fa maninona,

21. dziana ( 28/04/2008 05:48)
Salut nareo;malaelo be kiadi fa tsy nomeko bisous;ntsooooooooo.Bisous gratos ho an'i kiadi dia aza mitomany intsony :cry: :*
22. kiadi ( 28/04/2008 08:03)
salut enao rery! anga misy bisou tsy gratos ry dizna?
bisous :P
23. dziana ( 28/04/2008 10:29)
Ie nga nareo tsy manana ? ^:^ ^:^ ^:^
24. kiadi ( 28/04/2008 11:01)
ba atovy mipôpôka aza fa zah tsy manana
25. sytl ( 28/04/2008 11:16)
lohateny:manin ny olona no miady bisou!! :-D
26. kiadi ( 28/04/2008 11:18)
mamoron alohateny vaovao kosa eh
27. dziana ( 28/04/2008 14:29)
Fa maninona tokoa ny lehilahy indray no miady bisous e Jereo koa i kiadi fa mitady hanomboka, oayooooooooo ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
28. sytl ( 28/04/2008 15:29)
iny ny an'i kiadi: :-* de iny kou ny an'i dziana: :-* ,zay?? aza miady an! andàna @ zay midôdô!!mi pipy vao matory an!!! :-D :-D :-D
29. kiadi ( 29/04/2008 11:28)
dziana>miady bisou @ iza hono zah?
sytl>bisou kosa rangah ba omena an! :-D :-D :-D
30. dziana ( 29/04/2008 13:59)
Bisous dolidoli amzay e! :-* :-D :-D :lol: :lol: :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2311