Ireo mpitory ihany no nanimba ny hasin'ny baiboly

21. rakaroka ( 30/04/2008 19:51)
[quote=Veloo]
Eto amin'ny misy anay aloha
tsy misy trace na resaka baiboly izany fa mizotra tsara koa ny fiainana!


ka zay ny olana ka mizotra tsara ny fiainana....
:roll: :?: 8O
Dia inn hono no olana amin'izany?, sa hi-créer "blem"?


bibliothèque aza isika 'ngaha misy baiboly ao e. Raha nilaina ilay izy dia ho nisy azy tao.


ataoko fa misy baiboly tokoa ao parmi tant d'autres
:-D :-D
Tongava aty miaraka mikaroka ao isika raha tsy matoky. Tsy ny faritra rehetra anie no misy baiboly ka izany no tsy hitsinotsiniavana ny hafa tsy misy izany! sady tsy fahendrena amiko ny hisisika hitondra izany ao tahaka ny fanaon'ny sasany mahazatra!




22. rakaroka ( 30/04/2008 19:55)
Marina ny fanamarihan-dRakapy sy i Rabila!
23. fijo ( 30/04/2008 20:15)
marina mihintsy ny filazana ,fa ny kristianina ihany no manimba ny hasin'ilay boky.

ary io dia eo amin'ny fomba (izay lazaina fa fanapariahana azy) misy mantsy dia manao dika,na fandraisana arabakiteny io boky io,ary dia manesika fotsiny sy mamerina izay nolazaina azy.eo le plivava be sy savony vava fotsiny.ka leo ny olona satria le asa tsy manaraka le voalaza
24. ikaretsaka ( 30/04/2008 20:23)
io nge le lazaiko @ le manao hoe ho'zy Jesosy @ bokin'i Timoty hono (dia ny Timoty no lazainy) ... nefa hay izao fa i Paoly izao no nilaza ilay izy ho an'i Timoty! :-D :-D :-D
taovy serieux hoa!
25. fijo ( 30/04/2008 20:26)
le izy koa letsy ,resaka rafitra a,ny lehibe'ny finoan amihintsy ,notokony hifehy hoe ireto hafaka mitory iretsy mangina aloh afa manaova asa.fa raha izay mpandany adiny 1 isankalahady izao ,no samy midradradradra hoe "izao hoy ny boky.....vita eo ny resaka
26. lapino ( 01/05/2008 23:31)
rakapy:


Notoriana sy novakina ary nodradradraina eran-tany sy ny elakela-trano , gazety, internet eny na any @ toerana tsy tokony hitoriana azy aza dia ahitana ny teny avy @ baiboly. Natao toy ny tracte sy publicite sy toy zavatra tsy misy hasina ny fitoriana azy.Noresahina @ tsy misy antony.Natao hifaninana. Natao hifandresena lahatra. Eny natao hifanaratsiana aza matetika.
Vokany lasa mitovy @ boky rehetra ilay baiboly. Tsy fantatry ny olombelona intsony ny fahamasinany. Very ilay hasiny satria tsy mba nokajina ny fahamasinany. Toa lasa boky populaire fotsiny sisa.


Raha lasa boky populaire izy dia efa tsara izay satria misokatra ho an'ny rehetra ka samy hanao ny safidiny :
- izay mandray ka mino izay voasoratra dia hino
- izay mamaky ka tsy mino dia izay izany
Izay tsy nanana chance mba hahita patiny kely aminy no mampalahelo

Fa raha ny mpanenjika etsy andaniny sy ny mpitory vilana etsy ankilany dia tsy ho lany io fa hisy foana.
27. Vitsikakely ( 02/05/2008 03:37)
Marina aby reo kanou.
28. finoanaranoray ( 02/05/2008 14:05)
Ny baiboly (taratasy -boky -fichier) anie tsy misy dikany e - tsy masina izany ohatran'ny boky rehetra.
Ny tena ohatra tsara angamba dia "notice" - "menu"
iza koa no afaka ho sitrana amin'ny taratasy "notice"
na mety ho voky amin'ny taratasy "menu"

ilay fanafody hohanina no tena zava-dehibe raha "notice" ary ny sakafo aroso no tena zava-dehibe raha "menu"

toy izany koa ny baiboly

Ny fiparitahany dia tahaka ny fiparitahan'ny soratra hoe "dangereux pour ma santé et celle des autres" (amin'inona moa no misy io soratra io?) - nefa mbola manao foana ny olona - marary sy maty vao oay ^^
29. Veloo ( 02/05/2008 14:43)
Voalaza teo :

ka zay ny olana ka mizotra tsara ny fiainana....

Dia inn hono no olana amin'izany?, sa hi-créer "blem"?


ka rehefa mizotra tsara ny fiainana dia adino tanteraka Antra zay no blem :wink:
30. fijo ( 02/05/2008 20:28)
izay le fiainana ko.tsy iainana le izy fa inoana.
31. rakaroka ( 02/05/2008 20:32)
fijo:

izay le fiainana ko.tsy iainana le izy fa inoana.



:roll: 8O :?: 8O :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =))
32. fijo ( 02/05/2008 20:34)
diso ve ary io?
33. rakaroka ( 02/05/2008 20:35)
Minonoa ihany an! 'ndrindra 'nareo tsy ampy sokay :lol:
34. rakaroka ( 02/05/2008 20:38)
Fa pssss, tsy ampy ny ronono fotsiny an, mila ventin-kanina ny zazaBBbbe :-D
35. fijo ( 02/05/2008 20:44)
tiako le minono fa tsy ronono ka
36. rakaroka ( 02/05/2008 20:51)
fijo:

tiako le minono fa tsy ronono ka


Hainao ny hoe "fotsiny ihany"? Dommage t'as pas de choix.
:^)
37. fijo ( 02/05/2008 20:53)
ka izay no tsy maha mpino ahy.za manana le choix
38. rakaroka ( 02/05/2008 20:59)
Ka lé minonoa ftsn ihany (exclusif ho an'ny mpino) :lol:
39. cutie ( 02/05/2008 21:01)
:-D :-D :-D :-D :-D
40. fijo ( 02/05/2008 21:02)
heeeee eo nareo izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1317