Bozy mikopaka lamba
3. xxx
(
10/06/2008 18:11)
makaleo!! :-D :-D :-D :-D :-D
tokony"limité"a 2 foto refa mapiditra fa tssssss!
aiza ve nama de alaina sary dôly zao fihetsika retra atao zao lé!! ko raha tsy tena important be zany mikopaka lamba zany :-D :-D :-D
tokony"limité"a 2 foto refa mapiditra fa tssssss!
aiza ve nama de alaina sary dôly zao fihetsika retra atao zao lé!! ko raha tsy tena important be zany mikopaka lamba zany :-D :-D :-D
7. kiadi
(
10/06/2008 18:29)
ka raha tsy miss monde ve lety haka sary mikopaka lamba an! :-D :-D :-D
paparazzi io naka sary azy io
paparazzi io naka sary azy io
9. kiadi
(
10/06/2008 18:38)
ka iza aza ozy elah!! iza ko ny olona haka sary olona mikopaka lamba zany raha tsy paparazzi!
11. Belami
(
10/06/2008 18:58)
jemimah:
mba lamba aza no kopahany fa tsy olona koa
fa natoraly le sary, izy koa henjna be raha hanolana
14. Papoose
(
10/06/2008 19:28)
milay ndray zany fa misy hihomehezana na de mbola tsy hitaaza le sary fa na le lohaten''ilay dinika no tena mahalatsaka! :-D
16. Belami
(
10/06/2008 19:38)
kiadi : mety hiova asa hanao paparazzi letsy zany =)) =)) =)) sao de pôlisy glady be bdb efa miantokantona no azo sary nefa ny mpikopaka lamba no alaina =)) =)) =)) =)) =))
17. xxx
(
10/06/2008 19:56)
ntônalé mômôta kely i bozy.
ngô d barbôtezy tampoka :lol:
15. Mpandefa : Belami [ Valio ] 10-06-2008 21:38:15
Lohateny : Re : Bozy mikopaka lamba
kiadi : mety hiova asa hanao paparazzi letsy zany sao de pôlisy glady be bdb efa miantokantona no azo sary nefa ny mpikopaka lamba no alaina
ngô d barbôtezy tampoka :lol:
19. Belami
(
10/06/2008 20:03)
xxx:
ntônalé mômôta kely i bozy.
[
ngô d barbôtezy tampoka :lol:
[/quote]
=)) =)) =)) mômôta kely an ! =)) =)) barbôtezy an =))
