Ampanalaviro azy ny alehanao, aza manakaiky ny varavarany
61. Rasiligaoma (
13/04/2008 05:01)
marika tokoa aloha izya hoe rehefa tsy manana tohan-kevitra alahatra dia aoka tsy ny olona no henjehina fa ilay hevitra no tohero dia mitadiava tohan-kevitra hentina manohana ilay fisainanao
mety ny satana no ampiasainy (jereo ny tantaran'i Joba izay navelan'Atra ho tsapain'i satana toetra izy)saingy tsy afaka ny hanala ny aintsika satana satria avy amin'Atra io ary izy irery no afaka manala an'io.
Dia mba valio hoe: Miara-miasa amin'i Satana ve Andriamanitra?
Misaotra anao.
hianao ihany dia mahafantatra raha miaraka miasa ve satana sy Atra.
Vakio ny baiboly mikasika ny tantaran'i Joba .