fa maninona,

1. dziana ( 23/04/2008 14:30)
Salut,fa maninona kay ny akoho rehefa misy fiara mandalo dia miampita arabe izy ?( na efa any @ gauche aza de makany @ droite indray ) :lol: :lol: :?: :-P
Bisous :P
novalian'i dziana ny 29/04/2008 13:59
2. simplex ( 23/04/2008 14:51)

fa manin kay ny ganagana no manaraka an'ze mande pre doly na dia hantsana aza no nalehan'iny? :lol: :lol: :?: :-P
Bisous :P
3. xxx ( 23/04/2008 15:05)
fa manin kay ny gisa no mitady hiketoka @ izay mandalo na dia efa any @ gauche aza ilay mpandalo dia mankany @ droite indray? :lol: :lol: :?: :-P
Bisous :P
4. mmmhh ( 23/04/2008 15:09)
Salut,fa maninona kay ny akoho rehefa misy fiara mandalo dia miampita arabe izy ?( na efa any @ gauche aza de makany @ droite indray )

satria tsy hiampita arabe izy rah tsisy fiara mandalo
fa manin kay ny ganagana no manaraka an'ze mande pre doly na dia hantsana aza no nalehan'iny?

satria ganagana izy
fa manin kay ny gisa no mitady hiketoka @ izay mandalo na dia efa any @ gauche aza ilay mpandalo dia mankany @ droite indray?
satria mahfinaritra le mpandalo
:-D :-D
5. kiadi ( 23/04/2008 16:14)
dziana:

Salut,fa maninona kay ny akoho rehefa misy fiara mandalo dia miampita arabe izy ?( na efa any @ gauche aza de makany @ droite indray ) :lol: :lol: :?: :-P
Bisous :P



akoha dizina be zany!
bisous :P
6. kiadi ( 23/04/2008 16:59)
mmmhh tsy nanao bisou fa mamerina aingana! :lol: :lol: :lol:

bisous :P
7. fasaly ( 23/04/2008 17:23)
dziana:

Salut,fa maninona kay ny akoho rehefa misy fiara mandalo dia miampita arabe izy ?( na efa any @ gauche aza de makany @ droite indray ) :lol: :lol: :?: :-P
Bisous :P

izany angamba no atao hoe akoho leo ny fiainana ka mitady hamono tena.
nza akoho dizina....


8. kiadi ( 23/04/2008 17:27)
aiza le bisou ry fasaly an!
bisous :P
9. fasaly ( 23/04/2008 17:35)
tsôda! :P
10. xxx ( 23/04/2008 17:55)
dziana:

Salut,fa maninona kay ny akoho rehefa misy fiara mandalo dia miampita arabe izy ?( na efa any @ gauche aza de makany @ droite indray ) :lol: :lol: :?: :-P
Bisous :P

:arrow: psychologie féminine :-D :-D :-D
11. mmmhh ( 24/04/2008 06:16)
tena adino marina
bisous :P
12. dziana ( 24/04/2008 07:24)
Salut daolo.Ary nareo lalintsaina nefa za aza mba gaga hoe fa maninona! :?: =)) =)) =)) =)) Sa ve nisy sauce poulet tao? :lol: :-D :-D
Bisous nareo :D
13. dziana ( 24/04/2008 07:29)
Salut .Ary nareo lalintsaina nefa za aza mba gaga hoe fa maninona? :?:
Sa ve nisy sauce poulet tao :P
Bisous e! =)) =)) :D
14. sytl ( 24/04/2008 09:42)
fa maninona ny éléfanta miafina ambadiky ny poto no tsy hita mihits? :lol: :roll:
15. istraky ( 24/04/2008 10:21)
Sali dôlidôly,
Fa maninona ary ny alika no mipisy @ pneu an'tômobila nefa eo akaiky eo ny sôfera ô !
:lol: 8O :evil:
biz ness :*
16. kiadi ( 24/04/2008 16:46)
dziana>fa nanin enao no dizina?
bisous :P
17. dziana ( 25/04/2008 06:08)
Salut kiadi,tsy dizina zany za fa manala azy fotsin! Enao an :-P =)) =))
18. kiadi ( 25/04/2008 11:22)
dziana> ary aiza le" bisous :P "?
bisous :P
19. ari.malala ( 25/04/2008 11:52)
kiady mila voatsiary am vahoaka:p
20. kiadi ( 25/04/2008 15:56)
in zany "mila voatsiary?"
bisous :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1005