Vocation na Antson' Andriamanitra
21. pissoa
(
08/04/2008 13:51)
majesty : dia mbola tsy azoko njay ... ahoana ahoana ? Hoe antson'Andriamanitra ve sa hoe lasa pretra/relijiozy ve ? sns :oops:
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D
23. cutie
(
08/04/2008 15:27)
cutie: MANAMASINA = MANOKANA (hamasinina ho môpera = atokana ho môpera,hamasinina ho diakra = atokana ho diacra....sns)
Mety foana io formul kely io @ lafiny retraretra
zany moa izy io :)
24. ikaretsaka
(
08/04/2008 15:56)
samihafa ny manamasina sy ny manokana ka... le mots aza die efa samihafa!
"choisir" kosa samihafa @ ny hoe "sanctifier"
ny manokana rano mahatonga ilay rano heo rano voatokana
fa ny manamasina ilay rano no mahatonga azy heo rano voahasina!
"choisir" kosa samihafa @ ny hoe "sanctifier"
ny manokana rano mahatonga ilay rano heo rano voatokana
fa ny manamasina ilay rano no mahatonga azy heo rano voahasina!
26. ikaretsaka
(
08/04/2008 15:59)
ohatran'ny hoe Rainay any an an-danitra, hohamasinina anie ny anaranao
Rainay any an-danitra...hotokanana anie ny anaranao... beurk!
Rainay any an-danitra...hotokanana anie ny anaranao... beurk!
28. hira
(
08/04/2008 23:22)
tsy tadidiko loatra fa raha tsy diso aho dia ny any madagasikara dia rehefa miresaka hoe "vocation" dia tonga dia pretra sy relijiozy no ao andoha. aty frantsa indray kosa dia hoe ordination? (pretra/relijiozy) sa mariage? (kristianina laika), dia eo anelanelany eo ny diakra.
29. ikaretsaka
(
08/04/2008 23:54)
ny vocation misy karazany 2 ka
ny vocation religieuse sy ny vocation laique
ny religieuse no miafara @ ordination (tsy voatery, ny frera sy ny masera tsy ordonner-na)
mo any laique miafara @ mariazy
ny vocation religieuse sy ny vocation laique
ny religieuse no miafara @ ordination (tsy voatery, ny frera sy ny masera tsy ordonner-na)
mo any laique miafara @ mariazy
32. cutie
(
09/04/2008 00:22)
ze katolika ihany zany vo mahazo
ndraso anontaniako mitsy le nohamasinina ho diakra fa nareo tsy antenaina :-D
ndraso anontaniako mitsy le nohamasinina ho diakra fa nareo tsy antenaina :-D
33. hira
(
09/04/2008 00:33)
cutie a, izany ny base-ny dia izay antson'andriamanitra ka tiany ho toeranao @ finoana sy ny fiangonana. mety hoe lasa pretra na relijiozy ianao(tsy manabady), na lasa diakra, na kristianina tsotra (manambady ireo roa ireo). ireo sokajy 3 ireo no mi former ny fiangonana, ary smay manana ny anjara andraikitra tandrify azy daholo.
38. cutie
(
09/04/2008 18:44)
. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 09-04-2008 02:59:42
Lohateny : Re : Vocation na Antson' Andriamanitra
cutie> ary ianao pas tres catho nefa liana @ catho.. mety ka
God is just too big for one religion :)
39. fijo
(
09/04/2008 20:51)
tsy mba haiko izany resaka voahantso izany,fa amiko dia nisy zavatra tsapany tamin'ny fiainany ,dia izay no nahatonga azy hiova.
io tsy voatery hoe olona mpino,fa mety tsy mpino koa nefa mihova noho ny fahatsapany zavtra iray nitranga
io tsy voatery hoe olona mpino,fa mety tsy mpino koa nefa mihova noho ny fahatsapany zavtra iray nitranga
