olana ara-tokantrano

21. mangidy ( 02/07/2008 12:10)
Fomban'ny mpivady ny miady hono e! inona moa no fototenin'ny mpivady? :-D ary matoa ianareo mbola tsy tonga eo @ fisarahana de mbola ao ilay Fitiavana! koa , tsy misy afa tsy ny miresaka foana rehefa misy tsy zaka! ary iarahana mamaha ny olana! pour la meilleure et pour le pire aza adino ny voady nifanaovana teo ambony alitara e! mahereza e!
22. haritianah ( 07/07/2008 15:09)
ny fitiavantena koa miteraka olana eo @ mpivady.
Oh oé ny iray miezaka hatrany ny mba mitady zvtr hanatsarana ny tokatrano, ampifalifaliana ny vady, mamorona programme mba iarahana sns...Nefa ny iray dia finaritra ny mandray fotsiny fa tsimba mikaroka na manolotra ho an'ny iray dia kivy lé manao fa ts reciproque mits.Dia lasa miteraka alahelo ary iny alahelo inyno mivadika ho fahasorenana ary lasa ady avy eo.
23. brado ( 08/07/2008 05:57)
Ny fotonteninn'ny vady ane de ady e.ka noho izany refa hoe hanambady izay de vonona ny ady, na ami fiainana na amin'ny lafiny hafa.Misy mantsy entin'ny hafanampo fotsiny de hoe andao hivady fa tsy eritreretina akory ny zavatra miandry ka heverina ho toy ny fiarahana fony mbola mpifakatia iany no mbola fiarahana ao antokan-trano ka efa tafiditra vao mitady lalana hivoaka.Ny tsy fahaizana mitsitsy ny fitiavana ko de matetika miteraka olana eo amin'ny mpivady.Efa lany teny ampiarahana ny fitiavana ka efa kely sisa no entina ao anaty tokantrano.
24. mangidy ( 08/07/2008 12:33)
Rehefa ifanarahana de misy fomba bdb ikolokoloana ny Fitiavana mba tsy aha lany azy, fa vao maika aza ampitombo azy bb kokoa, raha oh ka tsy atao be loatra ny Fitiavantena.Ary ny hoe lalana ivoahana indray? raha afaka ifanome izay tadiavina ny couple dia tsy tokony itady any ivelany i Mme na i Mr dia mandrimandry ny tany ka ho Fitia mifamaly :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1418