Katolika sandoka
41. fijo
(
01/05/2008 21:39)
kay le,dia mbola misy mino ve hoe nisy olona niseho teny amin'ny rivotra teny ihany le?????izay marina le finoana an,
de niova tarehy nanao ombrax ve lery izany???
de niova tarehy nanao ombrax ve lery izany???
43. cutie
(
01/05/2008 21:49)
40. Mpandefa : fijo [ Valio ] 01-05-2008 23:39:39
Lohateny : Re : Katolika sandoka
kay le,dia mbola misy mino ve hoe nisy olona niseho teny amin'ny rivotra teny ihany le?????izay marina le finoana an,
ka efa jamban'le finoana koa :-D :-D :-D :-D
44. ikaretsaka
(
01/05/2008 21:56)
tsy resaka isan'ny olona le izy ra fijo an.. fa ny filazana ny zava misy marina... filazana mivantana ilay izy honnettement!
\izya le hoe tsy religion ana clientelisme toy ny sekta le izy ka na fopla aza de takotakonana ao..
aleoko lavitra rehefa zavatra fople de tenenina hoe fople ialahy ireto ny arguments maha fople an'ialahy.. raha hi persiste ialahy fa tsy fople dia asehoy ny counter arguments hoiaraha midinika..
toy izay le miokakolana eo dia arorovana eo nefa efa hita fa fople be

45. fijo
(
01/05/2008 21:57)
de izay ngamba ko.
aiza ko hoe nisy faty de nitsangana,sao dia toran afa tsy tena maty ary.
aiza ko hoe nisy faty de nitsangana,sao dia toran afa tsy tena maty ary.
47. fijo
(
01/05/2008 22:09)
asa ko,izany maty izany raha ny mba fahalalako azy ,dia vatana efa tsy misy ra mikorian aintsony,ary io atidoha io,raha tsy mikorian aelaela ao ny ra,dia simba sahady io.izay no mahatonga ny olona voan'ny AVC hisy takaitra raha velona aza.maik afa maty 3 andro?????????
52. rakaroka
(
02/05/2008 02:39)
F'angaha i Fijo tsy mino ny magie?... :lol: :roll: :-P Tena misy kosa anie ny magie e :-P