Katolika sandoka
68. cutie
(
02/05/2008 22:36)
bn e :)
[quote]Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 02-05-2008 04:36:58
Lohateny : Re : Katolika sandoka
Hoy i cutie:
ka zay no mampa magie magie azy
[quote]Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 02-05-2008 04:36:58
Lohateny : Re : Katolika sandoka
Hoy i cutie:
ka zay no mampa magie magie azy
71. cutie
(
07/05/2008 21:24)
majesty
tsy religion alou ny buddhisme a :wink:
fijo
efa henon'i fijo ve fa mampatsara vintana hono ny misafosafo ny kibon'i buddha =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
tsy religion alou ny buddhisme a :wink:
fijo
efa henon'i fijo ve fa mampatsara vintana hono ny misafosafo ny kibon'i buddha =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
72. ikaretsaka
(
07/05/2008 21:33)
inay aho mba boudha de mba nosafosafoin'i cutie ny kiboko dia nety ny vitambokany :-D
73. bosista
(
08/05/2008 17:20)
ny tsy mazava amiko de izao:inn zao no antony hisandohana ho kato? inn no tanjona ?fa misy tombotsoa otran'ny ahoana ao?
74. pissoa
(
08/05/2008 18:24)
:-D :-D :-D :-D :-D
Bosista : tsotra be. Amin'izay mody hoe izaho kato sns dia izao no ao ... na tsy izay akory aza. :-D
Bosista : tsotra be. Amin'izay mody hoe izaho kato sns dia izao no ao ... na tsy izay akory aza. :-D
75. cutie
(
08/05/2008 19:11)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 07-05-2008 23:33:12
Lohateny : Re : Katolika sandoka
inay aho mba boudha de mba nosafosafoin'i cutie ny kiboko dia nety ny vitambokany
lol be =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
76. fijo
(
14/05/2008 21:59)
cutie an,aza mitady boudha lavitra fa rah akibo misy aty ka.sady maha be vintana mine
78. padresy
(
15/05/2008 15:23)
hoy fody:
somary niverina kely a fa zao vao itako
fa sarotra no iady hevitra @ katolika na sandoka na tsia fa iray iany ireo
satria mitovy ny baiboly vakiany fa samy hafa @ rehetra
ka tsy itanareo l oe ts mivavaka afatsy @ ray iray sy le oe aleo ny maty ho an maty
Ny kristiana katoliaka anefa dia tsy mivavaka amin'ny maty, fa miara-mivavaka amin'ireo mponin'ny lanitra (olo-masina eo anilan'Andriamanitra sy ny Anjely). Ary raha misy fangatahana ataony amin'ny Olo-masina dia vavaka no angatahany aminy fa tsy zavatra hafa akory. Ka raha tena Katolika ilay mpisandoka dia hahalala fa tsy mivavaka amin'ny maty velively ny katolika.
somary niverina kely a fa zao vao itako
fa sarotra no iady hevitra @ katolika na sandoka na tsia fa iray iany ireo
satria mitovy ny baiboly vakiany fa samy hafa @ rehetra
ka tsy itanareo l oe ts mivavaka afatsy @ ray iray sy le oe aleo ny maty ho an maty
79. pissoa
(
15/05/2008 17:43)
Padresy : I Jesosy aza tsy namela ny maty ho an'ny maty akory (araka ny hevitra handraisanao azy) fa mbola nitsidika azy ireo tany ambanin'ny tany koa :-D :-D :-D :-D :-D
