ha,ha,ha ,i i i i i

1. niryna ( 08/04/2008 16:14)
Anado aloha hihomehy kely hanalana sorisory ha,ha,ha, i.i.i
http://www.youtube.com/watch?v=MqeJq3yokaw

oops ,teny anglisy ilay izy kanefa na tsy misy feo aza dia mety ho fantatra ihany ny tian'ilay sary ho tenenina,miala tsiny e
http://www.youtube.com/watch?v=9x53MwL39pM&feature=related
adalana kely indraindray
http://www.youtube.com/watch?v=tszWbR24scI&feature=related
nanao adalana toy izao koa ve hianao tamin'ny fahazazana?
novalian'i niryna ny 14/04/2008 01:17
2. xxx ( 08/04/2008 17:00)
mety angamba, ny ahy tsy tadidiko intsony, fa nisy adalana izay nataoko t@ mbola kely nolazain'i mamanay dia izao ilay izy " t@ za mbola kely hono dia rehefa avy matory hono oa dia mila vanina foana, dia indray andro hono oa avy natory dia ny-kaka teo ampivoan-tranonay hono oa"
3. ikaretsaka ( 08/04/2008 17:17)
ilay manao pipi @ voninkazo aloha dia ataoko angamba fa samy nanao aby
4. niryna ( 08/04/2008 17:27)
xxx:

mety angamba, ny ahy tsy tadidiko intsony, fa nisy adalana izay nataoko t@ mbola kely nolazain'i mamanay dia izao ilay izy " t@ za mbola kely hono dia rehefa avy matory hono oa dia mila vanina foana, dia indray andro hono oa avy natory dia ny-kaka teo ampivoan-tranonay hono oa"



:D
ny ahy indray tia manao saute a hauteur ireny dia alaiko ny elastika dia fatorako eo amin'ny hazo roa eo dia mitsambikina mandany andro irery eo aho,indray andro izay nahita tady fanazan'i mamanay lamba aho dia nitsambikina ka henoko narary mihitsy ny kiboko fa tonga dia nifotetaka tamin'ny tany :D
5. niryna ( 08/04/2008 17:29)
ikaretsaka:

ilay manao pipi @ voninkazo aloha dia ataoko angamba fa samy nanao aby


ika nisy olona izay nangatsiaka be ny andro dia nampalahelo azy hono ny voninkazony fa mangatsiaka ka notondrahany tamin'ny rano mafana,maty tsy aby ilay izy
=)) =)) maty ny voninkazon'olona ka aza atao fanao intsony izany tss...
6. milaibe ( 08/04/2008 17:48)
Nangotraka be le izy ka mety may koa lery tao d navôka ha ha ha
7. yonikafopl ( 08/04/2008 18:35)
ika za kosa tsy nipipi tam voninkazo zany eeeee :-D :-D

Nenay njay talou le trano gorodona, le osorana savoka de borosiana, de refa tsy eo ny olondehibe de lasa manao taxi brousy taxi brousy, alaina ny bodofotsy de iny no taingenana eran'ny trano, misy le sofera misintona, fa nahafinaritra nahazo tsirony mintsy aaaaa :-D :-D
8. tess ( 08/04/2008 19:08)
ni- kaka kaka be i nyrina zany anio :°)
9. kiadi ( 08/04/2008 19:18)
:-D :-D :-D :-D
10. fasaly ( 08/04/2008 19:30)
:-D :-D :-D in no mampé an'i kiadi fa de mivanitika kou zà :-P
11. fasaly ( 08/04/2008 19:31)
ka y ilay ha! ha! ha ! iiiii no nataoko oe ni kaka kaka be lol!
lasa resaka kaka kou ato zany :°)
12. kiadi ( 08/04/2008 19:59)
i tess sisa no andrasana hikaka kaka! :-D :-D :-D
13. ainaheri ( 08/04/2008 20:18)
aza laozanareo mikaka kaka eo ee :-D :-D :-D
14. sakaizakely ( 08/04/2008 20:25)
fasaly> tonga soa njay :-P

nenà tsy ita tanisaina ny adalana taloha fa tena palme d\'or mits

ny fanasiana zezika voninkazo klou de tena spesialité-ko tam zany, niaraka tam zay namako kely kala Fanja kely no anarany, dia niara nikapa teny ambony hazo koa, nisy pibasy be teo antokontanay, nisy lalankely izay tao ambadiky ny fefin\'ny tranonay dia fananinay miandry oul mandalo de zay vo alatsaka. Fa nisy mpandalo nitoroka tany @ neninay de tena nahazo aller retour de ratsantanana mits kanou :°) :°) :°) :°) sady vosazy mamafa trano herinandro :? :? :?

na atao anaty ravina ny kaka de fonosina otran\'ny koba ravina ireny de atao kadô ny mpandalo, de sady mandositra no toranme

de fanaoko kou le misintona seza rehefa hipetraka ny oul, nisy an le mpanampy anay izay mitanindra andro eo ambony dablio sady mahandro sakafo, efa akaiky ritra ny laoka de nesoriny ny takotra napetrany tao aorinany izy tsy mijery fa efa zatra, de iny izy handeha hipetraka iny nosintoniko tampoka ny dabilio de juste teo amorony izy no tafapetraka , ny dabilio niakatra de niakarapoka tamin\'ny lohany ny takotra :-D :-D :-D :-D soa ihany ny fatana tsy voadona fa naika very ny sakafo atoandro :-D :-D :-D
mbola bedin\'i neninay koa tam zay an, aller retour tsa nisy hoatr\'izany :{

neninay koa efa nataoko an\'io fa seza zafimaniry ireny. Nihinana gato tam zay, de nisy ambiny le izy de nangatahako fa tsy nomeny, sady napetrany tao ambany sezany ny plat am zay tsisy afaka maka, de sendra niakatra kely ny 7mbenany haka zavatra eo ambony latabatra, de nosintomko le seza. Fa nony niverina izy de sady nihinana ny lohan\'ny zafimaniry ny lohany, no laninn\'ny 7mbenany ny gato-ko 8-) 8-) 8-) 8-) 8-) , tena danzere be tam zay de tsy noteneniko we za. Efa lehibe taty aorina vao noteneniko fa tsy tadidiny intsony sinon nahazo bakely tam tahonkofafa teo kou
na koa alaina ny labozy mirehitra dia araraka am tanana na ny fe izy mitsonika iny, somary maso tam zany tok tok

tam za latsaky ny 10 taona daholo zany

tena zaza adala be

zao za tsy mahavita na ny ampaha 100 n\'ny nataoko taloha akory
15. kiadi ( 08/04/2008 20:34)
sakaiza>njy aloha de hita mintsy oe devoly kely t@ bola zaza eh! :-D :-D :-D :-D
16. kiadi ( 08/04/2008 20:35)
zay no mahatonga anah oe "mihala devoly! mihala tao @ ..... :-D :-D :-D
17. sakaizakely ( 08/04/2008 20:38)
kiady>

devoly am n'inn kou

sahala am de mba olomasina nilatsahan'ny FM iny kou ity izy :-P

pfffffffff :-D
18. ikaretsaka ( 08/04/2008 20:41)
ary kely "maso maso" le sakaiza ity le :-D :-D :-D
19. kiadi ( 08/04/2008 20:44)
iny zany FM!
zah zaza enjy beuuu an! attentiô
20. sakaizakely ( 08/04/2008 20:44)
ika> mazosista no tiako lazaina :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081