miaraka amina vadin'olona

21. news2dago ( 18/04/2008 11:00)
raha vonona ny higadra ianao dia tohizo ihany ny ADALANAO! raha tsy vonona kosa dia aleo adaboka! tsy aleo nao ve enao no manao sacrifice toy injay oe hanimba ny tokatran'olona any enao! ary amiko dia tena tia tena loatra io olona miaraka aminao io!

farany dia izao no tsarovy ao an-tsaina, ratsy fiafara foana ireny mpangalam-badin'olona ireny ary ilay olona mijangajanga kosa dia tena mijaly be mihitsy rehefa lehibe tena efa nahita tranga oh io mihitsy aho! nisaraka mihitsy izy mivady fa naleony naka ny 2m bureau kanjo noho ny tg ny faha 50 taona razoko tapaka ny lalan-drà! zao miakina @ olona foana vao afaka mifindra toerana! na aiza na aiza taloha anefa niafina foana rehefa hangala-dia sy hijangajanga!

Miala tsiny fa somary masika aho fa ny tanjona dia ny mba hanan'ny tsirairay tokatrano sambatra
22. xxx ( 18/04/2008 11:03)
efa teo a,ka zao,tsy mila kofa lo hafa zany io fa ndry iany ky no mitondra anio a;tonga de teneno fotsiny oe andao isaraka,refa mbolamikozy an le oe"ra tsy misy olona miaraka@ndry izy tsy isaraka"de kozio oe ,sarao ary ny vadinao ra tena tinao a,refa tsy mety tonga de elao ilana tsotrizao,refa mbola mitady andry@zay menaseo oe teneniko@vadinao oe,fa ndry ra vo tsy manao be loha de ataony fona,sady ndry ko ra tsy misaraka aminy tsy ahita olona iaraka@ndry mintsy
bon courage e
23. mamafara ( 18/04/2008 11:09)
ari, tsy maninona na masiaka aza ny famalin'ny namana.
hoanareo zay namaly dia misaotra betsaka fa misy hodinihina ny tokony hatao.
sakapiso,mba ento ambavaka koa ê!ns dia tsy mifankalala aza tsika dia mba ataovy any amin'ny tonomabavakareo fa misy namana mila an'izany, dia melsi daholo
:D manana namana
24. mamafara ( 18/04/2008 11:10)
manana namana manana anareo rehetra
25. moi ( 18/04/2008 11:13)
ary aiza ary dadafara amin'izao olan'i mamafara izao ?
26. ari.malala ( 18/04/2008 11:24)
courage aky fa vita fona io a!
27. xxx ( 18/04/2008 11:55)
mamafara:

.
sakapiso,mba ento ambavaka koa ê!


fa tsy azoko hoe fa maninona no mbola entina am-bavaka, dia entina am-bavaka ho hatao inona????
vadin'olona izy efa fantatrao fa manana ny vadiny izy dia isarao tsotra izao fa na ianao aza tsy mahazàka ny onjany.....
mijereva olona afaka hiaraka hibanjina ny fiainana rahatrizay....bonne chance ....


:-*
28. tess ( 18/04/2008 11:58)
xxx:

,sarao ary ny vadinao ra tena tinao a,refa tsy mety tonga de elao ilana tsotrizao,refa mbola mitady andry@zay menaseo oe teneniko@vadinao oe,fa ndry ra vo tsy manao be loha de ataony fona,sady ndry ko ra tsy misaraka aminy tsy ahita olona iaraka@ndry mintsy
bon courage e


oudryyyy vadin'olona ve dia hatao otrani'zany...inona koa izany mangala-badin'olona izany?????tsy fanao zany ry zavavy isany ah! rehefa vadin'olona dia avelao milam izy , raha revirevy fotsiny ka samy mahatanty ny vokany tsy de olana fa ilay mamporisika hisaraka am vadiny sao mba ho hataon'ny vehivavy hafa aminao izany.....izay fotsiny ihany, raiso am place nao foana ilay izy.


29. ari.malala ( 18/04/2008 12:00)
xxx26; entina am-bavaka mba ho tafasaraka amle vadin'olona re! enao kou ts mamaky tsara fa mitsambikina ftsn d mandray antendrony:-D:-D:-D:-D:-D

miombon-kevitra am tess
30. yvanot ( 18/04/2008 14:01)
Ny mahagaga koa anie ny fitia rehefa angalarina de hoatrany matsiro e. Fa rehefa vadinao le olona de hoatrany miova tsikeli².
Kanefa io de miteraka problema.
Ka ny hevitro de izao : mivavaka @ ao ambony fa izy no mahafaka sy manome vahaolana amnizany fa isika olombelona de lavon'io daholo ny ankamaroany
31. mangidy ( 18/04/2008 14:05)
Oh tady ho lasa lavitra izy izany,
Andao itsiky kely Dhl
Ny atody hono tsy misy fa ny Akoho no miverina :-D =)) =)) ^:^
32. sytl ( 18/04/2008 14:30)
feux de l'amour be ato zany! :-D :}
33. xxx ( 18/04/2008 14:30)
xxx29: tsy azoko mihintsy hoe inona no tokony hivavahana amin'ny fiarahana @ vadin'olona, hivavaka mba ho lasanao ve ilay rangahy?????? MISARAKA AMINY FOTSINY TSOTRA IZAO, na tohizo ny fiarahana fa hiareto izay zava-miseo...raha ny hiaraka amin'ny vadin'olona no mahafinaritra.
34. yvanot ( 18/04/2008 14:35)
Tsy azonao ny tiako lazaina ry xxx29. Zay le hoe diniho tsara aloha vao mamaly fa ohatry ny misafoaka be eny ihany. Ny tko lazaina de mivavaka mba hialana @ zany olana zany na raha tiana hahitsy kokoa de mba tsy hiarahana @ vadin'olona.
35. xxx ( 18/04/2008 14:41)
ka tsy mila fivavahana ny fialàna amini'zany fa miala tsotra izao dia vita....
olana foana io na mijanona aminy na miala aminy, fa miala aloha dia ho hita eo ny tohiny, ny tohin'ny fiainana no hivavahana mba ahitàna olona tsara sy mendrika.....
36. xxx ( 19/04/2008 12:24)
mangataka fitondrana ambavaka ny sakaiza, zao ataonao zao ange sazian'Andriamanitra fa fijangajangana e!samy mijangajanga ianareo roa,tandremo lahy fa ny atao no miverina,misaraha aminy fa tsy poainsa zao ataonareo zao :evil: :evil: :evil: mitsy zao an!
37. kalasnou ( 19/04/2008 18:10)
ny ahy alo dia izao: izany hoe raha mbola tsy au courant ny fiharahanareo ny vadiny dia midika izany fa kilalao fotsiny ianao, ary mbola tiany ny vadiny. ny conseil homeko dieny izao rah mbola tsy tafiditra lalina ianao dia avelao ary mitadiava olona hafa, c'est vrai, fa ny théorie dia mora fa rehefa pratique dia sarotra , fa anjaranao ihany ny mandinika.
izy manana ny vadiny sy ny zanany nefa ianao tsy misy ninoninona fa "maîtresse" fotsiny ianao.
fa raha ohatra kosa hoe : efa nisy problème izy mi-sam ka miaraka aminao izy , izay hafa indray
38. Papoose ( 20/04/2008 18:56)
tantine, manaova ohatr'ahy hoe aleo tsy misy rivotra toy izay hidiran'ny rivotra ka ho sarotra ny hamoaka azy!
39. Belami ( 20/04/2008 19:31)
izaho tsy masika fa mihezaka manazava izay fomba fijeriko an!

1) Matoa ianao mbola miaraka amin'ilay olona dia tinao izy
2) Matoa nentinao eto ilay loha-hevitra dia efa te-hiala amin'ilay olona ianao fa saingy tsy ampy hery ianao hiatrehanao ny fisarahanareo.

Hamehezako izay dia na manome soso-kevitra be dia be aza ny eto kanefa tsy foinao izy sady tianao tanteraka dia mipetraka ady hevitra ihany ny eto.

Tokony hanana hery ianao hamoahanao ny fomba fijerinao ny fiarahanareo aminy hoe "TSY METY FA ALEO HIJANONA", teneno azy hoe tsy nisy nanenenana ny vita fa tsy afaka tohizana. Tsarovy fa ny zavatra mahafinaritra surtout angalarina, manimba rehefa tsy tsapanao ny fotoana tokony hahataperany.

Aza andrasana ela ny fotoana hilazanao ny hevitrao aminy fa arakaraky ny hiandrasanao no maika mampihemotra anao sy vao maika mampitamberina sady mianavesatra ao andohanao izay zavatra rehetra niarahanareo nanao ka mety hankarary ny lohanao sy tsy ahavitanao izay zavatra tokony hataonao.
40. sakaizakely ( 21/04/2008 07:32)
za ndray somary masiaka kely de ouz za wé tsy noterena ianao niditra aminy, mety nanantena aza angamba hoe hilaozany ny vadiny noho ianao :lol:

any andro any taona, mba hanana izay anjaranao ianao, vady, zanaka, dia hiverina aminao ny ataonao io. Ho hitanao eo fa tsy izao akory no ho fantatrao ny alahelompon'ny vady voafitaka izany satria na mihevitra aza ianao fa tsy fantan'ny vadiny ny fisianao, isika vhv manana 6è sens. Eritrereto ihany :roll: :roll: :roll: Fantany tsara fa misy zavatra hafahafa ao. Mahafinaritra anao ve ny mahafantatra fa mitebiteby ilay vadiny ? 8-)

Manetsetra ny tenako eo fotsiny aho satria tsy afa-manoatra. izy any zao sambatsambatra ery........


mazava wazy fa nahavoa double léry ka haninn izy no hiala fotsiny am zao ? Maka fafiny izy kou, enao mbola vonona tsara ny hanome

Raha mbola manaiky hiaraka aminy ianao dia tsy ho libre mihintsy ny fonao hiantefa amin'olonkafa. Ianao ihany no miziriziry mitazona ny fonjanao. Raha te hanana fiainana vao² ianao dia avelao ny vadin'olona ho an'ny ankohonany :-o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7263