Ilaina ve ny mpiandry?
41. ikaretsaka
(
03/06/2008 15:37)
prime> farito aza le hoe "miofana" tianao lazaina sao samihafa indray ny fandraisantsika roalahy azy..
ny ahy:
amiko manko io ohatran'ny asa rehetra... mianatra ilay asa aho dia rehefa fenoko ny fepetra rehetra hahazoako manao izany afaka manao ilay asa aho .. fa possible kao anefa hoe misy asa sy traikefa vaovao tsy nianarako mihitsy tany ampianarana fa "sur le terrain" misy koa le fiofanana 1: karazan'ny retraite ohatra na formation izay harahina foana!
rehefa hitako kosa hoe tena vizaka aho ary tsy ho vitako intsony ity asa ity (na ara batana io na ara tsaina na ara panahy) dia aleoko mmilamina amin'izay fa izay tratry ny heriko sisa
sao tsy izay ny handraisanao ilay "miofana" manko ka

42. yonikafopl
(
04/06/2008 08:51)
zao le hoe mibahana ny varavaram-piangonana izy ka misakana ny hafa hiditra ao!
zay indrindra
43. prime
(
04/06/2008 13:26)
Ika> voalazanao tsara ilay resaka fiofanana tiana ambara... ilay voalazanao farany no tiako hazavainao kokoa hoe, "raha vizaka dia aleo milamina fa izay tratry ny hery sisa..."
44. ikaretsaka
(
05/06/2008 02:57)
ka le "piandry" lazain'ilay namorona dujet eto anie ry prime efa "vizana" ny toetrany e...
ko tsy aleo alamina?
ko tsy aleo alamina?
45. prime
(
09/06/2008 13:41)
david33> azo tantaraina na omena misy2 kokoa ve aloha ilay hoe, mifosa, mandainga, mampiady olona...!!!
Ika> eo indrindra isika izao... hoe inona marina no nitranga...

46. fahamarinana
(
09/06/2008 15:10)
:arrow: tena misy cas mitranga tokoa ry zareo ny toy izany hany ka mipetraka foana io hoe inona no ilana ny Mpiandry io.Misy Mpiandry rehefa nahazo fitarainana dia mahay mandinin-tena ka mahay mandamina.Misy koa anefa Mpiandry sasany dia tsy mahatsapa akory ny ataony na mody tsy mahatsapa :tsy fantatra intsony.Mampalahelo nefa izay no zava-misy mipetraka. (l)
47. prime
(
11/06/2008 08:20)
Ohatry ny te-handalina ihany aho... tsy sanatria akory tsy mino izay voambaran'i david33 na koa hoe te-hanamarina ny nataon'ilay mpiandry fa mba te-handalina fotsiny hoe inona marina ny nitranga...
Nifosa, nandainga, nampiady nanao ahoana tokoa moa ilay Mpiandry?
Efa nisy tranga maro mantsy nifanohitra tamin'io dia rehefa tsy hitan'ilay olona intsony ny anenjehana ilay mpanompon'Andriamanitra dia ilay olona mihitsy no nisisika nanao toa io (nifosa, nandainga, nampiady) dia avy eo ilay mpanompon'Andriamanitra no nolazaina fa nanao izany satria iaraha-mahalala fa ireny mpanompon'Andriamanitra ireny (Mpitandrina, Pretra, Mpiandry, Diakona...) dia mahalala tsiambaratelo manokana noho izay asany izay ka azo anilihana andraikitra mora foana...

48. fahamarinana
(
11/06/2008 15:17)
:arrow: marina koa ny voalazan'ny prime fa misy koa karazan'olona toy io dia miandry ilay mpanokatra dinika izany isika ahazoana fanazavana be be kokoa... (l)
49. niryna
(
25/06/2008 19:31)
prime:
Ohatry ny te-handalina ihany aho... tsy sanatria akory tsy mino izay voambaran'i david33 na koa hoe te-hanamarina ny nataon'ilay mpiandry fa mba te-handalina fotsiny hoe inona marina ny nitranga...
Nifosa, nandainga, nampiady nanao ahoana tokoa moa ilay Mpiandry?
Efa nisy tranga maro mantsy nifanohitra tamin'io dia rehefa tsy hitan'ilay olona intsony ny anenjehana ilay mpanompon'Andriamanitra dia ilay olona mihitsy no nisisika nanao toa io (nifosa, nandainga, nampiady) dia avy eo ilay mpanompon'Andriamanitra no nolazaina fa nanao izany satria iaraha-mahalala fa ireny mpanompon'Andriamanitra ireny (Mpitandrina, Pretra, Mpiandry, Diakona...) dia mahalala tsiambaratelo manokana noho izay asany izay ka azo anilihana andraikitra mora foana...
zavatra efa nitranga io ary efa nijoroko vavolombelona ihany koa:nialona an'ilay pasitera ilay diakonina (voafidy izy saingy nanana tetika ny haka vola),nety tsikaritr'ilay pasitera izany ka dia teo no nanomboka ny lalom-pon'ity diakonina.Nisy mpiangona iray izay novonjen'i pasitera mba hiala ny toaka ary dia afaka kanjo niverina ny bara indray izy.Noho ny fitiavany azy dia nanaraka azy tany izy ary rehefa noresahina satria itany fa atry be lery dia noentiny nivoaka ,kanjo nisolafaka kely ny tongon'ilay pasitera dia nianjera azy.Niss olona sendra nandalo ary dia nilaza ny fiangonana ary dia nahongana ilay pasitera.Taty aoriana elabe vao fantatra ny marina...saingy indrisy...