Bozy mikopaka lamba
22. xxx
(
10/06/2008 22:06)
Belami:
Fanampiny : Tia longo, tsy mahefa mialy ,
Magnantena hahita longo soa
Koa maninona no mitady ady eto raha tia longo sy tsy mahefa mialy?8O
Fanampiny : Tia longo, tsy mahefa mialy ,
Magnantena hahita longo soa
Koa maninona no mitady ady eto raha tia longo sy tsy mahefa mialy?8O
23. Belami
(
11/06/2008 08:08)
xxx:
Belami:
Fanampiny : Tia longo, tsy mahefa mialy ,
Magnantena hahita longo soa
Koa maninona no mitady ady eto raha tia longo sy tsy mahefa mialy?8O
tsy mila ady ny dikany lohateny fa voasariky ny maha naturel be le sary ! azonao ?
24. ari.malala
(
11/06/2008 09:04)
tsy haiko alou na za no diso susceptible fa otrany ironik b lotra kosa i kiadi sy Belami e! aza mba manao anizany kosa e! tsy hoe miaro ani bozy za fa le manao ironie olona tsy mety na iza iz na iza!)
26. xxx
(
11/06/2008 12:01)
Ary sao dia mba nanao pub na vovotsavony na marque na akanjo kosa aza izy tamininy e ? :-D :-D :-D
27. melody
(
11/06/2008 13:43)
Belami sy kiadi: havoay ary ny sarinareo 2 lahy mba ho jerenay e, mahay mikopaka lamba toy izany ve nareo ohatra, mahay manolana ihany koa? :-D :-D :-D :-D
29. Falyfona
(
11/06/2008 15:16)
et quand tu danses à la fete euh avec ton LAMBA ton LAMBA blanc
tu fais tourné ta tête euh avec ton LAMBA blanc.
tu fais tourné ta tête euh avec ton LAMBA blanc.
31. bise
(
11/06/2008 16:28)
ari.malala:
tsy haiko alou na za no diso susceptible fa otrany ironik b lotra kosa i kiadi sy Belami e! aza mba manao anizany kosa e! tsy hoe miaro ani bozy za fa le manao ironie olona tsy mety na iza iz na iza!)
tsy hanao polémique aho fa ny tsapako kosa dia tsy misy ironie izany akia io resaka io fa angamba eritreritra nandalo nahita le sary, na izaho koa aza tena torany hehy satria tsy mbola nahita ohatrireny aho :-D :-D :-D
33. kiadi
(
11/06/2008 16:56)
ari>refa tsy faly mibotsiny fa zay tiko io!aza liseho be môraly eo! :-D :-D :-D
34. kiadi
(
11/06/2008 16:58)
droit-ko micrietike ry aribota an!! ironie mintsy io ka!! tsy hotrany fa nenah ironie
36. kiadi
(
11/06/2008 17:07)
bise>aiza ko ze tezitra eo!! :-D :-D
omeko bise eo enao fa ataovy! :-D
omeko bise eo enao fa ataovy! :-D
37. Belami
(
11/06/2008 17:08)
kiadi : za ndray letsy tsy nanao ironie fa na iza na iza no teo amile sary de navoakako ny sujet satria natoraly be le izy, ohatrany carte postale miitsy :-D :-D
38. kiadi
(
11/06/2008 17:12)
nenah refa lazaina oe ironie de ironie zany ko!!zah namaly sizé nipoitra fa tsy olana ze tezitra eh!! misy sizé mombantsika io
39. Belami
(
11/06/2008 17:27)
kiadi:
bise>aiza ko ze tezitra eo!! :-D :-D
omeko bise eo enao fa ataovy! :-D
=)) =)) =)) =)) =)) =))
