Didy jadona
1. natiora
(
19/05/2008 07:12)
Tsy misy zavatra azo atao intsony ao dago fa izay zavatra mandeha rehetra dia alainy ingahy RA8 avokoa, zavatra nangalariny Ratsiraka nandritry ny 16t taona nalainy RA8 tao anatiny heritaona monja
novalian'i Jeankely ny 03/06/2008 17:12
2. tlay
(
19/05/2008 08:34)
aleo asiko ohatra ny tenininao fa marina tsimisy azo lavina, vanille tany faritra SAVA iny zao t@2001, 900.000fmg, tafakatra 1.500.000fmg KG farany tafakatra 2.000.000 fmg ny KG, vao tonga @zay ny 2002 tonga de nitsana any 15.000 ny KG. RA8 doly zany e! : :-@ :-@ :-@
3. ravakamalala
(
19/05/2008 09:25)
Tsy misy zavatra azo atao intsony ao dago fa izay zavatra mandeha rehetra dia alainy ingahy RA8 avokoa, zavatra nangalariny Ratsiraka nandritry ny 16t taona nalainy RA8 tao anatiny heritaona monja
mba omeo ohatra amin izany hoe fa izahay zao aty tena tsy maharaka an zany film zany!
4. Jeankely
(
19/05/2008 10:12)
Miarahaba anao Ravaka ooo. Aleo ilay malala ho mba hoan'i leiry. Fa miaiky anie izany ry zalahy fa faratampony ilay olona matao mahavita mandrombaka izany rehetra izany.
Fa raha mivarotra mora aho na hivarotra lafo raha tsy ilainao ny entako afaka hanery ano aho ve hividy ? Mazava ho azy fa simba izy rehefa tsisy mpaka. Ny filazana fa i Dadatoa daholo no manao izao rehetra izao dia mitory fahadondronana amiko satria midika izany fa tsisy intsony ny hafa.
Ny mahagaga anefa dia mbola afaka miteny sy milay ihany ireo milaza azy ho dadany.
Raha ny didi jadona kosa dia tena mety io amiko :-D :-D :-D

5. tlay
(
19/05/2008 10:40)
jeankely::: tena marina io volazany NATIORA io, lasa totongana tateraka mihintsy anie zao ny vidim-piainana ao mada ao e! jereo ny tanana zay misy TIKO vita ra8 goudron doly, fa mba jereo anie any akafa e! raha resaka BIZNA alo dia atao veloma tateraka mihintsy e! betsaka ny ohatra itako @zany a! enao vao mihetsika kely ary omano hetra, vao makatsy kely omano ny hetra sns...e!!! :{ :{ :{
6. ravatorano
(
19/05/2008 10:47)
lery zany manambola e
ny tiko zany e
izao ary toa itako tamin'ny gazety fa ho lasan'ny tiko koa ny soavoanio
ka reefa tsy hampiasa ny volany ny operatera sasany sia tonga masika ry zalah e
ka inn no olana sa aleo ho faty tanteraka ilay orinasa d tsy hanana asa tsony izay efa tao taloha

7. Jeankely
(
19/05/2008 11:01)
Izay indrindra rehefa tsy hanao aleo ataon'ny afaka manao. Ny tena marina dia maro no zatra revy motraka ka rehefa sendra ny enjana dia taraiky. Mbola aiza ary raha avela miditra malalaka daholo ny entana rehetra. Angamba hoe maty izay fa aza avela hiditra aloha.
izaho tsy any saingy afaka milaza ve izay manaratsy fa olona tsy nianatra koa ny tompon'andraikitry ny TIKO fa i Dadatoa daholo no manao ny rehetra. Hatrany @'ny fitondrana firenena hatramin'ny rehetra. Mafay izy izany ary tokony hangina tokoa izay mahatsapa vola baoritra.

8. tlay
(
19/05/2008 12:38)
betsaka anie tehanao fa vosakana e! ary io anie ry zareo tsy de oe lay resaka gaboraraka fa io ndray tsimampaninona lay fehezin'ilalana vao maika aza mahatsara zvt e! fa ny indro kely anie io volaza io ambony io e! fa mba aizaoaiza ary zao ny karama any dago. jereo alo ny fidiram-bolan'i 1/1 ko inona ary zavatra mety ovitany??? karama aza efa mila tsy hoampy hoanina.
io resaka io ndray tsy dia misy loatra idirany lay hoe NIANATRA VE NY TOMPON'ANDRAIKITRY NY TIKO. za akory tsy milaza fa tsy nanao ny fitondrana ankehitriny an! nanao izy fa fetsy. ary marina doly io volazan'i NATIORA io. tampona tsisy manakale ny gasy. vao miainga enao dia sakana atsy saka ero, vola atsy vola ero, ny hetra trano @zany efa tsy lazaina tsony

9. tlay
(
19/05/2008 12:44)
jeankely:::::::: enao ve manaiky izy oe faratampony izy dia avela handrobaka zay tiny horobainy??? ti ahy eto fa vao misy gidra ao dago ao oitanao zavatra iseo ao ratsy mitandrina denizao io filohan-tsika io
10. xxx
(
19/05/2008 13:00)
Misy resaka déloyal ao e, ataon'lery en faveur-ny aby ny zavatra rehetra dia tsy misy afa-tsy izy mianakavy no afaka mihetsika ao . Zara mitongilana beeeeeee
11. Jeankely
(
19/05/2008 13:18)
Izay mamafy rivotra mijinja tadio. Tsy izy no anarinao fa ny tenanao tia hampiresaka ny ratsy. Ny fitondrana ve no nahatonga anao mipetraka andafy @'izao sa ny ezakao, mba valio. Tsisy izany sakantsakana izany fa ianao no tsy mahavita dia mampiresaka zavatra hafa. Ny olona mahavita zavatra rehetra tsisy fifandraisany amin'izay mpitondra fanjakana koa inona ity hoe samy ry zareo ity? Sao nareo kosa no efa notaizana tamin'izany ka izay hatrany no ao antsaina.
12. tlay
(
19/05/2008 14:08)
fa enao ao anatiny mpitondra @zao sa inona fa enao zany to miakapofona be aleo atao oe mety zany fitondrana ao raha izay no tinao olazaina, fenarana ry jeankely no atodiako aty a! fa tsy de lay oe resaka fitondrana lotra a!
fa izao ono lay namafy rivotra??? de iza lay mijinja lay tadio????? ny vahoka anie zany alo hatraminizao no mijinja ny tadio e! fa lay mamafy rivotra ary iza ozy enao?????????? sssssh firy ny isany vaoka malagasy??????? dia firy @reo no manakarena?????????? de firy @reono nahavita zavatra?????????

13. mpanera
(
19/05/2008 14:14)
Jeankely:
Izay mamafy rivotra mijinja tadio. Tsy izy no anarinao fa ny tenanao tia hampiresaka ny ratsy. Ny fitondrana ve no nahatonga anao mipetraka andafy @'izao sa ny ezakao, mba valio. Tsisy izany sakantsakana izany fa ianao no tsy mahavita dia mampiresaka zavatra hafa. Ny olona mahavita zavatra rehetra tsisy fifandraisany amin'izay mpitondra fanjakana koa inona ity hoe samy ry zareo ity? Sao nareo kosa no efa notaizana tamin'izany ka izay hatrany no ao antsaina.
tsy fantatro aloha na olona mipetraka eto ianao io na any lavitra any fa raha olona mipetraka eto dia ohatran'ny hoe misy zavatra manampina ny masonao na ao anatiny ireo olona mahazo tombontsoa noho izany fanamparampahefana izany ianao.Raha tena henjana marina le groupe taritiny dia tokony any @ sehatra mampijaly ny vahoaka izy no manao investissement oh: jiro sy rano, solika. Mba jereo ange ny fampiakarany ny vidiny menaka izay izy irery ihany no manana alalana hanafatra izany e?
Ary tsy vitany eo izy irery no manana alalana @ izany fa mbola tsy vitany ara-dalàna akory ny famatsiana ny vahoaka fa misy foana ny krizy ny tsena anefa tsy avelany idiran'ny hafa
15. Jeankely
(
19/05/2008 15:08)
Inona no tsy hamoahanao amin'ny gazety izany lalana milaza fa mikatona ary tsisy afa-tsy izy irery izany. Ny fantantro dia mpikambana @ WTO, SADC, COMESA i Madagasikara ary raha tena ny tanjon'ireo aza dia misokatra koa inona izany raha izany no ekena. Raha nisy ny fanafohanana hetra dia mimenomenona ianareo. Misy indray ilay izy mbola mimenomenona. K'inona ihany sao hevirinao hilekany aorianao kosa aza ny mpitondra fanjakana :-D :-D :-D :-P :-P :-P
16. tlay
(
19/05/2008 15:14)
AZA MAPIRESAKA EO ENAO FA MBOLA TSISY HETRA VOFAFA ZANY TAO E! vao maika aza nitombo, fa tsiazoko marina hoe mitampona inona ny masonao tsimahita zavatra mitranaga ao dago ao @zao fotona izao. misaotra t@ ady hevitra e!
17. patrick2002
(
19/05/2008 15:40)
amiko dia ilay demokrasia ao madagsikara mihintsy no goragora ,azo hidiran'izao ,rehetra izao ny fitondrana ,ka mampanahy be ihany .
@ firenena rehetra dia misy ny hoe ethique politique ,misy ny lalana fa misy koa ny sakana rehefa tsy ao @ ilay ethique ianao ,ary misy ny contre pouvoir, manakiana ny fahefan'ny mpitondra izay mitady hanao abut de pouvoir.
Aty @ tany mandroso ohatr dia izay operateur economique ,mijanona operateur satria raha entrepreneur ianao dia mazava loatra fa tsy maintsy hitady profit ianao ,tsy misy entrepreneur izany aty hirotsaka deputé na maire fotsiny fa raha vao mirotsaka dia efa ,eo izay ny mpanao gazety hijery ny fitadiavana hataonao ,ka aleony entrepreneur miafina ao ambadiky ny mpanao politika .
Efa mazava fa raha vao Operateur economique no miditra manao politika dia lasa resaka mafia ,izay ilay fitondrana.

18. xxx
(
19/05/2008 19:01)
"Tsy misy zavatra azo atao intsony ao dago?" Ridicule! Enao no tsy mahita atao sa ny olona? Rehefa miresaka resaka avo lenta ohatran'izao dia mila precis am zavatra tenenina. En plus, manomeza examples mazava sy mandresy lahatra fa tsy manao safobe mantsina. Aiza ny donnees hanaporofoinao an'zany? Ovina?
"...fa izay zavatra mandeha rehetra dia alainy ingahy RA8 avokoa": Encore, stupid! Aiza ny porofo, oviana, taiza??? Eto tsy misy miteny hoe marina na tsia ny teninao fa ny fomba fisainanao no tokony ahitsy ho scientifique kokoa fa tsy literaire be mantsina...
"zavatra nangalariny Ratsiraka nandritry ny 16t taona nalainy RA8 tao anatiny heritaona monja" Rehefa mamoaka hevitra lehibe ohatran'itony dia tokony hitandrina...iza no nangalatra? Ratsiraka hoy enao dia nangalarin'i Ravalo tao anatin'ny herintaona? Tsy misy logique akory ny resakao ka tsy tokony handaniana fotoana eto. Mieritrereta tsara sy manaova recherche vao miresaka fa zao le tsy mampandroso ny firenena e!

19. Jeankely
(
19/05/2008 23:55)
Misaotra anao xxx na izany aza tsy dia tiako aloha ilay manao xxx ary izay no antony mampisy ny solon'anarako marobe. Efa nosoratako ery ambony sy any amin'ny resaka hafa io voalazanao io. Raha misy lalàna milaza fa tsy azo atao ity fa iry ihany dia avoakagazety iny lalàna iny ary hiadiana hevitra. Napetrako tany aloha tany fa ny olona tompon'orinasa manana ny fikambanany koa mazava sy mitombona kokoa raha tena tompon'orinasa, na solontenandreo no miresaka ny fahavoazany mivantana. Ilay zava-misy anefa dia mpianatra andafy izay tsy manana orin'asa any Madagasikara no miseho mandahatra. Tezitra moa reo teneniko hoe vitao ny fianarana dia raiso ny andraikitra fa tsy vao any andakilasy dia hananatra ny Filoha, PM, Ministra ary samy nandalo andafy daholo ireo fa tsy ianareo ihany. Dia navoaka indray koa fa mpiaro ny fitondrana aho nefa tsy misy hifandraisako amin'ny politika ary mitrongy aho vao mihinana fa tsisy azoazo fotsiny. naveriko koa fa tokony samy manana ny andraikiny. Ny mpianatra mianatra tsara ary mamita ny fianarany. Ny tompon'orinasa mampandeha ny orin'asany. Ny mpitandro filaminana manao ny azy sns fa tsy mifampitsabaka ka ny mpanasa vilia ao Frantsa no hanamboatra lalàna ao Madagasikara.
20. xxx
(
20/05/2008 17:24)
Ny anarana marina tanimboanjo fa tena mahamenatra ahy ty ps j kely ty fa tena anarako anefa ny zvt lazain'le dala toa tsy mandeha ze lozika fa fiarovana an'R8 fotsiny tsy fitiavana na ny gasy na tanindraza akory raha fahitako azy fa fiarovana an' R8 fotsiny eh! aiza ve rangah d misy hoe ny Ny fitondrana ve no nahatonga anao mipetraka andafy @'izao sa ny ezakao? misy ny te hanohy fianarana any misy ny te hitady asa any nohony fahantrany gasy fa tsy afa manôtra tsy azo @ angovo na sandry ny fandehanana any fa refa mba afaka mialokaloka any Asia any d aza mandatsa ny gasy