tafa dinika fanabeazana ho olom-pirenena tia tanindrazana

41. Jeankely ( 09/06/2008 13:56)
ty ngaha adala ry mangarona? Izaho aty madagasikara fa ty no nofa :-D :-D :-D
42. naughtyboy ( 09/06/2008 14:30)
io ndray le vavanle lany henatra sy tsisy hevitra ty :-D :-D :-D :-D :-D :-D
43. patrick2002 ( 09/06/2008 14:30)
lany pasy tany @ tany silamo indray angaha , :-D :-D
mitadiava indray visas makany europe.
44. Jeankely ( 09/06/2008 15:41)
tsy mbola tany akory aho. Fa ahoana izany tany Silamo izany. Mangarom-bava ngah teny ratsy fa tsy fiteny andavan'andro. Sa mangaron-dela koa tsy haonao. izay ilay izy ry mangarona a
45. naughtyboy ( 09/06/2008 16:52)
nisy nangarongarona tany njay i J.K tato ho ato de io no tsy afaka ambava an =)) =)) =))
46. nanas ( 09/06/2008 21:44)
Jeankely:

Ny anao kay halahelonkanina. Araka ny izy dia tsy tokony hirotsaka intsony izy fa na izaho koa tsy mankasitraka raha mbola mitady lalana hanao izany izy. Saingy efa voalazako hoe tongava ianao milay ho fidiana raha favy fa aza be resaka ny olona efa ahavita mandat roa ary hiala. Mba jerena indray no vitanao. Toa hitako ihany fa fizahavana vehivavy Malagasy atao vadimbazaha antitra no hany fantatrareo atao bizina koa hoe owaiowai. Nana-be tsy mitaritarika mirefarefa @'ny tany ngah ny anao hono ? Dia aiza izao no fanabeazana @'io resak'i nanas otrika io.



Tsy misy alahelo-kanina zany ra-jeanfohy fa aza manao hevitra akoho a, efa mibaribary zao ny karazana zavatra tsy mety ataon ity fitondrana ty dia mbola tedavinao hitehaka ihany ve ny kil e!Rehefa vandana dia vandana, rehefa vendrana dia vendrana, rehefa mpangalatra dia mpangalatra, donc solution tsy maintsy asorina mazava! Tsy alikakelin-Ra8 hoatranareo akory ny Malagasy tsy vaky volo fa aza adino kely. Rehefa tsy misy lazaina intsony dia mamadika resaka ry jeanfohy fisainana marina e! lasa mivadika resaka vazaha antitra indray angaha ty resaka ty? Sao ianao aza aloha le pelaka mitady vazaha antitra dia milaza ny tsy anotaniana eto @ forum eto? Hi hi hi hi! Andana mifoka rambiazina rehefa tsy zaka ny moly ra-jeankely fa vao maika misitrika any ambanin tany le fisainana fa tsy mrefarefa intsony.

Naughtyboy> I agree lesy e!

Patrick2002: tsy mahagaga fa mety zay mintsy no nandehanana tany andafy tany dia tsy nisy nanao combine dia io manondrana eto e!

47. Jeankely ( 10/06/2008 00:01)
Izaho mbola tsy nandeha andafy na indray mandeha aza. Ary tsy haiko izany andafinareo zany na ahoana na ahoana. Ny resakareo isaky ny sehatra no havoitrako eto fa tsy ny eo ampoton'orona voasoratra anio @'ny sehatra iray akory. Ny moly tsy mihinana fa nareo no tena mively azy.
AZA MISORATENA HO VAHOAKA MALAGASY TSY VAKY VOLO RY NANAS-BE. Tsy mbola nisy fanomezana anao hisolo vava anay vahoaka tsy vaky volo tsy mahalala ny andafy :-D :-D :-D
48. badboy ( 10/06/2008 11:22)
Fa ny hevitra ve no ampiadiana sa ny olona? Aza adino fa raha toa ka tsy tiako ho hitan'ny olona ny tanako havanana dia ny tanako havia no hahetsiketsiko be mba hisariana ny mason'ireo izay mijery, ka hitodiany tsy ahita izay tokony ho hita.
Mitovy @ io ny adihevitra, rehefa tsy tiana ho lasa lavitra na manelingelina dia ny olona no ampiadiana na hiadivana.
Mijoroa @ hevitra ary aza mety rebirebena. :^) :^)
49. Jeankely ( 10/06/2008 14:02)
Nivily lalana ngah ny tarikao rakoto a?
50. naughtyboy ( 10/06/2008 17:29)
ra ny fijeriko azy de manakevitra matotra sy mijoro i nanas ary tsy i lalimanga mintsiny no afaka anala maha anisany malagasy tsy vaky volo azy tena malagasy toko izy fa enao ty no tena tsy manakevitra ijorona fa mandrebireby fotsiny..
badboy >ny firesany fotsiny jerena de fantatra fa tsy mendrika ny atidohakeliny J.K ny torohevitrao fa aza lanina @ reny ny rora ,ny aretintsainy aza tsy zakany ko ampina hevitra tsy vao maika loza :-D :-D :-D :-D :-D
51. badboy ( 10/06/2008 17:44)
naughtyboy >> oki ;-) ;-) ;-)
52. patrick2002 ( 11/06/2008 01:10)
signe na depression ny an'i razanety reny jereo fa izy foana no mamarana ny adi-hevitra ao, tsy miheno ny hevitr'olona ka ,tsy hitako no iadina hevitra aminy tena misy trouble hormonal io lesy ah! tsy mahagaga.
53. Jeankely ( 11/06/2008 05:13)
Tsy misy lalanany ny famaranana ny adi-hevitra fa rehefa tsy tia hanoy ny mpiserasera dia mijanona eo izy. Na trouble hormonal io, na adala, na sauvage nahita Internet araka ny voalazanao dia tsy mahasakana ahy tsy hanoratra izany ary mbola misokatra hatrany ny Internet fa tsy hoe tsy misokatra satria sahala izay ilay olona. Mba mahalala menatra satria tsy nisy fiantraikany tamiko ny famoahana mobamomba.
54. naughtyboy ( 11/06/2008 16:21)
taratry ny fahasembanana aratsaina ko tsy azo adino,fa ny resatsika less tohizina ra-pat :wink:
55. Jeankely ( 11/06/2008 16:44)
Tohizo ny resakao ry Diky a
56. naughtyboy ( 11/06/2008 17:58)
faniriko foana matetika indray andro any ny ahatanteraka ny fanarenana ny toetsaina mahamalagasy zay fototry ny rafimpivoarana ahafahana miatrika reo olana mianjady @ ts1/1 sy ny firenena ibanjina ny ho aviny ampatokisana fa mbola hisy ny mazava rehefa afaka ny aizina ,hananany filoha miara miasa akaiky @ sy mihaino ny olana mianjady @ vahoaka hanampy azy reo hampisokatra kokoa ny ho aviny ,ny tena mampalahelo de zao reo zaza mahantra tsy manantsiny ianjadiany mosary,aretina tsy ahita zany fianarana zany akory nefa ireny anisany ho avintsika rehetra zay maro manerana ny nosintsika ,etsy andaniny ny tsy tandalana mameno ny paosy sy tsy manadino fampanatenana poak'aty lava satria lavitry ny fampiharandalana..
tsy handrombaka ny fahendrena zay samy hananatsika rehetra eto akory sanatria no ampatsiavahako reo teny reo fa alohalika ny ranombary zay no anisany maha-zavadehibe amiko ny fifidianana zay lalana andraisana andraikitra @ firenena fa samia ho ela velona ary ho tahiana anie lay nosindrazantsika rehetra,zay ngambany no anisany tiko lazaina atr@ zay fa sika rehetra eto de ho samy vavolombelona ..
57. Jeankely ( 12/06/2008 03:44)
Manana olokendry ny tanana kay an. Tsara be hoy ilay adala iray e.
58. patrick2002 ( 12/06/2008 15:12)
Ny ahy aloha dia efa hitako mivoatra ny fisainany malagasy raha demokrasia no jerena ,efa misy ny olona miara miasa nefa tsy mitovy firehana politika ohatra afaka mifanakalo hevitra tsara ,tsy hita izany raha taloha t@ androny PSD ohatra ,na ny AREMA tapany voalohany ,fa mbola misy ihany nySASANY MIREFAREFA sahala @ razanety ohatra izay tsy mety miheno ny hevitry ny mpanohitra fa lazainy donto,ireny no fisainany malagasy 30 ans passé izay .
Efa hitanao fa na migrevy aza ny malagasy ,tsy fahita intsony ny mandoro trano mandroba fananan'olona ,mamono polisy ,fa dia migrevy milamina ,tsy fahita izany taloha .
Matoa tonga tamin'izany maturité izany ny malagasy dia satria tao ny fanekena ny hevitry ny afa tsy mitovy firehana aminao ,mahazo manokatra radio ny mpanohitra ,manana gazety ,afaka miteny ,nefa dia tadiaviny ra-8 hovaina io systeme io ka tokony ho mailo isika ,
Ny indro kely dia ny tsy fisiany fifidianana mangarahara fa samy manapatra ny fahefany izay mpitondra tonga teo hita izany t@ fifidianana 2001, izay nahatonga ny fitokonana lavareny nanalana an'i Ratsiraka, manao an'izany koa ra-8 amin'izao fotoana ,hita izany t@ fifidianana maire sy ny deputé farany teo
Mbola indro kely faha-2 @ fisainany malagasy dia ny tsy fandoavana hetra ,tena hita malaina mandoa hetra ny malagasy .






59. Jeankely ( 13/06/2008 12:34)
Jeankely no eto fa tsy izany resahinao izany. Angaha moa tsy mpijery baolina no nandrava an'i Mahamasina sa efa matotra ahoana ? Tsy mbola nilaza mpanohatra tsy hilaina izahay fa ny mpanohatra mandany andro voan'ny daka teo @ vavany sahala ilay iray teny Analakely. Andramo ihany anie e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2584