Deraina mandrakariva ny Asany .Aleloia !!!! Mino ve hianao?

41. niryna ( 24/05/2008 03:08)
xxx:

Io resaka fahagagana fahagagana io ange wa ka il஡ fitandremana e,fa tandremo ihany sao dia ilay anankiray no ao ambadika ao nefa Jesosy no antsointsoina.Tsy te ahita a (maro manko no efa nanao miracle mon ami fa avy eo nanitsaka sy nandoro baiboly ihany lol)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

marina tokoa izany ka izany ka izany no ilaina fantarina ny marina na fanahy inona no miaraka aminao na inona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0485