l'amour rend fou

21. sakaizakely ( 04/06/2008 14:17)
kiadi> :-D :-D :-D
22. kiadi ( 04/06/2008 19:51)
tess>zah koa aloh vô mahita sipa @ vam decapotable genre 307 cabriolet e mora zaka be eh!! surtout sipa avy any antsirabe :-D :-D :-D :-D :-D
sady zah mora mi_couche an!! tsy mafy slip zah! :-D :-D
23. sakaizakely ( 04/06/2008 20:01)
ay ve kiadi malemy slipo e ? efa tonta be ve zany zavatra malemy zany :-D :-D :-D :-D



24. kiadi ( 04/06/2008 20:04)
mora mi_couche wa zah!! zesistiavan'ny sipa hotrandry @ cabriolt de tonga de zaka :-D :-D :-D
25. kelly13 ( 04/06/2008 20:05)
:-D :-D
26. sakaizakely ( 04/06/2008 20:19)
tam andro taloha raha mbola nonina tany anaty lavabato sy niaina tam haza sy oty ny olombel, dia efa ny vhv no nifidy ny lhl izay ho "vadiny".
izay lhl tomady, salama, mavitrika, matanjaka no favori satria ireny azo antoka fa hanantaranaka, hahay miady sy mihaza ary ho afaka tsara hamelona ny ankohonany sy ny iray monina aminy.

Raha jerena am lafiny aratsosiolojia dia izay ilay antsoina hoe reflexe de survie de l'espèce. Mbola manaraka tsara io rafitra io ny biby dia ankehitriny. Ny lahy matanjaka no lasa sefo deba.

Na dia efa tsy mitovy intsony aza ny tontolo iainana dia mbola misy ambinambiny eo am olombel ihany io reflex de survie io, ary natioraly ny vhv raha somary miantraika any amin'ilay heveriny fa matanjaka eo am lafiny rehetra.

Ohatra we raha manana tôlabil tsarabe le kofa de midika fa be sosy ahafahana mivelona donky ... donky... mety hilay ;-) ;-) ;-)

ho anareo lhl, miomana am vam mirifatra be de ambany gold master card

:-D :-D :-D :-D :-D

mbo manao rézonemà siantifika otranle akama e =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
27. sakaizakely ( 04/06/2008 20:22)
kiadi> nenà tsy kabriolé fa jané powertin 3 roues gonflables touter1 :°) :°) :°)
28. kiadi ( 04/06/2008 22:18)
:-D :-D :-D :-D :-D
aleo zah hidrana ny vam ny ebanay de mahazaka :-D
29. ari.malala ( 05/06/2008 06:13)
kiadi, ary averiko le sary ;) fa kay tôbil n deba kay le izestiavanao amiko iny fôna :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
30. kiadi ( 05/06/2008 10:41)
enao nipihako maso dezakako ko!! tsy nila vam akory =))=))=))
31. Belami ( 05/06/2008 19:48)
=)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0494