olana ara-tokantrano
1. xxx
(
19/05/2008 10:54)
Inona ny karazan'ny olana matetim-pitranga eo @ mpivady ka miteraka ady lava? Ny resa-bola sa ny resaka communication sa ny tsy fifampitokisana sa mbola misy hafa ankoatran'reo?
de inona avy no mety ho solution?
de inona avy no mety ho solution?
novalian'i mangidy ny 08/07/2008 12:33
2. rajoelina
(
19/05/2008 11:26)
.... Ra manjakely ndry taloha, kanefa androany ôtrany we... asa! tsy fantatro.. de efa olana raika koa izay ^:^
Be dia be ny olona ara-tokantrano fa mahaiza fotsiny mifankatia tsara:-*
;-)
Be dia be ny olona ara-tokantrano fa mahaiza fotsiny mifankatia tsara:-*
;-)
3. tess
(
19/05/2008 12:00)
tsy mety zany rajoelina ah!
ny sipa na ny bandy hita hijanona ho bô et toujours et belle eo foana fa plus mandroso ny taona dia miova dool ny rehetra ny fizik ny tarehy sns....
de raha miova mety hoe me ratsy noho ny taloha kosa ve lay vady de hanaovana zistoara......enao kou nge miova miaraka aminy e! fa tsy izy ihany....ao reh marina ry rajou......
betsaka ny mahatonga ny olana ao antokatranao fa ny fahaizanao mandamina ihany no zava-dehibe! ny tsara indrindra mampandamina ny tokatranao dia ny fiafandeferana, mila mifampi comprendre.....mila firesahana nin nin zvtra hatao sy zvtr mitranga.....mila manana projet kely mafinaritra ny couple ndraindray! mba miova sy misinda kely.....hialàna am hazakazaka andavan'andro tsy misy farany....mila samy mahay manome fitiavana! reciprok zany fa tsy ny iray foana no manao sy manome....

6. euh
(
19/05/2008 12:30)
Ny fototry ny olana voalohany, indrindra raha tokatrano gasy : ny havana
:P :P :P :P :P
tena marina mihitsy io an :-D :-D
misy oul fantako zay saika nisaraka tam volou fa tena tsy tian'ny havambadiny fa hafa firazanana, nefa samy gasy ihany, sihanaka ilay vehiv ary merina ilay lehilah. Tena tsy tafiditra antranon'ilay lehil ilay ramatoa hatramin'izao nefa efa 30 taona nivadiana sady niterahany. Saingy nahay nandefitra ary mbola mandefitra hatramizao na dia sorena aza mahita fa mikolavaka tsy mahasahy miteny ilay lehilah na dia tsy mety izao aza ny fiehtsik ny havany
Fa izay maharitra vadinandriana satria amin'izao fotoana tsy any antoerana intsony izy mivady dia milamina kely ny kalakalao mandrampiverina indray (afaka 5 taona any angamba ;-) )
fihavanana malagasy ^:^ ^:^ ^:^
7. euh
(
19/05/2008 12:53)
rajouelina ve manana olona arataona ? tokony arian'i baininareo ve ny baofin'i salmo satria efa malazo ohatra ? hahafinaritra anao ve izany ? ampiharo @ ray amandreninao aloha vao miteniteny foana :lol: :lol: :lol:
raha 15 taona ve ianao, dia misy sipa 13 mba tinao de hoy izy hoe ataoko inona io antibelona marikoriko efa malazo io ? hahafaly anao ve izany ?
sa vita amankazo dia mihevitra fa tsy halazo :°)
mbola ho avy ny fotoana fa aza maimaika
na ny hazo aza mbola ho boboka :-D
fa raha ilay toetsaina hoe anary vady isaky ny mitombo taona somary toetsaina lomorina. Raha mitombo ny azy, ny anao koa tahak'izany
ny olomisaina dia tsy ny endrika ivelany no vadiana fa ny toetra amampanahy,
mbola tsy anananao tokoa izany fa mbola faly manejika angidina angamba no azo ilazana azy
rehefa mahita fianarana ambonibmony kokoa ianao dia manaraka ho azy ny fisainana mihamatotra kokoa
^:^

8. xxx
(
19/05/2008 13:08)
rajoelina:
kanefa androany ôtrany we... asa! tsy fantatro.. de efa olana raika koa izay ^:^
Izay lesy ilay zavatra milay amin'ny kozin'lah rajoelina :wink:
9. tomtom
(
19/05/2008 13:22)
i euh ko dé to bé moral nefa misy maha-marina ny tenin'i rajoelina ihany, mino aho fa vhv énao ary asa na firy taona fa ra tsy mihetsiketsika énao fa lasa matavy vondraka otran'ny ramama bé nefa vô 40ans dé eo ny tranonao fa na ny vadinao aza mety ho leo anao, enao mantsy toa pôzin'oul tsy mahakarakara tena dia to mila maka toky, ary mety efa malazolaz mintsy aza dia i rajoelina no batibatiana, ny vady jerijery ka mba ampiseo eo wé ny sarinao ahitana azy lé taloa sy izao dia lazaina anao ny tohiny :°)
11. euh
(
19/05/2008 13:42)
tomtom
tsy be moraly fa betsaka ny lahy toa anao bory saina amin'io resaka io
averiko indray, tokony arin'i bainin'tomtom ve ny reninao satria efa rabofy malazo ?
sa efa vita ny azy mivady fa renikely no ipetrahhanao ?
:-D
tsy voatery hivoraboraka foana ny vehivavy fa na ny lehilahy koa aza anie mihakibotaina milatsaka sady maniry volo ny sofiny, ny pibasy roa mikaraikona, ny sovaly tsy miakatra intsony :-D :-D :-D :-D :-D
betsaka koa ny voretra tsy tia misasa sy maimbo from, kamo velona miadry lerankanina avy karakaimbehivavy fotsiny
izy daholo izany
ampisehoy koa ny sarinao ijerevana azy oe

12. euh
(
19/05/2008 13:44)
ny lehilahy koa aza anie mihakibotaina milatsaka sady maniry volo ny sofiny, ny pibasy roa mikaraikona, ny sovaly tsy tafakatra intsony :-D :-D :-D :-D :-D
betsaka koa ny voretra tsy tia misasa sy maimbo from, kamo velona miadry lera fihinanankanina avy karakaimbehivavy fotsiny
izy daholo izany
azo ariana koa ireny :-D
14. RATOVOARY
(
19/05/2008 14:24)
xxx:
mba asio solution aloha fa aza tonga de ariana zany e
Ny vy tsy mikitrana irery. Ary ny tokatrano milamina de ny fifankatiavan'ny mpivady. Mila fifandeferana ny tokantrano ary koa ny tokantrano anefa tsy maintsy misy ny tsy fitovian-kevitra noho ny antony hoe: olondroa samy nanana ny lohany ary samy nanana ny fomba nahazatra azy no hitambatra tsy maintsy hiray ady hevitra sy hiarahandray fanapahan-kevitra iraisana.
Ny fakana resak'olona koa no tena mahatonga korontana an-tokatrano. Mila famakafakana lalina ny resaka entin'olona indrindra araka ny voalazan'ireo tery ambony hoe ny havana no tena fototry olana voalohany.
Ny fahaizanao mandanjalanja ny fifampitondrana ao an-tokantrano ihany no tena fototra hampilamina ny tokantrano
15. tomtom
(
19/05/2008 14:37)
euh:=)) =)) défa azoko an-tsina zany ny vadinao fa dia ereto ao ny fofom-promm é :-D :-D
tsy voatery hivoraboraka foana ny vehivavy fa na ny lehilahy koa aza anie mihakibotaina milatsaka sady maniry volo ny sofiny, ny pibasy roa mikaraikona, ny sovaly tsy miakatra intsony
betsaka koa ny voretra tsy tia misasa sy maimbo from, kamo velona miadry lerankanina avy karakaimbehivavy fotsiny
izy daholo izany
17. rebeccaF
(
19/05/2008 18:27)
Mila kolokoloina ny fitiavana e! Isany ikolokolona azy ny fifampiresahana, ny fiala kely amin'ny zavatra mahazatra (mba manao fety kely ohatra, na miara-mitsangatsangana, na miara-milalao amin'ny ankizy, sns...)
19. yonikafopl
(
22/05/2008 05:02)
ny tokantrano de otran'ny voninkazo anjaridaina, ny fanondratondrahana azy isanandro, fanasiana zezika, fikarakarana azy no mampaharitra sy mahatonga azy hamelana tsara tarehy mampitsiriritra ny manodidina mijery azy. Tsy hoe tsy hisy mihintsy ny olana, fa tsy maintsy misy foana ny ravina malazo sy simba, fa ny fahaizana manapaka sy manala iny ravina ratsy iny no hanome endrika foana ilay voninkazo.
Ny mahatonga ny olana matetika amiko dia ilay tsy fahampian'ny comminication satria na resabola , na resaka havana, na resaka hafa koa raha tsy ifampiresahana sy ifandinihan'ny mpivady ireo dia miteraka olana foana. Ilay comminication no rano sy zezika atondraka isanandro. :)

20. xxx
(
02/07/2008 12:02)
Ny anay mvady zao tena olana be mits fa tsy mahay miresakamitsy ,fa tonga dia samy miaro ny rambony,d manamari-tena be,d manaratsy ny ray ,d samy tezitra, d manao vali-boraingina, d miady mila isaraka foana isaky ny mifamaly;mba inona re no vahaolana ry reto e