Misy demony
21. milaibe
(
07/05/2008 21:08)
tsika rehetra taranak`i Adama sy Eva dia mpanota avokoa, ka angambany hoy aho ny tianao hanontaniana fody dia hoe olona[ diso, tsy mendrika,sns...] ny olona hitoerana na hidiran`ny devoly ; amiko tsia satria ahoana no hanazavana ilay devoly navokan`i jesosy lasa nitoetra tao @ lay kisoa,io no tiany hidirana fa tsy nanao pacte taminy akory . Ny pacte tamin` ny devoly dia ohatra ireny panao magie noire ireny fa tsy any angamba ny fanontaniana
22. ikaretsaka
(
07/05/2008 21:21)
kiii ary ireo tsy mino iznay adama sy eva izany.... boudhiste ohatra na ny hindu (azafady fa ireo no akaiky ahy)
enfin, ireo izao tsy ao anatin'ilay religion mifototra @ genesisy toy ny jiosy, silamo ,kristianina,sekta evanjelika, bahai' sns...
izany oe tsy taranan'i adama sy eva ry zareo izany;; ireny iznay tsy mpanota?
ko tsy ry zalahy no sambatra indrindra le

23. ari.malala
(
08/05/2008 07:22)
tonga d tsia avy hatrany no avaliko! raha mamaky ny tantara ao am evanjely (izaho tsy mahay mitsimpona) isika d maita fa tsy manameloka ireny olona nipetrahan'ny demony ireny i Jesoa fa nandroaka izany demony izany aza no nataon'i Jesoa. Noho izany tsy manota ny olona ipetrahan'ny demony. Izy aza mba tsy fidiny azy ko!
fa raha ilay olona manao sary ipetrahan'ny demony aseho tele isintonana kil kosa klou amiko misangy an'Andriamanitra d tena manota e :^):^)
fa raha ilay olona manao sary ipetrahan'ny demony aseho tele isintonana kil kosa klou amiko misangy an'Andriamanitra d tena manota e :^):^)
24. milaibe
(
08/05/2008 09:07)
ho entina fahafatesana no tambin`ota mino aho na inona ny finoany lasa vovoka ihany izy ny réincarnation sy ny karazany iny zavatra finoana samy manana fa vovoka isika ka miverina ho vovoka ihany ,fa ilay fanontaniana teny @ voalohany dia mbola mamaly ihany aho hoe tsia
25. badboy
(
08/05/2008 11:25)
ikaretsaka:
raha hain'ialahy ny manazava olona hoe yaourt @ henakisoa ka dramany ka tsara sy mahasoa azy ..dia minoa marimarina mandeha ny bizna an'ialahy fa tsy misy olona mihitsy handeha hanontany hoe kisoa avy aiza sy yaourt avy aiza, fa ny idee an'ialahy nahay nanambatra bny henakisoa sy yaoyrt nanome kaly tiany no importany aminy
raha poizina no ataon'ialahy ao.. tsy handeha hanontany mihitsy nysarambaben' olona heo inona ilay poizina, fa ny hisambotra an'ialahy ho mpamosavy no ataony voalohany 8)
Mr ikaretsaka : alohan'ny hisamboran'ny olona azy angamba dia efa fantatry ilay olona rehetra mialoha hoe inona izany atao hoe poizina. Ary io ilay ilana ny famaritana iraisana satria raha ho an'ny hafa poizina midika fanafody dia ho lazainy adala ireo misambotra!
Ka ny fahaizana mamaritra @ alaln'ny teny ny zavatra iray no ahafahana manavak'azy @ hafa!! Ary io ihany koa no fototry ny fanavahana ny ratsy sy ny tsara, A/tra sy ny devoly, ny ota sy ny tsy ota......
:^) :^)
26. ikaretsaka
(
08/05/2008 13:17)
bad: raha hainao no miteniteny ilay olona hoe tysy poizina iznay io fa sotroy ... ka sendra ilay marivo salosana ianao dia petahany tokoa an..
adinon'i badboy sahady angaha ilay resaka 666 tany @ tanana iny hoe ran'i jesosy e..
sy ny temple solaire sns...
tandremo ihany!
adinon'i badboy sahady angaha ilay resaka 666 tany @ tanana iny hoe ran'i jesosy e..
sy ny temple solaire sns...
tandremo ihany!
27. majesty
(
08/05/2008 13:37)
Fody: ôtran'ny ahoana aloha le olona misy demony resahanao eto fa vague be dia lasa mivadika ny resaka:
1) ilay olona lazaina fa ipetrahan'ny fanahin'ny maty araka ny filazan'ny krisitana azy ve (ireny misy tromba ireny)?
2) ilay fahita @ film ireny ve ka tonga dia miova endrika lasa mampatahotra sy miova feo,raha vehivavy dia lasa feon-dehilahy ireny ve?
3) ilay olona ratsy fitondran-tena eo amin'ny fiaraha-monina ve ka lazain'ny olona hoe iny koa manao fiainan-demony na lohan-demony sns?
4) hevitra hafa mihitsy ankoatran'izay?

28. ikaretsaka
(
08/05/2008 14:18)
izay tokoa aloha tsara faritana..
misy manko olona misaina heo raha vao misy toetra hafa(tsy mitovy am,iny) ilay toetr olona dia heo "ratsy e, maloto e, demony e satana e, herin'ny maizina e"
hanao ilay resako tary hoe mampiasa bluetooth sy infrared any @ dezaka rehefa mamindra sary dia hoe misy devoly ny fitaovana sy ipetrahan'ny herin'ny maizina fa sary nalaina ary dia nifindra ary sy voa print ary

29. cutie
(
08/05/2008 19:36)
Mpandefa : Fody [ Valio ] 07-05-2008 19:03:49
Lohateny : Misy demony
Ny olona ipetrahan'ny demony ve manota sa tsia ?
non ny valiny :-D
31. ikaretsaka
(
09/05/2008 13:09)
raha nasian'ny sasany demony izy de ahoana..
le genre an'ilay kisoa namindran'i Jesoa demony ohatra...
nanota ve ireo kisoa?
dia eritrereto hoe olona ireo.
le genre an'ilay kisoa namindran'i Jesoa demony ohatra...
nanota ve ireo kisoa?
dia eritrereto hoe olona ireo.
32. cutie
(
09/05/2008 15:07)
majesty
ka efa we ipetrahany zany koa.
Mbola mipetraka fotsiny le demony :-D :-D :-D :-D :-D
ka efa we ipetrahany zany koa.
Mbola mipetraka fotsiny le demony :-D :-D :-D :-D :-D
33. salopard
(
09/05/2008 15:20)
ary aiza le-fody, toa nalefany le resaka , de efa misy 33 ny valiny, mbola tsy hita izy h@ izao: sa nalain'ny le fody le demony dia natsipiny tato @ serasera? de iny izy no tsy kobo intsony. aoka lesy papa a!
36. fijo
(
09/05/2008 21:09)
le demony aloha dia efa zavatra tsy misy ,ka olona hipetrahany ahoana indray ary???
marina koa le fanontanian ahoe "voafaritra ve le tiana lazaina hoe devoly?"mety ny sainao ihany mantsy no mamorona azy.
ika,rah amiteny koa hoe yaourta misy vanille"de mba fantara ny atao hoe vanille vao manaiky,fa rah avoasary makiran ano ataon'ialahy ao,avy dia sirika be hoe tsa izy ty fa avereno ny volako

37. xxx
(
10/05/2008 13:37)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 09-05-2008 23:09:06
Lohateny : Re : Misy demony
le demony aloha dia efa zavatra tsy misy ,ka olona hipetrahany ahoana indray ary???
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
38. Zina
(
11/05/2008 00:53)
ka efa hipetrahan'ny demony zany efa mpanota zany
avy @ devoly no nisian'ny fahotana
avy @ devoly no nisian'ny fahotana
39. rijadolly
(
11/05/2008 04:15)
Fody:Miala any ny tsipona ary voninahitra ho an'Andriamanitra irery satria tsy ny hevitro no ambarako sy tsiponiko fa ra izany dia mirehareha aho.
Ny olona ipetrahan'ny demony ve manota sa tsia ?
"Ampangino aho ra mitory izay tsy no lazaiNAO,sao é!zao ndray no hita ao fa tsy HIANAO" hoy Rija Rasolondraibe zay. http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=EFESIANA&toko=6&andininy=10-19&dika=
toin'ilay hira etsy ambony "asehoy ahy,ahitako teom-panahy sy fahotako, aiza ho aiza aho,sao dia nandao ,tafasaraka AMINAO"
40. ikaretsaka
(
11/05/2008 12:57)
Zina:
ka efa hipetrahan'ny demony zany efa mpanota zany
avy @ devoly no nisian'ny fahotana
"nanota" aloha no fanontaniana ry Zina fa tsy heo "Mpanota"
samihafa be ireo!
Fa raha nisy "namosavy" izy na olona tsy naninona tsy naninona fa nisy nanao ankasoparana ka le ataon'ny gasy hoe "nidiran-javatra" dia nanota izy @ izay sa tsia?