Fanorenana trano any dago.
41. xxx
(
06/06/2008 11:01)
Yonika : arakaraky ny quartier io fa tsy hoe aty Dago rehetra akory dia misy mangalatra daholo. Ny ahy izao ny akohoko any antokotany, miditra ho azy, mody ho azy, tsy mbola very nefa efa ho taona iray aho izao no nody.
Aiza no tiako hahatongavana : aza adino ny théorie de la relativité :-) !

42. xxx
(
06/06/2008 15:03)
xxx40: dia manao ahoana kay izany mody???? araka ny nieritreretanao azy ve sa????
misy zandriko izay mantsy, nody ry zareo tamin'izany taona izany....
dia saika hanao fiompiana omby be ronono otran'ny norvezianina ireny ...
fa toa tsy araka ny nanampoizany azy ilay izy dia voatery niverina nipetraka taty ivelany, fa ny trano novidinjareo kosa aloha dia mbola ao....anefa ry zareo tsy mande dago isantaona fa mahalana be....
fa koa efa nividy ho azy ireo aty ivelany ry zareo....
dia ilay any dago izany mipetra^-potsiny, efa nampanofaina fa manimba trano be lay olona dia nesorina.

43. xxx
(
10/06/2008 06:37)
Tsara lay mody ka, tsy mipetraka amina trano toy ny tany finda fa amina trano gasy, ny asa aloha milamina fa sady miompy izahay amin'io kisoa sy akoho no ompianay.
Mbola ho hita eo izay atao, amin'ity volana ity no ho feno taona iray no nodiana fa efa tsy mieritreritra ny hiverina aloha fa tena honina e !