miaraka amina vadin'olona

41. ratonga ( 21/04/2008 07:56)
sakaizakely :-D :-D :-D masika ratsy
42. kala ( 21/04/2008 09:58)
Belami:

izaho tsy masika fa mihezaka manazava izay fomba fijeriko an!

1) Matoa ianao mbola miaraka amin'ilay olona dia tinao izy
2) Matoa nentinao eto ilay loha-hevitra dia efa te-hiala amin'ilay olona ianao fa saingy tsy ampy hery ianao hiatrehanao ny fisarahanareo.

Hamehezako izay dia na manome soso-kevitra be dia be aza ny eto kanefa tsy foinao izy sady tianao tanteraka dia mipetraka ady hevitra ihany ny eto.

Tokony hanana hery ianao hamoahanao ny fomba fijerinao ny fiarahanareo aminy hoe "TSY METY FA ALEO HIJANONA", teneno azy hoe tsy nisy nanenenana ny vita fa tsy afaka tohizana. Tsarovy fa ny zavatra mahafinaritra surtout angalarina, manimba rehefa tsy tsapanao ny fotoana tokony hahataperany.

Aza andrasana ela ny fotoana hilazanao ny hevitrao aminy fa arakaraky ny hiandrasanao no maika mampihemotra anao sy vao maika mampitamberina sady mianavesatra ao andohanao izay zavatra rehetra niarahanareo nanao ka mety hankarary ny lohanao sy tsy ahavitanao izay zavatra tokony hataonao.


miombonkevitra tanteraka aminao aho eto.
:-*
mamafara > tena ny miala no mety ê! Tsy hatakalony ny vadiny na oninanaovina enao. Hafa ndray ny hoe efa misy disadisa izymitsamy. Nefa an!an!an! aleo mitady olona disiponibila eny ananona eny ka. Aza manimba tena amin'ny fiarahana ara-nofo sy manome fahafinaretana hoazy eo fotsiny.
izy ngah adala ka hiala amin'ny zvt matsiro, vao mainka aza izy mifikitra eo. Enao no very fotoana sy hahazo aretipo amin'ny tsisy dikany.
Mbola misy anjaranao any hoany favelao ny anjaranolo.
Bonne chance.
Mahereza :-* :-*
43. kiadi ( 21/04/2008 10:06)
ratonga>raha i sakaiza indray de tsy mahagaga ! devoly kely io :-D :-D :-D
44. sakaizakely ( 21/04/2008 10:14)
kiadibotandozatra
45. tess ( 21/04/2008 11:41)
izaho indray tena miombokevitra 100°/° am sakaiza na lazaina fa masika aza ny heviny :°) nahoana ny vadin'olona no hatao savily???betsaka ny selibany dia hiandrasana hisaraka am lay vadiny zan izy .....
46. ari.malala ( 21/04/2008 11:44)
kiadi, matin'i sakaizakely enao :-D:-D:-D:-D:-D:-D
47. kiadi ( 21/04/2008 15:15)
hita fa devoly ratsy io! :-D :-D :-D :-D :-D
jere ty akizitinany!
48. Belami ( 21/04/2008 16:56)
mamafara : alamino, alamino fa ny andro mande :-w :-w :-w
49. ninad ( 22/04/2008 13:12)
salut mamafara,

mitovitovy @hvt ankizy rehetra ihany aho satria tsy hatakalony ny vadiny mitsy enao ary ianao ho lany zara eny fotsiny ra tsy misaraka aminy satria tia tena izy, refa ela ny ela tsy maintsy au couran ny vadiny dia ra sanatria tratra nareo dia mamafara victime voalohany satria mety hiakatra fitsarana @nao le mangalabady.
zay ihany mamafara fa raha azo atao misaraha aminy na mbola tsy te hiaraka aminolonkafa aza enao fa occupeo zavatra ny sainao dia tu vas l'oublier meme si tu l'aimes bcp angamba.bye bye
50. kala ( 23/04/2008 04:29)
Bold textcourage ry mamafara,
eto zahay rehetra manotrona ano @ fialana amin'ilay vadin'ol. sady ilaina koa ange ny vehv mampiseho ny forte personnalité ny indrindra @ fandraisana décision ê! :-* :-* :-* mahereza dia mahita zay anjara sahaza.
51. dziana ( 24/04/2008 14:08)
Manatona an'Atra dia henoy Izy fa efa niteny hoe: " fijangajangana ny hiarahana @ vadin'olona fa lehilahy iray ihany ho an'ny vehivavy iray.Ianareo lehilahy :manaja ny vadinareo: ianareo vehivavy maneke ny vadinareo...."Tsy tadidiko loatra fa ao @ baiboly misy an'izany .Marina fa maratra kely aloha ianao fa sitrana foana iny avy eo dia manao hoe ouffff!!!
Courage dia ny saina henoina fa tsy ny fo!
=(( :snif: :snif: (l)
52. Belami ( 25/04/2008 11:46)
dziana : marina tanteraka ny voalazanao !!! Raha vao teny avy ao anatybaiboly dia aleo tsy miady hevitra !!!
Mamafara : rehefa sendra mangitakitaka ny vatanao, manana fanirina any lery sy malahelo azy dia io teniny dziana io eritreretina
53. fijo ( 25/04/2008 20:49)
mbola tsy te hiala i made,fa raha te hioala vita io
54. rjch ( 30/04/2008 15:21)
Tadidio fa raha hiala aminaizy dia indray mipi-maso fotsiny dia vita , izany hoe teny telo no ataony "TSY ILAIKO INTSONY" dia vita ny aminao nefa raha hisaraka amin'ny vadiny izy mbola hiakatra fitsarana , handany vola haka avocat. Noho izany dia anjaranao no mieritreritra fa vitsy izany olona te-hisarabady izany raha tsy tena efa degany be ny problème. Olona efa nananbady aho miteny aminao ary nanana sakaiza koa tamin'izany fotoana izany.
55. nikah ( 02/05/2008 11:00)
Raha efa fantatrao fa vadin'ol zany de ialao!Tsy hahita fifaliana na fahasambarana @ zany mihitsy ianao,adi-tsaina sy tahotra no hanenjika ano lava.Ary tadidio fa 1jr ho fantatry ny vadiny izany de vao maika ho blemm be.Raha fahorian'ny sasany tsy hahitanao fahasambarana mihitsy.
Amiko matoa ianao mandeha any ampiangonana,aza mihatsaravelatsihy izany fa mivavaha mandrakariva hahazo ny anjaranao."Voditsobika aza manatandrify "hoy ny fitenenana.Tsy tsara ny misarombaka ny an'ny hafa aky ry mamafara a!Misy todiny foana io na ho ela na ho haingana.
56. xxx ( 19/05/2008 20:15)
tess:

xxx:

,sarao ary ny vadinao ra tena tinao a,refa tsy mety tonga de elao ilana tsotrizao,refa mbola mitady andry@zay menaseo oe teneniko@vadinao oe,fa ndry ra vo tsy manao be loha de ataony fona,sady ndry ko ra tsy misaraka aminy tsy ahita olona iaraka@ndry mintsy
bon courage e


oudryyyy vadin'olona ve dia hatao otrani'zany...inona koa izany mangala-badin'olona izany?????tsy fanao zany ry zavavy isany ah! rehefa vadin'olona dia avelao milam izy , raha revirevy fotsiny ka samy mahatanty ny vokany tsy de olana fa ilay mamporisika hisaraka am vadiny sao mba ho hataon'ny vehivavy hafa aminao izany.....izay fotsiny ihany, raiso am place nao foana ilay izy.





oudryy@aona ary,refa tena tia de zay e,sa anda ry mamafara manao vie atrois;
:* :-D :* :-D :* :-D :* :-D :* :-D :* sur daolo e
57. menavolo ( 21/05/2008 23:29)
slt e, tena efa niaran'izany zavatra izany aho ary tsy afaka amin'ile izy mihintsy fa de ohatrany hoe voaozona hiaraka @vadin'olona, efa mananjanaka aho ary ny ahy ny tanjoko de ny mba tsy hijalin'ireo zaza ireo any aoriana ka tsy de mieritreritra loatra hoe matory eo akaikiny vdiny zao lay olon-tiako any rehefa mifankatia nareo de zay tsy misy tsara noho izany, tys mampijaly anao izy saingy tsy afaka mitoetra fotsiny ianareo roa, misy za anie ka mpivady zao iray trano nefa tsy misy fitiavana ao antrano e ka tsy hitako aloha zay tena manahirana izany fa raha za efa nandalo zany hoa fanambadiana izany de avy hoe niaraka t@ vadin'olona taty aoriana de tsy hitako zay mahasamy hafa le fitiavana aza ankasarotina fotsiny akia de mandeha hoa azy io an mba ataovy zay mahaflifaly andry moa ty ny adiresy raha sendra mba te hiresak momba izany isika fa tena mahaliana ahy izany tinavavy de yahooooooooo point fr e tsy maninona raha tsy afaka manoratra
mahereza :D
58. xxx ( 27/05/2008 22:35)
olona be resaka daholo reo ry mamafara an, zay tian'ny fonao atao atao !!! raha fitiavana marina no mibaiko anao, tsy misy mahadiso anao. Fa avy aiza ny fitiavana ???arakarak'ilay situation fotsiny io : misy antony maro anambadian'ny olona iray : mety hoe bevohoka ilay sipa, mety hoe be vola, mety hoe afaka hanaovany ny sitrapony rehetra, voaterin'ny fianakaviana fotsiny ohatra ... KA possible raha mety ho tonga fitiavana amin'olonkafa aty aoriana ilay bandy !!fiainana izany, izay voa manodidina, toy ny hoe ny tody tsy misy fa ny atao no miverina ihany io e. Fa normalement, ny fiainana dia mihodinkodina eo ny tsiky sy tomany !!androany ianao mety nosarahin'ny bandy, rampitso ianao mety nanifika, ka mety hoe androany ianao naka ny an'olona, demain mety alain'ny olona ny anao...Ka fiainana izany !! aza matahotra vavan'olona mihitsy, fakafakao fotsiny ny amin'ilay bandy na tena tia koa na tsia, de ho itanao eo, satria ny anao tsy vetaveta kilalao no iarahanao aminy fa tena fitiavana marina.Raha sanatria ny azy ka rendrarendra fotsiny dia alaviro lavitra izy fa mety hanimba ny fonao sy ny fiainanao, raha toa ka tia anao kosa izy fa mbola tsy fotoanan'ny ilazàna ny marina izao, dia mahareta kely e, ny fitiavana manarona ny fahotàna rehetra, ny fijerin'ny olona mety tsy ho lahatr'Andriamanitra, tahotry ny ho very vady fotsiny no betsaka, satria vady azo tamin'ny fomba ankolaka ohatra iny, matetika anefa ireny vehivavy namitaka lehilahy ireny mba hanambady azy ilay lehilahy tsy sambatra mihitsy, efa tsy sincère hatramin'ny voalohany izy mantsy, de aty aoriana izy mitomany hoe hisaraka aminy ilay bandy...Mpangalabadin'olona etc...samy vehivavy ihany...Mampihomehy be, fa angaha lehilahy indray no aka azy ?? hi hi mety possible raha PD izy, efa cas maromaro koa io...KA zay no hevitro ! tsy ianao irery no tojo an'io. Jereo fotsiny i Angelina Jolie sy Brad Pitt e, tsy nisalasala mihitsy ny hanorina fiainana vaovao na dia maro aza ireo mpanenjika an...Zao sambatra ery miaraka ami'nny kilonga !!ataovy antsaina fotsiny fa raha misy loza manjo anao dia "fiainana izany" fa tsy hoe tody velively.Ary tsy misy hafa tsy i Andriamanitra no hitsara anao, fa tsy ireo miseho avo vava rehetra ireo.
59. inala ( 29/05/2008 12:22)
Bonjour daholo!
efa nandalovako io situation nao io mamafara! zay ko 6mois no niaraka, fa saingy izy ndray tena maditra mintsy. T@ voloany alo tsy fantatro izy oe efa manambady, tsita taratra mintsy, refa tena ti anazy za vo nahalala de tsy tafala tsony, betsaka no nananatra anah fa tsy nisy nohenoiko . Taty aorina nefa za vo nafantatra fa kay izy ko efa manana sipa hafa, zay za vo tonga saina, afaka ihany!! ka ny tiko tenenina anao hoe ny lelah sasany mantsy ti tena zay ndray2, za t@ zany nieritreritra oe tena ti anah izy fa naratsiny fona ny vadiny, kay misy olon-kafa ataony otran'izany ko, ny lelah sasany be resaka e, zay ti ko mo adala de nieno ery!!. Tsy manome tsiny anao za ra lasa olana be ho anao le izy, refa ao anatiny mantsy otrany tsy tonga saina zay, ka zao, miezà miala aminy, ra miantso anao @ telefone izy de aza raisina na vonoy mintsy, ataovy ze tsy ahitanao azy, aza miezaka manazava ny hevitrao fa tsy haharesy lahatra azy enao fa ho resiny fona, mafy be zany nefa 3 semaines eo ihany de ho adinonao tsikelikely izy, ary ho tonga saina ko enao @ zay oe ratsy kay zany maka vadin'ol zany, za alo tena nanenina e, enga anie ka tsy anody anah le izy. zay fa mahereza mamafara, hivavaka ho anao ny tenanay! :!: :idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0872