ha,ha,ha ,i i i i i
43. niryna
(
10/04/2008 13:35)
yonikafopl:ilay amin'ny bozaka aza raha tsy tamin'ny voninkazo e,tsy maintsy nisy toerana nangina kely rehefa poritra na hoe takomy aho hi.hi,Ilay ramatoa izay indray eo am-pijanganana izy no tonga dia mamely ,ggaay
ika za kosa tsy nipipi tam voninkazo zany eeeee :-D :-D
Ny aty aminay indray dia eny amin'ny moron'ny tranon'ny olona na toerana somary mangina tsy misy fofona foana oops: :oops:ary eny amin'ny metro koa no fataon'ny lehilahy saingy raha tratra dia mandoa $75 an'ny mpiasan'ny metro,$75 an'ny vaomeran'ny fahadiovana,$75 ho an'ny toerana nanaovany azy, ary misy aza mihoatra fa arakaran'ilay toerana
Nenay njay talou le trano gorodona, le osorana savoka de borosiana, de refa tsy eo ny olondehibe de lasa manao taxi brousy taxi brousy, alaina ny bodofotsy de iny no taingenana eran'ny trano, misy le sofera misintona, fa nahafinaritra nahazo tsirony mintsy aaaaa :-D :-D
: :D mahafinaritra tokoa anie ilay adalana kely fahiny e
44. niryna
(
10/04/2008 13:45)
tess:
ni- kaka kaka be i nyrina zany anio :°)
izaho indray mihomehy foana ka,tonga aho dia fantatra raha marary na misy mampalahelo ahy fa mipoitra eny amin'ny endriko,ny fiainako dia feno fifaliana sy fikakakakana lava,ahitra kely dia mampihomehy hoy ny fiteny.
ity ary misy tantara kely ka asa i tess na hihomehy irery toa ahy ,nandeha teny amin'ny metro aho dia niandry ilay train teo,ela loatra ilay izy angamba ka namely rano ity kambana iray teo ankavian-dreniny ,rehefa nijery ny tany tampoka izy dia ranobe mangeniheny no tazan-dramatoa,nihodina izy nijery ilay kambana iray ,namely koa izy,ary hoy ny renin'izy roa lahy hoe maninona no tsy miteny? dia nanontaniana raha misy andeha hikaka ny iray amin-dray zareo dia niteny ny iray hoe eny ,dia ny iray koa niteny hoe izaho koa,ary dia norohitin'ilay ramatoa niakatra tany ambony izy mirahalahy =) ,izany aho raha tsy tapaka ny tsinaiko na hatrany ambony train aza aho mieritreritra ilay fihetsika rehetra dia mihomehy irery,
=))
46. niryna
(
10/04/2008 13:57)
sakaizakely:=)) =)) ha,ha,ha ,i,i,i !!
fasaly> tonga soa njay :-P
nenà tsy ita tanisaina ny adalana taloha fa tena palme d'or mits
ny fanasiana zezika voninkazo klou de tena spesialité-ko tam zany, niaraka tam zay namako kely kala Fanja kely no anarany, dia niara nikapa teny ambony hazo koa, nisy pibasy be teo antokontanay, nisy lalankely izay tao ambadiky ny fefin'ny tranonay dia fananinay miandry oul mandalo de zay vo alatsaka. Fa nisy mpandalo nitoroka tany @ neninay de tena nahazo aller retour de ratsantanana mits kanou :°) :°) :°) :°) sady vosazy mamafa trano herinandro :? :? :?
izany kosa ve aloha tsy tena sangy mahery e
na atao anaty ravina ny kaka de fonosina otran'ny koba ravina ireny de atao kadô ny mpandalo, de sady mandositra no toranme
fa ireny ankizy manao adalana be ireny na lahebe aza toa mbola manao ihany k'ty ,itako amin'ilay olona mitantara ny nataony fahiny eo,dia mbola manao ireny adalana kely ireny izy hatramin'izao.
de fanaoko kou le misintona seza rehefa hipetraka ny oul, nisy an le mpanampy anay izay mitanindra andro eo ambony dablio sady mahandro sakafo, efa akaiky ritra ny laoka de nesoriny ny takotra napetrany tao aorinany izy tsy mijery fa efa zatra, de iny izy handeha hipetraka iny nosintoniko tampoka ny dabilio de juste teo amorony izy no tafapetraka , ny dabilio niakatra de niakarapoka tamin'ny lohany ny takotra :-D :-D :-D :-D
soa ihany ny fatana tsy voadona fa naika very ny sakafo atoandro :-D :-D :-D
ahatsiarovako tamin'izao mbola kely koa izany ,nipasoka hono ny mamako dia mbola mamay ilay fera fa tsy fantatro dia nataoko teo ambonin'ny lamosin'ny zandriko ,oops,toa nasiana zavatra mangamanga izay ilay izy fa tsy fantatro hoe inona a,toa nobedesina kely fotsiny aho dia izay,
latsaky ny fihomehezana ny ranomasoko ry sakaizakely a,hay ve tsy rehefa malahelo ihany no latsadranomaso fa rehefa mivanitika koa dia milatsaka ho azy e
mbola bedin'i neninay koa tam zay an, aller retour tsa nisy hoatr'izany :{
neninay koa efa nataoko an'io fa seza zafimaniry ireny. Nihinana gato tam zay, de nisy ambiny le izy de nangatahako fa tsy nomeny, sady napetrany tao ambany sezany ny plat am zay tsisy afaka maka, de sendra niakatra kely ny 7mbenany haka zavatra eo ambony latabatra, de nosintomko le seza. Fa nony niverina izy de sady nihinana ny lohan'ny zafimaniry ny lohany, no laninn'ny 7mbenany ny gato-ko 8-) 8-) 8-) 8-) 8-) , tena danzere be tam zay de tsy noteneniko we za. Efa lehibe taty aorina vao noteneniko fa tsy tadidiny intsony sinon nahazo bakely tam tahonkofafa teo kou
hitako,fa misy tena mpisetrasetra be,ny zokiko lahy indray dia mamono ankizy fotsiny no ataony raharaha dia misy olona tonga mitaraina foana ao amin'ny mamanay dia mifona izy ,avy eo anefa iny ankizy vonoiny iny no tonga mitady azy,aninona hoy izy dia hoy ilay zaza hoe atsy leisy misy ankizy mamono anay a,dia iny indray izy fa lasa mamono ilay zanak'olono namono ilay zaza vao avy novonoiny :p
na koa alaina ny labozy mirehitra dia araraka am tanana na ny fe izy mitsonika iny, somary maso tam zany tok tok
tam za latsaky ny 10 taona daholo zany
tena zaza adala be
zao za tsy mahavita na ny ampaha 100 n'ny nataoko taloha akorymarina ve izany fa misy toetra nataontsika ataon'ny zanantsika ihany koa ?
47. niryna
(
10/04/2008 14:00)
tess:
ny ahy indray tam andron'ny karen cheryle dia tiko be lay sangany somary pink in , fa tsy manana gel ao antrano zà mbola vao kely mitsy tamzany fa efa jejo velona....de nalaiko ny savony manitra nataoko solona gel mba hampinjitra ilay volo ho lasa pink, lemana ilay volo de atao mousse be lay savony manitra de mety tokotrany any fa nataon'ny angadrano ninan'ny fatiny wa! :-D
=)) =))
ny anay indray ilay la craie ireny no mba nandramana natao tamin'ny maso natao solona macquillage hi,hi
48. niryna
(
10/04/2008 14:05)
meva2:
Izaho indray t@ mbola kely dia tena variana mihitsy mijery olona mihinam-paraky!! dia indray andro nalaiko ny parakin'ilay ramatoa niasa tao aminay dia nozarainay samy ankizy, loza fa tena ni-tourne nandadilady daholo izahay nony avy eo!!!!
=)) =)) nisy ratoa izay mandrora paraky izy dia tsy mba mijery olona mihitsy fa tonga dia arorany avy eny ambony,teny amin'ny tampondohan'ity ankizy lahy kely ilay izy ary dia iny foana no nataona hirahira isaky ny mahita ilay zaza
izaho koa efa nanandrana paraky ary tena nihodina ny tany aman-danitra,an'i bebenay indray izy izay fa tsy tadidiko,ary noentin'ilay cousine-ko izay tany ankambone indray aho nanandrana sigara taty aoriana ka faninna niakarapoka tsy te hierika intsony mandrak'androany sady tonga dia fananina foana aho raha misy olona mifoka sigara ,raha eo alohako ilay izy dia tapenako ny oroko dia songonako ilay oloha hatramin'izao
49. niryna
(
10/04/2008 14:09)
ari.malala:
nenà ndray tam mbola kely ts tadidiko firy taona d zandrinay mbola kely kounkou, d milalao ao ampandriana zany, d neninay nanjaitra, d noraisiko le hety maranitra be zay, d ozy ah ohe ao tapahana ny hohon'l) mantsy anzandrinay, fa tonfa d ny rantsany no notapahako ny hety, loooooza! rà zany, rà zany! soa iany fa le mbola tanana mbola zaza d nitohy iany le iz aveo! de nisy cousin kelinay zay niara notaizaina taminay tao antrano, de hoe hipasoka hipasoka, fa ny tananle zaza tsy manantsiny no nopetafak ony fera mamay, any zao ny tanany misy diana may be de isaky ny mifanena izahay menadà de asehony ana fona le tanana hoe io souvenir ako tamindry:?
:roll: :D ny zandriko koa nitovy an'izany ,nanjaitra ny mamako dia navelany teo ilay masinina fa nandeha nivoaka kely izy tany an'efitra hafa , natsofiny teo amin'ilay zaza t@ fanjaitra ny tanankeliny no nahodiny ilay masina ,izy ihany io an,ary avy eo nikiakiaka nitomany izy
50. yonikafopl
(
10/04/2008 19:39)
nena kou tadidiko tam mbola kely, de le miady ankanina :oops: :oops: hihihihihihi, rehefa mandoatra vady de manaramaso ilay sotrobe, nenay manko samy manana ny vilia sy sotrony, de raha vo lasa kely nohon'ny an'ny sasany ny eo ambony viliako de midradradradra mitomany tsy mety mihinankanina mintsy. De le miady lohan'akoho kounkou, tadidiko mintsy akoho ny laoka, de lasan'i dadanay doly ny vodiakoho, lohany , ary ny tongony fa tsy nety nihinankanina za tamzay sady nimenomenona we lasany doly le tsara rehetra, de lasa za namonjy fandriana sady nitomany fa narahan'i dadanay avy ato aoriana wa za le mitomany sady mimenomenona izy fa nokapohany le vavako, fa nivonto be mintsy tamzay.
Hatramzao wa de miady mihintsy zahay ato antrano ato, fa nena ny nofon'akoho ariako fa ny elany sy ny vodiny ny tendany no akesokesoko. Nena le mifika an le taolana iny no tena tiako. :-P :-P
Hatramzao wa de miady mihintsy zahay ato antrano ato, fa nena ny nofon'akoho ariako fa ny elany sy ny vodiny ny tendany no akesokesoko. Nena le mifika an le taolana iny no tena tiako. :-P :-P
53. ari.malala
(
11/04/2008 10:26)
yohika, otran'ny itako zany voavely ny vava izany kay kay kay! marary kle:-D:-D:-D:-D:-D
54. yonikafopl
(
11/04/2008 12:29)
ari hihhih tena nivonto nge tamzay eee, nahatsiaro le nanaovako an le zanak'oll tam mbola kely za tamzay hihihi hoe hay tena maharary le vogety am vava :-D :-D :-D
55. niryna
(
11/04/2008 16:25)
yonikafopl:
nena kou tadidiko tam mbola kely, de le miady ankanina :oops: :oops: hihihihihihi, rehefa mandoatra vady de manaramaso ilay sotrobe, nenay manko samy manana ny vilia sy sotrony, de raha vo lasa kely nohon'ny an'ny sasany ny eo ambony viliako de midradradradra mitomany tsy mety mihinankanina mintsy. De le miady lohan'akoho kounkou, tadidiko mintsy akoho ny laoka, de lasan'i dadanay doly ny vodiakoho, lohany , ary ny tongony fa tsy nety nihinankanina za tamzay sady nimenomenona we lasany doly le tsara rehetra, de lasa za namonjy fandriana sady nitomany fa narahan'i dadanay avy ato aoriana wa za le mitomany sady mimenomenona izy fa nokapohany le vavako, fa nivonto be mintsy tamzay.
Hatramzao wa de miady mihintsy zahay ato antrano ato, fa nena ny nofon'akoho ariako fa ny elany sy ny vodiny ny tendany no akesokesoko. Nena le mifika an le taolana iny no tena tiako. :-P :-P
=)) =)) toa efa samy manana ny azy ilay akoho kou.,ny ahy ny lohany foana no azoko =)) tsy tiako ilay izy fa tsy nisy ohanina ,fa ny trondro indray dia mahavoa aho fa mampahay hono ary mbola mahazo lohany foana koa aho
tantara sisa izy ity fa dia tapatsinay aho eto
56. yonikafopl
(
11/04/2008 19:35)
niryna, ie nenay efa misy tompony avy ka, ny lohany an zokinay fona fa we izy lehilahy sady zoky hitondra fianankaviana , fa tena lasa lohan'akoho izy amzao an hihihihihhihihihihihi :-D :-D :-D :-D :-D , de ny vodiny an dada moa mazava ho azy, ny feny an'ny zandry, ny haranany an le mamanay,ny elany an lehilahy koa satria mila elatra hono zareo fa mitady, de ny ana le lamosiny be nofony be iny,tena tsy tiako maizina fa za te hikarepodrepoka an le taolana.
Fa tamin'io indray mandeha io lasan dadanay doly le tsara rehetra, de mba nanantena za we mbo omeny za zao no nanaovako cinema fa saingy ny vavako no nivonto :-D :-D :-D
Fa tamin'io indray mandeha io lasan dadanay doly le tsara rehetra, de mba nanantena za we mbo omeny za zao no nanaovako cinema fa saingy ny vavako no nivonto :-D :-D :-D
57. mmmhh
(
12/04/2008 12:48)
tam zahay nianatra tany @ masera de mamonje lamesa, nisy ftôna nitondra labozia tany am-piangonana de nampirehetina, tsy tadidiko le occasion, de nasaina nitodika niankavia dôly zahay, miaraka @ labozia mirehitra, de nisy sipakely lavavolo be zay ny teo alohako nahazo an'le lelafon'ny laboziako fa niredaka ho ah le volo, nifamonoana teo, hay kay tony volo tony ka tena inflammable be :-D :-D :-D soa fa tsy may tanteraka,
58. niryna
(
14/04/2008 01:14)

:D dia mbola misy hoe aleo asoriko ity odiny ity fa mampaditra. kanefa toa matsiro ilay izy
59. niryna
(
14/04/2008 01:17)
mmmhh:

=)) =)) =))