Volo
1. xxx
(
28/04/2008 09:34)
Manahoan adaolo o
Za zany mba naika hanontany hoe za iany no manao ny voloko, fa refa vita le izy d refa tsofin'ny rivotra de mivadika orrera otran'ny tsy natao akory e! inona ny astuce?
Za zany mba naika hanontany hoe za iany no manao ny voloko, fa refa vita le izy d refa tsofin'ny rivotra de mivadika orrera otran'ny tsy natao akory e! inona ny astuce?
novalian'i kiadi ny 11/05/2008 09:36
2. kiadi
(
28/04/2008 10:00)
tapahana!
sady tsy lany vola no ty lany andro manabôtra azy! :wink: :wink:
sady tsy lany vola no ty lany andro manabôtra azy! :wink: :wink:
3. kallie
(
28/04/2008 11:03)
xxx> mety tsy vôsintona tsara zay na tsy maina tsara
d aza fenona menaka be e
Kiady> efa oe resa-bhv mbola môlamôla eo iàny :-P
d aza fenona menaka be e
Kiady> efa oe resa-bhv mbola môlamôla eo iàny :-P
4. sytl
(
28/04/2008 11:07)
marina ny an'i kallie,refa tsy voasintona tsara de rava avy eo,jereo tsara kou sao tsy mafana tsara ny séchoir!
7. kelly13
(
28/04/2008 11:12)
xxx>sao d volo mbola mando kosa no sitominao @ fer a cheveux? fa sady tonga d simba b ny volo no ôtran'ny oe tsy namboarina! sinon, makanesa @ ireny grossistes produits volo ireny d mitadiava crème (sans rinçage) volo spaecial an'ny fer a cheveux! ra mahery volo ianao d ataovy mafana b ny fer-nao sinon tsisy dikany fa vola omena an'i edf maimaipôna
8. kiadi
(
28/04/2008 11:15)
ka efa oe tapaho wa fa tsssss!!!mandoa vola ho an'i edf fotsiny :-D :-D
9. xxx
(
28/04/2008 11:24)
kelly, za alou mahery volo e, d ny fataoko le soin sans rincage an'i l'oreal, d maina tsara mints ny voloko k! ny tena maakamo ana de ao antrano le izy mety tsara fa ra vo mivoka ny trano de iny amzay fa misadroana vel otran'ny tsy natao:-(
kiadi, atao sola b otranao v?:-P
kiadi, atao sola b otranao v?:-P
10. sytl
(
28/04/2008 11:27)
plaque ve zany é!!toro hvtr ny ahy:aza zatra mampiasa an'reny fa tena manimba volo be reny!potika mits!aleo iany séchoir!
11. Papoose
(
28/04/2008 12:05)
jereo ihany koa le vim-pera fa sao de iny koa anisany mampizara karatra an'ilay volo!
12. kiadi
(
28/04/2008 12:06)
tapaho waaaaaaaa! nareo ko mafy la tête an! :-D
de zah tsy mamaly vô xxx an :-D
de zah tsy mamaly vô xxx an :-D
13. tess
(
28/04/2008 12:36)
sytl:
plaque ve zany é!!toro hvtr ny ahy:aza zatra mampiasa an'reny fa tena manimba volo be reny!potika mits!aleo iany séchoir!
diso enao fa efa vaovao amzao ny mlampiasa plaque io dool ,dray noampesaina any am salon ny brushing no tena mnimba volo, manodor volo mants ye!
xxx: mety foana refa zàtra mampiasa azy ka!
:°) aza atao matevina be no atao fa alefa tsikelikely dia hatreny am fotony no entina midina mankeny am loham-bolo.....tsy sotomina haingana be kou! fa atao miadana raha enjana ny volo,
14. xxx
(
28/04/2008 14:06)
ah ok merci am fanoroana e!
kiadi, k za ts maints manao xxx na tinao na ts tinao e! :-Pmanin za no ataonao manapaka volo? d amzay v sola b otranao?:-P
kiadi, k za ts maints manao xxx na tinao na ts tinao e! :-Pmanin za no ataonao manapaka volo? d amzay v sola b otranao?:-P
15. sytl
(
28/04/2008 15:21)
tess:teneniko aminao fa ny voloko nataoko an'reny ,nefa tsotra sy malama,niditra salon de coiffure aho taty fa tsy te hierika an'reny ,zany raha tsy vakivaky ny lohamboloko avy eo!!dain!!mety de mety lé teknika fa tsy tsara atao matetika!
16. tess
(
28/04/2008 16:10)
lkanefa de contraire ny lazainao lay izy ny brushing no tena mandoro volo :-P
17. kallie
(
28/04/2008 16:11)
sytl> mety lé ampiasaindry no tsy tianle volo, néna ko manko zao fer fa sady speed no milamina ery no tsy mampa vakivaky zany, ny inconvénient fotsiny tsy maintsy miandry anle volo maina tsara.
Ny voloko ko enjana be d ra vô reny babyliss reny d ts mety
Kiady> manôva périka klou vô miditra ato
Ny voloko ko enjana be d ra vô reny babyliss reny d ts mety
Kiady> manôva périka klou vô miditra ato
20. kiadi
(
28/04/2008 17:26)
de refa manao xxx de zah tsy mamaly!
de efa oe tapaho wa io volo ioooooooooo :-D :-D :-D
de efa oe tapaho wa io volo ioooooooooo :-D :-D :-D