Volo
21. xxx
(
29/04/2008 06:35)
ka diso hevitra mitns nanapaka anle volo ko! sady le volo kou mou zany efa simba rahateo ny lohany (talohan'y nahazoana ilay fer an) d tsy maintsy notapahana ko!
kiadi,:*:*:*:*:*efa notapahana aky cli fa ts mety a:*:*:*:-D:-D:-D:-D:-D:-Dsa lola otsanjiko no tsara?:-P
ttapaka kou ny tsinaiko fa miteny fona ikiadi hoe ts mamaly xxx nefa iz mamaly ana iany=))=))=))za nge inoffensive e=))=))=))

22. kiadi
(
29/04/2008 09:16)
zah matahotra xxx!avy hanapahako azy fa zah manana tondeuse!
ary iza ko aza io xxx manao njy anah io! :-D :-D :-D

23. kelly13
(
29/04/2008 10:03)
za kou mampiasa fer a cheveux, ny voloko tsy mahery na henjana fa tiko b ny volo mitsoitsohy d zay no ampesako fer a cheveux! ny plaque @ fer zao misy en tourmaline kou, tsy haiko iza no tsaratsara , ny céramik sa tourmaline! bah!!! ny aza adino fotsiny ny manisy produit fa ra vao tairina manta vel @ zao d potika le izy! d'accord za oe mahavakivaky lohambolo le izy, fa ny lohambolo kou nge ka mila tapahana matetika e!
tess, kallie>nenà ankia ny mba ampesako brushing d juste manamaina le volo a, aveo lerako @ fer a cheveux @ zay, fa mitazona 1 semaine oa! hihihihi! sady za mou @ zao nanao mèche (miel tsy tadidiko indray le lokony teo) d lazain'i rams oe "tu es a moitié blonde" hahahahahaha
kiadi>kay v elah ty katahotra e! nde hanao xxx za d rahonako vao maika ngamba mipararetra! sady ny bizna-ko oa alainlà fôna e!
kay lava b ny soratro kle! mazotoa mamaky dol! ra za no eo @ toeranareo d zapper-ko ty soratako ity :-D

26. xxx
(
29/04/2008 13:47)
kiadi :} :} , za iany ky a :*:* tena ts fantanjy v za aky? :-D :-D :-D :-D :-D
27. ikaretsaka
(
29/04/2008 14:32)
kiiii nena raha lava ndrindra ny voloko izao de otran'ny akikelin'i tess ngamba :°) fa za tsy manana probleme iznay heo manendy volo izany sy tsofin livotsa izany de rava an
28. tess
(
29/04/2008 14:47)
ika: fa atao in lava volo e! nareo nge lehilahy e! halako ery ireny lahy manalava volo reny de taritina mandalo eo am andrina ilay voloa eo am sofina ankavia entina mandeha miankavanana, de latsaka foana mankeo am maso de masosotra ery ny mahita azy misarika anlay volo am tanana miverina any ankavanana ndray, PD NO fetra :-D
kelly13: zà try manao brushing mitsy klou na manamaina volo aza fa avelako maina amzao eny! hogoiko fotsiny fa refa te hanao ilay coiffure petaka be tsotsoka be ireny vao mampiasa fer ) cheuveux kely! fa miova arakaka ny dµcoiffure mitsy ny tarehy an!
ny ahy io frisé io no tena tiko somary sôvazy io fa refa leo vao manao brushing tsara de arahina fer à cheuveux refa tiana mifitsaka plats tsara lay cheuvuex :-P

29. Veloo
(
29/04/2008 15:40)
ny ahy reto tena natoraly no zavatra ampiasaiko a " Placage"
tapahako ireny collant ireny esoriko ny tongony dia avy eo fatorako dia mahazo satroka hihihi dia ahodiko manondidina ny lohako ny voloko dia siko an'ilay satroka amin'ny alina dia ny maraina esorina zany no tena atao oe volon-tsinoa handramo anie e

30. tess
(
29/04/2008 15:59)
zà tsy mahataty palcage.....sady tsy de mila raha ny tena marina fa vao misarindoha kely aho dia mila ho lasa adala izany.....tsy zakan'ny lohako mitsy :? ny ahy sasàna fotsiny de asina mousse pour frisé de reveko mitslem eny!
31. ikaretsaka
(
29/04/2008 16:21)
tess.. mody heo tsy misarindoha kely e wawawa e..nefa hitako ery le mitaona apombo tany antanana :P
32. karinah
(
29/04/2008 16:43)
xxx: na dia asinao laque aza ve izany rava izany lay volo? asivo laque raha mora rava !
Ankoatr'izay manaova bain matetika raha mahery be ny volonao,manalefadefaka azy iny!
ps: ny brushing koa ny ahy no itako mandoro volo, ny plaque non, io izao ny ahy no amiasaiko fa tsy maina na ringitra intsony ny voloko!
Laque,laque ihany atao raha volo mora rava izany, sady amin'iny izy elaelavao rava, manakely fasahiranana, indrindra oe mahey lay volo! slt!!!

33. tess
(
29/04/2008 17:14)
ikaretsaka:
tess.. mody heo tsy misarindoha kely e wawawa e..nefa hitako ery le mitaona apombo tany antanana :P
ka hafa kôcha rehefa mitaoana any antanàna kô! vovoka aby any iny iii!
:-P :-D
34. xxx
(
29/04/2008 17:18)
karinah: lay bôfy be mande coiffure ireny no mpanao lak :-D :-D :-D :-D
mampiraikidraikitra volo be ireny dainnn! aleo ihany lay tsofin'ny rivotra tsara ireny fa vita tsara fotsiny..
xxx: atovy brushing alou aky na dia tsy à fond aza ny fisintomana azy de finition atao milay be am fer dia milay be! (raha enjana ny volo an!)
ny resultat no jerena fa tsy ny maha haingana na maha ela ny fanamboarana azy akory....

35. ni81
(
29/04/2008 18:24)
Andramo indray ny shampooing fructis hydra liss + après shampooing crème fortifiant hydra liss + crème de soin lissante sans rinçage hydra liss ! Misy namako maherihery volo fa mety aminy ireo.
36. kiadi
(
29/04/2008 18:45)
xxx:zah wa tsy mamaly refa xxx fa aza manadala anah eo! :-D :-D :-D :-D
felahako ny tsoda eo enao ny farany an!!! :-D :-D :-D
veloo:leo be zah mividy collant ho anao fa kay ataonao eny @ loha fotsiny! :-D :-D :-D
de ny ambiny tsy voavakiko fa lava lotra!! =)) =))
de zah tsy pelaka na resabevavy aza ty! :-P :-P

37. sakaizakely
(
29/04/2008 21:00)
lasa njay le resaka volo :-D :-D :-D :-D
manjeraka mits ange izy tony nefa tsy hita hosolana otran'ny voalazan'i kiadi fa de ihafiana eny
za reto tsy mirevy an'ireny fer de lissage reny fa mifitsaka manify kely tsisy volume ntsony ny voloko tratrany, sady zay za manasa loha isaky ny 4-5 andro farafahabeny donky ny voloko fotsiny no simba raha lisser-na
Aleoko ihany brushing. Fa mahagaga ana nareo miteny we manimba volo. Poika fa nena tsy simba zany an, nefa brusher-vako isamaraina aza. Asiako masque isaky ny manasa loha, de serum de lissage alohan'ny brushing. Ndrai² koa asiako an le serum special pointes ireny fa tsy misy fourche na iraika ara.
Fa ty plaque nareo ty na céramique na tourmaline na ultron io no tena hitako we mandoro volo, minimum 180° un seul passage :{ Fa betsaka ny miteny we simba be afaka 6 mois eny ny volo
Ze efa nampiasa mihoatra ny 6 mois mbo atsangano ny tanana we zafady
;-)
Mety ho intéressée ihany aho fa raha mi existe en rondins pour boucler les mèches :-P

38. ikaretsaka
(
29/04/2008 21:03)
arakaraky ny toe bolo io.. nen'i sakaizakely izany volo manbify kely ko de atao mibohaka.. ny an'ny sasany volo matevina be fisahana
39. sakaizakely
(
29/04/2008 21:04)
xxx> ny mousse coiffante kou manampy be
asivo an'ireny mousse thermolissante ireny ny volo alohan'ny hisintomana anazy

40. ikaretsaka
(
29/04/2008 21:07)
nyt fahitako an'io dia tsy mety heo satria mety amin'i tess akory de hiety @ veloo ohatra na hety @ akaizakely..
samy manana ny nanaovan'Atra azy aby.
samy manana ny nanaovan'Atra azy aby.