Ampanalaviro azy ny alehanao, aza manakaiky ny varavarany

41. niryna ( 10/04/2008 16:27)
ikaretsaka:

misy maromaro miantoana ihany ilay fanontanian'i fody ao
miandry an'irina mba ho tena ilay fanontaniana no valiana


koa maninona raha mahita miantona hianao no tsy mamaly fa dia miandry eo fotsiny ,misaotra na izany aza
42. ikaretsaka ( 10/04/2008 16:47)
ka aminao le fanontaniana no apetrany ko
43. niryna ( 10/04/2008 17:00)

Mahafantatra koa isika fa miresaka amintsika Atra avy amin'ny alalan'ny baiboly ary amin'ny fomba ahoana? @ ny fitenin'ny izay firenena misy ny rehetra.Hmm
[quote=fody ]
Tsy ny Baiboly no miteny amintsika satria ny Baiboly dia Boky. Milaza ny experience ny olona niaraka tamin’Andriamanitra io boky io: Ny vahoaka Jody sy Andriamanitra Ray ao amin’ny Testamenta Talora, ary Jesoa Kristy sy ireo niara-belona taminy ny ao amin’ny Testamenta vaovao. Izay notohizin’I Paoly sy ny apostoly avy eo.
Ary tamin’ny alalan’ny tenin’ilay olona niaina izay experience izay no nanoratany azy. Donc diso ny filazanao fa miresaka aminao amin’ny alalan’ny Baiboly Andriamanitra.
iza izany no namorona ny baiboly? ny olona ?it is breath of God na Andrimanitra no nanome ny olona ny teniny mba ho arahina ,tsy lavina fa olona no nanoratra azy fa raha tsy nomen'Atra an'i Mosesy ilay izy aiza no nahalalany hoe izao no nataony talohan'ny nanamboarana ny olona: izay ilay revelation,God reveals,tonga tamin'ny olona Atra.
Mbola niresaka ihany koa izy raha nanindry ny tanan'ireo mpaminany hanoratra dia izay no hilazana azy hoe God inspires,na nanindry ny tanan'ny olona izy hanoratra ny hafany.
Farany dia avy amin'ny fahany masina izay mitsilo ny lalantsika,mitaridalana antsika ary miaraka amintsika .God illuminates, illumination no hilazana azy


Fa Izy Andriamanitra no miresaka mivantana amin’ny tsirairay ao anefitra mangina hoy Jesoa, tsy aiza io fa ao amin’ny CONSCINCE. Ny feon’ny CONSCIENCE dia feon’Andriamanitra. Izy Andriamanitra koa no miresaka mivantana amintsika rehefa miara-mivory ao an-tranony isika, satria eo anivontsika Izy.
Ilaina ny mamaky ny Baiboly hahalala Azy satria izay voalazany tsy mba miova. Fa tsy Izy akory no Baiboly ary tsy azo ferana amin’ny Baiboly Izy.
ny baiboly dia teny masina tsy azo anasorana ary tsy azo hanalana koa lozan'izay manala na manampy izany
1 Sam 3:1-10 Andriamanitra niantso an'i Samoela
Ny anjely avy any an-danitra niresaka an'i Maria fa hiteraka izay mpanavotra an'izao tontolo izao izany zaza aterany izany"Emanoely" na Atra miaraka amintsika ( Lk 1:26-37)

Araka izay voalazako ery ambony dia mitantara experience ny olona miaraka amin’Andriamanitra ny Baiboly, dia ireo voalazanao ireo izao dia ohatra mivantana.
I Masina Maria no nofidina ho renin’i Tompo fa tsy i Nyrina akory. Io safidin’Andriamanitra ho azy io dia azy samy irery, na dia ho an’ny rehetra aza ny famonjena. I nyrina kosa dia manana ny an’i nyrina manokana, toy izany koa pissoa, sns….
hoy ilay tantara kely izay hoe :nitomany satana teo an-jaridaina raha sendra nandalo ity rangahy iray ka nanontany hoe maninona hianao no mitomany?
dia hoy satana hoe :"izao zavatra rehetra ataon'ny olona izao dia lazainy fa izaho daholo no manao azy "

Raha io zavatra lazainao io no izy dia ahoana no hahalalana fa asan’ny Ratsy ny zavatra iray na asan’olombelona?
[/quote conscience no teneninao dia hianao ihany dia mahalala fa tsara na ratsy ny ataonao,raha tsy ny satana no mitsotsoka ny lamosinao sy mandambolambo ,toy ny tsy finoana an'ATra,Atra ve niteny hoe aza mino ahy hianao sa iza no nanao an'ilay olona hoe aza mino?
Raha tsy mitovy fijery aminao ohatra dia lazainao fa satana izay, avy amin’ny satana, na ampiasain’ny satana (Azafady fa mivantana be ilay ohatra).
Nefa ilay tantara kelinao dia milaza fa mitomany ny satananao satria voahendrikendrika ho manao ny zavatra ratsy rehetra.
io teny teneninao io foana no ataon'ny olona fialana vokona hianao ihany dia mahalala na miaraka amin'ATra na tsia na momba azy na izay tsy momba azy miaraka amin'i satana,manana famonjena hafa angaha i fodyl,mananal lalana hafa mankana an-danitra angahy i fody raha manana dia mba lazao anay hoe sao mety mahavonjy,hatramin'izao aloha dia maro no miankohoka amin'ATra hafa fa mbola tsy naheno aho hoe niresaka tamiko mivantana na tao anaty nofy na tamin'ny feo izany,sa efa nisy raha misy dia aoka mba hijoro toa anay izay efa nisehoany mivantana tao anaty nofy maro ary tsy indray mandeha

"tsy misy fakampanahy tsy ho tohitry ny olombelona ,ary tsy misy zavatra izay tsy zakan'ny olona ka napetrak'Atra eo aminy ...aiza moa iny.

Aza dia voafatotra loatra amin’ny référence e! Angaha tsy ampy ny milaza fotsiny an’io zavatra lazainao io? Io no hafatra lehibe, dia ampy.
Ny filazana lava ny référence amin’ny Baiboly koa anie dia tsy mampisy aina ny zavatra lazaina satria toy ny lasa an-kandrina fotsiny ny zavatra rehetra, ka pli vava no betsaka
vakio ny baiboly fa hatramin'izao dia tsy mbola nandainga Atra na nanoro vohana,matoa hianao tsy mino dia mbola tsy ao aminao izy ,minoa fotsiny ihany ary aza miantehitra amin'ny herin'ny tena fa ny tenin'Atra jerena dia araho dia ho hitanao fa tsy nisy latsaka ny teny izay nomeny .
ilay fakam-panahy izany dia ilay fitsiriritana ao anaty ka mahatonga an'ilay zavatra iny hivadika amin'ny tsy tokony ho izy, misy faharatrana ny tenanao aloha ao,dia ny hafa,ary misy fahalalana ihany koa fa tsy mety ilay izy kanefa dia mikiry ho atao ihany satria ny nofontsika dia malemy ka raha tsy vokin'ny tenin'Atra dia ny nofo no manjaka fa ny fanahy lasa tsy mahatohitra.
Mazava ve aloha hatreo,izay aloha no fahalalako azy a,hevitro io

Fankam-panahy ve no nohazavainao sa fahotana? Tsy azoko tsara.

Raha lazainao fa ilay fitsiriritana ao anaty no atao hoe fakam-panahy, olona iza no tsy hitsiriritra?
Ary raha izay no izy ny ady amin’ny fakam-panahy izany dia ny fanafoanana an’io fitsiriritana io. Io dia mitovy amin’izay voalazan’i Bouddha sy ny filosofy hafa (tsy tadidiko aby).

aza mitondra anay amin'ny fakampanahy ,porofo izany fa mila mivavaka ny mpino fa mahery ny fakampanahy,temptation no hilazana azy atao misy teny kely mba hazava fa dia hialako tsiny .
raha tsy mahatohitra hianao ohatra ny fijangajangana no resahiko fa io no tena bobaka ,iza no maratra,ilay vadinao,ny zanakao hianao nananao foana ka tsy nahatohitra,potika ny tokantrano,simba ny fianankaviana,raha nahatohitra anefa hianao moa ve nety nitranga izany ?



44. ikaretsaka ( 10/04/2008 17:07)
tsara angamba raha vakian;i niryna tsar ailay nolazain'i fody
45. niryna ( 11/04/2008 17:08)
ikaretsaka:

tsara angamba raha vakian;i niryna tsar ailay nolazain'i fody

angaha ika i fody no hianao no misalovana,tsss asio fandinihantena marina fa tsss lasa ilay toetra k'ty

46. niryna ( 11/04/2008 17:22)
[quote=Fody]
Nyrina
Tantara hampitana hafatra io dia ny hoe: “Andriamanitra no nahary izao rehetra izao”, “Andriamanitra no loharanon’ny zavatra rehetra”.
Mahafantatra koa isika fa miresaka amintsika Atra avy amin'ny alalan'ny baiboly ary amin'ny fomba ahoana? @ ny fitenin'ny izay firenena misy ny rehetra.Hmm

Tsy ny Baiboly no miteny amintsika satria ny Baiboly dia Boky. Milaza ny experience ny olona niaraka tamin’Andriamanitra io boky io: Ny vahoaka Jody sy Andriamanitra Ray ao amin’ny Testamenta Talora, ary Jesoa Kristy sy ireo niara-belona taminy ny ao amin’ny Testamenta vaovao. Izay notohizin’I Paoly sy ny apostoly avy eo.
Ary tamin’ny alalan’ny tenin’ilay olona niaina izay experience izay no nanoratany azy. Donc diso ny filazanao fa miresaka aminao amin’ny alalan’ny Baiboly Andriamanitra.
dia diso izy izany aminao ka dia izay izany no valiny. http://baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=4&andininy=21-25&dika=

Fa Izy Andriamanitra no miresaka mivantana amin’ny tsirairay ao anefitra mangina hoy Jesoa, tsy aiza io fa ao amin’ny CONSCINCE. Ny feon’ny CONSCIENCE dia feon’Andriamanitra. Izy Andriamanitra koa no miresaka mivantana amintsika rehefa miara-mivory ao an-tranony isika, satria eo anivontsika Izy.
Ilaina ny mamaky ny Baiboly hahalala Azy satria izay voalazany tsy mba miova. Fa tsy Izy akory no Baiboly ary tsy azo ferana amin’ny Baiboly Izy.
dia izay koa izy izany fa izay no fampianara azonao dia izay izy izany
iny no asany...
ny fatahorana an'Atra dia ny fanaovana ny didiny Deot 6:1-2
1 Ary izao no lalàna, dia ny didy sy ny fitsipika, izay nasain'i Jehovah Andriamanitrareo hampianarina anareo mba harahinareo any amin'ny tany izay alehanareo holovana,

2 mba hatahoranao an'i Jehovah Andriamanitrao, hitandremanao ny lalàny rehetra sy ny didiny izay andidiako anao -- dia hianao sy ny zanakao ary ny zafinao -- amin'ny andro rehetra hiainanao, mba ho maro andro hianao.
47. niryna ( 11/04/2008 17:29)
niryna:

1 Sam 3:1-10 Andriamanitra niantso an'i Samoela
Ny anjely avy any an-danitra niresaka an'i Maria fa hiteraka izay mpanavotra an'izao tontolo izao izany zaza aterany izany"Emanoely" na Atra miaraka amintsika ( Lk 1:26-37)
fody:

Araka izay voalazako ery ambony dia mitantara experience ny olona miaraka amin’Andriamanitra ny Baiboly, dia ireo voalazanao ireo izao dia ohatra mivantana.
I Masina Maria no nofidina ho renin’i Tompo fa tsy i Nyrina akory. Io safidin’Andriamanitra ho azy io dia azy samy irery, na dia ho an’ny rehetra aza ny famonjena. I nyrina kosa dia manana ny an’i nyrina manokana, toy izany koa pissoa, sns….
tsy ny fananana ny anao manokana no mikaonty fa ny hoe moa ve nampianatra ny olona mba ahazo famonjena hiana sa dia izay nampianarina anao ihany no asesinao.toy ny hoe aza miankohoka ohatra kanefa tsy miankohoka fa somary miondrikondrika fotsiny
=)) =))
Moa ve maka ny teny ao amin'ny soratra masina ary mampianatra sy mampifanaraka izany teny izany mba hanaitra ny olona ka ahatonga azy hino ny finoana fa hay misy an'izany kristy izay mpamonjy izany > sa dia mampianatra mivilana hoe mbola afaka mivavaka any amin'ny maty hianareo? dia anjaranao no mieritreritra,vakio foana ny baiboly fa tsy mandainga ny teny rehetra ao ary tsy misy na iray aza latsaka ny tenintsika misy latsaka fa ny fampianarana nomena antsika izay mifikitra amin'ny baiboly raha ny fanahy masina no mitonda azy ho an'ny olona dia tsy hisy ho voafitaka ny olona saingy moa ve nanaraka izany ireo mpanohitra ny baiboly lava?
48. niryna ( 11/04/2008 17:35)
Voalaza teo :
hoy ilay tantara kely izay hoe :nitomany satana teo an-jaridaina raha sendra nandalo ity rangahy iray ka nanontany hoe maninona hianao no mitomany?
dia hoy satana hoe :"izao zavatra rehetra ataon'ny olona izao dia lazainy fa izaho daholo no manao azy "
fody:

Raha io zavatra lazainao io no izy dia ahoana no hahalalana fa asan’ny Ratsy ny zavatra iray na asan’olombelona?
Raha tsy mitovy fijery aminao ohatra dia lazainao fa satana izay, avy amin’ny satana, na ampiasain’ny satana (Azafady fa mivantana be ilay ohatra).
Nefa ilay tantara kelinao dia milaza fa mitomany ny satananao satria voahendrikendrika ho manao ny zavatra ratsy rehetra.
izany no antony hivavahana lava ,aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy fa manafaha anay amin'ny ratsy ,tsy misy mahatohitra ilay ratsy raha tsy misy ny fanahy masina miaraka sy mampianatra azy ao anatiny ao.
eo indray no miverina ny teny hoe tsy misy mahatohitra afatsy i kristy irery,eto dia efa hita taratra fa tsy dia mirona amin'ny famonjena avy amin'i kristy i fody toy ireo namana izay mpanara-dia anao ,ka dia izay koa izy izany ampy angamba izay fa mbola maro ny olona tiana ho toriana ny tenin'Atra ka raha tsy nandray intsony ireo izay nomena dia afaka ny adidy 1 kor 10:13
13 Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan'ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa momba ny fakam-panahy dia hasiany làlana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany.


49. niryna ( 11/04/2008 17:44)
Voalaza teo :
"tsy misy fakampanahy tsy ho tohitry ny olombelona ,ary tsy misy zavatra izay tsy zakan'ny olona ka napetrak'Atra eo aminy ...aiza moa iny.
fody:

Aza dia voafatotra loatra amin’ny référence e! Angaha tsy ampy ny milaza fotsiny an’io zavatra lazainao io? Io no hafatra lehibe, dia ampy.
Ny filazana lava ny référence amin’ny Baiboly koa anie dia tsy mampisy aina ny zavatra lazaina satria toy ny lasa an-kandrina fotsiny ny zavatra rehetra, ka pli vava no betsaka.
aoka ho fantatrao fa tsy ho pli vava araka ny eritreritrao akory ny fitoriana ny filazantsara,misy hery ao hery izay tsy avy amin'ilay nitoriteny fa avy amin'ny fanahy masina,ny olona manana ny fanahy masina no miaraka ny fanahy masina ary ny olona mino ny fanahy masina no hipetrahan'ny fanahy masina koa dia i kristy izany ka raha tsy mino azy ho mpanavotra,ho mpamonjy ,ho lalana tokana mankany amin'ny ray hianao dia tsy ho tonga ao aminao mihitsy ny fanahy masina ary tsy ho azonao mihitsy koa ny tenin'Atra na hamaky azy im-polo eo koa aza hianao dia ireo mahatonga ny olona hanohitra ny tenin'Atra lava ireo,tsy izaho anie no toherinao fa i kristy izay toriko e, tss, izay ilay hoe mila mandinintena fa aza manaiky rebireben'i satana dia tara eo
miampy an'izay ihany koa dia isaorako ny tompo fa raha mametraka fanontaniana ahy hianao dia tonga dia fantatro ao anatin'ny baiboliko hoa ato no misy ny valin'izany :roll: izay ilay izy ,landramo amin'izay ary ny mamaky baiboly fa omeny hery ataony ho tonga zanak'Atra izay mino azy ary dia omeny hery koa anao ny asany,iza no nanapoa hoe hitoriteny ato amin'ny sera aho ,isaorako ilay Atra velona izay ninoako,nampianatra ahy ny tokony ataoko,mampahatsiahy andro aman'alina ny didiny ary mbola isaorako ihany koa ilay kristy toriko fa afaka nizara ny fahasoavana nomeny ahy aho fatsy notehiriziko ato an-tsaiko irery
50. niryna ( 11/04/2008 17:54)
Voalaza teo :
ilay fakam-panahy izany dia ilay fitsiriritana ao anaty ka mahatonga an'ilay zavatra iny hivadika amin'ny tsy tokony ho izy, misy faharatrana ny tenanao aloha ao,dia ny hafa,ary misy fahalalana ihany koa fa tsy mety ilay izy kanefa dia mikiry ho atao ihany satria ny nofontsika dia malemy ka raha tsy vokin'ny tenin'Atra dia ny nofo no manjaka fa ny fanahy lasa tsy mahatohitra.
Mazava ve aloha hatreo,izay aloha no fahalalako azy a,hevitro io
fody:

Fankam-panahy ve no nohazavainao sa fahotana? Tsy azoko tsara.

aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy fa manafaha anay amin'ny ratsy"do not let us into temptation but deliver us from the evil" izay no filaza azy ataoko teny anglisy kely fa misy ankizy ato mba mianatra ny teny anglisy ihany koa ary moramora ho an'ny sasany koa izany, ka hialako tsiny.
ny fakampanahy dia toherina ary tsy vitan'ny hoe toherina ihany fotsiny fa misy fahendrena ao ka mahatonga antsika mba ho hendry tsy anaonao foana,na anao adalana,fahendrena iray dia ny wisdom izay teneniko iray ,moa ve mahasoa ahy ny anaovako an'ity sao dia ny filan'ny nofoko fotsiny ihany no tadiaviko, satria amin'ny maha olona antsika dia miaraka ireo ny fanahy no maha olona ,ary ny nofotsika anefa tsy afaka hiala amintsika ka noho izany anjaranao no mandanjalanja azy tsy maintsy misy iray mandefitra ao,izay ilay fandeferana (humble ourself) mila miharitra,mila mivavaka mba tsy ahaohao foana,inona no fiantraikany> raha mahalala mialoha ny fiantraikany ka miambina izany amin'ilay fananana fahendrena dia nandalo fotsiny izany ilay fakampanahy fa voatohitrao ilay izy
izay no hafalalako azy a

enga anie hamaky ireo valiny ireo ika mpisolovava sy tsy mahita raha tsy mitsikera foana fa I don't want to hear his big mouth :D
51. ikaretsaka ( 11/04/2008 18:43)
raha mitsikera tsy msiy argument aho dia hafa fa raha tsy d;accord aminao aho miaraka amin'ny argument tsy maha d'accord ahy dia hafa koa.. izay le heo tsy ny anao ihany akory no misesika ohatran'ny gisa amidy!

don't look at my mouth.. look at the arguments....
dia apetraho tsar any tianao hahatongavana eto aloha

hoy i fody hoe fankam-panahy sa fahotana ity velabelarinao aloha?
eo isika izao
52. Fody ( 12/04/2008 03:06)


hoy nyrina
iza izany no namorona ny baiboly? ny olona ?it is breath of God na Andrimanitra no nanome ny olona ny teniny mba ho arahina ,tsy lavina fa olona no nanoratra azy fa raha tsy nomen'Atra an'i Mosesy ilay izy aiza no nahalalany hoe izao no nataony talohan'ny nanamboarana ny olona: izay ilay revelation,God reveals,tonga tamin'ny olona Atra.

Olona tokoa no nanoratra ny BAIBOLY!
Ary olona hafa fa tsy MOSESY araka an'io voalazanao io.
I MOSESY dia tsy nanoratra tao anatin'ny BAIBOLY na dia an-dalan-Tsoratra Masina iray aza.
ny baiboly dia teny masina tsy azo anasorana ary tsy azo hanalana koa lozan'izay manala na manampy izany

"Maro koa ny zavatra hafa nataon'i Jeso, ka raha izany rehetra izany no hosoratana tsirairay, dia ataoko fa na izao tontolo izao aza tsy ho omby ny boky hosoratana". (Jn 21, 25) .
De vakio koa ny hevitra voalazanao ato: http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47fe49586d95e Misy fanamarihana nataoko ao.

53. Fody ( 12/04/2008 03:57)


FANAMARIHANA:

1 - Misaotra an'i nyrina manome valin-teny aloha, saingy mba vakio tsara izay lazain'ny olona aloha izay vao mamaly.

2 - Misy ny fanontaniana mipetraka dia zavatra hafa be ny valiny

ohatra:

Hoy aho: Raha io zavatra lazainao io no izy dia ahoana no hahalalana fa asan’ny Ratsy ny zavatra iray na asan’olombelona?
Raha tsy mitovy fijery aminao ohatra dia lazainao fa satana izay, avy amin’ny satana, na ampiasain’ny satana (Azafady fa mivantana be ilay ohatra).
Nefa ilay tantara kelinao dia milaza fa mitomany ny satananao satria voahendrikendrika ho manao ny zavatra ratsy rehetra.


Ny valin-teny azo dia hoe:

izany no antony hivavahana lava ,aza mitondra anay amin\'ny fakam-panahy fa manafaha anay amin\'ny ratsy ,tsy misy mahatohitra ilay ratsy raha tsy misy ny fanahy masina miaraka sy mampianatra azy ao anatiny ao.
eo indray no miverina ny teny hoe tsy misy mahatohitra afatsy i kristy irery,eto dia efa hita taratra fa tsy dia mirona amin\'ny famonjena avy amin\'i kristy i fody toy ireo namana izay mpanara-dia anao ,ka dia izay koa izy izany ampy angamba izay fa mbola maro ny olona tiana ho toriana ny tenin\'Atra ka raha tsy nandray intsony ireo izay nomena dia afaka ny adidy 1 kor 10:13
13 Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan\'ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa momba ny fakam-panahy dia hasiany làlana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany.


Dia anjaranao mpamaky no mandinika sy mijery raha mifanaraka amin'ny fanontaniana ny valim-panontaniana na tsia. Io dia hitanareo eo amin'ny n°47.


3 - Manaraka: Misy koa ny hevitra nolazain\'ny namana hafa, tsapan\'ny tena fa diso sy tsy mifanaraka amin\'ny Soratra Masina, izay mbola ezahan\'i nyrina hamarinina ihany, nefa rehefa avy eo dia izy ihany no mampiseho fa diso ilay hevitra fa sarotra aminy ny miaiky ny teny lazain\'ny hafa tsy mitovy fijery aminy.

Ohatra:

Efa nolazain\'i todiso2 fa: I kristy irery ihany no mahatohitra ny fakam-panahy. Io dia tsy mifanaraka velively amin\'ny soratra Masina sy ny zava-misy iainana, ary efa nahitsy, miaraka amin\'ny tohan-kevitra misimisy.

Avy eo anefa dia mbola naverin\'i nyrina ihany ny hoe: "eny Kristy irery ihany no mahatohitra an\'io fakampanahy io ary ny soratra masina no nanoherany ny herin\'i satana naka fanahy azy. efa voasoratra hoe....."

Ary ery ambany dia tsy olon-kafa fa izy tenany ihany no milaza an'ity: "tsy misy fakampanahy tsy ho tohitry ny olombelona ,ary tsy misy zavatra izay tsy zakan\'ny olona ka napetrak\'Atra eo aminy ...aiza moa iny.


Dia anjaranao mpamaky ny mandinika azy!


Misaotra betsaka!
54. cutie ( 12/04/2008 04:11)
enga anie hamaky ireo valiny ireo ika mpisolovava sy tsy mahita raha tsy mitsikera foana fa I don't want to hear his big mouth

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
55. ikaretsaka ( 12/04/2008 14:45)
afaka omen'i cutie ahy ko ve le fanontaniana napetrako taminy tsy hainy namaly nahatonga azy niteny an'io? :wink:
misaotra ...
56. cutie ( 12/04/2008 14:52)
za tsy maharaka koa
sady tsy hahavita hamaky lava be any ambony any :-D
57. ikaretsaka ( 12/04/2008 14:56)
izya no mampihomehy mahamenatra aminy ary itenenan'ny olona azy foana..
rehefa tsary manan-kalahatra tsotry izy @ le arguments dia tsy ny hevitra tsotry no henjehina fa ilay olona tompon-kevitra.
ilay olona niborka ny monologue-ny

asa inona angaha no nahatonga izany ii?



58. cutie ( 12/04/2008 14:58)
aza mampime vo maraina e :-D :-D :-D :-D :-D :-D
59. ikaretsaka ( 12/04/2008 15:23)
milaza ny unconvenient truth indray ika de hoe..
60. cutie ( 12/04/2008 15:42)
za nga tsy mahazo mihomehy e :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081