Mba mitady re7-na ovy (pomme de terre)!!!

41. ikalapeta ( 17/04/2008 15:12)
^:^ ^:^ ^:^ :-* :-* :-*
42. sytl ( 18/04/2008 15:28)
ty kou mis hafa:akoho sy ovy ary atody!!!!(oeuf dur)afangaro daolo reo !mmmmm!milay be!atao sôsy ,ny atody endasina vao arotsaka,izy oeuf dure iny no endasina,ny ovy bolongana iny kou no endasina,ovy kely madinika mitovy habe @ atody!,hatao sôsy ny akoho,refa vita zay de afangaro daolo!!andramo é!!!asio yaourt nature miaraka @ sôsy!!!! :miam:
43. karinah ( 21/04/2008 08:36)
aie aie,tsy andriko ny hinanana anazy! :lol: merci sytl ^:^ :miam: :miam: :D
44. Belami ( 21/04/2008 17:08)
Ovy sy Patsa fotsy madinika , dia atao rony .
45. mansoor ( 23/04/2008 11:21)
ty kou aky misy à!ovy natono fotsiny de tsy esorina ny hodiny fa refa minana azy de loarana de ohanina miaraka @ sauce bearnaise ary hena barbecue à!!styl buffalo grill é!! :miam: :miam:
46. rapala ( 23/04/2008 14:58)
maarina io lazain'i mansoor io satria misy r7 mitovitovy an'io aty, ny anarany @ teny anglisy moa dia 'jacket potato', soit atao ao anaty lafôro na atao ao anaty micro onde, fa diovina tsara fotsiny ny oodiny an, dia rehefa masaka dia sokafana @antsy dia izay tianao atao ao anatiny, na fromazy, dobera, lasary karoty ireny, anao no safidy fa mety daholo na totokena efa masaka toy ny chili con carne!yum :miam:
47. karinah ( 29/04/2008 20:20)
Belami:

Ovy sy Patsa fotsy madinika , dia atao rony .



:( tsy mahita patsa, fa ilay papoosi-ko koa anie hafahafa finanan-kanina mihintsy fa zavatra misy ro izany tena tsy mikasika izy na kely fotsiny aza! Merci kan mm! ;-) :-* :-*
48. karinah ( 29/04/2008 20:22)
mansoor:

ty kou aky misy à!ovy natono fotsiny de tsy esorina ny hodiny fa refa minana azy de loarana de ohanina miaraka @ sauce bearnaise ary hena barbecue à!!styl buffalo grill é!! :miam: :miam:
oay, izany izao no tena tin'le zanako! mmmmm, merci be mansoor!!!


;-) :-* :-*
49. karinah ( 29/04/2008 20:24)
rapala:

maarina io lazain'i mansoor io satria misy r7 mitovitovy an'io aty, ny anarany @ teny anglisy moa dia 'jacket potato', soit atao ao anaty lafôro na atao ao anaty micro onde, fa diovina tsara fotsiny ny oodiny an, dia rehefa masaka dia sokafana @antsy dia izay tianao atao ao anatiny, na fromazy, dobera, lasary karoty ireny, anao no safidy fa mety daholo na totokena efa masaka toy ny chili con carne!yum :miam:
miam,


:miam: :miam: :miam: merci,merci, mitelin-drora fotsiny zah ato! lol
;-) :-* :-*
50. melody ( 01/05/2008 21:45)
karinah: izaho koa nitelindrora nanoratra io :miam:
51. Lemonja ( 14/05/2008 02:03)
Fanamarihana fotsiny no omeko anao androany hanombohana ny resaka: misy firy moa ny karazana ovy? Satria manko arakaraka ny karazany no ahazoanao tsiro tsaratsara kokoa...
Izaho izay manoratra ho anao dia aty Manila (Philipinnes). Vao roa herinandro no nahatongavako aty ry liana dia liana amin'ny ketrika filipianina aho.
52. rakotomananajocelyne ( 19/05/2008 18:43)
Slt , ity misy r-7 na ovy anefa tsy azo hoanina matetika fa mampatavy : ny zavatra ilaina : VOALOANY : ovy masaka [ tsy modraka fa poretina ] , mitovitovy habe @ ovy + hena voatoto , ravin-togolo [ didiana madinika ] , voatabia [ didiana madinika ] , herbe + poivre + sira kely . Afangaro izy ireo dia amboarina izay endrika itiavanao azy na lava2 na bori2 . FAHAROA : manamboatra pate [ lafarinina + ronono + sira kely + herbe ] . Ireo ovy sy hena voamboatra ireo arotsy @ ilay pate dia endaso @ menaka . Tena tsara raha rosoina miaraka @ lasary [ karaoty + haricot-vert + citron + sira + siramamy ] (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.9634