Tss, soa ihany
41. ikaretsaka
(
28/04/2008 19:20)
veloo>ny tiana hahatongavana de hoe ahoana ihany ny tianao lazaina fa misamboadika be le raisonnement anao?
eo ianao milaza fa isika tsy misy kristianina..
rehefa nanontaniana ianao hoe inona iznay ny tena kristianina de
eo ianao milaza fa ny atao hoe kristianina =miezaka ho tahaka an'i kristy
eo ianao manao hoe miezaka isika...
donc mahafeno ilay condition namaritanao ny hoe kristianina isika...
nefa lazainao fa tsy izy...
de ahoana ihany??
eo ianao milaza fa isika tsy misy kristianina..
veloo:
tsy misy tena mbola Kristiana isika
rehefa nanontaniana ianao hoe inona iznay ny tena kristianina de
eo ianao milaza fa ny atao hoe kristianina =miezaka ho tahaka an'i kristy
ny atao oe kristianina dia olona mihezaka mi-imiter ny charactern'i Kristy.
eo ianao manao hoe miezaka isika...
donc mahafeno ilay condition namaritanao ny hoe kristianina isika...
nefa lazainao fa tsy izy...
de ahoana ihany??
42. Fody
(
29/04/2008 16:41)
zina:
Marina mihitsyizany ry Nyrina, raisina positive daholo ny momban'ny fiainana rehetra dia mande tsara ilay izy, no sady mahasalama no miampy ray taona ny fiainanao
Mba hazavao ry nyrina ny maha kristiana an'io zavatra voalaza io.
Hazavao hoe:
MIFANARAKA AMIN'NY EVANJELY VE IO ZAVATRA VOALAZA IO ?
MIFANARAKA AMIN'NY FAMPIANARAN'I KRISTY VE ?
MIFANARAKA AMIN'NY BAIBOLY VE ?
Izay no angatahana aminao mba hazavainao fa tsy zavatra hafa akory.
Ary ny kabary nolazainao tery ambony dia izao ihany no hamaliako azy: Sahinao ve ny milaza fa avy amin'ny FANILOVAN'NY FANAHY MASINA ny zavatra nambaranao teto rehetra ?
Sahinao ve ny milaza fa izay tena teny avy amin'i KRISTY marina no ambaranao ?
Ary farany dia mbola haveriko ihany ny hoe: "MIdira ao an'efitra mangina ary anontanio amin'i Jesoa raha tena sitrany marina ny zavatra nolazainao, izay efa nanokafako lohahevitra ny sasany".
Misaotra anao!
43. ikaretsaka
(
29/04/2008 17:11)
miandry ny valin'ireo fanontaniana maromaro ireo..
na ny napetrako na ny an'i fody
dia miandry an'i niryna sy ny fandinihin-tenany koa
na ny napetrako na ny an'i fody
dia miandry an'i niryna sy ny fandinihin-tenany koa
45. ikaretsaka
(
29/04/2008 20:53)
aza maika mihitsy na iznay aza an..andrinay foana... fa diniho tsara anefa! dia valio tsara!
48. ikaretsaka
(
30/04/2008 22:16)
mba ampio i niryna ry zareo mpanao hoe mety ny azy fa mitady ho kenda an!
49. niryna
(
03/05/2008 00:57)
Fody:
zina:
Marina mihitsyizany ry Nyrina, raisina positive daholo ny momban'ny fiainana rehetra dia mande tsara ilay izy, no sady mahasalama no miampy ray taona ny fiainanao
Mba hazavao ry nyrina ny maha kristiana an'io zavatra voalaza io.
Hazavao hoe:
MIFANARAKA AMIN'NY EVANJELY VE IO ZAVATRA VOALAZA IO ?
MIFANARAKA AMIN'NY FAMPIANARAN'I KRISTY VE ?
MIFANARAKA AMIN'NY BAIBOLY VE ?
Izay no angatahana aminao mba hazavainao fa tsy zavatra hafa akory.
Ary ny kabary nolazainao tery ambony dia izao ihany no hamaliako azy: Sahinao ve ny milaza fa avy amin'ny FANILOVAN'NY FANAHY MASINA ny zavatra nambaranao teto rehetra ?
Sahinao ve ny milaza fa izay tena teny avy amin'i KRISTY marina no ambaranao ?
Ary farany dia mbola haveriko ihany ny hoe: "MIdira ao an'efitra mangina ary anontanio amin'i Jesoa raha tena sitrany marina ny zavatra nolazainao, izay efa nanokafako lohahevitra ny sasany".
Misaotra anao!
ha,ha,ha,
Tonga ny mpamafy namafy voa tsara :
Ny sasany niroborobo avo folo eny,telompolo,enimpolo ary zato eny
Ny sasany voagejan'ny tsilo ka na te hamoa aza tsy afaka
Ny sasany naniry teny amoron'ny arabe ka rehefa tonga ny voro-manidina dia nitsaingoka azy
Ny sasany kosa naniry ihany fa tsy nisy fakany ka dia nirobo dia maty
Ambava homana am-po mieritreritra,samy ho tsaraina avokoa isika,iza amin'ireo isika? vita tompoko
50. niryna
(
03/05/2008 01:23)
ikaretsaka:
mba ampio i niryna ry zareo mpanao hoe mety ny azy fa mitady ho kenda an!
Ny kristiana dia mpirahalahy sy mpirahavavy ao amin'ny tompo fa tsy natao hifandramatra ,matoa mifandramatra dia misy iray tsy mino ny hinoan'ny iray ao.
Na hanazava in-jatompolo aza aho dia tsy ho azonao ary tsy ho heken'ny sainao satria tsy any ny tanjonao.Atra irery ihany no mahalala ao am-potsika koa enga anie izy no hanampy anao .
Efa taona maro no mitady handrendrika satana saingy tsy mahavoa e,izay manaiky ampiasainy ihany no manaiky fa ny olona efa voavidin'ny ran'i kristy tsy mihontsona intsony satria ahoana ,tsy tafiditra intsony ny fandrika ,efa manana sabatra fiarovana sy mpiharo dia i Kristy Zanany izany ,tsy matahotra ary malahelo azy an'ireo izay mbola tsy nandray Azy
Ny fahasoavan'ilay kristy mahery ,mpamonjy an'izay rehetra manaiky azy ho tompo sy mpamonjy anie hanampy antsika hatrany ary hanazava ny teniny Amena
Ataovy ao an-tsaina ity fa nomeny anay ,raha mino hianao " Ary indro , Izaho momba anao ka hiaro anao amin'ny lalankalahenao rehetra Gen 28:15 ,blablabla ,jereo fa mbola nomen'ilay ATray ihany koa io ao amin'ny Heb 13:5
Araky ny tsy hitiavanao ny tenin'Atra (pli-vava no vao maika omeko ) ha,ha oops
=D> =D> ^:^ ^:^ ^:^
Ry rahalahiko,raha misy eo aminareo miala amin'ny fahamarinana ary misy anankiray mampibebaka azy,aoka ho fantany fa izay mampibebaka ny mpanota hiala amin'ny lalan'ny fahadisoany dia mamonjy fanahy tsy ho faty sady hanarona heloka be Jakoba 5: 19
Enga anie ny fanahy masina no hanazava izany teny mamy izany amintsika
51. ikaretsaka
(
03/05/2008 01:52)
inona kay no hidiran'i satana @ le resak alaptop ry niryna de hidirana pli vava?
io ny tsy azoko
ary ity koa mbola tsy nazava mandrak'ankehitriny...i jesoa toa rehefa mitory dia rehedfa fomban-devoly nanao pli vava izy vao ni pli vava...
ka fomba kristianina ve io?
i Paoly koa izao rehefa mitory teny tsy nandika an'i lioka izy de zay fotsiny

52. niryna
(
09/05/2008 22:01)

:D