Nofoanana ny mpivarotra amoron-dalana

61. rakaroka ( 10/05/2008 17:00)
Ary tsy resa-be ny ahy. I Rossy iny izao hoe hanao "concert" any. Dia i Ra8 en perso mihitsy hoe no tafaresaka taty fa tsy misy olana fa modia. Dia anefa rehefa tonga tany tokoa: io tokoa aza fa hoe "tsy possible ao tanà. Dia nidrikina i Rossy hoe: "tsy maninn fa aleo hanao tourné any amin'ny province satria ny "engagement" noraisiona amin'ny dia any anie ka efa "investissement GOAVANA ilay olona any anefa tsy mahatsapa izany.
Asa misy fialonana sns, dia toa faly ny hamapandamoka ny hetsiky ny hafa...
tahaka ny mahafinaritra ny mahavoa olona hoe "sakoa izay"!. Noho izany lasa mitandrina ny avy aty.
62. Jeankely ( 11/05/2008 00:14)
Voalohany aloha dia tokony hanangana loha-hevitra hafa manjohy ity hevitrao ity ianao dia ao isiaka no mamelatra azy tsara satria efa voalaza fa mpamadi-dresaka ny miseo manampahaizana Malagasy. Miala tsiny aho fa efa tsy varotra amorondalana intsony ity. Raha hanohy aho dia tena resaka hafa no fiafarany. Tsy ratsy akory ilay resaka fa tsy ao anaty valan'ilay mpivarotra amorondalana. Tany ambadika aho nanokatra mifanaraka an'io hevitrao io saingy tsy nahakoty ny namana. Napetrako hoe "ny diaspora Malagasy mihoatra ny hafa manoloana ny fireneny". Ireo resakao ambony ireo dia tena tiako hitarina ary manana ambara tokoa aho fa izay hoe tsy ao anaty vala izay.
Ny tena hitako tsy mety koa dia tokony manaraka sy manamafy ny tiany lazaina hatrany ny mpanokatra loha-hevitra ary mamerina ilay izy isaky ny mivily zavatra hafa ilay resaka. Ny eto nefa dia sokafana fotsiny izay hevitra hita ary ilay mpanokatra tsy hita. Asa taratry ny fahaizantsiaka koa ve io sa ahoana ? Avy eo mivadika manohatra ny avy nolazainy indray ilay olona. Mba harao fa saika izay no hita maro ato. Taratry ny fahaizana andafy daholo ve izany ohatra ?
63. rakaroka ( 12/05/2008 07:38)
marina ny teninao hoe efa miha HS ny resaka . Tsetsatsetsa tsy aritra mifandraika amin'ny lanin-kevitra narosoanao no voaresako, tsy nihevitra na handalina izany eto aho pour l'instant nohon'ny "complexitén'ny "hetsika dispora". Efa mba samy manao izay ho vitany no sady miatrika sy mametraka ny maha-izy azy ny tsi1/1. . Tahaka izany koa aho eo am-panaovana zavatra
"possible" de mon niveau! Tsy tabaina ny "concentration sy méditation !" satria sady masina izany no 3sarobidy koa.
64. Jeankely ( 12/05/2008 13:41)
Ka hatramin'izao izany ve mandresy ary maro ny milaza fa aleo hivarotra amorondalana ny wanted eeee. izaho aloha mitsipaka ka tairo ary iza no maro isa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8321