Nofoanana ny mpivarotra amoron-dalana
22. Jeankely
(
06/05/2008 16:25)
Ny maivandoha lohan'angidina fa ny mavesadoha be lalalala manao loham-balala. Anontanio hoe inona no mihazona ny lohabeny. :-D :-D :-D :-D :-D
23. rakaroka
(
06/05/2008 16:49)
Ny lalàna mipetraka eto angamba dia novolavolain'ny olona ihany ! ary raha ny tokony ho izy dia apetraka mba hifampitsimbinana fa tsy hitsinontsiniavana ny hafa. Ka ny hevi-deny "boribory" tahaka ny hoe izany no izy na faly na tsia dia MIDIKA SAHADY HO TSY FIHEVERANA NY HAFA na toa inn hareny na tsy fananany ! Franchement j'exagère pas et ne complique pas la vie amin'ny toa izany :roll: :?: :wink: A plus forte raison aza:
"MILAY BBBb tamiko mihitsy ny fisian'ireny mpivarotra tny Behenjy, Ambatolaona, Sambaina,sns ary c'est le "charme de mon voyage m^m". ARY NALEOKO LAVITRA AZA NISY ireny , raha mbola azo tohizana moa, izay no naha gasikara azy aza koh! Faut pas trop exagèrer satria hono hoe "MADIO"!
:roll: 8O :{ :{ :{

24. Jeankely
(
06/05/2008 17:59)
Anay moa tsa mahay ity teny Parantsay nao "rakaroka". Mampalahelo loatra raha tianao hijanona amin'ny revy taloha ny fiainana ao Madagasikara nefa ianareo miseho milay amin'ity tenimbazaha tsisy fivoarana ity. "izay no naha gasikara azy aza koh!". Fa ahoana no hijanona @'ny nahaizay azy. Anarany lasa andafy fa motraka. Sao mba mpivarotrondro any andafy :-D :-D :-D :-D
25. rakaroka
(
06/05/2008 18:58)
Io tsa ary hoe rehefa revy vao dia milay. Taoko maro no mbola tavela ny fomban-tany tsy misy remise en question fa dia fikirina satria "feeling" ho an'ilay mankafia izany. Motraka noho ny mpivarontena conseillé-nao etsy ambony angaha ilay mpivaro-trondro: "Attention" fa mila formation" manokana tahaka ny sampam-pianarana rehetra vao afa-manao izany aty amin'ny misy amiko aty. Ary raha izay moa no mahavelona ilay olona? Inona ny "blemanao amin'izany? Tsy zara aza ny olona velona? Ny mahamotraka ny olona tsy question loatra hoe taty an-dafy na tsia!
Ny tenim-bazaha dia tsy entina mi-geste sanatria fa hanovozana sy hanitarana
izay tokony ho fantatra tsy hita tao amin'ny "cercle gasy". Donk jamais amiko ny hanevateva tahaka anao io . Averiko aminao ny tenin'ity Doyen iray fa raha tsy maha-maitrisé ny languen'i De Gaule sy Shakespears ianao tsy afaka akory hifandahatra amin-drizareo satria tsy hiteny ny tenigasinao izy. Et j'ai intérêt à parler aussi leurs langues

26. Jeankely
(
06/05/2008 23:41)
Na teny inona na teny inona no ampiasainao tsy ry zareo no mifandahatra eto noho izany tsy tafiditra anaty vala ny resakao fa mivoana. Izao tsy hiteny Malagasy @'ny olona tsy Malagasy na aiza na aiza fa eto angaha ianao sa iza no kilasianao ry zareo amin'ityhoe "...raha tsy maha-maitrisé ny languen'i De Gaule sy Shakespears ianao tsy afaka akory hifandahatra amin-drizareo satria tsy hiteny ny tenigasinao izy". Mifandray ve ireo resaka ireo.
Ny anontaniako anao amin'ny andafinao dia ny fiainany talohabe ve no ampiasaina ao. Aza dia faly ny "mijapy Train" ka ny eo ampotonorona ihany no hita. Tsisy milaza aminao fa raha mahay miteny Parantsay na teny Angalisy dia midika fa mahavita ny rehetra.
Mila mivoatra ny tanàna ary ny sain'ny olona mahalala ny andafy no tokony mahalala izany voalohany. Maizina ampototry ny mazava ny olona andafy manao resaka mivoraka.

27. rakaroka
(
07/05/2008 19:14)
Na teny inona na teny inona no ampiasainao tsy ry zareo no mifandahatra eto noho izany tsy tafiditra anaty vala ny resakao fa mivoana. Izao tsy hiteny Malagasy @'ny olona tsy Malagasy na aiza na aiza fa eto angaha ianao sa iza no kilasianao ry zareo amin'ityhoe "...raha tsy maha-maitrisé ny languen'i De Gaule sy Shakespears ianao tsy afaka akory hifandahatra amin-drizareo satria tsy hiteny ny tenigasinao izy". Mifandray ve ireo resaka ireo.
Ny anontaniako anao amin'ny andafinao dia ny fiainany talohabe ve no ampiasaina ao.
Azafady fa ny voambolana nosoratanao etsy ambony nahatonga ny famelabelarana ny "langues voalazako"
satria hoy ianao miseho milay amin'ny fitenim-bazaha.
Izany hoe ny "langues" no sujet amin'io resakao io!
Ary "size" efa nadeha teto ny fahafahana miresaka amin'ny fiteny samihafa,
raha ilaina izany, maninn moa? Ny resaka anie , fitaovana ihany hanhoana hvitra ary tsy hary ny teny vahiny rehetra dia voadika tanteraka amin'ny teny gasy et vice versa ka tsy ho sarotiny mihitsy aho sur le net satria simple question d'expression eto.
28. rakaroka
(
07/05/2008 19:20)
Ny anontaniako anao amin'ny andafinao dia ny fiainany talohabe ve no ampiasaina ao.
OUI ny fiainan'ny taloha mihitsy no hankany "inspiration" tahaka ny hoe
"esprit de Gaule" amin'izao "europeanisation" izao;
29. rakaroka
(
07/05/2008 19:26)
Aza dia faly ny "mijapy Train" ka ny eo ampotonorona ihany no hita.:roll: :roll: 8O 8O 8O
Tsy fantatro izay tena mijapy "train" isika na ianao manifika ireo base lazaina fa fotom-pisainana taloha na izaho nandala ireny ary tsy ni-négligé izany fahatany!
30. rakaroka
(
07/05/2008 19:32)
Tsisy milaza aminao fa raha mahay miteny Parantsay na teny Angalisy dia midika fa mahavita ny rehetra.
Tsy mahavita ny rehetra angamba fa nahavitako kosa izay "tsy négligeables".
Dia tetezo izao tontolo izao fa mbola "indiscutable" ny tanjak'ireo langues ireo hatramin'izao anoratako izao.
31. rakaroka
(
07/05/2008 19:53)
Mila mivoatra ny tanàna ary ny sain'ny olona mahalala ny andafy no tokony mahalala izany voalohany.
Mila mivoatra aloha ny saina mba ahafahana mampivoatra ny tanàna araka ny tokony ho izy.
En effet, milaza ianao fa ny olona aty an-dafy no tokony mahalala izany voalohany. Dia tsy haiko loatra izay havaly anao noho ny décalagen'ny any sy ny aty, ny fiheveran'ny any ho tsy mahatsapa ny zava-misy sy ny olana mianjady ny any loatra akory ny aty,sns...Tsy manana droit de vote hifidy akory aza !Fa angaha moa izay norantovina taty dia mety any avokoa?...
32. rakaroka
(
07/05/2008 20:08)
Maizina ampototry ny mazava ny olona andafy manao resaka mivoraka.
Dia hazavaiko anao ny tsy mampivoraka ny resako.
Lojique primaire amiko ireny tantsaha nolalovako fahiny mitondra ny vokany namidy teny amoron-dalana, satria nahoana? Satria mila mivelona izy ary ny
mpandalo mahatakatra fiara no "client cible" manoina ny filàny! Donk, tsy vao2 amiko mihitsy ity sehatra ity. Tsapako koa ilay izy hoe taratry ny zava-misy, satria any tsy misy "mesure d'accompagnement"n'ireny olona sahirana ireny tahaka ny aty akory. Tsy misy "assistante sociale mba hi-soutenir" ny olona amin'ny vesatry ny fiainana manjo azy!
Ny "mesure" misy 'ngamba dia hoe "débrouillez-vous"! Anefa n'aiza n'aiza eran-tany saiky fahita anie ny fanampiana ny olona sahirana. Raha atao ho eo amin'n propre limite-ny ireny olona ireny, dia izay ve no mba naha-mpiara-monina antsika?... Tsy misy hafa tsy "fanamelohana azy ireny? "
Raha resaka loto: afaka terna hanadio rizareo ohatra.
Raha resaka famatrarana ao anaty faritra kely ny tsena tahaka ilay tao amin'ny Pochard. Tsapa hoe "tsy compétant" ilay nanao ilay décision, ary ny maaaro aty aza mbola mi-vote lavitra ilay "zoma" fahiny an: "sincèrement izany!
Ny tsapako koa maaaaro aza ny olona tsy prévu hivarotra akory fa voatery satria tsy manana solution akory i jeankely na izaho ho azy ireny. Donk tia tena aho raha manana droit hivelona ary hametra an-drizareo tsy hivelona anefa tsy manana ny vahaolana akory!
33. Jeankely
(
08/05/2008 00:09)
rakaroka in-6 niakatra asa nitelina viagra ngamba ? Tsisy resaka mahantra sy mpanana eto. Izaho miresaka aminao tsy mpanana sahala anao fa mahantra. Tsy manana zo ny hivelona eny amin'ny arabe aho. Asa moa no dikan'ity solon'anaranao ity raha tena MIKAROKA ianao na solon'anarana mba sendra ny saina. Manana vola miditra feno hikarakarana ny mahantra ve ny mpitondra ao Madagasikara ?Avohay ny maha-rakaroka anao hoe sahalan'ny ahoana ny haben'ny "budget"-n'i Madagasikara sy tany hafa hitoeranao io.
Raha diso aho dia lazao fa rehefa tsy afaka manao izany reo fa ny paosiny no fenoiny dia aleo koa hivarotra amorondalana ary samy hanao izay saimpatany ny rehetra satria mahantra.
Izaho mahantra avy amiko fa tsy avy aminao, tsy avy amin'ny Fanjakana. Tsy fananako na volako no lasa any ampaosinao nahampanana anao noho izany tsy mitaraina @'ny fanananao aho.
Rehefa tsy zakan'ny fanjakana dia omeo ny mahantra fa aza rangitina tsy hanaradalàna satria amiko na mahantra aza aho dia rehefa lalàna dia lalàna ary ny làlana aleo ho làlana

34. rakaroka
(
08/05/2008 07:56)
rakaroka in-6 niakatra asa nitelina viagra ngamba ?:roll: :?: 8O 8O 8O
Ary fa maninn kay ianao no miresaka HS toy izao foana? Ny resako ao anaty zavatra teneninao tsara lazainao fa tsy misy idirany, mba azonao lazaina mazava ve ny ifandraisan'ny zavatra lazainao itony eto? Sa taratry ny...
Asa moa no dikan'ity solon'anaranao ity raha tena MIKAROKA ianao na solon'anarana mba sendra ny saina.
Tsy mila comment 'ngamba ny ps-ko, tahaka ny tsy ni-commenté-ko ny PS-nao.
Manana vola miditra feno hikarakarana ny mahantra ve ny mpitondra ao Madagasikara
TENA nanana raha tsy nahodina zavatra hafa ny vola, ary ny mpitondra izany amiko dia preuve de capacité hoe mahay mi-gérer ny misy , tsy amin-antsojay loatra. Io anie tsy vola ihany no fahaiza-mitondra fa "saina sy hevitra" sy fahaizana mifandray amin'ny hafa".
Nisy fotoan'andro, mbola nanana ny maha izy azy ny gasy ary nananan'ny vazaha "estime" nalahatra tamin'i japana aza. Fa noho ny tsy fahiza-mi-stratège araka ny voalazako io dia sahirana na haka visa sy hifampiraharaha amin'ny organisme hafa aza. Donk nihena toa izany koa ny tombon-tsoa satria tsy mahay hafa tsy ny manebaka ny hafa.
Avohay ny maha-rakaroka anao hoe sahalan'ny ahoana ny haben'ny "budget"-n'i Madagasikara sy tany hafa hitoeranao io.:-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =))
De tout façon haiko loatra ny hoe "mpampinany tsy masina an-taniny, ary tsy ny handany andro aminao ampiseho ny maha-Rakaroka ahy no ataoko ho anton-draharaha. D'autant plus ps nitsika ato an-tsaiko ve no 'zary sujet d'analyse-nao?: çà tombe bien izany ilay "Rakaroka"
Raha diso aho dia lazao fa rehefa tsy afaka manao izany reo fa ny paosiny no fenoiny dia aleo koa hivarotra amorondalana ary samy hanao izay saimpatany ny rehetra satria mahantra.
Ny hadinonao dia mpivarotra tokoa anie ny filoha am-perin'asa ary angaha moa tsy mbola mitohy ny "entreprise-ny"? saingy tsy amoron-dalana satria
manana ny ampy!
Izaho mahantra avy amiko fa tsy avy aminao,
tsy avy amin'ny Fanjakana.
ianao mahantra noho ny dette de karma-nao individuel et collectif; Tsy izaho no nampahantra anao fa ny rôle aza dia ny mitsimbina ny survie-nao
Tsy fananako na volako no lasa any ampaosinao nahampanana anao noho izany tsy mitaraina @'ny fanananao aho.
Dia lazao précisémment tamin'ny inona sy oviana moa no nakako ny volanao?
Rehefa tsy zakan'ny fanjakana dia omeo ny mahantra fa aza rangitina tsy hanaradalàna satria amiko na mahantra aza aho dia rehefa lalàna dia lalàna ary ny làlana aleo ho làlana
Tompon'andraikitra voalohany tsy afa-miala amin'ny fahantran'ny vahoakany ireo mpitondra.
35. Jeankely
(
08/05/2008 09:20)
Avy amin'ny resaka fanafoanana mpivarotra amorondalàna hifanenjehina moa izy ity. Izaho tsy miaro izay mpitondra tsy mahefa ny andraikiny ary tsy niteny koa hoe tsy andraikitry ny fanjakana ny fivoaran'ny toekarena sy fiainan'ny vahoaka ao anatin'ny firenena. Nanoratra hatrany aho teto fa hifandimbiasana ny fitondrana ary izay lasa tokony mametraka zavatra mivaingana ary manao misisy kokoa noho iny izay mandimby. Ny zava-nisy niarahana nahita fa ny hoe rehefa tsy izay no mitondra dia poteho, ravao ary ataovy izay tsy ahatafavoaka.
Mbola averiko ihany amin'ny maha-rakaroka anao dia omeo hoe ampahafirin'ny volampanjakana amin'io toeranao io ny volampanjakana Malagasy. Aza hialana bala io. Raha tsy vola ihany no ilaina inona no tsy hirotsahanao mahay mikaroka ho Presida ? Lany avy hatrany ny manandoha sy mahay mampiantra ny fikarohana. Ny tsy alehany tsy maintsy mipitika na hamikotra sahalan'ny inona aza ka miandry anareo manandoha ny firenena. Sao mba fanakiviana ny vahoaka fotsiny mantsy no tiana atao. Afaka manala ny ainao amin'ny resaka vola arivo ny mahantra noho izany tsy tokony fandrangitana no homena azy fa fanazavana ny zavatra mahasoa azy. Misy hisainana rehefa mandray ondana. :-D :-D :-D

36. rakaroka
(
08/05/2008 11:57)
[quote=Jeankely]
Ié ifanenjehana foana izy io hatraty e. Etsy clinancourt izao efa folo taona lasa misy polisy manenjika mpivarotra dia mandrak'izao mitohy foana. Ary 'zary fihomehezan'ny "touriste" ftsn lé izy fa tsy hamakiana loha intsony. Faut psa dramatiser lavie avec telle situation an!
Avy amin'ny resaka fanafoanana mpivarotra amorondalàna hifanenjehina moa izy ity.:roll: 8O :?: I
Ié ifanenjehana foana izy io hatraty e. Etsy clinancourt izao efa folo taona lasa misy polisy manenjika mpivarotra dia mandrak'izao mitohy foana. Ary 'zary fihomehezan'ny "touriste" ftsn lé izy fa tsy hamakiana loha intsony. Faut psa dramatiser lavie avec telle situation an!
37. rakaroka
(
08/05/2008 12:02)
Izaho tsy miaro izay mpitondra tsy mahefa ny andraikiny .
Miankina amin'ny famaritana ny antsoina hoe "Andraikitra io". Ny resak'i abbé Pierre farany izay dia andraikitry ny fanjakana indrindra ny miahy sy mitsimbina ny olona MBA HANANA NY ZONY TRANO SY SAKAFO izy ireny farafaharatsiny.

38. rakaroka
(
08/05/2008 12:06)
ary tsy niteny koa hoe tsy andraikitry ny fanjakana ny fivoaran'ny toekarena sy fiainan'ny vahoaka ao anatin'ny firenena.
Ny "absence" d'esprit d'accompagnement no manamarika sy manamafy fa tsy noresahinao tokoa izany!
39. rakaroka
(
08/05/2008 12:08)
Nanoratra hatrany aho teto fa hifandimbiasana ny fitondrana ary izay lasa tokony mametraka zavatra mivaingana ary manao misisy kokoa noho iny izay mandimby.8O 8O 8O
Na naoratra ianao na tsia 'taoko samby nametraka aby ireo mpitondra, ny hoe zava-mivaingana na tsia relatif araka ny mpitazana.
40. rakaroka
(
08/05/2008 12:11)
Ny zava-nisy niarahana nahita fa ny hoe rehefa tsy izay no mitondra dia poteho, ravao ary ataovy izay tsy ahatafavoaka.
Ka ilay fanahy mitsimbina ny hafa sy mitandro ny zava-misy nisasarana no tsy tao. Anefa
Que l'exemple vient d'en haut" hoy ny vazaha.