Nofoanana ny mpivarotra amoron-dalana

41. rakaroka ( 08/05/2008 12:18)

Mbola averiko ihany amin'ny maha-rakaroka anao dia omeo hoe ampahafirin'ny volampanjakana amin'io toeranao io ny volampanjakana Malagasy. Aza hialana bala io.

Dia medité-o tsara ny valinteniko ity: "SAO ATAONAO FA LATSAKA AVY ANY AN-DANITRA NY VOLAMPANJAKANA eto amin'ny toerana misy ahy?...Ary marina ny fanombananao fa Manankarena mihitsy ny Département misy ahy, satria "BUDGET"-na "NATION" iray manontolo no mihodina eto. tSY NY CHIFFRE NO INONA FA NY EZAKA TOKONY ATAO SY IZAY HANANA EFFICACITE
AMIN'IZAY ATAO NO BANJININA!


42. rakaroka ( 08/05/2008 12:23)
Raha tsy vola ihany no ilaina inona no tsy hirotsahanao mahay mikaroka ho Presida ? Lany avy hatrany ny manandoha sy mahay mampiantra ny fikarohana.


Justement fifamatoran-javatra Be dia be ny fiainana. I Nicolas Hulot niangavian'ny olona hirotsaka ho president fa nahatsapa izy hoe mieux placé
amin'ny tiany atao raha tsy nirotsaka. Tsy midika izany hoe mialangalana izy . Au contraire aza tsara ny cote-ny tsy nirotsaka satria misy ouveture "GOAVANA kokoa aza miandry azy sur l'échellon INTERNATIONAL"
43. rakaroka ( 08/05/2008 12:30)
Ny tsy alehany tsy maintsy mipitika na hamikotra sahalan'ny inona aza ka miandry anareo manandoha ny firenena
.
Izay no ataoko hoe manao zinona ny hafa ianao. Tsy midika amiko mihitsy hoe tsy alehany ireo tsy any an-tanindrazana. Satria namana maro no fantatro manana toerana sy ny maha-izy azy mihitsy tsy fantatrao akory ary misy aza de dimension international. ka tsy afaka hijanona any fotsiny "avec ses atouts!".
Miandry azy ny firenena? dia anefa na zo mifidy aza wà tsy nomena azy ireny fa lasa natahorana indray 'ngamba lay zanam-pirenena. Te hiverina tokoa angamba izy ireny fa TSY vonon-kandray azy tahaka ny 3Inde" amin'izao fotoana GASIKARA any izay!


44. rakaroka ( 08/05/2008 12:35)
[
Sao mba fanakiviana ny vahoaka fotsiny mantsy no tiana atao.

Tsy fanakiviana ny vahoaka izany no nataoko ka. Au contraire "fankaherezana aza no nataoko, mety tsy arakao jereo ny santionana tononkalo nampidiriko ato ao amin'ny sehatra tononkalo mitondra ny lohan=teny hoe "RAKITRA"
Tena ho "fampaherezana no nanaovako izany". Efa nandefa kazarana DVD d'éducation" maro koa aho tany an-tanindrazana tamina cercle maro nampiarahiko tamina gouter isan-karazany. sns....

45. rakaroka ( 08/05/2008 12:38)
Afaka manala ny ainao amin'ny resaka vola arivo ny mahantra noho izany tsy tokony fandrangitana no homena azy fa fanazavana ny zavatra mahasoa azy.
:roll: :?: :roll: :?: :?: :?: 8O 8O 8O 8O

Misy hisainana rehefa mandray ondana.
=)) =)) =)) =)) =)) :-D :-D :-P

Fa 'zaho 'ngaha matory misy ondana?... tsy mpandray ondana aho. "Futon spécial" izay no atoriako .
46. Jeankely ( 08/05/2008 16:10)
Lasa im-polo niakatra nifanesy indray Rabe-Viagra. :-D :-D :-D .Tsaraaloa ilay mamaky vokatry ny fikarohana minainaina. :-D :-D :-D
47. rakaroka ( 08/05/2008 19:33)
Jeankely:

Lasa im-polo niakatra nifanesy indray Rabe-Viagra. :-D :-D :-D .Tsaraaloa ilay mamaky vokatry ny fikarohana minainaina. :-D :-D :-D



Ary inn ihany ihany aza 'ty "Viagra-nareo ity
:roll: :roll: 8O Izany ve no betsaka any :?: :?: . Aleo aza ovaiko ny PS-ko raha manahirana andry e :-D :-D :-D Dia hikaroka vao2 indray izany. Dia hatao hoe iza anefa :roll: :roll: :?: :lol:
48. yonikafopl ( 08/05/2008 20:40)
kay le duel rakaroka-jeankely ato hihihihihihihihih :-D :-D :-D :-D
49. Jeankely ( 08/05/2008 23:27)
Aza matahotra fa tsisy duel akory ato. Atody midona amin'ny vato aho raha hitsapa rakaroka. Mbola tsy miainga aho dia efa voatifitra in-6 avy vao miarina voantsena im-polo. Resy aho satria hery tsy mitovy. Ny ahy mbontolo fa tsisy fikarohana. Miandry ny katraka ny firenena hanarina azy avy ao andavaka.
50. rakaroka ( 09/05/2008 07:41)
Jeankely:

Aza matahotra fa tsisy duel akory ato. Atody midona amin'ny vato aho raha hitsapa rakaroka. Mbola tsy miainga aho dia efa voatifitra in-6 avy vao miarina voantsena im-polo. Resy aho satria hery tsy mitovy. Ny ahy mbontolo fa tsisy fikarohana. Miandry ny katraka ny firenena hanarina azy avy ao andavaka.



:-D :-D :-D Tssss. :-D :-D :-D Tsapa hoe sipa mahery fo aloha indry e.
Tsy ny saiko aloha no miresaka fiheverako azy fa ny fo amam-panahy: "ONENA"
aho raha ny marina mangoraka ireny olona ireny. Sahala amin'i Jesoa onena raha nisy ondry iray aza hono ivelan'ny vala. Sahala amin'i Dalai Lama nilaza fa "on est tous des frères. Donc ny "souffrancen'ny iray iaraha-mizaka. Ary araka ny fampianarana nolovako hoe : tanan-kavia sy havanana ka izay didi-maharary! Fa tiako BBBBBe koa ity rahavavy jeankely ity :-* :-* :-*
51. Jeankely ( 09/05/2008 10:14)
Raha resaka Jesosy na ny zavatra tanisain'i Dalai Lama indray dia tsy manana ambara amin'ireo aho ka dia mirary anao sy ny rehetra mba ahay hiaina tanteraka tokoa ny fisainana sy fiainana ao amin'i Jesosy. Mba hianatra koa aho satria mbola tsy tonga any tanteraka. Dia misaotra betsaka.
52. andryrabe ( 09/05/2008 14:49)
aza be wawa leretsy fa modia aty mba ho hita izay famonjena ataonareo ho an'ny gasy a.
53. Jeankely ( 09/05/2008 15:08)
Efa aty ka. Samy miasa ho an'i Madagasikara ireo Mpampianatra, injeniera, dokotera sns fa tsy hoe refesinao ahoana ny vita ho an'ny tanindrazana.
54. rakaroka ( 09/05/2008 22:18)
andryrabe:

aza be wawa leretsy fa modia aty mba ho hita izay famonjena ataonareo ho an'ny gasy a.


Waohhhh Efa nisy nody fa tsenainareo amin'ny hetra BBbbe hono anefa ny installation aza tsy mbola "efa dia niverina teto an-trano teto ilay ranamana. Hoe mody tambazan-drizalahy anefa...da tsa haiko marina e. Ary kôzy vrai ity fa misy te hanao clinique any koa, fa toa tsabatsabahan-drafanja dia sahirana reo dia naleony atsy Afrique du Sud no nis'installe. Ka ilay izy "ady seza ve no atao? Dia 'zahay aty 'ngaha moa fantatry ny gasy any intsony?...
Dia aleo mipirina amin'ny mason-tsokina koh! :-D :-D :-D
55. rakaroka ( 09/05/2008 22:34)
Fa 'zao e "mahafinaritra" ny toetran'i Jeankely eto , amin'ny fanakarana hevitra.Ary izany no tsapako hampivoatra. Fa ny olana matetika dia samy Bbbe dohika, tsy am-piheverana ny mety na tsia, dia matetika manifika manao tsinontsinona ny hevitra "SAROBIDY" aza!..Ka io no "blem"n'ny intellect" tsy hodiany koa! Marina hoe hanasoa tanindrazana fa dia ilay épanouissement gezan'ilay polifika mihitsy no mampiantona e.
:oops: :oops: :oops:
56. Jeankely ( 10/05/2008 00:09)
Misaotra amin'ilay voninkazo saingy fantantro tsara fa tsy mendrika ahy ilay izy satria maro no sahirana amin'ny fomba fanoratro sy filazako hevitra. Mbola ao anatin'ny manome fanafintoina ny hafa izany ka anisany mila mandinika. :-D :-D :-D . Ny resaka mody sy tsy mody io dia mbola tsotra ny momban'ny Malagasy ivelan'i Madagasikara. Ny Sinoa marobe nitsoaka "Communism" ary lasa Indonesia, Malaysia sns ohatra sendra ny mafaitra satria nisy fotoana novonoin'ireo tompontany misy ny tapa-doha, mihantona ny vehivavy voaolana sns mba nanandrana nitsoaka nody dia hoy ny Sinoa tany antoerana hoe "sahirana ny taty nitsoaka ianareo ka raha voa any dia any nareo fa tsy mitondra olana aty". Fay reo ary manaiky izay ataon'ireo hitoerany tsara avy eo. Nisy fotoana tsy nahazo niteny Sinoa eny andalana na manoratra teny Sinoa tao Indonesia fa tsy maintsy miteny Bahasa Indonesia na Malaysia. Taty aoriana nefa dia niantso ny Sinoa niparitaka indray ny mpitondra any China ary ny marobe amin'ireo mpanangana orin'asa any dia saika Sinoa lasa niparitaka saingy atao hoe vahiny satria tsy mitana ny maha-teratany azy intsony. Ny olan'i Madagasikara dia anisany mbola tsotra. Ny tena mahavita manangana orin'asa koa tsy dia maro.
57. rakaroka ( 10/05/2008 06:41)
'zaho manana namana "potentiel" BBbe isan-karazany aty. Ary te hody hanasoa na efa nanao tsobon-dranon-dRamiangaly tany aza ny maro. Fa misy voay hono lé rano :-D :-D :-D dia lasa nanorim-ponenana any amin'ny mahamety ny fiainany rizareo.
Jereo kosa anie ny "valorisation"n'ny karaman'ny dokotera ankehitriny any hono, toa kely noho ny karaman'ny polisy vao nivoaka aza?... Dia kivy rizareo.
D'autant plus mitombo ny "insécurité". Ka na toa inona fitiavan-tanindrazana.
Tena "sacrifice BBbe" ilay fiverenana, 'ndrindra moa hoe ny vazaha aty aza mbola mihevitra anao. Ka io question de tany malemy hanorenam-pangady koh Raha mozatra loatra ny tany: ho sahirana ny angady hifanandrina na toa inona fahaizana mety ho dombo ihany!
:-D :-D :-D
58. Jeankely ( 10/05/2008 09:13)
"Tena "sacrifice BBbe" ilay fiverenana" hoy rakaroka. Ianao no namoaka anio ary fa inona moa no tianao ambara amin'ity hoe 'zaho manana namana "potentiel" BBbe isan-karazany aty. Dia ahoana ireo mitrandraka petrole nefa tsy mahita ary antaonany maro vao mahita vokany ? Sahala izany ve ilay tianao ambara sa zavatra hafa. Sao mba tsy "potentiel" izany.
59. rakaroka ( 10/05/2008 16:46)
Ny "potentiel"lazaiko . Heu....Tena "Cerveau" BBbbe izany. Craaaaaak tena craaaack. Gasy izy io. Dommage manahirana ny milaza "anarana" satria ho fanebahana foana sy kritika no setrin'izany matetika. Fa ilay ranamana io "Major" foana tamin'ny seha-pianarana nataony. Major izy nivoaka an'Ankatso, nankaty, sy nianatra tany Etats-Unis. Ny piste sy indice mety hamantaranao azy dia ny "gasy jeune" indrindra nahazo ny "'agregation" izy io.
Dia izy tadiavina BBbbe. Izany tadiavina izany, mbetika mankatsy Etats-Unis na
eto, miasa ao amina toerana "reference international" aryt toerana top eto Europe", 'ndraika izy mankany Afrique de sud na "Allemagne,ssns....". Heu...."Afrique du Sud" matanjaka satria misy "ouverture" ny politique de l'Etats ao. Noho izany manampy izany raha hi-créer "Central" tahaka ny
"Challenge international fitsaboana cancer" ohatra. Dia ny fikan-drizareo izany satria hananany ny fahaizana dia ny ny vahiny no tokony hanantona antsika amion'izay fotoana. Ary devise BBbbbe mihitsy izany. Saingy ny gasy
tsy mahay mifamiraharaha izay indraindray hany ka mahana ambony ihany ny partenariat: jereo fa tsy afa-mandray anjara lalao fanatanjahan-tena akoru isika.Tsy question "budget" ihany fa diplomasia koa.
'zaho tsy hoe manome "fleur" andry fa "important" BBBbe ny "savoir être" angaha no ilazana azy?....
60. rakaroka ( 10/05/2008 16:52)
Tsy io ihany no fantatro fa nisy iray izay koa efa nivoanona hody . Izy efa nihevitra izay karama intsony fa mba hoe afa-mametraka tsotra ny orinasany.
Fa toa voafepetra BBbbe amin'ny lafin-javatra maro izy dia nahatsapa hoe tsy afaka ny hanana elatra ny zavatra ataony raha "zogaina tahaka izany! dia lasa any CANADA izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2372