Fanorenana trano any dago.

21. tslem ( 28/05/2008 16:17)
yonikafopl:

rastafarai , misy anreny fasana poblika reny ka, lavaka be de alatsaka ao ny faty, tsy mampaninn ana mintsy zany :wink:


zah ndray klou raha fasana izany tsy hivakiako loha e, refa maty dia izay hanaovan'ny zareo ah any,ngah zah hahalala an'izany intsony??? na hahantony @ tady aza tsy maninona :°)
22. Koditra ( 28/05/2008 16:46)
papoose:
Io arakaraky ny tinao hatao rehefa antitra, hoe hody sa tsia


Marina zany.

Ny tanjona fotsiny d ny oe manàna trano zé tinao na any na aty, mba hisy hiafarana @ fahanterana.
23. yonikafopl ( 28/05/2008 16:49)
tslem fa misy nge le oll de sarotiny ery we za refa maty tsy maintsy atao anzao sy zao, nefa refa maty eo tokotrany nga izy hahatsapa ze ataon ol azy eo tsony???
24. ni81 ( 28/05/2008 18:32)
za kou de mitovy fisainana am xxx, aty amin'ny misy ahy aho no manararaotra ny fiainana, ny any Dago tsy voatery tsy maintsy hoe manana trano, misy ny hotely, misy kou reny villa azo hofaina mandritra ny fotoana handalovana any. Ny ahy aza tena hafa mihintsy satria za raha maty na aiza na aiza tsy mitady izany hoe avereno any antanindrazana zany, izay tian'ny oll hanaovana ny fatiko tsy olana amiko zany fa inn tsony mou za refa maty .
Ny ahy dia araraotiko zao mbola velona zao ny fiainako, manao soa aho raha afaka manao soa, miaina sy manao izay mahafinaritra ahy aho, de zay
Miombon-kevitra koa aho amin'io.
25. rastafarai ( 29/05/2008 02:44)
:roll: Samy manao ze mahafalifaly ny fony! Fa amiko tsy d mitombina loatra we gasy d tsy manana ny tranony any Dago
:roll:
Fa firy isan-jato @ vidina trano any an-dafy ny vidina trano ao Dago!?
So d mba tsy fitiavana an'i Dago tsotra izao le izy no tena marina? :x
Mba mizesta we avy any an-dafy ozy ny oul anefa biriky iray aza tsy voavidy... :-D
26. niryna ( 29/05/2008 05:29)
rastafarai:

:roll: Samy manao ze mahafalifaly ny fony! Fa amiko tsy d mitombina loatra we gasy d tsy manana ny tranony any Dago
:roll:
Fa firy isan-jato @ vidina trano any an-dafy ny vidina trano ao Dago!?
So d mba tsy fitiavana an'i Dago tsotra izao le izy no tena marina? :x
Mba mizesta we avy any an-dafy ozy ny oul anefa biriky iray aza tsy voavidy... :-D

angamba tsy hoe tsy fitiavana ilay dago,mety teraka tany ivelany ohatra ny ankizy dia mety tsy hiverina any intsony izy afaka hoentina maka rivotra koa anefa izy,sarotra tokoa aloha e,saingy aleo manao raha mbola afaka,ny fanontaniana dia hoe iza no anao azy,ary moa ve arakaraky ny eritreretantsika izay tokony ho lany eo no lany ? ataovy ny kaonty dia ho hitanao hoe ohatrinona ny ciment iray kitapo fotsiny,ny fantsika vidiana tsi1-1 :roll: raha tsy manao koa anefa tsy mahavita
27. xxx ( 29/05/2008 09:39)
rastafarai:

:roll: Samy manao ze mahafalifaly ny fony! Fa amiko tsy d mitombina loatra we gasy d tsy manana ny tranony any Dago
:roll:
Fa firy isan-jato @ vidina trano any an-dafy ny vidina trano ao Dago!?
So d mba tsy fitiavana an'i Dago tsotra izao le izy no tena marina? :x
Mba mizesta we avy any an-dafy ozy ny oul anefa biriky iray aza tsy voavidy... :-D


NON NON NON!
tsy resaka mihintsy hoe tsy fitiavana an'i dago
izay eritreritry ny olona any indray malalaka izy afaka misaina izay tiany fa tsy hampiova ny fiainanao izany....
na misy firy isan-jantony aza ny vidina trano aty ivelany sy ny trano any dago, rehefa aty ivelany aho no miasa mivelona mandra-paha antitra ahy dia aty aho no manao zé mahasosoa ny fiainako.... aty aho no manararaotra ny tranoko mikolokolo azy, ny trano anie mitombo valeur foana isan-tanona e! donc, mijanona ho harena ho anao foana io
raha tapa-kevitra inaao ny hody any antanindrazana dia amidy fotsiny ilay fananao aty dia any ndray manorina, tsy hitako izay olana
ny olona ivelany angamba no mi zesita manangana trano be any dago noho io eritraritrao hoe sao dia voan'ny hoe biriky iray aza tsy voavidy any dago....
tsy rarahiako zé vavan'ny olona fa rehefa manana ny ahy aho aty aloha dia izay no important....

28. xxx ( 29/05/2008 09:42)
niryna:

[

angamba tsy hoe tsy fitiavana ilay dago,mety teraka tany ivelany ohatra ny ankizy dia mety tsy hiverina any intsony izy afaka hoentina maka rivotra koa anefa izy,sarotra tokoa aloha e,saingy aleo manao raha mbola afaka,ny fanontaniana dia hoe iza no anao azy,ary moa ve arakaraky ny eritreretantsika izay tokony ho lany eo no lany ? ataovy ny kaonty dia ho hitanao hoe ohatrinona ny ciment iray kitapo fotsiny,ny fantsika vidiana tsi1-1 :roll: raha tsy manao koa anefa tsy mahavita
[/quote]


marina mihitsy io.....tsy hainao itsony izay ataon'ilay olona any, misy namako izay manangana any fa mitomany mitsy sady ataonjareo kitotoa ilay fanorenana, atsy izy mijaly mandoa vola be am'iny hofan-trano any ilay trano ts yzarizary no hanaovan'ny mpanao trano azy, tsy aleo ve aty ivelany aloha no mividy dia rehefa hody dia any indray no mividy....


29. xxx ( 29/05/2008 10:08)
ny an'ny xxx eo ambony io koa ny tsy fitiavana an'i yonika no hita taratra dia manararaotra be ambadiky ny xxx ao mamely mafy ery =)) =)) =)) =))
30. yonikafopl ( 29/05/2008 11:56)
xxx 28??? tsy azoko kosa we xxx fahafiry zany tsy tia ana zany???? sa ve nisy nanao xxx voafafa njay tao fa tsy arako????/
31. rastafarai ( 29/05/2008 12:53)
:wink: R'efa mety ny any an-dafy d mety koa ny any Dago e!
:( Tsy voatery hanana possibilité kou ange na any an-dafy aza e!
32. yonikafopl ( 29/05/2008 13:08)
samy manao izay mahamety ny fiainany io eee, ny anay sy xxx zao itovizana fa tsy mety aminay zany manangana trano any Dago zany. Mety hanangana ihany rehefa tonga any ka tapakevitra ny hipetraka any amzay, ny ho avy no hilaza. Fa ra za mintsy kalou an, raha tsy hitako ny fiovana goavana any Dago tsy mba hipetraka any za e, eo amin'ny resaka fandriampahalemana indrindra indrindra, raha mbola hitaintaina fona we so de hisy hamaky ny trano, so de hisy jiolahy hanaraka sy hanakana eny andalana sns.... de aleoko aty aminay ihany eee, na dia lazain'ny sasany fa ratsy aza aty aminay, za mahita fa azo hiainana avo zato heny noho ny any Dago aty.Ny lambanao miahy eo andavarangana na eo antokotany tsy misy mangalatra sy misikotra, ny varavaranao na tsy mihidy aza am all tsy misy mamaha, eny andalambe eny ianao na am firy all na am firy tsy misy atahorana. Ny toetran'ny oll any tsy haiko fa tia mametsifetsy ,feno lainga sy fitaka.An an an aleoko ihany miaina aty ka...
Dago tsara raha andalovana 1 na 2 mois fa tsy tsara honenana intsony ho ahy aloha eee. :wink: :wink:
33. xxx ( 29/05/2008 15:40)
yonikafopl:

xxx 28??? tsy azoko kosa we xxx fahafiry zany tsy tia ana zany???? sa ve nisy nanao xxx voafafa njay tao fa tsy arako????/


diso adiresy aho ry yonika fa ary amin'ilay dinika tsolotra no tiko asiana an'io, alefa alefako any fa tena diso adiresy io


:-D
34. yonikafopl ( 01/06/2008 00:05)
xxx ah ok efa arako ka :wink:
35. niryna ( 02/06/2008 01:32)
yonikafopl:

samy manao izay mahamety ny fiainany io eee, ny anay sy xxx zao itovizana fa tsy mety aminay zany manangana trano any Dago zany. Mety hanangana ihany rehefa tonga any ka tapakevitra ny hipetraka any amzay, ny ho avy no hilaza. Fa ra za mintsy kalou an, raha tsy hitako ny fiovana goavana any Dago tsy mba hipetraka any za e, eo amin'ny resaka fandriampahalemana indrindra indrindra, raha mbola hitaintaina fona we so de hisy hamaky ny trano, so de hisy jiolahy hanaraka sy hanakana eny andalana sns.... de aleoko aty aminay ihany eee, na dia lazain'ny sasany fa ratsy aza aty aminay, za mahita fa azo hiainana avo zato heny noho ny any Dago aty.

misy fahamarinana tokoa izany ,fa raha ohatra indra ka hoe rehefa antitra tonga any vao hanorina trano dia hanenina be vava satria raha misy zavatra mihitsoka dia tsy misy hanorenana azy,izao mbola matanjakany ny hoza-pe dia manao fa rehefa antitra tsy ho takatra intsony na ny hopitaly na ny vidina-fanafody aza...mazana e ,ary ny trano aty ivelany koa moa angaha mora? misy aza aloha 30 taona ....

Ny lambanao miahy eo andavarangana na eo antokotany tsy misy mangalatra sy misikotra, ny varavaranao na tsy mihidy aza am all tsy misy mamaha, eny andalambe eny ianao na am firy all na am firy tsy misy atahorana. Ny toetran'ny oll any tsy haiko fa tia mametsifetsy ,feno lainga sy fitaka.An an an aleoko ihany miaina aty ka...
marina io,ny ahy aza taloha elabe niahy teo an-davarangana ,hitako izao ilay mpangalatra fa toa manofinofy fotsiny aho ary dia ritra daholo ny entana saingy tsy niakanjo ny tena kanefa anie toerana avo ilay izy fa angamba nisy nanao hatsangory dia nandefa tady izay vao tonga teny ambony teny,mampalahelo e...

Dago tsara raha andalovana 1 na 2 mois fa tsy tsara honenana intsony ho ahy aloha eee. :wink: :wink



:D
36. ikaretsaka ( 02/06/2008 15:27)
ka tsy hiandrasana ny hoe antitra e.. io miandriandry io ihany
37. xxx ( 02/06/2008 15:56)
nyrina: tsy maninona mihitsy raha antitra vao tapa-kevitra hiorina hipetraka any dago ka! ny construciton anie amin'izao efa feno e! ny nouvels construction zany sady tsara be daholo ny fanorenana azy...anie ny site imobilier madà e!
tsy votery hanorina fa mividy vita, betsaka izao ny trano hamidy vita any fa tena mahatorana ny aty ivelany ny endriny ...;
ny tiko lazaina, raha manana ny anao aty enao dia amidy ny aty hividianana any ...betsaka ny manao an'io ny vazà pensionés mandeha mamarana ny fiainany any dago....
fa marina io lazainao io, mampisalasala ny hieptraka any rehefa antitra satria amin'iny vao tena mila fanarahana ny fahasalamàna tsara anefa ny any mbola tena dezaka be ny fitsaboana, ny fanafody tsy dia misy amin'zay ilaina azy loatra....tsy rembourser nyfitsaboana, aty ivelany au moins milamina izany rehetra izany....

ikaretsaka: ka ilay tsy miandriandry, tsy lmaitsy hoe mande antenantenany be izany, dia manampotika fiainana ilay manao avantiora n'ny fiainana io...
raha manana ny anton'asanao tsara ianao aty dia hoe hipetraka any dago hanao zavatra...tsy sur iny hoe hande ilay zvtr hataona ona tsia dia potika ny fiainanao, ny fiananao taty efa nofoananao ihany koa....
sarotra be faa mila mandinika tsara vao manao zavatra e!
efa nisy jeune couple gasy sy vazaha izay mants yfantako nandeha nanao resto tany foulpoint fa tsy nandeha , ny fananany taty anefa nanorenana tany dago, tsy nandeha ny t any dia nody maina fotsiny, ny vola nentin'ny niverina taty zara raha nisy , tsy otran'ny vola nentiny tany dago....
depart zéro ndray zareo, soa fa tanora dia mahita asa vaovao ndray...
38. rastafarai ( 05/06/2008 03:41)
:lol: Soa ny manan-droa ozy Rainidimby zay! :-P
39. mbaliana ( 05/06/2008 14:14)
raha any ivelany anie no manana trano any dago na manorina any dago tsy dia mandany vola be loatra ohatry ny manao trano na manana trano aty ivelany ... fa raha izaho aloha manandroa tsara foana ... sady na dia tsy ho ampiasainao aza misy mampiasa foana iny .. mba mamelà mamy e rehefa mba nahita fahasoavana taty ivelany... :P
40. xxx ( 05/06/2008 15:39)
tsy dia mahataitra ahy ilay hoe manan-droa manana trano mipetra-potsiny any dago, raha hanome fanampiana olona indray hanorenany trano tsy mampaninona ahy fa ilay trano mipetra-potsiny any tsy lasa kou! ny entretien ny trano anie ilaina sinon mi degradée ilay izy e! vola ariam-potsiny izany...
tandremo fa efa lafo ny manangana trano any dago an! 25.000 à 30.000 euro vao mahavitra ankoatra ny vidin'ny tany, izany aza ny fitaovana mbola miaka-bidy andro aman'alina
raha hanoritra trano hanaovana bizn ndray dia ekeko fa na izany aza, tsy mampazoto ahy loatra....tsy misy fotoana amin'ny fanaraha-maso an'izany...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082