fijo tsy ho lasa afobe? :wink: :-D :-D :-D :-D :-D
35. Mandefitra
(
19/06/2008 06:47)
Ny an i fijo kosa zavatra efa tany @ 20 taona lasa noresahina ko nga mitovy ntsony ny vanim-potoana zao. T@ zany anie ny dibera aza produit de luxe e :lol: T@ zany tsy hay hoe inona no zava doza ateraky ny fifohana sigara, moa mety ny mpivavaka sasany koa (tsy voatery ho protestant), tsy te hiasa saina fa heveriny hoe ny fampitahorana ny devoly (le rasty tarehy be) no fomba entiny hiarovana ny zanany.
@ zao efa mivoatra, anjaranao zao ny manabe ny zanakao, ny mpiara monina aminao, de ampahalalao azy ny zava misy.
Manimba fahasalamana ny sigara satria zao ... nefa etsy andaniny aza adino fa tempolin'Andriamanitra ny tenanao. Mifanaraka tsara zany.
tena mbola tsy nitaiza ngamba ra Ika, enao manao raharaha ny zaza mianikanika (na mifokafoka hehehe), ny vava sisa no ampiasaina.

ika:
Amiko raha mitaiza zaza:
-raha mianika eo ambony seza izy... azo atao tsara ny mitazona azy sy ny seza mba tsy hitanilanila ka hianjerany.. ary rehefa hitany fa hafahafa sy sahirana ny olona ary tsy confortable izy eny dia ho tonga saina izy hoe vinany izy ity fa aleo hilamina... mampivelatra ny sainy kokoa io aza "self discovery" io
tena mbola tsy nitaiza ngamba ra Ika, enao manao raharaha ny zaza mianikanika (na mifokafoka hehehe), ny vava sisa no ampiasaina.
36. niryna
(
20/06/2008 04:35)
ari.malala:
ekena 100% anie izany voalazanao izany e! fa tsy mila averina dridrangilo vao ho tadidy! manjary lasa fampitahorana amin'ny tsy misy dikany raha izany fooooona no didraina! mankalilo sofina hoa raha resaka ary mandreraka maso raha vakina eto am forum! tenenina hoe mpanota ianao saingy kosa Andriamanitra efa nanome malalaka ny famindram-pony k anao ny safidy, fa tsy ilàna fampitahorana hoe ho lasa any amin'ny afobe sns...
=)) =)) =))
37. prime
(
20/06/2008 08:23)
Misy fanontaniana manitikitika ihany ity :
Raha ireo notsongain'i Ilo ireo ohatra ny tenin'Andriamanitra mikasika ny fisian'ny devoly sy ny asan'i Satàna tsy mitsahatra... miasa 24h/24, 7j/7 mikendry ny hahafaty ny olona... mampatahotra ve izany?

38. ikaretsaka
(
20/06/2008 16:50)
Hoy i ika:
Amiko raha mitaiza zaza:
-raha mianika eo ambony seza izy... azo atao tsara ny mitazona azy sy ny seza mba tsy hitanilanila ka hianjerany.. ary rehefa hitany fa hafahafa sy sahirana ny olona ary tsy confortable izy eny dia ho tonga saina izy hoe vinany izy ity fa aleo hilamina... mampivelatra ny sainy kokoa io aza "self discovery" io
tena mbola tsy nitaiza ngamba ra Ika, enao manao raharaha ny zaza mianikanika (na mifokafoka hehehe), ny vava sisa no ampiasaina.
efa nitaiza aho fa iznay ny fika hitaizako azy...self discovery.... na olona io na alika!
tsy haiko fa za angamba notaizana jesuites sy liberal be ka ny tena ihany no mahita izay mety sy tsy mety @ tena
39. ari.malala
(
23/06/2008 08:21)
:roll: :roll: otrany tsitako ze mampime amin'ny zavatra noteneniko sa?????? :roll:
40. niryna
(
23/06/2008 17:39)
prime:
Misy fanontaniana manitikitika ihany ity :
Raha ireo notsongain'i Ilo ireo ohatra ny tenin'Andriamanitra mikasika ny fisian'ny devoly sy ny asan'i Satàna tsy mitsahatra... miasa 24h/24, 7j/7 mikendry ny hahafaty ny olona... mampatahotra ve izany?
izaho koa aza mba manontany tena azy ireo ? ny mahana ihany hono no mpanao ratsy,raha fantatro fa manana an'i kristy aho,miaraka amiko ny fanahiny d ia tsy tokony atahotra izany aho,ary vakio foana koa ny teniny ho ampimga hiarovako ny fanahiko ,dia mbola atahotra ihany ve aho ?