Hiran'izao tontolo izao
61. ikaretsaka
(
13/06/2008 00:22)
rehefa trop loatra dia manimba e..
tadidio fa raha tena fivavahana dia tsy maningotra ny maha olona

62. fijo
(
15/06/2008 20:19)
izay mantsy.aiza ko ny rahalahinao izao ,no lazaina fa tsy misy dikany intsonyfa nyiray fiangonana sisa no fianakaviana.ny mahagaga ahy koa dia ny fanjakana.sekta efa hitafa manimba toa izany ,dia maninona no mbola avela hijoro eo ihany??????efa tafiditra amin'ny fiarovan any fandriampahalemana anefa io amiko.
64. Koditra
(
17/06/2008 17:04)
fijo> sady lasa saina a letsy no mihomehy mamaky ilay tranga iray voalazan"elah io. Dia arak'ilay voalazan'ikaretsaka io hoe refa trop dia manimba.
Efa betsaka tokoa ireo karazana sekta miforona etsy sy eroa, ankoatran'ny fivavahana itovizana dia samy manana sy samy mamorona izay mampiavaka azy @ antokopinoana efa misy hafa sy izay heveriny fa mety hahasarika olona maro, asa mety ho noho io resaka firahalahiana io angamba no mety ho anisan'ny nahasarika ilay zaodahin'elah tao anatin'ilay sekta?? Misy aza dia tena imehezana fotsiny sisa ny @hoe zao hono no fomba sy ny lalànan'ilay sekta atsy na ary.
Na izany aza anefa, mba tsy hanaovana safobemantsinatsy, dia tsy hoe refa sekta kosa dia ratsy daholo eh.

65. Koditra
(
17/06/2008 17:15)
fijo:
izay mantsy.aiza ko ny rahalahinao izao ,no lazaina fa tsy misy dikany intsonyfa nyiray fiangonana sisa no fianakaviana.ny mahagaga ahy koa dia ny fanjakana.sekta efa hitafa manimba toa izany ,dia maninona no mbola avela hijoro eo ihany??????efa tafiditra amin'ny fiarovan any fandriampahalemana anefa io amiko.
ikaretsaka:
ka mety voarebireby koa ilay fanjakana koa
Matetika koa ny fanjakana tsy manakatona fiangonana raha tsy mbola misy fitarainana azony. Raha misy olona sahy mitory, zay ny fanjakana vao mety hanao famotorana sy ny fanamarinana rehetra ary aorianan'izay izy vao hanapa-kevitra.
66. ikaretsaka
(
18/06/2008 00:02)
ny ahy ny tsy mety azoko amin'io dekta sekta io de le olona tsy mety tonga saina hoe ratsy anie io .. efa hita izao fa lasan'i dadapasyu ohatra ny 1/10 mpananana.. efa hita izao ny sasnay fa tsy avotra raha tsy mankany @ hopitaly raha marary dia :^) eo de tsy tonga saina mihitsy
rehefa voa foana vao mihilana...
mba tiako ho hay iznay ilay tetik'adin'ny mpitarika azy ireny heo ahoana no ataony @ olona mahatonga le olona tsy ho kobo mihitsy raha tsy elabe aty aoriana e

67. nofinofy
(
01/07/2008 06:28)

Mila mankany kely aloha rangahy(na ramatoa) de mandinika tsara sy mandihady, mivavak any mandritry ny herintaona, de mody voarebirebiny nefa miejry nytena paikany de tantarao eto amizay ny zavatra hita sady any Etats-Unis koa be sekta.
68. ikaretsaka
(
08/07/2008 05:15)
efa nandinika aho ary nanadihady tany... ary anisan'ny zavatra ataoko sy ianarako izao ny mi persuader ny olona hiala @ sekta
69. Koditra
(
15/07/2008 16:57)
Ika> marnina letsy ny voalazan'ny nofinofy io a, mila miroboka ao herintaona alo elah, ny fikan-drizalah mantsy dia izao, ho an'ny olona vaovao dia tsy asiany resaka nininona mitsy alo satri raha tonga dia apetrany dieny mialoha hoe ny ato aminay dia ireto avy ny lalàna : tsy mahazo mandevina, tsy mahazo miditra trano fiangonana hafa na dia oe mariazin'ny zanakao aza, tsy mahazo manantona mpitsabo refa marary, ...
Raha ireo no harangarangany dieny mialoha dia tsy hahazo kill mitsy izy, amambolana aloha dia mande ny moraly sy ny fanadiovana ati-doha , zay vao mande tsikelikely @zay ireo lalàna ireo miaraka @ fandresen-dahatra tanteraka.
Io fomba fandresen-dahatra io zany no tsara hanaovan' Ika étude kely raha mazoto isoratra anarana ao @zareo.