Hidera anao aho ao anatin'ny ady sarotra

1. niryna ( 14/04/2008 04:26)
5 Hidera Anao ny firenena, Andriamanitra ô; eny, hidera Anao ny firenena rehetra.

6 Ny tany efa nahavokatra; mitahy antsika Andriamanitra, dia Andriamanitsika

Araka ny hidrerana an'Atra no ahitanao fifaliana hatrany.Apetrako eo am-pelantanany ny olana amin'ny fiainako rehetra.Ny tsy fahafahako mandeha ka atosika eo amin'ny posiposy, dia mafy amik ahoana no toa tsy misy olana ny olona??
Eto vao tsampako hoy izy fa ny harena,ny asa misy ahy,ny toerana ametrahan'ny olona aho ,ny mampalaza ahy,ny hatsaran-tarehy dia tsy mampiova ny olana na manome fanantenana ny fifaliana sy fiadanan-tsaina.
2 Mampandry ahy amin'ny ahi-maitso Izy; mitondra ahy eo amoron'ny rano fialan-tsasatra Izy.

3 Mamelombelona ny fanahiko Izy; mitarika ahy amin'ny lalan'ny fahamarinana noho ny anarany Izy.

4 Eny, na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, dia tsy hatahotra ny loza aho, fa Hianao no amiko; ny tsorakazonao sy ny tehinao, ireo no mahafa-tahotra ahy.Sal 23

Hidera anao aho ao ao anatin'ny ady sarotra hoy izy,raha manao izany koa isika dia ahazo fahasoavana ary hanome ny voninahitra an' Atra dia lasa manome antsika fahendrena sy fahatanjahantsaina sy vatana koa izy.
Fenoiny fifaliana ny fiainantsika,fitiavana ary fitsikiana lalandava.
Ry Atry izay manome anay fifaliana ,fiadanana ,fitiavana o ,ampio izahay mba hidera anao na ao anatin'ny ady sarotra satria ny teninao no manambara fa na dia mandeha na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, dia tsy hatahotra ny loza aho, fa Hianao no amiko; ny tsorakazonao sy ny tehinao, ireo no mahafa-tahotra ahy..Amena
répondu par mimi le 03/05/2008 08:16
2. todisoa2 ( 14/04/2008 07:07)
Eny, na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, dia tsy hatahotra ny loza aho, fa Hianao no amiko; ny tsorakazonao sy ny tehinao, ireo no mahafa-tahotra ahy.Sal 23

Misaotra nyrina :lol: :lol:
3. oulkely ( 14/04/2008 09:33)
Fiderana,
fotoana iray hiasan'Andriamanitra ny fotoanan'ny fiderana,
ndraindray tsika tena anaty ady sarotra, aretina, miasa saina, kivy,...
fa eo no ilaina ilay hoe FANATI-PIDERANA (Sacrifice de louange), dia rehefa midera amin'ny fo eo ianao dia midina ny herin'Andriamanitra miasa ao anatinao, @ fiainanao, dia feno fiadanana,
"Andriamanitra dia mitoetra eo ambony fideran'Israely",
tsy voatery hoe, anaty ady sarotra ihany fa amin'ny fotoana rehetra dia tena misy hery ngodabe anaty fiderana, andramo ange e!
za aloha efa nanandrana dia hitako fa tsara be Andriamanitra e! :D
4. todisoa2 ( 14/04/2008 14:04)
oulkely:

tena nety tamiko io. Tsy vitan'ny hoe nandramako mantsy fa tena niainako tanteraka. Eny fa na dia anatin'ny lavaka tsy hita noanoa aza dia ezahako atao foana ny fiderana ombam-pisaorana azy. Indrindra fa rehefa tratry ny tsy ampoizina iny, izay matetika avy @ tena ny olana. Ary ny mahagaga dia tonga izy manaisotra anao anatin'ny fijaliana sy ady mafy atrehanao.
Tena tanteraka lay hoe matokia an'i Jesosy Tompo dia hovonjena hianao sy ny ankohonanao
5. niryna ( 14/04/2008 17:53)

:-* =D> ^:^
6. niryna ( 14/04/2008 17:55)
todisoa2:

-----------------------------------------------------------------
marina izany tody a,ny manana azy tsy matahotra na inona mitranga fa efa fantany avokoa ny fiainantsika rehetra.

7. kantokoely ( 15/04/2008 07:04)
Andramo ka izahao fa tena tsara sy mamaha olana Jehovah
TSARA ANDRIAMANITRA RAIN4I JESOA KRISTY ZANAKA ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
8. anidi ( 15/04/2008 12:25)

Miara-midera an' Andriamanitra @ niryna a taloha aho mivavaka fa toa tsy mipaka mihitsy vao haingana aho no nampiarina hoe midera na faly na ory midera d nampiariko ny hoe midera anao aho Jesosy deraina ny anaranao naveriko foana d aoka fa mitondra valiny nisy olona namoaka vava be tamiko androany d ny mahagaga d tsy nankarary ny foko toy ny fahiny fa dia nihomehy aho tamin'ny ompa sy teny ratsy vary raraka nataony ahy fahuiny anefa aho raha toy izany d namaly koa nefa tena mpandresy aho fa romotra be ilay olona d vitako ny niteny hoe mamelà ny helony fa tsy fantany izay ataony voninahitra ho an'Andriamanitra fa ny vadiko ary nidera ahy
9. anidi ( 15/04/2008 12:38)
Voninahitra ho an'i Jesoa Tompo mitondra valiny tokoa ny fiderana tsy ankijanona vao haingana aho no nahalala ny tena heriny ny vokany fa amin'ny fotoana sarotra amelezan'ny fahavalo dia ao ny Tompo miara-midera ny anarany aminao aho amen haleloia
10. ikaretsaka ( 15/04/2008 12:53)
fa hono tokoa hoa e..
rehefa ady sarotra tokao ve vao hoe fiderana amin'i niryna
(according to an le title napetrakao)
11. Fody ( 15/04/2008 15:59)
Fiderana,
fotoana iray hiasan'Andriamanitra ny fotoanan'ny fiderana,
ndraindray tsika tena anaty ady sarotra, aretina, miasa saina, kivy,...
fa eo no ilaina ilay hoe FANATI-PIDERANA (Sacrifice de louange), dia rehefa midera amin'ny fo eo ianao dia midina ny herin'Andriamanitra miasa ao anatinao, @ fiainanao, dia feno fiadanana, "Andriamanitra dia mitoetra eo ambony fideran'Israely"

Tsy hoe mitsikera fa mba te hanontany:
1 - Inona moa no lazainao hoe: Fiderana an'Andriamanitra?
2 - Io zavatra notsipihiko eo ambony io dia mba mahalasa saina ahy kely: ka mialohan'ny hilaza hevitra dia mba te hanontany aloha sao lazaina fa be tsikera eo:
- inona ilay lazainao fa herin'Andriamanitra midina?
- Miasa ao anaty hoy ianao, ahoana izany?
- Dia feno fiadanana avy eo... "Fiadanana" inona io, mba azo faritana ve?

Misaotra betsaka!
12. niryna ( 15/04/2008 17:08)
kantokoely:

Andramo ka izahao fa tena tsara sy mamaha olana Jehovah
TSARA ANDRIAMANITRA RAIN4I JESOA KRISTY ZANAKA ^:^ ^:^ ^:^ ^:^

Marina tanteraka izany.Ity misy vavolombelona iray omeko.Nanatona ity lehibe-ko fa voan'ny brain tumor ny zanaky ny rahavaviny.Mba mila anao aho hivavaka hiaraka amiko hoy izy fa ho didina ilay zaza kanefa vao 17 taona fotsiny ary any amin'ny hopitaly izy izao.Noteneniko izy fa samy mivavaka daholo ny fianakaviana rehetra ,toy ny ahy voan'ny cancera valo taona lasa izay ny zaobaviko ary mbola velona soa amantsara izy hatramin'izao.Ary dia noteneniny daholo ny olona rehetra,tonga teo amiko izy ary tonga aho dia nosarihany fa andeha hivavaka hono izahay ,nidoboka be ny foko ary dia hoy izy hoe aza matahotra fa nivaly ny vavaka nataontsika,nihena ilay tumor tao anatin'ny lohan'ilay zaza ary dia nivoaka ny hopitaly izy.Na izany aza tsy maintsy mandeha aho satria efa novidiako ny billet-ny avion
Izay ilay fiderana an'Atra avo indrindra,mpanasitrana lehibe noho mpanasitrana rehetra ary dia niara nidera sy nankalaza an'Atra izahay mirahavavy .

^:^ ^:^
13. niryna ( 15/04/2008 17:14)
anidi:

Miara-midera an' Andriamanitra @ niryna a taloha aho mivavaka fa toa tsy mipaka mihitsy vao haingana aho no nampiarina hoe midera na faly na ory midera d nampiariko ny hoe midera anao aho Jesosy deraina ny anaranao naveriko foana d aoka fa mitondra valiny nisy olona namoaka vava be tamiko androany d ny mahagaga d tsy nankarary ny foko toy ny fahiny fa dia nihomehy aho tamin'ny ompa sy teny ratsy vary raraka nataony ahy fahuiny anefa aho raha toy izany d namaly koa nefa tena mpandresy aho fa romotra be ilay olona d vitako ny niteny hoe mamelà ny helony fa tsy fantany izay ataony voninahitra ho an'Andriamanitra fa ny vadiko ary nidera ahy

midera anao manokana koa aho anidi a> ny fahasoavan'Atra anie hameno ny fiaiananao ,ary zarao ny hafa izay fitiavana nomeny anao,ampiharo amin'ny fiainana foana izay zavatra tsara noratovinao.Midera azy tokoa isika na inona mitranga na inona,misaotra azy ihany koa amin'izay rehetra nataony tamin'ny fiainantsika na misy fahoriana na misy aretina na inona izany fa ireny no nitarihany antsika hitodidoha ametraka ny fiainantsika aminy.Tsy misy mahavita tena na iray aza ary ny fametrahana izany fiainana izany aminy irery dia efa tena zava-dehibe.
Ny famelana heloka dia tsy vita tokoa raha tsy miampy ny hery avy aminy ary dia izay no nahavitanao an'izany ,misaora azy fa afaka nampiharinao tamin'ny fiainana izany ary aza adino ny misaotra amin'izay rehetra nataony ,aza adino ihany koa ny mivavaka ireny fahavalo ireny fa mbola tsy fantany na tsy mbola nandray an'i kristy tao am-pony izy
mahereza

:-* :-*
14. niryna ( 15/04/2008 17:17)
todisoa2:

Eny, na dia mandeha mamaky ny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho, dia tsy hatahotra ny loza aho, fa Hianao no amiko; ny tsorakazonao sy ny tehinao, ireo no mahafa-tahotra ahy.Sal 23

Misaotra nyrina :lol: :lol:

Tsy misy fisaorana fa ataovy foana ny andrana
:-*
15. niryna ( 15/04/2008 17:24)
anidi:

Voninahitra ho an'i Jesoa Tompo mitondra valiny tokoa ny fiderana tsy ankijanona vao haingana aho no nahalala ny tena heriny ny vokany fa amin'ny fotoana sarotra amelezan'ny fahavalo dia ao ny Tompo miara-midera ny anarany aminao aho amen haleloia

isanandro izy dia miaraka amintsika fa ao anaty mangidy no tena toa lavitra izy e,dia eo no mandeha ny eritreritra rehetra ary farany vao mitady azy.Na izany aza dia tsy hamela antsika izy hoy ny hafany ary io no tokony atao ao an-tsaina lalandava.
Ity misy tantara iray,izao omeko eto dia nitranga avokoa.Narary mafy ity tovolahy ary dia niantso ny reniny ho tonga aty haka ny fatany fa efa ambavahoanam-pahafantesana izy,efa reraka be ary efa nijanona tany amin'ny hopitaly ,ny volan'ny hopitaly moa amin'izany dia aoka fotsiny,efa nihonona tanteraka ilay reny fa andevinjanaka,saingy tonga tao an-tsain'ity zanany ity fa tsy hamela azy irery Atra ary dia nanomboka nitolona amam-bavaka andro aman'alina izy ary dia tsy hitan'ny dokotera izay aretina tao aminy ary toa tsy nino aza ilay dokotera.Tonga ny reniny,ary nifanohitra ny nahazo an'ilay zanany ny tao an-tsainy,hay koa hono izy nivavaka mafy fa izy tokony ho alevin-janany indray ve no andevina ny zanany.Velona sy mahery ny tenin'ATra ka na dorana aza dia tsy ho levona a.Izay mino an'i kristy tokoa no vonjena,izay miantso ny anarany no sitraniny. Experience io ary hiainan'ny kristiana rehetra raha mino tanteraka an'i kristy izy .

16. niryna ( 15/04/2008 17:32)
ikaretsaka:

fa hono tokoa hoa e..
rehefa ady sarotra tokao ve vao hoe fiderana amin'i niryna
(according to an le title napetrakao)

ho an'ny olona kristiana dia tokony hidera an'Atra isan'andro isan'andro izy.matetika rehefa tonga ao anaty adi-sarotra dia toa very dia,tsy mahafantatra fa miaraka amintsika foana Atra ,izay no antony izarako ny olona ,fizarana ny ahy koa anjaran'izay mandray ilay izy ,eny tompoko ao anatin'ny ady sarotra no tena ahalalanao fa miaraka aminao Atra .
Salamo 27
1 Nataon'i Davida Jehovah no fahazavako sy famonjena ahy; iza no hatahorako? Jehovah no fiarovana mafy ho an'ny aiko; iza no hangovitako?

2 Raha manatona ahy hihinana ny nofoko ny ratsy fanahy, izay fahavaloko sy rafilahiko, dia izy ihany no tafintohina ka lavo.

3 Na dia misy antokony mitoby hiady amiko aza, tsy hatahotra ny foko; na dia misy ady mihatra amiko aza, dia hatoky ihany aho.

4 Zavatra iray loha no nangatahiko tamin'i Jehovah, izany no hotadiaviko, dia ny hitoetra ao an-tranon'i Jehovah amin'ny andro rehetra hiainako, mba ho faly mijery ny fahasoavan'i Jehovah sy mandinika ny tempoliny

17. niryna ( 15/04/2008 17:36)
ikaretsaka:

rehefa ady sarotra tokao ve vao hoe fiderana amin'i niryna

tsia ,fizarana ny ahy koa raiso izay fantatrao fa mahasoa anao

2 Fa ny lalàn'i Jehovah no sitrany; eny ny lalàny no saintsaininy andro aman'alina.

18. niryna ( 15/04/2008 17:42)
Fody:

Fiderana,
fotoana iray hiasan'Andriamanitra ny fotoanan'ny fiderana,
ndraindray tsika tena anaty ady sarotra, aretina, miasa saina, kivy,...
fa eo no ilaina ilay hoe FANATI-PIDERANA (Sacrifice de louange), dia rehefa midera amin'ny fo eo ianao dia midina ny herin'Andriamanitra miasa ao anatinao, @ fiainanao, dia feno fiadanana, "Andriamanitra dia mitoetra eo ambony fideran'Israely"

Tsy hoe mitsikera fa mba te hanontany:
1 - Inona moa no lazainao hoe: Fiderana an'Andriamanitra?
2 - Io zavatra notsipihiko eo ambony io dia mba mahalasa saina ahy kely: ka mialohan'ny hilaza hevitra dia mba te hanontany aloha sao lazaina fa be tsikera eo:
- inona ilay lazainao fa herin'Andriamanitra midina?
- Miasa ao anaty hoy ianao, ahoana izany?
- Dia feno fiadanana avy eo... "Fiadanana" inona io, mba azo faritana ve?

Misaotra betsaka!

avelao izay nametraka azy no hamaly azy fa dia averiko aminao koa ny fanontaniana ,aminao inona no atao hoe midera an'Atra?
ary raha misy herin'Atra ao anatinao ahoana no hizaranao izany amin'ny olona ary ahoana no ahalalanao fa ny herin'ATra no miasa ao aminao na ny herin'ny satana? sa misy hery hafa?
Ahoana no fiasan'ny fanahy masina ao anatinao satria raha ao aminao io dia tokony ho fantatrao
Inona no atao hoe fiadanana aminao?
Dia mba valio hoe ireo araka ny fahalalanao azy aleo ilay omenao fanontaniana no hamaly ,tsy ho voatery hamaly koa anefa izy raha tsy te hamaly
misaotra tompoko

19. pissoa ( 15/04/2008 19:12)
:-D :-D :-D
20. cutie ( 15/04/2008 19:16)
zao zany le we dialogue a =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0733