Mba mitady re7-na ovy (pomme de terre)!!!

1. karinah ( 08/04/2008 13:29)
Slt!Mba mangataka re7 _na pomme de terre reh an! ho an'izay mahalala hafa ankoatry ny frittes,ny catlès,gratins...
'sotra betsaka mialoha!!!
2. kiadi ( 08/04/2008 14:09)
avelao any zany recette ovy zany ry karinah fa mapatavy be ange io eh!!te hotran'anah? :-D :-D :-D :-D
3. veromahefa ( 08/04/2008 14:22)
nga koa karinah tia ovy be ohatra ahy ?
Kikiso amlay fikikisana karaoty lehibe, asio sira sy dipoavatra avy eo dia afangaroy, raiso am sotro dia arotsahy, mahazo endrika bonbon coco, mba miova kely na frity ihany aza e!
Lay atao fangarony mihitsy ve no tsy hita ? voatavo sy ovy, rom-patsa sy ovy, ron'anandrano sy ovy,...
Soufflée de pomme de terre ngamba mety mahita ao am net
4. kiadi ( 08/04/2008 14:25)
hummmm! reto tsssss!! mapilendalenda @ andro ataondro be ty
5. veromahefa ( 08/04/2008 14:33)
misy mampalaza anay aty haute savoie zay : tartiflette fa mampatavy an!
Kiady tsy mahazo mihinana!!!
6. kiadi ( 08/04/2008 15:15)
kay kosa zany teotran'i vero eh!! mapilendalenda anay fotsiny nefa zah mba efa nianatra tany hautes savoies tany ihany!
7. kiadi ( 08/04/2008 16:25)
ary i kala karinah nametraka dinika de avy eo tsy hita :-D :-D :-D
8. ikaretsaka ( 08/04/2008 17:02)
Kiady.. aza avela izany ny ovy fa sakafonay Vakinah ireny an
Ilay recette ntaolo

poriporitr'ovin'i vakinankaratra ka samy mitsoka izay voaforiporiny!~

sady mitanina afo no atsipy maina ao anaty lavenona ao ny ovy avy nosasana..
rehefa masaka dia afaka asiana izay saosy tianao (ketchup, mayo, creme fraiche sns...)

9. kiadi ( 08/04/2008 19:17)
hay elah vakinah!
10. karinah ( 08/04/2008 21:06)
kiadi:

avelao any zany recette ovy zany ry karinah fa mapatavy be ange io eh!!te hotran'anah? :-D :-D :-D :-D
mdrrr,mitovy zao sika sy toi kno!


:lol: ka vaky be ny lohako fa ny papozy tsy minana afatsy ovy sy paty! mdrrr:-D :-D :-D
11. karinah ( 08/04/2008 21:07)
kiadi:

ary i kala karinah nametraka dinika de avy eo tsy hita :-D :-D :-D
ty reh za an, mbola nanendy frity eh!


:lol:
12. karinah ( 08/04/2008 21:10)
veromhf: merci akia an, fa le zanako no ty ovy, mici fa tondé ataoko io rampitso! hita lintsiny oe zanaka vaknah! :-P :lol:
iéka wa ly kiadi ah, vakinah tsy mahay raha aako!hi!hi!hi!
13. ikaretsaka ( 08/04/2008 21:10)
kiady> ieeee taoko iiiiiiiii.. sady tena fier..
elahy nga tsary izy?
14. karinah ( 08/04/2008 21:12)
Ika: hi!hi!hi! iny haiko tsenjery sefa mankany andranmalelatra iny, fa mbô omeo hafa moa rankizy a,
veromhf: dia atao ahoana akia le fanaovana le tartiflette? tena tsy mahay anizany zah! rekoreko ftsn fa tsy haiko!!!
15. hira ( 09/04/2008 00:22)
:-D zà lou mpitsok'ovy lasa allergique-na ovy e :-D
aiza ve tany antsirabe dia ovy maraina antoandro hariva fa adalan'ovy ny tao andranonay: puree, frites, nems ovy, ron'ovy sy patsa, ovy sy karôty, catles... pwouah, fa naha botrabotra e.

ity ihany no mba ovy afaka atelin'ny vavako: ovy mena manify hoditra ireny, somary kelikely, tetehina tranches somary manify (pas trop), tsy voasana. endasina @ wok raha possible à feu tres vif ny hena kisoa (lard/ travers de porcs/ meme lardons raha tsy misy), miaraka @ champignons noirs, oignons. rehefa mendimendy dia lazolazoina ao ny ovy, puis couvrer-na à moitié @ rano misy tantely kely dia esorina aussitot ritra. asiana tongolo maitso kely, na menthe alohan'ny aroso.
16. ikaretsaka ( 09/04/2008 01:01)
azo atao frittes kao ny hodin'ny ovy a
17. Rafotsy ( 09/04/2008 06:24)
karinah:

Slt!Mba mangataka re7 _na pomme de terre reh an! ho an'izay mahalala hafa ankoatry ny frittes,ny catlès,gratins...
'sotra betsaka mialoha!!!

Salut !
ovy farci :
ovy iray lehibe par personne : andraona ao @ four na à la vapeur !
Rehefa mangatsitsika iny dia zaraina 2 dans le sens de la longueur , dia loarana @ sotrokely ny ovy ary asina 1 cm eo mijanona , tandremo sao gorobaka , atao anaty saladier ny ovy dia potserina dia asina échalote haché , ail hache ary lardons efa nendasina kely ( allumettes no tena fanaoko) sy izay herbe tinao, dia afangaro @ ilay ovy ireo dia ampina crème fraiche ! Farci ser na amin'io ilay moitié de pdt , asina rapé dia atsofoka la fore mandra paha doré azy ! Miaraka @ salade mélangeé tena matsiro , ary tena ampy sakafo hariva tsara !


18. ikalapeta ( 09/04/2008 08:44)
Merci Rafotsy!!! ilay ovy ve atao miaraka à hodiny? merci!

karinah. :lol:
19. ikalapeta ( 09/04/2008 08:48)
hira:

:-D zà lou mpitsok'ovy lasa allergique-na ovy e :-D
aiza ve tany antsirabe dia ovy maraina antoandro hariva fa adalan'ovy ny tao andranonay: puree, frites, nems ovy, ron'ovy sy patsa, ovy sy karôty, catles... pwouah, fa naha botrabotra e.

ity ihany no mba ovy afaka atelin'ny vavako: ovy mena manify hoditra ireny, somary kelikely, tetehina tranches somary manify (pas trop), tsy voasana. endasina @ wok raha possible à feu tres vif ny hena kisoa (lard/ travers de porcs/ meme lardons raha tsy misy), miaraka @ champignons noirs, oignons. rehefa mendimendy dia lazolazoina ao ny ovy, puis couvrer-na à moitié @ rano misy tantely kely dia esorina aussitot ritra. asiana tongolo maitso kely, na menthe alohan'ny aroso.



:-* :-* :-* merci akia ahhh! zak konkoa tofoka, refa mankany ambanivohitra stt, mitono ovy zahay,nankaleo anah ny ovy ihany koa frittes ve rangha atao laoka! :x :-D :-D :-D de leo be zah ny farany fa ny zandriko ty le izy de ataon'i mamanay matetika,mdrrrrrrrr :lol:
miciiii Hira! :* :D
20. ikalapeta ( 09/04/2008 08:49)
:oops: :oops: ikalapeta=karinah. :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3146