Volo

41. kiadi ( 29/04/2008 21:41)
solao waaaa!!
42. tess ( 29/04/2008 21:52)
sakaizakely:

xxx> ny mousse coiffante kou manampy be

asivo an'ireny mousse thermolissante ireny ny volo alohan'ny hisintomana anazy

ié mousse coifffante no tsara fa tsy laque! amin'iny izy mbola mihetsika fa lay laque tena enjana be tsy mihetsika mitsy tratrany hihihih! sao lay hoe toa manidina be zany volo njy zany tsy mihetsika mitsy

:-D
43. sakaizakely ( 29/04/2008 21:52)
kiadi> :evil:
44. tess ( 29/04/2008 21:54)
ny ahy metsy amiko dool na brush na plaque na tsy hogoina na hasaritaka fotsiny refa avy sasàna fa refa leo ilay mibofoka be aho dia tiko ihany ilay effet n'lay plaque! fisaka tsara, refa leo ny fisaka fa boukl dia asiko ny brushing fa refa frizé dia sasaina asiana mousse fotsiny de draisss
45. kiadi ( 29/04/2008 21:57)
jejoratsy tssss!!! :-D :-D :-D
sakaiza>i love youuuuuuuuuuuuuuuuu :-D :-D
46. tashaa ( 29/04/2008 23:13)
mba andramo hoe ny masque Garnier !hydraliss , mampalefaka volo b sady maha souple volo
ilay plaque ceramique aloha tena manimba volo ;misy namako zatra nampiasa fa lasa ohatra ny bozaka be zany ny volony zao:mafy be nefa volo tsotra b taloha: hafanana 140° anie ry reto no apetrako @volo koa aiza tsy hanimba volo ?

ny plaquage aloha dia za manoro hevitra :aza mba entina matory zany fa tapatapaka be ny volo avy eo; raha hanao plaquage, dia ora vitsy2 mialoha ny ivoahana ny trano no tsara manao azy , andramo anie fa tena manja kely nareo mivoka avy ao é =)) =)) =))
47. tess ( 30/04/2008 05:22)
tashaa: ka lay plaque mora be ireny izany no novidiny an! ny brushing koa tena manimba volo an!
misy ilay plaque 2 na 3 position ireny anie e! afaka reglerna ny hafanany.
fa raha resaka manao brushing ihany ny vazà tsy de mahay manao brushing raha volotsika gasy , kanefa any madà tena raitra foana ianao mivoaka ny salon, izay no tspako....
kiadi: ka tsy maitsy jejo kou! :-D :-P
48. xxx ( 30/04/2008 05:42)
ountsay e, mianjy anle felaka tsoda nge zah ry kiadi cli an'ny (l) ko e :-D :-D

efa mampiasa l'oreal za fa ndraso ndray alou zany refa lany le ao d hanandrana fructis ndray e! ny zavatra tsapako alou d mbola ts mahay mampiasa za e !sady amizay tena ultra speed ny fanaovako anle izy :-D :-D :-D mahita izay 10 min d efa vita v ranga ko :-D :-D :-D nanontany olona kou mants za d we diso haingana loatra izany na d hoe fer izany aza fa tokony iangaliana tsara le izy d amizay mba mipetraka, fa amizao koa ny rivotra mandomando amle efa ririnina d misy zavona am maraina d tena vo maika manimba ilay izy... fa misaotra dool am torohevitra e:-* tiko b dool nareo :)
49. tashaa ( 30/04/2008 12:17)
tess:

tashaa: ka lay plaque mora be ireny izany no novidiny an! ny brushing koa tena manimba volo an!
misy ilay plaque 2 na 3 position ireny anie e! afaka reglerna ny hafanany.
fa raha resaka manao brushing ihany ny vazà tsy de mahay manao brushing raha volotsika gasy , kanefa any madà tena raitra foana ianao mivoaka ny salon, izay no tspako....
kiadi: ka tsy maitsy jejo kou! :-D :-P



lé mba mande coiffeuse any mada d raitra ny volo mivoka avy eo akia ry tess no tena alelovako ny any mada kouh!!!
lasa miliardera mitsy reny coiffeuse _tsika maka 25000 any mada reny raha manao tarif 30 euros miasa aty
Hommage kely fa tsy pub akory: ma coiffeuse de Manakambahiny me manque =)) =)) =)) =)) Coucou njy!!
50. Veloo ( 30/04/2008 13:21)
Bref, na natoraly na simika tsy misy tsara daholo zany , dia solay oy i Kiadi zay :-D :-D :-D :-D
satria ahitan'ny rehetra tsiny daholo hihihihi


veloo:leo be zah mividy collant ho anao fa kay ataonao eny @ loha fotsiny!
:-D :-D :-D :-D :-D
51. kiadi ( 30/04/2008 13:22)
aza misy manoro hevitra an'i xxx io ry reto fa olona manao satrotava io an!! aleo simba ao ny volony!!
de ry tasha sy ry tess sy ny tariny moa de jejo ratsy doly an! :-D :-D :-D
52. Veloo ( 30/04/2008 13:23)
:-D :-D :-D
53. kiadi ( 30/04/2008 14:29)
@ manaraka colant bas gamme no vidiko fa kay miafara eny @ loha fotsiny le iz!! :-D :-D :-D
54. mignone ( 30/04/2008 15:12)
ry kiadi koa de masiaka ratsy eo , refa te hiafina tsy te hiteny izy dia maninn moa ? mamaly rehefa te hamaly :°)
55. kiadi ( 30/04/2008 16:20)
mafatifaty>[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/D_PUNC_1.GIF[/IMG]
56. Veloo ( 30/04/2008 17:22)
@ manaraka colant bas gamme no vidiko fa kay miafara eny @ loha fotsiny le iz!!


vo maika tsara :-D :-D :-D :-D
57. bizoroka ( 30/04/2008 19:56)
aiza ny bizoroka_ko
58. sakaizakely ( 30/04/2008 21:15)
misy devoly le rangahy io
59. kiadi ( 30/04/2008 22:13)
namanao zany io raha misy devoly :-D :-D
60. melody ( 01/05/2008 17:58)
:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3999