Hiran'izao tontolo izao
21. ari.malala
(
03/06/2008 07:37)
nanatrika mariazina namana izay aho fa izany d tena hoe tsy misy hira tsotra fa d hoe hira fiderana daolo... tsy ilay hira hoe fiderana no toheriko, izaho koa mivavaka ary tiako ny hira fiderana, fa ny mahagaga ahy dia ilay fanavahana hoe izao tontolo izao... I Jesoa aza raha nivavaka anie dia nanao hoe "tsy ny hanesoranao azy amini'zao tontolo izao no angatahiko" e... koa maninona ireo milaza tena ho tena mpivavaka sy mpanara-dia ny Tompo no manala tena tsy hoamin'izao tontolo izao intsony???? Ataoko fa samy talenta nomen'Andriamanitra daolo na ny famoronana hira profane na ny famoronana hira fiderana noho izany samy midera ny Tompo daolo, afa tsy ny hira miteny ratsy sy maniratsira an'Andriamanitra kosa aloha, iny zavatra hafa e! nefa toa tsy mbola naheno aloha aho!
22. Koditra
(
03/06/2008 08:15)
fahamarinana:
au contraire tokony resahana kah toy izao partage ataontsika izao ihany.Eny na mety tsy hampiova inona fa hampisy ilay fieritreretana ao amin'ilay olona mpamaky.
Ekena, ary izany indrindra nge no zavatra kendretsika eto @ty forum ity eh.
fahamarinana:
Fa marina fa misy tokoa olona dia midrikina mafy ka ndraindray manafitohina.Ny fanafitohinana mbola tsy olana aza fa misy ny ondry dia tafatsoaka satria tsy mahazaka.Ny fiteny koa moa ndraindray mandratra be.
Io tranga io dia betsaka tokoa eny anivon'ny fiarahamonina ombieny ombieny. Misy kristianina sasantsany, rehefa miresaka aman'olona dia ôtran'ny oe izy ihany no kristianina fa enao tsy tena izy, manatsatso sy mitsikera anao eo @ lafin'ny fiainan'izao tontolo izao, ôtran'ny mampite-hanontany indray2 hoe fa enao ve aloha efa any andanitra sa mbola eto ambonin'ny tany eh? Mba tsy hisian'ny olana anefa dia aleo mangina fotsiny dia ekena zay lazainy rehefa sendra ilay olona tsy sarotra ifanazavana.
23. fahamarinana
(
03/06/2008 08:30)
:arrow: marina tanteraka ry koditra,sahala amizany no iainana'ny Fiangonana misy ahy zao,tena malahelo anaty ianao,marina fa na ny hivavaka ho an'ilay namana mafy loha aza ndraindray dia tsy vita fa tellement mavesatra nefa tsy maintsy entina am-bavaka foana foana dia tiavina koa.Fa mafy hany zany e,ny finoana anananao koa mila atao mahery sy kolokoloina hatrany mba hanana hery avy amin'ny Tompo hiatrehana izany rehetra izany. Izay manao mangina zay no tena sarotra indrindra satria misy situation dia tsy tafa mihintsy e nefa izay no tokony atao indrindra.Mangina aloha amin'iny fotoana iny fa tsy ekena kosa raha tsy mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra,fa kosa hiverenana azavaina amin'ny fotoana hafa.Alohan'ny hiaonana aloha mivavaka mafy tsy handratra amin'ny fihetsika,indrindra ny Teny.(l)
24. Koditra
(
03/06/2008 09:04)
ari.malala:
nanatrika mariazina namana izay aho fa izany d tena hoe tsy misy hira tsotra fa d hoe hira fiderana daolo... tsy ilay hira hoe fiderana no toheriko, izaho koa mivavaka ary tiako ny hira fiderana, fa ny mahagaga ahy dia ilay fanavahana hoe izao tontolo izao... I Jesoa aza raha nivavaka anie dia nanao hoe "tsy ny hanesoranao azy amini'zao tontolo izao no angatahiko" e... koa maninona ireo milaza tena ho tena mpivavaka sy mpanara-dia ny Tompo no manala tena tsy hoamin'izao tontolo izao intsony???? Ataoko fa samy talenta nomen'Andriamanitra daolo na ny famoronana hira profane na ny famoronana hira fiderana noho izany samy midera ny Tompo daolo, afa tsy ny hira miteny ratsy sy maniratsira an'Andriamanitra kosa aloha, iny zavatra hafa e! nefa toa tsy mbola naheno aloha aho!
Zay mihitsy ilay izy, tsy afaka ny hiala eto @fiainan'izao tontolo izao isika ary matoa isika napetraka teto dia hiaina, hahita ary hanavaka ny tsara sy ny ratsy.
Marina ihany koa fa samy nomen'A/tra ny talentany ny tsi11, samy mankasitraka izany, raha ny zava-misy maro hita @zao fotoana izao, inona mo no olana raha manao hira fiderana ireo artista maro eto amitsika ho fankasitrahana an'izany talenta nomena azy izany. Oh: Njakatiana, Firmin, Bodo, Poopy, Bessa ... (Sa ve tsy maintsy hoe hira fiderana 100% fa raha tsy izany dia hotsoahina @drizareo ilay talenta? :lol: :lol: )
25. Koditra
(
03/06/2008 09:17)
fahamarinana:
marina tanteraka ry koditra,sahala amizany no iainana'ny Fiangonana misy ahy zao,tena malahelo anaty ianao,marina fa na ny hivavaka ho an'ilay namana mafy loha aza ndraindray dia tsy vita fa tellement mavesatra nefa tsy maintsy entina am-bavaka foana foana dia tiavina koa.Fa mafy hany zany e,ny finoana anananao koa mila atao mahery sy kolokoloina hatrany mba hanana hery avy amin'ny Tompo hiatrehana izany rehetra izany. Izay manao mangina zay no tena sarotra indrindra satria misy situation dia tsy tafa mihintsy e nefa izay no tokony atao indrindra.Mangina aloha amin'iny fotoana iny fa tsy ekena kosa raha tsy mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra,fa kosa hiverenana azavaina amin'ny fotoana hafa.Alohan'ny hiaonana aloha mivavaka mafy tsy handratra amin'ny fihetsika,indrindra ny Teny.
Ireny karazan'olona voalazako teo ireny ilay antsoinay hoe "Bemôl" (avy @ hoe be moral) :-D :-D
Henoina fotsiny satri izy efa tena mihevi-tena ho anjely, tsy manampahadisoana, enao zany, aminy, ilay mpanota sy diso làlana mila omena moral isakizay mifankahita !! Mba tsy hisian'ny fanafintohinana dia henoina fotsiny re eh! (raha tezitra enao, miditra oazy ny devoly ) :evil: :evil:
26. rijadolly
(
03/06/2008 12:59)
Ndrai² kosa aloha dia misy invers ireo lazaitsika ireo an!Ra vo mihira hira fiderana ianao indrindra ra vo misesisesy ilay hira,dé hoy ny sasany hoe"Miseho ho mpivavakabe tsss" za efa tratran'io.Amin'manaraka ndray raha vao tratrany mihira hira tsotra na dia manaraka ilay izy aza ianao dia gaga ndray izy hoe niova ianao.
27. fahamarinana
(
03/06/2008 14:12)
:arrow: marina koa io voalazan'ny rijaD io aloha,mbola tsy tratrany aho hatreto fa efa naheno cas ohatrizay koa.Tsy hita be ihany izy ity. (l)
29. Koditra
(
03/06/2008 17:33)
rijadolly:
Ndrai² kosa aloha dia misy invers ireo lazaitsika ireo an!Ra vo mihira hira fiderana ianao indrindra ra vo misesisesy ilay hira,dé hoy ny sasany hoe"Miseho ho mpivavakabe tsss" za efa tratran'io.Amin'manaraka ndray raha vao tratrany mihira hira tsotra na dia manaraka ilay izy aza ianao dia gaga ndray izy hoe niova ianao.
Tsy vitsy mihitsy ny olona mitsara ôtran'izany. Matetika ilay saina mihitsy angamba no ndeha hatao hoe tery?
ikaretsaka:
aza atao trop sy extreme fotsiny ilay izy de mety foana io e
Zay mihitsy, ny fahalalahan'ny sain'ny tsi11 no ilaina d mety foana io. :lol:
30. fijo
(
03/06/2008 20:36)
tsy voavakiko daholo fa azoko ilay loahevitra.
efa zavatra nitranga taminay io,saingy ny sehatra no tsy nitovy.
nisy mariazy ny havanay.fa ry zareo jesosy mamonjy.teo ankadifotsy .de ilay dadandrazazavavy tena le vontompinoana be ireny.(mba tsy hilazako hoe mamon'ny finoana);dia vao nanomboka ny fety,dia nilaza i rangahy io,fa tsy azo asiana hiran'izao tontolo izao sy tsy azo hisotroan atoaka ilay fety.
izahay moa izany nanaja ilay havana dia tsy nisotro tao,fa ao anaty fian any dite no apetraka dia mivoak aizahay misotro azy,sady mihaino hira.
de tao amin'ilay fety,ilay niesy kelyizay nanao ilay hiran'i njila hoe"hilazao ny famonjeny......"fa avy dia niakatra i rangahy fa hiran'izao tontolo izao izany fa hatsaharo.tsy nanaiky ny ankizy rehetra fa hirampivavahan aizany e.de fifamalian abe teo.fa natao ihany ilay hira ny farany.
sosotra be le rangahy de nivoaka.
de za sy ilay zaodahiko ko anivoaka,fa izahay nandeha nisotro dite.avy dia taty aminay lery no vaiavy,fa izahay no mpanimba ny ankizy,fa kay izahay sady midoroka no mampihaino hirandevoly ny ankizy.
de noivaliako,fa efa tsy ao anatiny izahay fa mba mipetraha.
fa avy dia naika handaroka lery fa fetinjanany hono,nefa anaovanay ny asandevolinay.
ka io vavaka io rehefa mahamamo,dia hatsaharo,fa tsy mety.

31. Koditra
(
03/06/2008 21:21)
fijo : Dia ôtran'io resaka hiran'izao tontolo izao io mihitsy ilay notantaraiko faharoa :
Ilay hira hohirain'ilay mpanakanto @ilay feti-piangonana dia hira fiderana, fa satria ilay mpanakanto sady mihira ny hiran'izao tontolo izao dia tsy nekena.
Inona no fika tsara hanaovana ireny olona ôtran'ireny ry fijo?
Mbola resaka hiran'izao tontolo izao ihany ity olana nitranga tany @ fiangonana protestenta tany Ambanivohitra iray, 2004 tanyoany fa tsy tadidiko tsara, nikarakara lanonana ny zanak'ampielezana satria voka-dehibe. Mba nisy zanakampielezana iray nanana fifaneraserana t@ mpanakanto vhv iray izay sady manao hira-fiderana no mihira hira tsotra, nanaiky antsitra-po ilay mpanakanto, tsy naka vola na dia 1 Ar aza fa kosa ny frais sy ny sakafo ihany no oneran'ny fiangonana, refa naroso teo anoloan'ny vondron'ny mpikarakara nefa ilay hevitra dia maro no nitsipaka fa hoe tsy mety io mpanakanto io fa mihiran'izao tontolo izao na dia ny hirany fiderana fotsiny aza no hirainy @io fotoana io ??????? Ary dia tsy maintsy nosoloina mpanakanto hafa. Ny nahagaga anefa dia ilay mpanakanto hafa nalaina dia nandoavana 1.000.000 Fmg ankoatran'ny frais sy ny sakafo.
Mahagaga ....
Ilay hira hohirain'ilay mpanakanto @ilay feti-piangonana dia hira fiderana, fa satria ilay mpanakanto sady mihira ny hiran'izao tontolo izao dia tsy nekena.
Inona no fika tsara hanaovana ireny olona ôtran'ireny ry fijo?
32. ari.malala
(
04/06/2008 06:20)
fa in klou le atao hoe devoly e! efa nisy naita ve alou? hihihi! mahagaga iany mantsy ilay fitsarana hoe devoly devoly ity!!! ary ny hira manao ahoana no atao hoe hiran-devoly?? tsy hoe izay tsy mifanaraka am saina anie d devoly izay e!
33. Koditra
(
04/06/2008 08:21)
ari.malala:
fa in klou le atao hoe devoly e! efa nisy naita ve alou? hihihi! mahagaga iany mantsy ilay fitsarana hoe devoly devoly ity!!! ary ny hira manao ahoana no atao hoe hiran-devoly?? tsy hoe izay tsy mifanaraka am saina anie d devoly izay e!
Tsy hay intsony!
Angamba ko mbola jerena aloha oe, mifoka sigara ve sa mihinaparaky sa misotro sa mpanao PMU ilay mpanakanto ka na hira fiderana aza no tena hataony dia tsy lany match ihany koa ilay hira :lol: :lol: :lol:
34. ari.malala
(
04/06/2008 14:23)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D za misotro kafe d za zany v devoly??? 8O :-D :-D :-D
36. fijo
(
04/06/2008 20:39)
manontany i koditra hoy inona no atao an'ireny??
ireny anie letsy olona efa mitapina ny masony sy ny sofiny e.rah ahiresaka aminy dia lany andro eo ialahy.fa amiko dia manao izay ataonao ianao,de avela izy ho eo;hiariary eo,fa mety ahatsiaro tena ho miavaka ihany ny hiafarany.

37. ikaretsaka
(
04/06/2008 23:04)
fa inona mihitsy no mahatonga ity hoe vao misy zavatra tsy takatra sy tsy azoazon' ny saina na tsy mety @ le eritreretina sy fironana de tonga de manana fahazarana hi condamne foana @ izao devoly devoly izao foana e?
fa tena mpaminany nohon'ny mpaminany ve nareo ka afaka manasokajy ny hoe ity izy de ity tsy izy?
Izy nanome ny talenta hahafahanareo mihira aza tary sarotiny ko nareo koa!
fa tena mpaminany nohon'ny mpaminany ve nareo ka afaka manasokajy ny hoe ity izy de ity tsy izy?
Izy nanome ny talenta hahafahanareo mihira aza tary sarotiny ko nareo koa!
38. majesty
(
05/06/2008 05:57)
Rehefa nojereko izay voalaza rehetra dia azo fintinina amin'ny hoe:samy manana ny dégré amin'ny fifandraisany amin'Atra ny olona tsirairay.Ohatra hoe amin'ny sasany alohan'ny hatory sy rehefa mifoha dia mila mivavaka mametraka ny fiainany eo am-pelatanan'Atra,amin'ny sasany na tonga d matory na tonga d mifoha tsy mampaninona azy zany,raha amin'ny sasany ilaina ny mivavaka rehefa misakafo nefa amin'ny sasany rehefa tonga d hohanina aza io tsy maninona dia tahaka an'izany ihany koa eto amin'ity hoe hiran'izao tontolo izao ity sy amin'ny zavatra maro isankarazany toy ny fitafiana na ny fiteny ...sns,ny maharesy lahatra anao mety tsy mahataitra ny hafa,ary ny mahaliana ny hafa mety tsy ahaliana anao fa tokony hajaina ny tsirairay eo amin'ny safidiny fa tsy terena ny olona hanaraka izay maha resy lahatra anao,sady ny fiainana kristiana anie fifampitaizana e!
39. ari.malala
(
05/06/2008 06:45)
miray hevitra tanteraka am majesty aho eto! fa rehefa tsy maharesy lahatra anao ny an'ny hafa aza tonga d tsaraina ho devoly izy fa tsy anjaranao no mitsara azy!