Deraina mandrakariva ny Asany .Aleloia !!!! Mino ve hianao?

21. Ilo ( 30/04/2008 12:19)
Tokony hidera an'A/tra foana isika na @ soa na @ ratsy satria
Romana 8:28 "... ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra, dia izay voantso araka ny fikasany rahateo"

Joba 1:21 : "Jehovah no nanome, ary Jehovah no nanaisotra; isaorana anie ny anaran'i Jehovah"

Sahy hidera an'A/tra toa an'i Joba tokoa ve isika raha voa tahaka azy, izy izay "olona marina sy mahitsy izy sady matahotra an'Andriamanitra ka mifady ny ratsy"(Joba 1:8)?
22. ikaretsaka ( 30/04/2008 14:27)
majesty:

Nisy olona narary efa an-taonany maro,nalemy sy tsy nahetsika tao am-pandriana,natoron'ny olona ny havany fa misy olona mahay,afaka manasitrana azy fa ento ary amin'i ra.... (tsy lazaiko ilay anarana),rehefa nentina tany tokoa ilay marary,dia nentin-ndry zareo namonjy Doany iray ary nampandroiny tany sy nomeny karazana fanafody vita @ tapa-kazo sy vovo-tany isan'karazany;sitrana tanteraka ilay ramatoa taty aoriana ary dia niverina nakany @ ilay dadarabe mpitsabo azy niaraka tamin'ny hasina (vola na zavatra omena ho fankasitrahana) ary dia nampiely ny vaovao t@ be sy ny maro fa mahay tokoa ilay dadarabe.

Tandremo ihany :D

io anie no lazaiko foana @ ity mijoro vavol anareo ity e, amiko raha marary dia sitrana dia ny manampy ireo mbola marary no atao fa tsy ny miwawawa hoe za taloha narary de lasa sitrana...
na lasa mi pledge alegienca ary sy atsy
23. niryna ( 30/04/2008 17:51)
rijadolly:

ika:
ny sandriNY fotsiny ve....

eeeeeee minomino foana le bandy ity! mba izy manontolo ahay...

Tsy minomino foana izany ka,efa mino! tsy ampy fotsiny araka ny tenin'sé,dia ampian'izay mahafantatra tahakan'sé mba hianaranay tsy dia mahatadidy, fa tsy atao hifanenjehana tahaka izao é!

------------------------------
marina izany,sady rehefa mangetaheta ny tenin'Atra dia omeny tokoa fa raha izay mipoitra tsikeraina lava alina eo any andro marobe ny olona mangetaheta sy mamaky izay azony ho raisina ,misaotra rija an

24. ikaretsaka ( 30/04/2008 18:01)
RD> dia rehefa hain'i se ary fa tsy ampy ny inoan'i se dia aza ferana @ "fotsiny"

niryna: efa hay anie iznay fa tsy ampy le anareo e.. dia inona ny andraisana ilay maha ampy azy kay? valio!

marobe ny olona mangetaheta sy mamaky izay azony ho raisina

io ilay tsy mety hoe tsy izay azony horaisina io ihany...
tsy izy ilay hoe "izay tiatiana ihany" fa "izy manontolo" no izy!

tsarovy lalandava fa raha izay tiatianao momban'ny finoana an'andriamanitra ihany no alainao fa izay tsy tiatianao dia modianao fanina na ny mandalina azy aza, dia tsy ilay finoana an'atra intsony no inoanao ... fa ny tenanao
25. rijadolly ( 01/05/2008 12:04)
Dia Atoro izy ika rehefa hita fa tsy ampy fa tsy pepoinabe tahaka izao a!Indro averiko eto ity fa misy hifandraisan\'hevitro ihany http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=10&andininy=13-18&dika= 13-Fa \"izay rehetra miantso ny anaran\'ny Tompo no hovonjena\" (Joe. 3. 5).14-Hataony ahoana ary no fiantso izay tsy ninoany? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Ary hataony ahoana no fandre, raha tsy misy mpitory?15 Ary hataony ahoana no fitory, raha tsy nirahina? araka ny voasoratra hoe: \"Akory ny hatsaran\'ny tongotr\'iry mitondra teny soa mahafaly?\" (Isa. 52. 7).16-Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly. Fa hoy Isaia: \"Jehovah ô, iza no nino ny teny nampitondraina anay?\" (Isa. 53. 1)17-Koa ny finoana dia avy amin\'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin\'ny tenin\'i Kristy.18-Fa hoy izaho: Sao tsy nahare izy? Tsia; fa \"Efa nivoaka ho any amin\'ny teny rehetra ny feony, Ary ny teniny hatramin\'ny faran\'izao rehetra izao\" (Sal. 19. 4).
,I sé ihany no miteny anyho any hoe aza ampitahorina aza ampitahorina nefa anié tenin\'Andriamanitra ny omena azy amin\'ireny(tsy iay mampetipety azy araka ny ten\'sé),fa izao ndray ny fomba fiten\'sé\"minomino foana\"Ny dikan\'izao amiko dia aza inoana,no sady mahery be le fomba fiteny azy,tonga ao an-tsainy voalohany dia hoe:tsy mahay mino aho(jerero ny fomba namaliako an\'sé voalohany raha tsy io nefa za an!).Ra tsy mbola tsy miorina tsara moa ny mamaky io dia navilin\'sé ho aiza ilay olona?
Na izany na tsy izany anefa ry ika dia tsoriko an\'sé fa hifanampy ny ilaina antsika Kristianina fa tsy hifanembaka,tsy hoe tsy teneniko ny hadisoan\' RD an!Ilaiko izany mba tsy hirehareha aho.Ra misy sabatra roa lela maranitra tsara aza any amin\'sé any dia tsindromy aho :-* :-* .

Misaota anareo rehetra aho,ary mialatsiny an\'Niryna satria nanova be(HS) ilay loha hevitrany ny valiteniko.
26. ikaretsaka ( 01/05/2008 15:25)
za(hay) anie manoro hoe tsy ampy, tsy mety sns.. ary efa demontre teto foana... e.
manoro ireo fanontaniana manitikitika izahay (Karemy, Eokaristia, papa, mariology)
manazava heo tsy mety ohatra ny manao pli vava andalana soratra masina sns... miaraka amin'ny antony tsy mampety azy
manoro hoeaza tsimponina ka izay tiana ampinoana azy hanaraka anay sy ny fihevitrao ihany no forcena omena ny olona, fa izay anontaniany sy mahaliana azy rehetra ka tadiaviny na ny ara pinoana izany na ny tsy ara pinoana, na ny momba na ny manohitra ilay finoanao
27. niryna ( 01/05/2008 16:04)
Fody:

1 - Nisy olona iray narary nalemy teo am-pandriana nandritry ny 50 taona. Tena mpivavaka, ary tena TIA an'Andriamanitra tokoa. Natetika nisehoan'i Jesoa izy.
Ka ny tsy fahasitranany moa ve azo lazaina fa tsy mba nohenom-bavaka izy satria tsy mba sitrana mihitsy ?

2 - Nisy vehivavy iray koa, tena farary hatramin'ny fahakeliny. Tian'i Jesoa fatratra izy, ary tian'i Masina Maria koa. Matetika izy no miara-mivavaka amin'i Masina Maria. Nisy ny hafatra nampitaina tamin'ny alalany ho an'ny maro, ary maro no nahazo fahasoavana avy amin'izany. Izy kosa dia tsy mba nety sitrana fa narary foana. Nisy koa ny toerana natondron''Andriamanitra azy, hanasoavany ny olony, ary maro no nahazo fahasoavana avy amin'izany rehefa nivavaka sns... Izy kosa tsy sitrana fa mbola farary foana.
Ka moa ve tsy mba nohenom-bavaka izany izy ?

Izay ihany aloha fa misaotra!

ny fahotana no mampisaraka antsika amin'Atra ( Romana 3:23) ary raha mangataka aminy isika dia mila manadio ny fo aloha fa tsy tonga dia mangataka,mino azy fa mpamela izy,mino azy fa ny ran'i kristy no manasitrana azy,mivavaka mivantana amin'ny ray na i kristy.
Tsy ny tsara ihany koa no azo avy amin'Atra fa ny ratsy izay heverintsika fa ratsy satria tsy fantatsika ny antony sy lalana nahatonga an'Atra nanao izany.

http://baiboly.org/toko.asp?boky=GENESISY&toko=50&andininy=20-20&dika=asv
28. niryna ( 01/05/2008 16:06)
Veloo:

niryna [ Valio ] 29-04-2008 19:51:43
Lohateny : Re : Deraina mandrakariva ny Asany .Aleloia !!!! Mino ve hianao?
Hoy i ikaretsaka:

ny sandriNY fotsiny ve....

eeeeeee minomino foana le bandy ity! mba izy manontolo ahay...

ika hoa dia maningana foana,tantarao anay ika izay fahasoavcana nomeny anao a,ny fomba nanasitranany anao raha nisy izany e,

You know him :roll:

=)) =)) yap
29. pissoa ( 01/05/2008 16:07)
Niryna : toa tsy namaly fanontaniana akory :-D :-D :-D
30. niryna ( 01/05/2008 16:33)
ikaretsaka:

Ka moa ve tsy mba nohenom-bavaka izany izy ?

io fanontaniana io ange no nasan'i fidy nodinihina ry niryna fa tsy ho ..misaotra mizara e..
koa ny manahirana @ nao anie dia mpisolo vava olona foana ,saika hiteny izany koa aho izao ka ny anao no tonga aloha sns,toroy ny fahasoavana nomeny anao dia ampy izay aza mitsikera lava fa tsy ahitana tombotsoa izany,afafazo ny voa ary voa tsara hafafy

veloo> dia ny hevitra koa toherina raha hanohitra fa tsy izaho :-D
hi,hi ka iza no nanao ilay hevitra,avy ao anatin'ny ati-dohanao ilay teny nolazainao toherinao lava( ny fanahy mangetaheta ny tenin'Atra fa ny nofo malemy ,dia mila miezaka mivavaka sy mifona amin'Atra ary mandeha amin'ny lalan'ny fahamarinana amin'izay .

31. niryna ( 01/05/2008 16:45)
ikaretsaka:

,tantarao anay ika izay fahasoavcana nomeny anao a,ny fomba nanasitranany anao raha nisy izany e

,niryna
1)za tsy sekta ka le typen'ilay hoe "ohatran'izao sy izoa no fiainako taloha dia lasa ohatran'izao tokoa hatramin'izay nivavahako tato izay" fombana sekta izany amiko.. natao hitadiavana kil! wake up and realize!

2)amiko dia tsy clientelisme ny fivavahana ary raha tena nohasoaviny ianao ka te hiteny hoe nahazo fahasoavana tokoa dia zarao @ asa izany hanasoavana olona hafa koa.

3)Raha boka ianao sanatria taloha ohatra ka sitrana lasa tsy boka intsony dia tsy ny fitatatanao hoe boka ianao de nositranin'i jesosy no important kokoa amiko, fa ny fanampianao ireo namanao mbola boka koa.

4) Raha nahantra sy sahirana ianao ka nomen'i Jesosy vola ka lasa mba nisy atoraka @ fiainana dia tsy ny fitatatana hoe "nahantra taloha lasa ngetroka hatr@ izay naha zao anao" eraky ny fiangonana akory amiko no inportant.. fa ny fanampianao ireo namanao mbola nahantra sy sahirana!

ka inona no olana aminao amin'izany? zarao foana ny soa nomeny anao dia hino ny olona,ary aza mitsaratsara ny fiangonan'ny olona foana fa izay fatra hamaranao no amaharana anao ihany koa.
Ahoana no ahalalana fa kritsiana ilay olona ,ny fiteny ,ny fihetsika,ny fomba rehetra ara-piaraha-monina,ny toetra ,izay dia taratra iray ilazana ilay olona fa kristiana izy ary tafiditra amin'izany ihany koa ny finoana an'ilay kristy izay tompon'ny tompo,mpanelanelana antsika amin'Atra.
Ataovy foana ny fampiharana izany amin'ny fiainana fa ovain'Atra ny fo-tsika ary dia ataony ho tonga zanany tokoa isika.
Ohatra hoe miezaka ny anaraka ny didy ,tsy azo atao ny manao tokantrano maso ,dia arahina ny teniny ,tsy azo atao ny manambady lahy samy lahy na vavy samy vavy dia arahina ny teniny ary zo sy andraikitra miandry ny kristiana no manampy ny havana mety ho mandalo an'izany,ny baiboly no hanazavana azy fa tsy ny mokondoha tsy mifanaraka ny sitrapon'Atra akory ,
Dia rehefa miteny ilay olona hoe aiza ao amin'ny baiboly no misy an'izany dia iny amin'izany hianao amin'ny angady sy ny harona( dia miverina indray ny pli -vava tsy tianareo :D :D anohanana ny fahamarinana nomen'Atra ao anatin'ny Teniny
misaotra tompoko

32. niryna ( 01/05/2008 16:54)
majesty:

Nisy olona narary efa an-taonany maro,nalemy sy tsy nahetsika tao am-pandriana,natoron'ny olona ny havany fa misy olona mahay,afaka manasitrana azy fa ento ary amin'i ra.... (tsy lazaiko ilay anarana),rehefa nentina tany tokoa ilay marary,dia nentin-ndry zareo namonjy Doany iray ary nampandroiny tany sy nomeny karazana fanafody vita @ tapa-kazo sy vovo-tany isan'karazany;sitrana tanteraka ilay ramatoa taty aoriana ary dia niverina nakany @ ilay dadarabe mpitsabo azy niaraka tamin'ny hasina (vola na zavatra omena ho fankasitrahana) ary dia nampiely ny vaovao t@ be sy ny maro fa mahay tokoa ilay dadarabe.

Tandremo ihany :D

misaotra majesty a,marina izany ary maro tokoa ny asa ataony,manasitrana manao fahagagana,angaha tsy efa naheno hianao fa mivavaka ireny olona sasany ireny ary mifangaro ny razana,ny zanahary.Dia manontany tena aho hoe iza io zanahary hivavahany io,ny ray nanao ny lanitra sy ny tany ve sa ilay lehiben'ny maizina?
Manao fahagagana satana ary mila mitandrina isika fa efa fantany fa kely sisa ny androny ary dia mamotika tokantrano,ny fianakaviana,ny vady aman-janaka,ny zanaka lahy manohitra ny rainy ,ny zanaka vavy manohitra ny reniny,ny mpiara-miasa mifampialona,ny mpitondra manolan-jaza . Eny fa na dia ny mpitondra aza dia voafitaka ka tsy mahatohitra ilay fakam-panahy.
Rehefa ho tonga anefa i kristy dia hisokatra ny bokin'ny fiainana ary dia tsy ho voasoratra ao ny anaran'ireo nilaza fa nanasitrana ireo ,ary dia hiantsoantso an'i kristy izy hoe "moa tsy nanasitra va aho,moa tsy nampianatra ny olona tamin'ny anaranao va aho" dia hamaly kosa i kristy hoe "miala ao ivohoko ry satana,tsy fantatro akory hianao"
Mila mandinika isika vao mandehandeha etsy sy eroa
misaotra

33. niryna ( 01/05/2008 17:14)
ikaretsaka:

fanina na ny mandalina azy aza, dia tsy ilay finoana an'atra intsony no inoanao ... fa ny tenanao[/b]
dia ampianaro ary izahay e

34. niryna ( 01/05/2008 17:20)
Ilo:

Tokony hidera an'A/tra foana isika na @ soa na @ ratsy satria
Romana 8:28 "... ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra, dia izay voantso araka ny fikasany rahateo"

Joba 1:21 : "Jehovah no nanome, ary Jehovah no nanaisotra; isaorana anie ny anaran'i Jehovah"

Sahy hidera an'A/tra toa an'i Joba tokoa ve isika raha voa tahaka azy, izy izay "olona marina sy mahitsy izy sady matahotra an'Andriamanitra ka mifady ny ratsy"(Joba 1:8)?
maina izany ary mateteika dia manome tsiny an'Atra foana ny olona ,"raha misy izany Atra izany maninona no nataony toy izao ......ny fiainako ,ny zanako,tsy fantatry ny olona anefa fa misy antony daholo izay rehetra miantra amin'ny fiainanatsika

misaotra indrindra
35. niryna ( 01/05/2008 17:31)
rijadolly:

Dia Atoro izy ika rehefa hita fa tsy ampy fa tsy pepoinabe tahaka izao a!Indro averiko eto ity fa misy hifandraisan\'hevitro ihany
marina izany
13-Fa \"izay rehetra miantso ny anaran\'ny Tompo no hovonjena\" (Joe. 3. 5).14-Hataony ahoana ary no fiantso izay tsy ninoany? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Ary hataony ahoana no fandre, raha tsy misy mpitory?15 Ary hataony ahoana no fitory, raha tsy nirahina? araka ny voasoratra hoe: \"Akory ny hatsaran\'ny tongotr\'iry mitondra teny soa mahafaly?\" (Isa. 52. 7).16-Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly. Fa hoy Isaia: \"Jehovah ô, iza no nino ny teny nampitondraina anay?\" (Isa. 53. 1)17-Koa ny finoana dia avy amin\'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin\'ny tenin\'i Kristy.18-Fa hoy izaho: Sao tsy nahare izy? Tsia; fa \"Efa nivoaka ho any amin\'ny teny rehetra ny feony, Ary ny teniny hatramin\'ny faran\'izao rehetra izao\" (Sal. 19. 4).
aleloia ,ny fahasoavan'ny tompo anie hanampy anao hatrany .
Io no valiny ry pissoa a,maninona aho no tsy mamaly? satria na hanazava in-jatompolo azy eo aza rehefa tsy mino sy tsy manaiky izy dia reraka fotsiny ny tena ,aleo tsy mamaly ,izay no fanafodiny

,I sé ihany no miteny anyho any hoe aza ampitahorina aza ampitahorina nefa anié tenin\'Andriamanitra ny omena azy amin\'ireny(tsy iay mampetipety azy araka ny ten\'sé),fa izao ndray ny fomba fiten\'sé\"minomino foana\"Ny dikan\'izao amiko dia aza inoana,no sady mahery be le fomba fiteny azy,tonga ao an-tsainy voalohany dia hoe:tsy mahay mino aho(jerero ny fomba namaliako an\'sé voalohany raha tsy io nefa za an!).Ra tsy mbola tsy miorina tsara moa ny mamaky io dia navilin\'sé ho aiza ilay olona?
Na izany na tsy izany anefa ry ika dia tsoriko an\'sé fa hifanampy ny ilaina antsika Kristianina fa tsy hifanembaka,tsy hoe tsy teneniko ny hadisoan\' RD an!Ilaiko izany mba tsy hirehareha aho.Ra misy sabatra roa lela maranitra tsara aza any amin\'sé any dia tsindromy aho :-* :-* .
am-bava homana am-po mieritreritra

Misaota anareo rehetra aho,ary mialatsiny an\'Niryna satria nanova be(HS) ilay loha hevitrany ny valiteniko.

ilaina io satria izay no nametrahan'Atra antsika eto ,hifampianatra ary hifanitsy amin'ny alalan'ny tenin'Atra ary amin'ny fo madio tsy misy fihatsarambelatsihy ,misaotra anao nifanohina hatrany sy nanoro anay ny marina .
Hoy ilay olona izay hoe tsy andeha hiangona intsony aho fa be mpihatsaravelantsihy loatra any am-piangonana dia hoy ilay pasitera hoe tongava aty aminay fa mbola misy toerana iray ho anao ao .

36. ikaretsaka ( 01/05/2008 17:32)

ka inona no olana aminao amin'izany? zarao foana ny soa nomeny anao dia hino ny olona,ary aza mitsaratsara ny fiangonan'ny olona foana fa izay fatra hamaranao no amaharana anao ihany koa.

ka ny fizarana soa tsy heo za zao de za zao de lasa zao...
fa ny fanaovana soa ilay eo akaikinao io

There should be less talk; a preaching point is not a meeting point.
What do you do then? Take a broom and clean someone's house.
That says enough.

Mother Teresa
37. niryna ( 05/05/2008 17:12)
Na inona miantra antsika amin'ny fiainana derao foana Atra,mifoha maraina derao izy,any am-piasana derao izy,manao ny asa ,derao iy ary ny asa izay atao dia ataovy amin'ny anarany ,na misy manara-maso na tsia.Isika kristiana rehetra no jiro manazava ny manodidina antsika ary ny fihetsika ,ny fiteny,ny fanoratra,ny fizarana ny asany mahagaga dia atao daholo izany hiderana fa tsara izy ary mandrakizay ny famindrampony ho an'izay rehetra mino azy.
misaotra antsika rehetra
38. majesty ( 06/05/2008 16:20)
hoy niryna:
misaotra majesty a,marina izany ary maro tokoa ny asa ataony,manasitrana manao fahagagana,angaha tsy efa naheno hianao fa mivavaka ireny olona sasany ireny ary mifangaro ny razana,ny zanahary.Dia manontany tena aho hoe iza io zanahary hivavahany io,ny ray nanao ny lanitra sy ny tany ve sa ilay lehiben'ny maizina?

Io resaka fahagagana fahagagana io ange wa ka ilàna fitandremana e,fa tandremo ihany sao dia ilay anankiray no ao ambadika ao nefa Jesosy no antsointsoina.Tsy te ahita a (maro manko no efa nanao miracle mon ami fa avy eo nanitsaka sy nandoro baiboly ihany lol)
39. niryna ( 09/05/2008 21:59)

hoy i krsity hoe fantatro ny ondriko ary izaho mahalala ny feony
izy mahalala ahy
40. xxx ( 10/05/2008 13:56)
Io resaka fahagagana fahagagana io ange wa ka ilàna fitandremana e,fa tandremo ihany sao dia ilay anankiray no ao ambadika ao nefa Jesosy no antsointsoina.Tsy te ahita a (maro manko no efa nanao miracle mon ami fa avy eo nanitsaka sy nandoro baiboly ihany lol)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081