tafa dinika fanabeazana ho olom-pirenena tia tanindrazana

21. naughtyboy ( 05/06/2008 21:06)
misy marina fa tsy feno ny voalazany badboy ,tsy oul mintsy no atahorana @ politika fa ny halebehiny fahefana ananany,io no mahatonga ny fanamparampahefana (resaka sandry tsotra zao)
iza moa no mamorona sy mifidy ny lalana fa tsy ny oul ihany ary iza no iharany sy tsy iharany arakaraky ny fahefana anananao io...
andramo nge magalara ariary zato tonga de boro fa mangalara tapitrisa ,de mitehaka no ataony panao politika oe oe tsy ratsy iny vitany lery iny..lojika daoly zany @ sehatra politika :wink:
22. Jeankely ( 06/06/2008 00:04)
Ny tena DEDAKA dia ireo mihevitra fa hitoeran'ny atidoha. Rehefa mihaona amin'ny santioanany @'ny "investisseur' dia mihevitra fa izy ihany no mahalala zavatra. Aza adino fa ny Ministry ny Toe-karena amin'izao fotoana azao dia efa nanoratra boky, journal maro miaraka @'ny Japonais talohan'ny naha-Ministra azy momba ny resaka "Foreign Investment" izay hita @'ny Internet afaka vakian'ny olona rehetra koa aiza ny vitanao ry DEDAKA ? Olona tsy haiko io fa ny bokiny sy ny zavatra nosoratany no hitako aty alavitra aty. Asa ry DEDAKA isany mba inona no vitany hatramin'izao.
23. badboy ( 06/06/2008 12:46)
naughtyboy:

misy marina fa tsy feno ny voalazany badboy ,tsy oul mintsy no atahorana @ politika fa ny halebehiny fahefana ananany,io no mahatonga ny fanamparampahefana (resaka sandry tsotra zao)
iza moa no mamorona sy mifidy ny lalana fa tsy ny oul ihany ary iza no iharany sy tsy iharany arakaraky ny fahefana anananao io...
andramo nge magalara ariary zato tonga de boro fa mangalara tapitrisa ,de mitehaka no ataony panao politika oe oe tsy ratsy iny vitany lery iny..lojika daoly zany @ sehatra politika :wink:

Mifameno tokoa ilay voalazantsika. Ary rehefa hatambatra ny hevitsika eto dia NY OLONA ATAHORANA SATRIA BE FAHEFANA KA TSY MATAHOTRA LALANA SATRIA AMBONIN'NY LALANA!!
De miverina ihany eto ilay fanamarihana voalohany hoe ny fanajana lalàna, na iza na iza, no ahafahana mampandeha tsara ny zavadrehetra!!
;-) ;-) ;-) ;-)
24. Fomena ( 06/06/2008 13:23)
Jeankely> Hazavao kokoa hoe ilay hoe efa hatramin'ny andro faha-Mpanjaka na Andriana no niatombohan'ny olana!!!
25. Jeankely ( 06/06/2008 14:52)
hatrany @'ny andron'ny mpanjaka no tsy nahavoa ny Malagasy na koa hoe nentin'ny tsy haingampivoatra loatra. Mampalahelo ary mahavaky fo ny mihaino azy angamba saingy marina.
Porofony. Jereo firy no isan'ny ROVA ao Madagasikara ? Iza no nanome na nanamboatra azy ho tsaratsara azo jerena vazaha sa Malagasy ? Firy ny karazana ROVABE any amin'ny tany ataondry zalahy hoe manomboka mandroso ireo. Ahoana no fihetsiky ny vahoaka Malagasy raha tonga izany fetimpirenena izany ? Tena miditra ao antsainy ve fa tena fety be izany sahala ny misy amin'ny firenena hafa ?
Tsy hihitatra lava aho fa sao marary fo ny sasany. Jereo ny taona nisian'ny mpanjaka ary t@'ny oviana ny "Revolution Industrielle" ? Mifaly hoe avy atsy sy aroa no lasa mpanjaka tao Madagasikara nefa sahala ny nidirana tao madagasikara ve ny nametrahan'ny Mongole mpanjaka tamin'ny faritra maro na ny gidragidra samy Asiatika ?
Efa hatramin'ny ela no taraiky ka tsy mahagaga fa mitohy mandrak'ankehitriny na ny mipetraka andafy aza manao resabe tsy hinanankanina.
26. badboy ( 06/06/2008 17:25)
Fomena:

Jeankely> Hazavao kokoa hoe ilay hoe efa hatramin'ny andro faha-Mpanjaka na Andriana no niatombohan'ny olana!!!

Lasa lavitra loatra ilay hoe hatry ny fahampanjaka. Tsy tokony ho adinoina fa TONGA FIRENENA IRAY MADAGASIKARA T@ ANDRON'I ANDRIANAMPOINIMERINA. Ny FAHATONGAVAN'NY MPANJANAKA indrindra no nampiparitaka ny fotopisainampirahianan'ny gasy. LASA RAIKITAPISAKA AO ANTSAINA FA NY FAHEFANA NO FANANGONANKARENA HAINGANA INDRINDRA. Tsy omena tsiny fa izay no mbola nolovana t@ mpanjanaka. Eo ve izany no tokony mila fiovana???
Misy ny fomba tena gasy nijanona nefa tokony hovana, tahaka ilay fiheverana hoe rehefa avo taona dia hendry sy milaza ny marina foana na dia mirediredy aza.
27. nanas ( 06/06/2008 19:00)
Jeankely:

Ny tena DEDAKA dia ireo mihevitra fa hitoeran'ny atidoha. Rehefa mihaona amin'ny santioanany @'ny "investisseur' dia mihevitra fa izy ihany no mahalala zavatra. Aza adino fa ny Ministry ny Toe-karena amin'izao fotoana azao dia efa nanoratra boky, journal maro miaraka @'ny Japonais talohan'ny naha-Ministra azy momba ny resaka "Foreign Investment" izay hita @'ny Internet afaka vakian'ny olona rehetra koa aiza ny vitanao ry DEDAKA ? Olona tsy haiko io fa ny bokiny sy ny zavatra nosoratany no hitako aty alavitra aty. Asa ry DEDAKA isany mba inona no vitany hatramin'izao.

Atomboy amin zay vitanao aloha fa aza DEDAKA sy mahay vava eto fotsiny. Mitsaratsara olona eto @ forum nefa tsy aseho zay mba apoka. Ary tsy rehefa hoe nahavita nanoratra boky miaraka amin ny Japs akory dia hoe nahavita zay. Nampiditra vary 1 sotro sa loso tany amposin ny gasy angaha zany? Aza manao sain-jaza fa efa mba atin-dahy sa atim-bavy ihany tokony mahatakatra lavitra, dia aza manopa olona rehefa tapina ny domy fa fisainana mirefarefa @ tany zany.
28. Jeankely ( 07/06/2008 00:41)
Na mirefarefa na mitaritarika na mihantona sahala ny sainao, ny nanas otrika tsy maintsy potserina hoy ilay namana tary ambadika tary. Izay ihany no fanafodiny sao manimba saimbahoaka. Samy manohy ny fisainana ka izay iray leo. :-D :-D :-D
29. nanas ( 07/06/2008 20:51)
Jeankely:

Na mirefarefa na mitaritarika na mihantona sahala ny sainao, ny nanas otrika tsy maintsy potserina hoy ilay namana tary ambadika tary. Izay ihany no fanafodiny sao manimba saimbahoaka. Samy manohy ny fisainana ka izay iray leo. :-D :-D :-D

Tena tsy mahagaga raha mirefarefa @ tany fa hay tsy ampy saina araka ny volazan ny olona hafa. Alefa roujksou indray aloha manopa olona rehefa tsy mahazaka ny hevitry ny hafa fa io efa fanaonareo sady io no tena hainareo, tsy misy afatsy io zay no hanaovako hoe mirefarefa @ tany le fomba fisainana hatrany @ filohanareo mahamenatra.
30. Jeankely ( 08/06/2008 00:19)
Mazava ho azy fa izay Filoha lanin'ny mpifidy maro an'isa Malagasy no Filohanay na lazainao mirefarefa io na inona mandrampahatonga ny fifidianana manaraka ahitana izay vaovao. Hainay ny atao hoe filoha fa tsy ny mpitondra azo lazaina izao rehetra izao nefa nareo tsy mahatanty rehefa omena hafatra. Tsy nianatra e, mpangalatra a, didy jadona iiii, mpangoronkarena eeee vao mainka mitarika azy ahavita "mandat" ary ny voazeranao. 2012 mifankahita ry nanas otrika a. Mihetsiketse sao lasan'ny saka indray ny hena vao owaiowaiowai. :-D :-D :-D :-D. Raha sahala anao tsy ilainay hanabe anay. Inona no vitanao no hanabe an'iza nana-be?
31. naughtyboy ( 08/06/2008 13:22)
niverenako reo blog 2 etsy ambony de otrany misy fanairana ny rehetra handraisany adidy manolona ny zavamisy @ fifidianana ho avy tsy anenenana ao arina..ary reto no nisitona ny saiko
-rafitr\'asa toy ny tetezamita anarenana ny lesoka teo aloha fa ny fenitra de vahaolana maharitra ialana ny fanabotrina ny firenentsika toy ny ao Afrika ..
- fahefana manaramaso reo voafidimbahoaka isantsokajiny tsy miankindoha @ vondrona politika ary ao anaty lalampanorenana
-fanabeazana ny malagasy hiala @ kolikoly,fambotrina ny vahoaka io no fatiantoka lehibe nolovaina t@ mpanjanaka atr@ madinika sy ny lohany jiaby,taloha manko de nety le rafimpisainana oe tain\'omby nivadika aza tsisy managalatra midika fifampitokisana nisy t@ malagasy, @ zao njay na ny eny antananao aza mbola angalarany tsy matahotody nefa de olona nofidina zao
ny tiko lazaina de ambava homana ampo mierotra ry mpiray tanindrazana fa mihamilentika ny sambo samy tomponandraikitra daoly sika rehetra,samy tsara.

32. Jeankely ( 08/06/2008 13:43)
Ekena fa aza avela hilentika ny Sambo eeee. HAAHAHA "ambava homana ampo mierotra". Tandremo sao mierotrabe. hahaha. mampierotra
33. badboy ( 08/06/2008 15:37)
naughtyboy:

niverenako reo blog 2 etsy ambony de otrany misy fanairana ny rehetra handraisany adidy manolona ny zavamisy @ fifidianana ho avy tsy anenenana ao arina..ary reto no nisitona ny saiko
-rafitr\'asa toy ny tetezamita anarenana ny lesoka teo aloha fa ny fenitra de vahaolana maharitra ialana ny fanabotrina ny firenentsika toy ny ao Afrika ..
- fahefana manaramaso reo voafidimbahoaka isantsokajiny tsy miankindoha @ vondrona politika ary ao anaty lalampanorenana
-fanabeazana ny malagasy hiala @ kolikoly,fambotrina ny vahoaka io no fatiantoka lehibe nolovaina t@ mpanjanaka atr@ madinika sy ny lohany jiaby,taloha manko de nety le rafimpisainana oe tain\'omby nivadika aza tsisy managalatra midika fifampitokisana nisy t@ malagasy, @ zao njay na ny eny antananao aza mbola angalarany tsy matahotody nefa de olona nofidina zao
ny tiko lazaina de ambava homana ampo mierotra ry mpiray tanindrazana fa mihamilentika ny sambo samy tomponandraikitra daoly sika rehetra,samy tsara.

Tssssssssssss! Ilay tetezamita avelao any ry nama a! Matoa tsy nahazo toerana dia tsy nofidian'ny olona. Miandrasa fifidianana dia omany dieny izao ny hevitra matanjaka rehetra fa tsy rehefa tonga ilay andro vao hamorona.
Mba jereo ilay lalampanorenana dia diniho tsara ny voalazan'ilay article 52. Ilay tanjon'ny tetezamita dia ny fanajana ny lalampanorenanna nefa toa ilay mpanentana indray no tsy manaja azy dieny amboalohany. Ahoana no ahafahana hahatoky olona tahaka izany????
Aza manohinohitra foana fa mba ataovy ampisainana sy aralojika fa izany ihany no mahatonga ny mpanao ny tsy mety lasa manana ny rariny! ^^ ^^ ^^ ^^
34. naughtyboy ( 08/06/2008 16:08)
aza raisina antendrony resaka ry badboy fa olompirenena milaza ny fihevitro fotsiny za fa tsy mitady toerana akory na miankina @ vondrona politika ,efa ela nisy io resaka tetezamita io fa tsy vao noforonina ary ilaina fa ny fanatanterahana no lesoka atr@ zao ,io no fototra iatombohany rehetra ny hevitra itovizantsika fotsiny de zao tsy ny mpanao politika mitsiny akory no atokisana ampihatra reny lalana reny..
noforoniny izy reny lalana ho fidiany solombavambahoaka apetraka ao anaty lalampanorenana tsy ahavoatohina ny fahefany (alefaso lavidavitra ny fijery iza @ reny solombavahoaka reny ka atr@ ny mpanoa lalana no tsy mbola nandika lalana sy voakolikoly,mety azo isaina @ ratsantanana..)lasa resaka fotsiny le izy
zay no lojika @ politika ao amintsika na tsy rariny aza..
ny vahoaka no mifafa ny kihony satria nalaina tany @ vahoaka ny fahefana mahatonga ny mpanao politika tsy ho refesimandidy. :wink:
35. badboy ( 08/06/2008 21:06)

Ka aza manao ny ataony satria fiovana no tanjona. Dia dieny any amboalohany d'efa apetraka hoe miova satria manaja lalàna. Dia ireo zay te hanao ilay tetezamita asevo miandry ny fifdianana, dia asaivo asehony eo hoe mendrika ny hitondra ilay fiovana ny tenany.

;-) ;-) ;-)
36. Jeankely ( 09/06/2008 00:25)
Misaotra an'i badboy indray aloha fa efa mandray hafatra tsara ary hita miova ny firesany raha oharina hatramin'ny nahitana ity solon'anarana. Naverimberiko hatrany ny hoe miomana ary misehoa dieny izao fa akaiky ny 2012. Mirotsaha fa miandry anao ny vahoaka ary mila ny tena favy izy raha toa ka tototry ny tsy mahavoa. Nasaiko mihintsy aza i badboy mba hirotsaka filoha. Nilaza i dadatoakely fa afaka 20 taona.
Ny vokany io fa manaraka dadatoa ary lasa ao anatiny tsara ny fiandrasana ny 2012. Milentika tsara eeee. OK
37. nanas ( 09/06/2008 01:45)
Jeankely:

Mazava ho azy fa izay Filoha lanin'ny mpifidy maro an'isa Malagasy no Filohanay na lazainao mirefarefa io na inona mandrampahatonga ny fifidianana manaraka ahitana izay vaovao. Hainay ny atao hoe filoha fa tsy ny mpitondra azo lazaina izao rehetra izao nefa nareo tsy mahatanty rehefa omena hafatra. Tsy nianatra e, mpangalatra a, didy jadona iiii, mpangoronkarena eeee vao mainka mitarika azy ahavita "mandat" ary ny voazeranao. 2012 mifankahita ry nanas otrika a. Mihetsiketse sao lasan'ny saka indray ny hena vao owaiowaiowai. :-D :-D :-D :-D. Raha sahala anao tsy ilainay hanabe anay. Inona no vitanao no hanabe an'iza nana-be?

Saraho tsara ny voafidim-bahoaka sy ny nangala-bato ry jeanfohy fisainana fa tsy mitovy. Ny hoe tsy nahita fianarana sy ny mpangoron-karena indray, tsara rehefa manomboka mahatsapa nareo mpisolelaka, efa tsy zoviana amin ny vahoaka malagasy zany fa nareo manko manao maso be tsy mahita. Aza dia misekoseko loatra amin ity 2012 fa tsy fantatrao ny avoakan ny ampitso. Enao aza efa mihaiky fa tsy nianatra sy mpangalatra izy koa inona indray! Efa tsy ho ela ny vahoaka dia hitrotra ka tonga dia asaivo hangoniny dieny zao ny entana, aza asiana mitondra be mihoatra izay efa azony zay, anyway ny kibony izy mianakavy aza moa iry toa efa tsy hozakany intsony koa, kely sisa dia hirefarefa amin ny tany koa.

38. Jeankely ( 09/06/2008 03:35)
Ny anao kay halahelonkanina. Araka ny izy dia tsy tokony hirotsaka intsony izy fa na izaho koa tsy mankasitraka raha mbola mitady lalana hanao izany izy. Saingy efa voalazako hoe tongava ianao milay ho fidiana raha favy fa aza be resaka ny olona efa ahavita mandat roa ary hiala. Mba jerena indray no vitanao. Toa hitako ihany fa fizahavana vehivavy Malagasy atao vadimbazaha antitra no hany fantatrareo atao bizina koa hoe owaiowai. Nana-be tsy mitaritarika mirefarefa @'ny tany ngah ny anao hono ? Dia aiza izao no fanabeazana @'io resak'i nanas otrika io.
39. naughtyboy ( 09/06/2008 13:33)
nanas >torohevitra nena refa ny olona zay no tsisy hevitra mazava de kofehy manarapanjaitra zay ,fandaniana andro ny miresaka @ tsy ampy fahalalana fa ndray2 elana fotsiny izy refa sepotry ny adalany de atao an'zao :-D :-D :-D :-D
40. patrick2002 ( 09/06/2008 13:42)
izy no lany zara ka ny olona no lazainy mitady vazaha antitra ,tena manao vavana makorelina tsy misy mpanao combien intsony .
Ianao io razanety ilay vehivavy nitady visas akaty @ union eoropeenne fa tsy nahazo ,dia any indonesie sisa no mitonatonana :miam: :miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1088