Misy demony

41. xxx ( 11/05/2008 14:28)
ikaretsaka:
"nanota" aloha no fanontaniana ry Zina fa tsy heo "Mpanota"
samihafa be ireo!

Manota ilay nosoratan'i Fody fa tsy nanota. Mbola samihafa koa ireo mantsy.
42. rijadolly ( 11/05/2008 14:45)
Ny hevitro manokana dia tsy miala amin'ity http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=EFESIANA&toko=6&andininy=10-19&dika= Izany hoe ra vao tsy ao aminao ilay fiarovana dia tonga ny devoly é,Tsy fanana an'ireo no mampisy demony anao.
Tsy fanana ny iray an'ireo amiko dia fandavana amin'Andriamanitra, :arrow: :arrow: nanota ianao
43. xxx ( 11/05/2008 14:56)
aretina zany amiko fa tsy fahotana
44. ikaretsaka ( 11/05/2008 15:07)
na na nanota na manota sa mpanota?
45. xxx ( 11/05/2008 15:08)
io ambony io e
46. fijo ( 14/05/2008 21:48)
ka le devoly wa ny sainao ihany no mamorona azy.
47. cutie ( 14/05/2008 22:49)
ie :wink:
48. fijo ( 16/05/2008 22:13)
ka aza mamorona ary
49. cutie ( 19/05/2008 22:57)
ka efa we tsy misy koa in ndray no hamoronana eo :-D
50. fijo ( 21/05/2008 20:36)
sao manofy de mamorona ko
51. cutie ( 22/05/2008 17:05)
non ka :-D
52. fijo ( 22/05/2008 21:19)
zay ahayy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5655