Ireo mpitory ihany no nanimba ny hasin'ny baiboly
41. rakaroka
(
02/05/2008 21:18)
Mbola misy ambiny ny divaim-pandraisana raha mitady i Fijo e :wink:
46. bosista
(
08/05/2008 17:34)
ny zavatra tokony ho tsaroan-tsika ary tsy tokony ho lavin-tsika dia ity:fantaro fa natao ho an-tsika olombelona ny baiboly ,isika no mila azy io satria isika no mila mahitsy,fa raha Andriamnitra tsy mila baiboly vao hahitsy na ho hendry satria Izy no fahendrena tanteraka ,,,ka maninn ary no ho sakanana indray ny baiboly tsy ho tonga any @ vahoaka..fa sao de hoe ho lasa populaire..sns inn no olana?
zaro ny olona hanaja ny baiboly sy hametraka azy @ toerany,rehefa hitanao fa misy ny tsy manaja azy toroy lalana izy fa zay ny fahendrena!
ny ahy ary zao:betsaka ny hitako miravaka ny lakroa nefa manao asa maloto ,zah de mahalala vehivavy mpivaro-tena ,vevavy janga de miravaka lakroa ary entiny mijangajanga sy manao asa fijangana,fa zah manko tsy dia anisan'ny mpanamasina an'ireny sarivongana ireny de aleoko ny mangina!

47. ikaretsaka
(
09/05/2008 16:27)
afaka faritan'i nosista ve aloha hoe ahoana ilay hoe "manamasina" sarivongana??