Tss, soa ihany

21. niryna ( 27/04/2008 05:06)
ikaretsaka:

izay ahay.
:D
fa hono hoa ry niryna e... fa aiza ao anaty baiboly no misy an'ilay hoe tsy azo atao ny misotro toaka sy mifoka sigara e?

le mifoka sigara aloha dia tsy misy mihitsy


ilay misotro toaka koa tsy voarara fa ny fahalalana honony tokony ho tandremana..
tadidio fa ny misotro tsy voatery ho mamo!
sao dia bedy eto isika dahy fa lasa H S ?
dia hitsiponako izany hianao fa mahay pli vava an'io aho
:D Galatiana 5
19 Fa miharihary ny asan'ny nofo, dia izao: Fijangajangana, fahalotoana, fijefojejoana, 20 fanompoan-tsampy, fanaovana ody ratsy, fandrafiana, fifandirana, adi-lahy, fiafonafonana, fifampiandaniana, fisarahana, fitokoana,21 fialonana, fahamamoana, filalaovan-dratsy, ary ny toy izany, izay lazaiko aminareo rahateo, tahaka ny voalazako fahiny koa, fa izay manao izany dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra
22. niryna ( 27/04/2008 05:10)
fahamarinana:

:arrow: ka ilay fanazavana ry niryna rehefa lava be dia lasa mahamonamonaina sy vao maika koa tsy mazava.Ny ifandraisan'ny laptop sy fahotana nampidiranao azy no tena tsy nazava.Ohatrany hoe sanatria ilay laptop koa no mamela fahotana ve sa inona koa nefa ny tianao marihina dia ilay hoe Kristy sns sns.Ary betsaka no tsy nahazo azy na nazava be toa ny masoandro araka ny remarque nataon'ny fody aza.Lasa nanjelatra loatra angaha ve? :wink: (l)



:D
23. niryna ( 27/04/2008 05:14)
Veloo:

Zina [ Valio ] 25-04-2008 02:19:51
Lohateny : Re : Tss, soa ihany
Marina mihitsyizany ry Nyrina, raisina positive daholo ny momban'ny fiainana rehetra dia mande tsara ilay izy, no sady mahasalama no miampy ray taona ny fiainanao


raha tsy tena kristiana tsy mi=compre an;io lazain'i Zina io :wink:


marina izany ary mifanohitra ny tenin'i fody ilay izy,na dia miteny gasy izao aza ny olona na dia mamaky baiboly malagasy izao aza raha tsy ny fanahy masina no manazava azy dia tsy ho azony,izany no antony ilaina ny fanavaozana ny fanahy isan'andro,famakiana ny tenin'Atra ,famerimberenana sy fampiharana azy amin'ny fiainana fa tsy toy ny fitsaran'ny hafa hoe pli-vava
:D
24. ikaretsaka ( 27/04/2008 14:54)
niryna: dia mba azavaina moa azafady dia mba manao sorry rehefa diso e
25. Fody ( 27/04/2008 15:03)
Zina:
Marina mihitsyizany ry Nyrina, raisina positive daholo ny momban'ny fiainana rehetra dia mande tsara ilay izy, no sady mahasalama no miampy ray taona ny fiainanao

veloo:
raha tsy tena kristiana tsy mi=compre an;io lazain'i Zina io

Raha lazaina fa tsy Kristiana aho, ary raha lazaina koa fa tsy mba itoeran'ny Fanahy Masina.
Dia mba hazavao àry ny maha Fijery kristiana an'io. Mba hazavao fa mifanaraka amin'ny Evanjely io.
Mba hazavao koa ry nyrina satria ianao milaza fa raha tsy ny Fanahy Masina no manazava tsy ho azoko mihitsy io.



MBA HAZAVAO!


Miandry ny fanazavanareo!

Misaotra.
26. ikaretsaka ( 27/04/2008 15:26)
miandry fanazavana koa aho
misaotra!
27. pissoa ( 27/04/2008 15:40)
:-D :-D :-D :-D :-D
28. ikaretsaka ( 27/04/2008 15:44)
hizarao kely @ le fanazavan'ny fanahy masina ao @ niryna iznay ny kilonga raha lazaina @ fehezanteny hafa e :wink:
29. Veloo ( 27/04/2008 17:43)
Raha lazaina fa tsy Kristiana aho

Fody tsy misy tena mbola Kristiana isika, mihezaka no ataon-tsika:
\"The positiveness and energy, the solidity and strength of character manifested in Christ are to be developped in us.\"
30. pissoa ( 27/04/2008 18:13)
:-D :-D :-D tsisy tokony mi-compre io lazain'i Zina io raha azoko tsara ?

Veloo:
raha tsy tena kristiana tsy mi=compre an;io lazain'i Zina io


Veloo:
Fody tsy misy tena mbola Kristiana isika, mihezaka no ataon-tsika:

31. ikaretsaka ( 27/04/2008 19:37)
Veloo:

Raha lazaina fa tsy Kristiana aho

Fody tsy misy tena mbola Kristiana isika, mihezaka no ataon-tsika:
\"The positiveness and energy, the solidity and strength of character manifested in Christ are to be developped in us.\"


inona amin'i veloo no atao hoe "Kristianina" ary?

sao afangaro ny hoe "Kristianina" sy "Kristy"! ka te ho calife a la place du calife...
32. niryna ( 28/04/2008 17:36)
ikaretsaka:

niryna: dia mba azavaina moa azafady dia mba manao sorry rehefa diso e


hi,hi, manao sorry aho rehefa diso ary izany no maha kristiana ahy ,miaiky ny fahadisoana dia mifona amin'Atra.Ny tsy fahazoanao ilay teneniko tsy hanaovakio sorry velively fa hialako tsiny,tsy azonao ilay izy satria tsy ao aminao ny tiako tenenina.Toy ny olona miresaka amin'ny teny sinoa ilay izy aminao koa dia sorry fa tsy ho azonao raha tsy mangataka aminy hianao ny hangetaheta ny Teniny ,sorry ika fa tsy afaka ny hanazava firy intsony aho
33. niryna ( 28/04/2008 17:49)
Fody:


Mba hazavao koa ry nyrina satria ianao milaza fa raha tsy ny Fanahy Masina no manazava tsy ho azoko mihitsy io.

Marina tanteraka izany ary tsy hianao irery fa isika rehetra ,tsy ny tsy mpino ihany koa fa ny olona izay maniratsira ny tenin'Atra.Tsy ny heriko na ny herinao na ny fahaizako na ny fahaizanao no ahalalana ny tenin'Atra,ataovy sujet koa io fa izay teny rehetra ka tsy mifanaraka ny eritreritrao mantsy dia hitadiavanao porofo avokoa,mila mi -humble io ilay fanetrehantena,tsy mientehitra ny fahaizana,tsy mila diploma ny fahasoavana nomen'Atra ny teniny saingy kosa mila mino izay lazainy avy aiza,avy ao anatin'ny baiboly,izy no miteny ao anaty baiboly,izy no nanome ireo olona rehetra fahasoavana sy fahazavantsaina ka nahatonga ny olona nanoratra ny baiboly,io koa dia efa tsy hitovizana satria navadikao hoe baiboly = Atra.
Asa aloha ry fody fa sarotra ny hanazava ny olona satria ny finoana dia zavatra tsy hita maso fa hinoana.(pli-vava,vakio ny baiboly fa manazava izany pli-vava izany ny hebreo 11 iray manontolo.
Izay lazaina toa toherinao daholo ka tsy hoe mba azavao ny mipetraka ny olana fa ilay porofo tsy hita maso no tadiavinao ho porofona.Ny teny izay resahina toa avadikao ho zavatra hafa avokoa ka dia tsara ny tsy mamaly sy tsy manazava,ho azonao miandalana eo ihany ilay izy rehefa tena mangetaheta ny tenin'Atra hianao.
Izao foana no tokony ho tsara ho tadidiantsika.
Aza miantehitra amin'ny herin'ny tenanao,amin'izay rehetra atao dia tsarovy foana Atra ,fa na inona ataonao ,na inona lalana tiana atao dia ataony ho tanteraka avokoa izany.Rehefa izy no atao ambony noho ny zavatra rehetra .Pli -vava .Vakio ny Oha 3:5-6

"Pli -vava tsy mijery intsony fa efa ato anaty ilay izy :"Trust in the Lord with all your heart,do not lean on your own understanding,in many ways, acknowledge Him and He will guide your path" tsy ratsy ilay pli-vava ha,ha,ha

34. niryna ( 28/04/2008 17:52)
ikaretsaka:

miandry fanazavana koa aho
misaotra!

Fantatra ny olona mangetaheta ny tenin'Atra ary fantatra ihany koa ny olona manipaka sy manao izay tiany sainy ka dia hialako tsiny fa tsy afaka ny hanaza aho raha mangetaheta hianao dia nomeko rano saingy tsia ,tsy mangetaheta ka dia tsy andany andro aminao aho ,fa dia sorry

35. niryna ( 28/04/2008 17:53)
Veloo:

Raha lazaina fa tsy Kristiana aho

Fody tsy misy tena mbola Kristiana isika, mihezaka no ataon-tsika:
\"The positiveness and energy, the solidity and strength of character manifested in Christ are to be developped in us.\"


Aleloia
=D> =D> ^:^
36. niryna ( 28/04/2008 17:56)
niryna:

Veloo:

Raha lazaina fa tsy Kristiana aho

Fody tsy misy tena mbola Kristiana isika, mihezaka no ataon-tsika:
\"The positiveness and energy, the solidity and strength of character manifested in Christ are to be developped in us.\"


Aleloia
=D> =D> ^:^


---------------------------------------------'
if we are willing to know and to accept his words .
Raha manaiky sy mangetaheta ary mankasitra sy hanaraka ny teniny isika,fa raha mitsipaka sy manohitra dia tsy omen'Atra antsika ilay teny na dia teny gasy mazava aza no voasoratra ao,misaotra veloo a
:-*
37. Veloo ( 28/04/2008 18:19)
tsisy tokony mi-compre io lazain'i Zina io raha azoko tsara ?


Hoy i Veloo:
raha tsy tena kristiana tsy mi=compre an;io lazain'i Zina io



Hoy i Veloo:
Fody tsy misy tena mbola Kristiana isika, mihezaka no ataon-tsika


Pissoa ka marina anie zany angaha tsika mbola mahanteraka an'io zao, ndray2 ny positive attitude-tsika mbola mivaralila dia lasa misy hakivina... :wink:

if we are willing to know and to accept his words .
=D> =D> ^:^ ^:^ misaotra niryna

nona amin'i veloo no atao hoe "Kristianina" ary?

sao afangaro ny hoe "Kristianina" sy "Kristy"!

Ika,ny atao oe kristianina dia olona mihezaka mi-imiter ny charactern'i Kristy.. ahona no tsy azo afangaro ny Kristiana sy Kristy? rehefa mahatanteraka ny fisainan'i Kristy aho dia laso otran'i Kristy.

38. ikaretsaka ( 28/04/2008 18:20)
niryna> maninona no tsy ilay fanazavana no avoaka fa za no tsaraina?
ianoa angaha no tenin'Andriamanitra no hoe manelingelina anao aho dia heo manelingelina tenin'Atra? :-D
hazavao fa tsy mazava

we are willing to know and to accept his words .

him ry niryna fa tsy his words ihany an...
tsy nifarana teo @ blibli sy blabla akory Atra! azo?


39. ikaretsaka ( 28/04/2008 18:39)
veloo> izay...
kristianina ho'zy enao dia "miezaka" --> izay olona miezaka rehetra no kristianina
dia ato nefa ianao
tsy misy tena mbola Kristiana isika, mihezaka no ataon-tsika:


dia ahoana?
40. Veloo ( 28/04/2008 19:01)
dia ahona ahona? dia mififitra :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.05