Vocation na Antson' Andriamanitra
41. Zina
(
11/04/2008 01:28)
tsy mba haiko izany resaka voahantso izany,fa amiko dia nisy zavatra tsapany tamin'ny fiainany ,dia izay no nahatonga azy hiova
ity ny iray
tsy voatery hoe olona mpino,fa mety tsy mpino koa nefa mihova noho ny fahatsapany zavtra iray nitranga
ity ny faharoa
ie marina izany
cutie :wink:
42. prime
(
11/04/2008 10:13)
Tsy ny mpitondra fivavahana ihany no atao hoe mahazo ny antson'Andriamanitra...
Ny olona mibebaka ka manaiky hatao batisa dia efa mandray antso, ny olona vita batisa dia mety ho voaantso hiray latabatra amin'ny Kristy ka tena ho iray Aminy Izy Tompo rehefa mihinana ny nofony sy misotro ny ràny, ny olona hanao asa fanompoana manokana dia mahazo antso hanao izany ohatra, hampianatra tenin'Andriamanitra, ho mpitory teny, ho katekista, ho mpiandry, ho diakona... tsy adino ireo voaantso manokana ho lasa mpitandrina sns...
Ny antso dia an'Andriamanitra ary ny olona rehetra dia mety ho voaantso avokoa fa tsy misy sokajy na antoko manokana hahazo izany...
Io indrindra no famaritana fototra ny atao hoe fiangonana, avy amin'ny teny grika hoe EK/KLESIA, izay midika hoe fiombonan'ny olona avy any ivelan'ny vala voaantso ka lasa ankohonan'Andriamanitra...

46. soanja
(
12/04/2008 05:27)
xxx:
Nisy adihevitra iray izay nataon' ny namana momba ity resaka ity tao anaty katoloka.org
Milaza ny hevitra koa aho eto e
Maro no milaza fa ny Antson' A / tra de hoan' ny pretra sy relijiozy ihany .. Diso.....
Mihena sy mihavitsy hono ny tanora te hanao pretra sy relijiozy satria mafy ny fiainana , Diso .... Ny hevitro de ny mifanohitra @ izany aza.. Jereo fa any @ tany mahantra no tena be tanora maniry ny ho relijiozy io fa tsy mba ny tany manan-karena akory .... Ny Relijiozy de mpanompo , ary tena mpanompo , izany hoe toy ny mpiasa anisan' ny hoe mikarama vary masaka , tsy mandray karama ny ankamaroan'ireny ... Ny olona @ tany mahantra no mbola azo mora foana @ le hoe karama vary masaka .. fa tsy mba ny tanora @ firenena mandroso mihintsy ... de tsy mahagaga raha ho ahy manokana ny mahatonga ny firenena lehibe tsy hisy manao relijiozy intsony .... Resaka samy isika e....
Ny zavatra tsapako sy efa voaresaka tokoa tamin'ireo pretra sy relijiozy betsaka nandalo teo amin'ny fiainako dia misy isan-karazany ny fiantsoana ary tsy voafetra avy amin'ny fiainana iray na zavamisy iray na atao bamba iray.
Fa antso dia avy any anaty miboiboika ny te ho "mpijinja" saingy ny olana angamba dia ny hoe mahazaka ny antso natolotr'Andriamanitra ho anao ve ianao izay naheno ny antso, nifidy ary nahay nifidy izay mifandraika aminao ve ianao olombelona sa izay nanakaiky teo dia noraisina?
Toy ny fanambadiana ihany io antso iray io ka ilay vehivavy ho safidy ho andefimandry no mila dinihana tsara na mifanaraka aminao na tsia rehefa tena raikitra ny raikitra dia hita taratra ny mahaolombelona antsika. Tsy misaraka amintsika io na vokatra aza ny fanahy masina.
Fa ny nahagaga ahy tokoa aloha raha tanora relijiozy no niresahiko fa tsy ireny antitra ireny dia tafiditra ho antony koa ny vokatry ny fahantrana. Misy miantoka tokoa mantsy ny fiainanao raha miroso amin'izay asa mafy izany ianao.
47. cutie
(
12/04/2008 05:59)
Fa ny nahagaga ahy tokoa aloha raha tanora relijiozy no niresahiko fa tsy ireny antitra ireny dia tafiditra ho antony koa ny vokatry ny fahantrana. Misy miantoka tokoa mantsy ny fiainanao raha miroso amin'izay asa mafy izany ianao.
marina mitsy zany fa mampa e :(
de refa avy eo manao ny hadalana @ zay :-D :-D :-D :-D
50. ikaretsaka
(
12/04/2008 15:15)
Fa ny nahagaga ahy tokoa aloha raha tanora relijiozy no niresahiko fa tsy ireny antitra ireny dia tafiditra ho antony koa ny vokatry ny fahantrana. Misy miantoka tokoa mantsy ny fiainanao raha miroso amin'izay asa mafy izany ianao.
fahantrana anao amin'ny ahoana?
tsy ny rehetra kosa e...
misy miantoka fa tsy hoe iantohana 100% fa ny herim-po tsy vidiambola aza
51. soanja
(
13/04/2008 14:42)
ikaretsaka:
Fa ny nahagaga ahy tokoa aloha raha tanora relijiozy no niresahiko fa tsy ireny antitra ireny dia tafiditra ho antony koa ny vokatry ny fahantrana. Misy miantoka tokoa mantsy ny fiainanao raha miroso amin'izay asa mafy izany ianao.
fahantrana anao amin'ny ahoana?
tsy ny rehetra kosa e...
misy miantoka fa tsy hoe iantohana 100% fa ny herim-po tsy vidiambola aza
Miala tsiny raha manohana anareo ny nambarako fa raha nihaona tamin'ny tanora vitsivitsy (15) niditra hanaraka fianan-drelijiozy aho tany Fianarantsoa 5 taona lasa izay dia io fahantrana io no niresindry zareo ( tsy fahampiana ao amin'ny fianakaviana miantoka sakafo sy fianarana indrindra indrindra) anisan'ny nanosika azy hiditra ho Frera tamin'izany.
Nefa tadidiko koa fa tamin'zah mbola 13 ans ka saika hanao masera dia nifandray be dia be tokoa tamin'ny relijiozy isan-karazany tany Diego. Dia io fahantrana sy ny fiantohana fiainana: tafiditra ao anatin'io ny fandefasana ilay olona hianatra na hiasa aty an-dafy, io no notenenin-dry zareo ankoatran'ny antso miakatra avy any anaty.
Ekeko fa tsy ny rehetra no toy izany, ary izay no ilazako fa "tafiditra ho antony" fa betsaka ny antony raha tena zohina. Ao ny diso fanantenana tamin'ny fitiavana, ao ny fianakaviana no mandrisika, ao ny fitiavana hisarom-boaly, tao ny nitaizan-dry mopera dia voatery tsy nahy ( na ankolaka io na mibaribary) sns sns fa tena misy tokoa ny antso mangina tokoa .
Saingy tsy azo avela hodiantsy hita izany resaka resahiko izany fa misy tokoa io toe-draharaha io.
Fa ny "herim-po tsy vidiam-bola" lazain'Ika io no tena hampiavaka ny rehetra. Iza no mahatanty ary miasa amin'ny fo ary iza no manao izany ho antom-pivelomana sns no tsy azo tondrondroina iann sy iana fa hoe Andriamanitra irery angamba no aoka hamantatra izany. Tsy misy olombelona tonga lafatra ary na izay nisafidy nanambady aza mbola betsaka no misaraka.
Tsy anjarantsika velively ny mitsara fa ny mijery ny antony kosa dia anjarantsika satria mety tonga angamba ny fotoana hijerena hoe nahoana tokoa no vitsy ny isan'ny Relijiozy amin'ny toerana iray ary nahoana no bobaka ny avy amin'ny toeran-kafa ao Mada io na maneran-tany.
52. ikaretsaka
(
13/04/2008 14:45)
miala tsiny fa nahatohina be "ahiko" manokana le izy satria tsy tena izany mihitsy no nahatonga ahy ho....
53. ikaretsaka
(
13/04/2008 14:51)
hazavaiko: betsaka tokoa manko ny olona ohatra ahy izao ohatra, izay sitrapo tanteraka mihitsy no nanosika azy ireo ho any....
tsy voatery ary tsy noterena fa rehefa vocation dia arak'ilay hira hoe "nilaozan'ny Mpianatra izao rehetra izao ka lasa izy ireo..."
na ireo resaka humanitaires fotsiny aza... (jerevo fotsiny ohatra ireny peace corps sns ireny ry soanja fa extrapolevo ho vocation religieux) ireny olona ireny tsy nahantra tany aminy mihitsy dia hoe ny antony anaovany ireny akory dia hampanakarena azy fa zavatra tiany sy passion (io ilay antso amiko) fotsiny

54. soanja
(
13/04/2008 14:54)
Ika a, azafady Ika . Tsy ianao mihitsy sanatria no tiako lazaina eto. Zah anie Ika tsy mahafantatra anao e. Fantatro anefa ny asa vitanao sy ny zotomponao ary ny fitiavanao ny zavatra nosafidianao. Fantatro ny hatsarana any aminao. Tsy manao bamba ray velively aho raha miresaka izany fa milaza ny zavamisy any amintsika izay mahagaga ahy tokoa hoy aho.
Ny tanora mifandray amiko betsaka any Mada izay mampalahelo ahy no resahiko satria ankehitriny dia betsaka no mahatsapa fa diso lalana ry zareo ary mahatsapa fijaliana any anaty tokoa, izay hitako fa mora vahana raha ny hevitra avy aty amiko satria tsy izaho no misalotra ny olana nefa tsy mora tokoa hon'ireo izay nandray izany fanapahan-kevitra izany. Mivvavaka ho an'ireo tanora ireo aho andro amanalina ary enga anie mba hahita mahiratra amin'ny lalana aleha.

55. soanja
(
13/04/2008 15:00)
Manaiky ny teninanao aho Ika ary izany angamba no anisan'ny ilana ny fisianao eto hanaporofo tokoa fa betsaka ny voantso avy amin'ny fitiavan'Andriamanitra sy ny passion.
Saingy tsy azontsika hodiantsy hita kosa ny hafa izay mety tsy izay cas izay, izay betsaka koa.
Mino anefa aho fa raha efa eo anivon'ny toerana misy anao sy ny asa iandreketanao dia mila zotom-po tokoa sy fitiavana vao mahavita toy ny vitanao. Midera anao aho noho izany!

57. ikaretsaka
(
13/04/2008 15:04)
soanja> ny ahy ny tsy tiako dia hoe aza generaliser-na le izy,
cutie> ianao koa anie nahazo antso e... tany @ le ramose anao iny hoe tsss tsss.. avy aty ho madamako!
cutie> ianao koa anie nahazo antso e... tany @ le ramose anao iny hoe tsss tsss.. avy aty ho madamako!
58. cutie
(
13/04/2008 15:06)
cutie> ianao koa anie nahazo antso e... tany @ le ramose anao iny hoe tsss tsss.. avy aty ho madamako!=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
zany mou izy io :-D
59. cutie
(
13/04/2008 15:44)
Ika
tena misy tokoa ange zany zavatra lazain'i soanja zany e , fa marina ny hoe tsy azo generaliser-na le izy fa tsy azo atao tsy hodian-tsy hita koa e :)
tena misy tokoa ange zany zavatra lazain'i soanja zany e , fa marina ny hoe tsy azo generaliser-na le izy fa tsy azo atao tsy hodian-tsy hita koa e :)
60. ikaretsaka
(
13/04/2008 15:47)
n-tsy hita koa e
tena misy tokoa ange zany zavatra lazain'i soanja zany e , fa marina ny hoe tsy azo generaliser-na le izy fa tsy azo atao tsy hodia
raha izay dia manaiky aho