l'amour rend fou

1. lpeter ( 03/06/2008 13:31)
chaque fois tout le monde est aveuglé par l'amour mais aujourd'hui l'amour demande une telle fortune et une telle richesse quand tu n'a pas d'argent, une voiture luxe ou un moto luxe quel qu'une ne t'aime jamais car tout le monde est aveuglé par l'argent.
répondu par Belami le 05/06/2008 19:48
2. kiadi ( 03/06/2008 13:51)
asio tradiktiô fa tsy mahay teny vôzah!
3. RATOVOARY ( 03/06/2008 14:07)
kiadi:

asio tradiktiô fa tsy mahay teny vôzah!

Serasera ho an'ny Malagasy, Serasera teny gasy, De mba aoka mba tsy ho dika vilana no andikana azy

4. melody ( 03/06/2008 14:20)
kiadi: misaotra nangataka tradiktiô fa zahay avy an-tanana tsa mahay io nefa mba te handray anjara avao rô...resaka fitiavana io ka, hilaintsika jiaby :D
5. kiadi ( 03/06/2008 15:12)
melody>ahhh! anao ko ma rô tsa mahay teny vôzah? ahhh!! hitovina io ko!!! :-D :-D :-D
6. mirarisoa ( 03/06/2008 16:50)
mampalahelo le tary ao ambony io fa diso paika tanteraka, mihevitra ve izy hoe misy olona sodokan'ny fiara sy ny volabeny ? hadisoana mihintsy ilay mino hoe misy fitiavana maha jamba zany e !
7. kiadi ( 03/06/2008 17:49)
marina kosa nenazy fa ny 80% jô kely io no manitona azy aloh zay vô fitiavana
8. kelly13 ( 03/06/2008 18:20)
nga azonao le resaka? mba omeo sopapa oe za fa za tsy maharaka :°)
9. Veloo ( 03/06/2008 20:20)
nareo reto tena mampime mihitsy ka hihihihih
ka marina ny azy ko tsisy afa tsy io sisa no fitiavana ankehitriny hihih
ooopsss :oops: ay mo teny gasy? hihihi
10. vale ( 03/06/2008 20:34)
lpeter:

chaque fois tout le monde est aveuglé par l'amour mais aujourd'hui l'amour demande une telle fortune et une telle richesse quand tu n'a pas d'argent, une voiture luxe ou un moto luxe quel qu'une ne t'aime jamais car tout le monde est aveuglé par l'argent.
soa ihany fa nataonao oe qlq'une! fa ahoana moa ny itiavana oul iray ka na manana fiara luxe sy tout et tout anefa voretra, kamo, sns? tsy tafiditra amin'io cas lazainao io alou raha izaho manonkana, ny toetra no jereko 1) raha izaho manonkana, fa bête be izany materialista ftsn izany!
raha be qualité ilay oul, ny fananana izany anie famenony ftsn fa tsy tokony napetraka ho critère itiavana oul e! tsss, sady na vhv aza tokony hanana maha izy anazy ihany koa fa tsy hiantehatra @ lhl fotsiny! mmmhhh
Aza tonga dia manambany moral izany fa vhv ohatranizany ve no atao mankarary fo ??mmhhh!
courazy e!


11. Belami ( 03/06/2008 21:38)
vale : miray hevitra e
12. kiadi ( 03/06/2008 22:13)
kelly>araka ny fazahoko azy zany de zao ehh!!voatsirikan'ny deba ny jô an'ilery!!
zay no fazahoko ilay iz fa na izah mamaky na lery manoratra hotran'ny tsy de mahy ilay teny vôzah! :-D :-D :-D
13. Belami ( 03/06/2008 22:37)
kiadi =)) =)) =)) =))
14. tess ( 04/06/2008 05:24)
marina be io ka! indrindra fa any madà...araka io lazain'i i kiadi io, tsy azo odina fanina kosa fa zava-misy be ankehitriny.....
ary tsy ny vavy ihany kosa fa na ny lahy aza lol
15. ari.malala ( 04/06/2008 07:04)
ts ny rehetra kosa ko :°)
16. tess ( 04/06/2008 09:56)
ari.mazava ho azy tsy ny rehetra fa io efa namariniko hoe sipakely lazain'i kiadi io :wink:
17. kiadi ( 04/06/2008 11:29)
zay ilay hypocrisie ambevavy zay!! lazaina fa tsy rehetra nefa ny 99% zany doly!! vola aloha vô lasa ramatoa!
ny 1% laza manao masera :-D :-D :-D :-D :-D :-Daza tezitra enao fa somonga ny ahy ehhhhhh!! :-D :-D :-D :-D
18. sakaizakely ( 04/06/2008 12:58)
za ndray klou tsy mba sarotiny fa mahay mionona @ vam na de cabriolet coupé fotsiny aza ; rehefa manana gold master card de mety amiko tsara :-P :-P
19. kiadi ( 04/06/2008 13:05)
zah manana vame bedebe cabriolet!!ahona ?raikitra?
feno vam cabriolet eo @ meuble ny salon-ko
le master card indray hita eo ihany ! :-D :-D :-D
20. ari.malala ( 04/06/2008 13:51)
:-D :-D :-D :-D enao iany no manome fakampanahy ny oul eo ko eo vo metsaravelatsi a we wawawa, efa itanao nga alou le tsihinay e :-D :-D :-D :-D takizay za nanao masera ra zany kle :-D :-D :-D :-D

tess, manala aky za aaaaaa;)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0867