Fitiavana Atra kanefa ve Izy mety ho tezitra amintsika?

1. niryna ( 13/05/2008 18:08)
Andriamanitra dia fitiavana( Jaona 3:16) ary nampisehony antsika izany fitiavany izany eny na dia mpanota aza isika.Nampianarina isika ny hanaraka ny didiny,ny hampihatra ny anatra nomeny ary ny andeha amin'ny finoana dia ny finoana Azy irery ihany.Nomeny fotoana isika ary ny taranaka mandimby rehetra no efa samy nandalo tamin'izany,ankehitriny dia izay teny nolazainy dia efa nitranga,mitranga ary mbola hitranga,izay voalazany ao amin'ny teniny dia ny baiboly izany .
Ny horohorontany,ny afo manimba ny tendrombohitra,ny rivo-doza,ny tondra-drano ,ny toetra mahamoa fady rehetra,ny famonoana ny tsy manantsiny sns.
Na avy any an-danitra izany na ety an-tany na any anaty ranomasina dia mitranga avokoa .
Efa akaiky tokoa ve ny fahatongavan'i kristy ?
Fitiavana Atra kanefa ve Izy mety ho tezitra amintsika satria tsy manome voninahitra Azy isika ?
novalian'i niryna ny 06/06/2008 04:13
2. ratonga ( 13/05/2008 20:51)
tsy mifanohitra vé zany wé andrémanitra fitiavana sy andrémanitra tezitra zany :roll: :°)
3. Ilo ( 14/05/2008 06:25)
Izy aza miteny hoe tezera fa aza manota ko!
Raha ohatra Izy ka mahita antsika manao ny tsy mety kanefa tsy tezitra amintsika dia @ izay Izy no tsy tia antsika. Isika anie zanany e! Taiza no mbola nisy ray aman-dreny tsy tezitra t@ zanany izany rehefa tsy manaraka ny teniny? dia mitovy @ izay ihany io.
Ny zanaka tiana tsy tsitsiana ratsan-kazo... :P
4. badboy ( 14/05/2008 07:45)
niryna:

Andriamanitra dia fitiavana( Jaona 3:16) ary nampisehony antsika izany fitiavany izany eny na dia mpanota aza isika.Nampianarina isika ny hanaraka ny didiny,ny hampihatra ny anatra nomeny ary ny andeha amin'ny finoana dia ny finoana Azy irery ihany.Nomeny fotoana isika ary ny taranaka mandimby rehetra no efa samy nandalo tamin'izany,ankehitriny dia izay teny nolazainy dia efa nitranga,mitranga ary mbola hitranga,izay voalazany ao amin'ny teniny dia ny baiboly izany .
Ny horohorontany,ny afo manimba ny tendrombohitra,ny rivo-doza,ny tondra-drano ,ny toetra mahamoa fady rehetra,ny famonoana ny tsy manantsiny sns.
Na avy any an-danitra izany na ety an-tany na any anaty ranomasina dia mitranga avokoa .
Efa akaiky tokoa ve ny fahatongavan'i kristy ?
Fitiavana Atra kanefa ve Izy mety ho tezitra amintsika satria tsy manome voninahitra Azy isika ?



Enao angamba isan'ilay voafitaka na namitaka t@ ilay filazana nalaza be hoe hoe ho avy ny faran'izao tontolo izao @ 2000 ka hidina avy any andanitra Kristy!!

Ka eritrereto ihany hoe ilay fampihorohorona ataonao io ve tena ilay sitrak'ilay omenao voninahitr'eto!! Tandremo ihany sao ho tafiditra ao anatin'ilay karazan'olona lazainy hoe "mpaminany sandoka"!!!
5. ratonga ( 14/05/2008 15:03)
Taiza no mbola nisy ray aman-dreny tsy tezitra t@ zanany

ny ray aman-dreny tsy andrémanitra araka ny famaritanao azy io :°)
6. niryna ( 14/05/2008 18:03)
ratonga:

tsy mifanohitra vé zany wé andrémanitra fitiavana sy andrémanitra tezitra zany :roll: :°)

nop,tsy mifanohitra mihitsy,tia ny mpanota rehetra izy saingy tsy tia ny ota.
fitiavana izy ary nasehony tamin'ny fitiavany ny zanany nanavotra antsika eny na dia mbola mpanota aza isika.
Tezitra izy satria :

10 Fa Jehovah no Andriamanitra tokoa, Eny, Izy no Andriamanitra velona sy Mpanjaka mandrakizay, Izay mampihorohoro ny tany amin'ny fahatezerany, Ka tsy tantin'ny firenena ny fahavinirany -- Jeremia 10:10
http://baiboly.org/toko.asp?boky=MALAKIA&toko=3&andininy=3-5&dika=
7. niryna ( 14/05/2008 18:05)
Ilo:

Izy aza miteny hoe tezera fa aza manota ko!
Raha ohatra Izy ka mahita antsika manao ny tsy mety kanefa tsy tezitra amintsika dia @ izay Izy no tsy tia antsika. Isika anie zanany e! Taiza no mbola nisy ray aman-dreny tsy tezitra t@ zanany izany rehefa tsy manaraka ny teniny? dia mitovy @ izay ihany io.
Ny zanaka tiana tsy tsitsiana ratsan-kazo... :P


itako,dia tambatambazana eo foana ve izany raha fantatra fa manao ny tsy mety e,dia lasa mijery harina an-kandrina indray izy izany e
8. niryna ( 14/05/2008 18:08)
badboy:

niryna:

Andriamanitra dia fitiavana( Jaona 3:16) ary nampisehony antsika izany fitiavany izany eny na dia mpanota aza isika.Nampianarina isika ny hanaraka ny didiny,ny hampihatra ny anatra nomeny ary ny andeha amin'ny finoana dia ny finoana Azy irery ihany.Nomeny fotoana isika ary ny taranaka mandimby rehetra no efa samy nandalo tamin'izany,ankehitriny dia izay teny nolazainy dia efa nitranga,mitranga ary mbola hitranga,izay voalazany ao amin'ny teniny dia ny baiboly izany .
Ny horohorontany,ny afo manimba ny tendrombohitra,ny rivo-doza,ny tondra-drano ,ny toetra mahamoa fady rehetra,ny famonoana ny tsy manantsiny sns.
Na avy any an-danitra izany na ety an-tany na any anaty ranomasina dia mitranga avokoa .
Efa akaiky tokoa ve ny fahatongavan'i kristy ?
Fitiavana Atra kanefa ve Izy mety ho tezitra amintsika satria tsy manome voninahitra Azy isika ?

hi,hi, ny aty mahatoky fa manana an'i Jehovah,Atra velona,manana an'i kristy ka tsy matahotra na hoavy rahampitso aza izy,ary hianao mba ahoana,mino azy fa Atra izy,mino azy ve fa any aminy ihany no misy ny famonjena?
Jereo ny mahazo antsika amin'izao fotoana izao fa efa voasoratra ao anatin'ilay boky volamena dia ny baiboly izany,efa nolazain'Atra kanefa moa ve mino ny olona,tsia ny sasany ihany

Enao angamba isan'ilay voafitaka na namitaka t@ ilay filazana nalaza be hoe hoe ho avy ny faran'izao tontolo izao @ 2000 ka hidina avy any andanitra Kristy!!

Ka eritrereto ihany hoe ilay fampihorohorona ataonao io ve tena ilay sitrak'ilay omenao voninahitr'eto!! Tandremo ihany sao ho tafiditra ao anatin'ilay karazan'olona lazainy hoe "mpaminany sandoka"!!!



9. niryna ( 14/05/2008 18:10)
ratonga:

Taiza no mbola nisy ray aman-dreny tsy tezitra t@ zanany

ny ray aman-dreny tsy andrémanitra araka ny famaritanao azy io :°)

tsy Atra izy fa mila manaja azy ny zanaka raha te ho lava andro hiainana,tsy Atra izy fa hajaina eo an-tampon'ny loha,ka raha Atra tsy hitantsika aza anjaintsika moa ve ny rar tsy ho hajaina,ny fananarany dia heverintsika fa fahatezerana sy fahasiahina

10. badboy ( 14/05/2008 19:50)
niryna:
hi,hi, ny aty mahatoky fa manana an'i Jehovah,Atra velona,manana an'i kristy ka tsy matahotra na hoavy rahampitso aza izy,ary hianao mba ahoana,mino azy fa Atra izy,mino azy ve fa any aminy ihany no misy ny famonjena?
Jereo ny mahazo antsika amin'izao fotoana izao fa efa voasoratra ao anatin'ilay boky volamena dia ny baiboly izany,efa nolazain'Atra kanefa moa ve mino ny olona,tsia ny sasany ihany


Aleo anga ianao ataoko hoe fohy fitadidiana mba tsy ho tezitra. Adinonao ve ilay tantran'ny 2 guerre mondiale (1914/1918 _1938/1945) izay nanetsika izao tontolo izao?? De raha alefa lavitra indray dia ny ady nataon'i napoléon izao tontolo izao (1810) na koa ny guerre troye, cartage......na ny nahalavenona an'i sodoma sy gomoro.... raha tokony ho tonga ny farany dia t@ ireo. Ka ilay mitory teny tsisy maharatsy azy f'ilay manesika rediredy tsy de ao loatra! :^) :^) :^)
11. cutie ( 15/05/2008 00:43)
http://www.dailymotion.com/related/5504393/video/x3f148_fitsapana-fefi_music
12. ikaretsaka ( 15/05/2008 14:38)
hita be eto ny maha sekta sy ny fampiasana ilay Atra ho fangalana kil
13. xxx ( 15/05/2008 16:17)
Fitiavana Atra kanefa ve Izy mety ho tezitra amintsika?

isika no mihevitra fa mety ho tezitra izy :wink:
14. niryna ( 16/05/2008 01:41)
badboy:


Aleo anga ianao ataoko hoe fohy fitadidiana mba tsy ho tezitra. Adinonao ve ilay tantran'ny 2 guerre mondiale (1914/1918 _1938/1945) izay nanetsika izao tontolo izao?? De raha alefa lavitra indray dia ny ady nataon'i napoléon izao tontolo izao (1810) na koa ny guerre troye, cartage......na ny nahalavenona an'i sodoma sy gomoro.... raha tokony ho tonga ny farany dia t@ ireo. Ka ilay mitory teny tsisy maharatsy azy f'ilay manesika rediredy tsy de ao loatra! :^) :^) :^)
satria mbola tsy tonga ny farany ary izay notenin'i kristy dia tonga ary mboa ho tonga ary ireo firenena izay manda azy dia jereo ny vokany ,ny tsy manantsiny no mijaly

http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JEREMIA&toko=7&andininy=12-21&dika=

13 Koa ankehitriny, hoy Jehovah, satria nanao izany zavatra rehetra izany hianareo, Ary niteny taminareo Aho, eny, nifoha maraina koa ka niteny taminareo, nefa tsy nohenoinareo, Ary niantso anareo Aho, nefa tsy novalianareo, --
20 Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, ny fahatezerako sy ny fahavinirako haidina amin'ity tany ity, Dia amin'ny olona sy ny biby fiompy Sy ny hazo any an-tsaha Ary ny vokatry ny tany; Dia hirehitra izany ka tsy hovonoina.


15. niryna ( 16/05/2008 02:02)
cutie:

http://www.dailymotion.com/related/5504393/video/x3f148_fitsapana-fefi_music

misaotra aky a

16. niryna ( 16/05/2008 02:21)
ikaretsaka:

hita be eto ny maha sekta sy ny fampiasana ilay Atra ho fangalana kil


5 Fa raha ataonareo tsara mihitsy ny làlanareo sy ny ataonareo, Ka mitsara marina ny adin'olona amin'ny namany hianareo,

6 Ary tsy mampahory ny vahiny sy ny kamboty sy ny mpitondratena, Na mandatsaka ra marina amin'ity tany ity, Sady tsy manaraka andriamani-kafa hahatonga loza aminareo.
10 Moa ataonareo ho zohy fieren'ny jiolahy va Ity trano izay efa niantsoana ny anarako ity? Indro, ny tenako aza dia mahita izany, hoy Jehovah.

26 Nefa tsy nihaino Ahy izy ireo Sady tsy nanongilana ny sofiny, Fa nanamafy ny hatony Ka nanao ratsy mihoatra noho ny razany aza.

27 Ary na dia holazainao aminy aza ireo teny rehetra ireo, Dia tsy hihaino anao izy; Ary na dia antsoinao aza izy, Dia tsy hamaly anao.

28 Koa lazao aminy hoe: Ity no firenena tsy mihaino ny feon'i Jehovah Andriamaniny Sady tsy mino anatra; Very ny fahamarinana, Fa afaka tamin'ny vavany. . Jeremia 7: 5- 28


hmm :roll:
17. niryna ( 16/05/2008 02:29)
xxx:

Fitiavana Atra kanefa ve Izy mety ho tezitra amintsika?

isika no mihevitra fa mety ho tezitra izy :wink:

Tezitra Atra satria vao maiky maro ny olona minoino foana sy manohitra ny hafany ary manao an'Atra tsy ho tsinontsinona.Endrika anehoany izany fa efa ho avy Izy .

6 Ary handre ady sy filazana ady hianareo; koa mitandrema, aza matahotra; fa tsy maintsy ho tonga izany; nefa tsy mbola tonga ny farany.

7 Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy mosary sy horohorontany amin'ny tany samy hafa.
Matio 24: 6-7

18. ikaretsaka ( 16/05/2008 02:44)
inona no hidiran'io tsimpona io sy le zavatra nol;azaiko ry nirina?
sa fitia te hampifandray ny vitsika @ petrole fotsiny indray? :wink:
19. niryna ( 16/05/2008 02:51)
badboy:

Enao angamba isan'ilay voafitaka na namitaka t@ ilay filazana nalaza be hoe hoe ho avy ny faran'izao tontolo izao @ 2000 ka hidina avy any andanitra Kristy!!

Ka eritrereto ihany hoe ilay fampihorohorona ataonao io ve tena ilay sitrak'ilay omenao voninahitr'eto!! Tandremo ihany sao ho tafiditra ao anatin'ilay karazan'olona lazainy hoe "mpaminany sandoka"!!!
Raha miaraka aminy sy mino azy isika dia tsy tokony atahotra,moa ve isika tena mino aza sa manao vola ,harena ,olon-kafaka, zavatra ho Atra ?

26 Ary hitanareo sy renareo fa tsy eto Efesosy ihany, fa saiky manerana an'i Asia rehetra dia mitaona olona betsaka izany Paoly izany ka mampivily ny sainy manao hoe: Tsy Andriamanitra izay zavatra nataon-tànana.Asa 19:26

hi,hi,

1 Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin'Andriamanitra ireny, na tsia, satria maro ny mpaminany sandoka efa lasa any amin'izao tontolo izao.

2 Izao no ahafantaranareo ny Fanahin'Andriamanitra: Ny fanahy rehetra izay manaiky fa efa tonga tamin'ny nofo Jesosy Kristy no avy amin'Andriamanitra;
1 Jaona 4:1-2

20. ikaretsaka ( 16/05/2008 03:11)
fa namanao i paoly sa tsia?
namanao i Joany sa tsia? sao minomino ny fanay tokao aza ianao ity?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0701