tsy mety mody ny Malagasy any an-dafy fa menatra noho ny fia
21. tess
(
04/04/2008 14:32)
ka izao anie no tsy azonareo e!
raha mody izy hody am tana-polo, dia mitovy ihany ny galère....
ny any amitsika anie ny omby mahia tsy lelafin'ny havany koa e! efa tena mibahana io toe-tsiana io izao any....
ka raha ohatra izy mijanona mitady vola aloha dia sady manangona kely nefa tena sarotra be ilay hoe hisy angonina izany raha tsy hoe tena mitsitsy izy, ny hofantrano ao paris fotsiny no efa hoatrinona , raha mifampizara hofantrano ndray ça va encore.....na izany aza enjana ihany....
fa dia ny mivavaka fotsiny hoe ny aza tratran'ny police ihany aloha...
io izay tsy lmi risk ihany no tsy hanandraha hono....ka mirisk ry zareo zé alehany any alehany, miaina ny anio sy ny ampitso.....fa de zao fotsiny mahaiza fotsiny mitsinjo ny ho avy efa homanina sy hatao antsaina hoe raha tratra aho indray andro any mba misy hentiko mody....
fa de bon courage, bonne chance ho nzay miady am paps klou e! :-* :-* :-*
misy anefa dia nanana anton'asa no niala tany, tsara toerana tamin'ny asa fa dia nandeha taty nitady ny mahasoa anefa tsy arak'izay ilay izy, fahadisoa-panantenàna no betsaka.

22. mmmhh
(
04/04/2008 14:54)
Ny tokony teneniny fotsiny angamba de hoe "tsy mety mody ny Malagasy any an-dafy, fa tsy te hiaina ny fiainana ety Mcar na koa hoe tamana tsotr'zao e,
Za aloha tsy mipetraka any an-dafy, fa misy fianakam's mipetraka any, nahavita fianarana avy tany izy de mba nanntaniako hoe maninona no tsy mody @zay reefa vita ihany ny fianarana ? Ny navaliny?
- Inona no ataoko any tsony, lasa basin'ariary efatra ny diplaomako reefa tonga any a, rah vao mahita fotsiny ny société hoe nandia fianarana tany ivelany de matahotra ny hi-recruter ahy (marina be), nefa ny société mety handray ahy tsy mifanaraka amiko le karama proposé-ny; Ka tsy aleoko aty? Sady miaina tsara zà; na ataoko aza hoe tsy de mankaiza ny karamako any mivelona tsara zà, ary mbola afaka mandefa vola any @ RAD-ko. Afaka manofa trano, afaka manao vakansy tsara, afaka manana tômobil,... fa rah nikarama tany Dago za tsy hoatr'izay.
Rehefa any ny mahasoa anareo de aza mivaky loha @ zé tenenin'ny gazety any, fa efa lany zvtr soratana izy de miteniteny fôna.

23. Veloo
(
04/04/2008 15:04)
Politikan-dra8 io tsy tia vazà io ...efa ela zany nodradradradraina fa tsy tafa... ny bizina aza idin'elà kou inn ny andé eo,Omeo asa alou ny ao antoerana d ampandrosoy i Gasikara
zany mihitsy izany
aiza ny asa? ny fandrosoana ny Dago tsy misy? Tena nahakivy ilay prezy kle Noheverina mba ho tsara kay bobongoly ko ilay izy.
24. melody
(
04/04/2008 15:05)
hoy i tess::)
raha mody izy hody am tana-polo, dia mitovy ihany ny galère....ka raha ohatra izy mijanona mitady vola aloha dia sady manangona kely nefa tena sarotra be ilay hoe hisy angonina izany raha tsy hoe tena mitsitsy izy, ny hofantrano ao paris fotsiny no efa hoatrinona , raha mifampizara hofantrano ndray ça va encore.....na izany aza enjana ihany....
tena marina miintsy io ka...
hoy raqtonga:
lé resaka wé tsy misy asa any dago dia faux pbl amiko fa izay mahay mitsakara rehetra dia mba tavavoka daholo ihany, mazava wazy ra ihandry kosa enao wé ny asa no anantona anao dé afaka miandry eo fa dé andraso eo i paoly, ary itovizana io na aiza na aiza misy anao
Ka ny tsy hitovizany any dago sy i bekintana na i ranglisy etc... dia any dago raha tsy mahalala olona tsy tafavôka miintsy. Matoa enao nandany vola @ fianarana dia mba afahanao hisondrotra @ fiainana ka tena miandry any paoly marina ny ankizy tsy mahalala olona ambony toerana. Zava-misy ary tsy ho afaka miintsy io, ka ilay olona manjary manao asa kely etsy sy eroa, hivelomana, tsy araka ny nandaniny vola t@ fianarana.
25. ni81
(
04/04/2008 15:41)
Hoy ratonga:
Marina io teninao io, fa saingy ilay hatao frais, sy raha toa ka tsy misy zavatra ho vantanina intsony any dago dia ahoana? Dia aleony mijanona (miaritra trèfle hoy ilay fiteny) dia raha sanatria tratra dia mba tsy mandoa billet d'avion fa mandeha ho azy, dia ilay mba sisa nangonina taty no mba hiainana any indray.
ouuffff so ihany fa nisy an'i bozyboleta nahazo ny tiko holazaina, lé oul tsisy paps ary tsy afaka hanao n'inn n'inn fa hivelombelom-potsiny no tena tiko resaina hoe aleo mody, misy tokoa araka ny tenin'i tess wé tsisy paps dé manao asa maizina, mety tsy mampiseo ny manodidina azy izy fa gidraka b ngé lé fitaintainana lava tsy ay akory izay avokan'ny ampitso, ny tiko lazaina dé tsy aleo vé ny herim-po nao anaovana izany rehetra izany any @ tanana no lanina sy ampiasaina to izay any an-tanin'oul enao mety ho voroka tsy ay wé rovina sady izao efa mé masika mintsy ny fanjakana
lé resaka wé tsy misy asa any dago dia faux pbl amiko fa izay mahay mitsakara rehetra dia mba tavavoka daholo ihany, mazava wazy ra ihandry kosa enao wé ny asa no anantona anao dé afaka miandry eo fa dé andraso eo i paoly, ary itovizana io na aiza na aiza misy anao
Marina io teninao io, fa saingy ilay hatao frais, sy raha toa ka tsy misy zavatra ho vantanina intsony any dago dia ahoana? Dia aleony mijanona (miaritra trèfle hoy ilay fiteny) dia raha sanatria tratra dia mba tsy mandoa billet d'avion fa mandeha ho azy, dia ilay mba sisa nangonina taty no mba hiainana any indray.
26. ikaretsaka
(
04/04/2008 18:52)
amiko manokana dia Ikaretsaho daholoraha azo atao..hianatra sy hitady ravinahitra no atao any dia izay atao dia mamela kely hanaovana ny any an-tanindrazana dia miverena, dia mandehana indray mitady dia atero dia ohatran;'izay foana
raha ohatra hoe mbola hiasa aman'olona no eritreritrao rehefa tonga any ianao dia vrai probleme io, fa raha hoe hamorona ny anao manokana ianao avy amin'ny tahiry kely mba voahangonao tany ivelany dia tena faux probleme tokao io!
betsaka tokao ary ny opportunite rehefa hainao ny mijery io mitsikaraka io ara-bakiteny
ilay hoe tsy misy asa any dago dia faux pbl amiko fa izay mahay mitsakara rehetra dia mba tavavoka daholo ihany
raha ohatra hoe mbola hiasa aman'olona no eritreritrao rehefa tonga any ianao dia vrai probleme io, fa raha hoe hamorona ny anao manokana ianao avy amin'ny tahiry kely mba voahangonao tany ivelany dia tena faux probleme tokao io!
betsaka tokao ary ny opportunite rehefa hainao ny mijery io mitsikaraka io ara-bakiteny
27. bida
(
04/04/2008 22:35)
Mahavalalanina ny adihevitra ataotsika avy amilay lahatsoratra tangazety voalaza ery ambony. Ny tiako ambara dia tsy olana ho any malagasy irery io hoe tsy te hody io fa ny tany izay voazanaky La Frantsa dia tratranio daholo, izany hoe, ny fisainatsika no tratra voalohany. Satria nahoana kosa moa? any andafy tsara kokoa ny niveau @ fianarana, dia mihazakazaka ny ray amandreny mandefa ny zanany makany, investissement be izany hoe mandefa zanaka hianatra any andafy izany , ka na nahavita na tsy nahavita, tokony mba hanana izay mba voahangona kely vao mody na tonga amilay hoe tsy misy paps aza.
Firifiry moa ny avy ao Afrika voaroaka, nanofany mpitondra frantsay avion spécial hanaterana azy any aminy satria tsy misy paps fa afaka 10 jours dia tafaverina atsokosoko eto Paris indray. Misy Enjeux tsy azo hialana ao izany.
Ireo malagasy na koa ireo atao hoe tsy teratany Frantsay tsy mety mody any aminy eto ireo dia ny androatokony dia nianatra no nalehany taty, resaka fuite de cerveaux zany le izy, ho anizay nahavita fianarana ka tojo ny tanjona tiany ho tratrarina, matoa ireny karazanolona tafita ireny tafajanona dia ny système misy no nanome vahana azy hijanona. Ireo voalaza hoe \\\"tsy misy paps\\\" sy tena sahirana kosa dia ny fandiniko azy dia mbola mamerin a ny vola laniny nakaty aloha, ,na dia asa mafy aza no hatao dia tsy maitsy mitady, satria tsy maitsy amortisser- avana ny investissement nandehanana taty, na ara-bola na arapotoana.
Samy manana ny fomba fijeriny ny tsirairay avy, arakaraka ny toerana misy azy io fomba fijery io :
- Andaniny ny olona efa stable dia mahita fa manaratsy endrika ny communauté malagasy aty ny bandy tsy misy paps,
- Ankilany ireo tsy misy paps sy ny mbola miady @ fianana @ petit boulot samihafa izay mihevitra fa tsy hody izy ireo raha tsy voaroaka fa hanangona aloha satria raha samy niveau Bacc, tsy aleo ve miasa niveau Bacc aty andafy toy izay any dago, manao sakafo gasy matetika dia voatsitsy ny vola, misy hanapiana ny havana sahirana sy mba hanangananjavatra any @ tanàna mandrapa akorinizay akory aty.
Lava be le resako fa ilay gazety no tiko resahina farany, tsy ampy analyse ilay gazety fa manao safo be mantsina fotsiny, ny tsikera tokony nataony voalohany dia ny hoe\\\" Ahoana ny tokony hatao hisarihana ireo malagasy manana ny maha izy azy tsy mety mody antanindrazana. Inona ny structure tokony hapetraky ny mpitondra hiatrehana io faty antoka ho any firenena malagasy io ?\\\"
Tokony hametraka tsara ny contexte misy ilay gazety, ny enjeux misy amizao fotoana izao , izay vao manao ny analyse fa manjary manorisory ny maro ny zavatra avoakany.

28. ikaretsaka
(
04/04/2008 22:40)
aza miatehitra mpitondra fa ianao ihany io ka..
vitaina ny fianarana dia sady mikandra ihany, dia ny sosy kely tombony hoa hanaovana zavatra mitsangana any dia mivezivezy eo
le zavatra kely mitsangana any kao mampiditra sosy dia eo amin'izay ianao manao passe passe eo de mikaretsaka eo

29. bida
(
04/04/2008 22:47)
Hamitinako ny hevitro etsy ambony dia hoe : " Tsy tokony ho voazarazarany hevitra toy izany isika fa na tafita ianao aty na tsy tafita, matoa isika tsy mody fa mijanona aty dia misy antony. Tsy misy structure mipetraka hivantanatsika any ka samy manahy ny amin'izany daholo, ny fiainana tsy azo atao andrakandrana tsinona fa rehefa mody ianao dia mody, mijanona dia mijanona. Mandeha @ safidiny ny tsirairay ary samy mi assume izay safidimpiainany
30. sipagasy
(
05/04/2008 12:06)
zah mba gaga, samia manao ny sékézém-ny io kouuhhhh, n'aiza n'aiza misy anao!!
31. fasaly
(
05/04/2008 12:12)
bida:
Hamitinako ny hevitro etsy ambony dia hoe : " Tsy tokony ho voazarazarany hevitra toy izany isika fa na tafita ianao aty na tsy tafita, matoa isika tsy mody fa mijanona aty dia misy antony. Tsy misy structure mipetraka hivantanatsika any ka samy manahy ny amin'izany daholo, ny fiainana tsy azo atao andrakandrana tsinona fa rehefa mody ianao dia mody, mijanona dia mijanona. Mandeha @ safidiny ny tsirairay ary samy mi assume izay safidimpiainany
marina mitsy e! mba mpanao gazety in kou re zany e!
:°)
32. melody
(
05/04/2008 12:28)
Lava be le resako fa ilay gazety no tiko resahina farany, tsy ampy analyse ilay gazety fa manao safo be mantsina fotsiny, ny tsikera tokony nataony voalohany dia ny hoe\" Ahoana ny tokony hatao hisarihana ireo malagasy manana ny maha izy azy tsy mety mody antanindrazana. Inona ny structure tokony hapetraky ny mpitondra hiatrehana io faty antoka ho any firenena malagasy io ?=D>
33. rush
(
05/04/2008 15:41)
safidy ny fiainana ,zay tsy te hody:tsy mody,zay hody:mahasoava tsara fa ilaina ianao eo @ firenena, ary sao mamporisika ny vazaha hanenjika ny gasy aty io mpanao gazety io?
34. Papoose
(
05/04/2008 22:16)
maty tsika ty! ko raha tsy hoe nandeha nitady vady de tsy nahita dia mody dia ho menatra koa!tssss mitady mpividy koa le mpanoratra an le hvt ao @ le gazety ka!
35. ikaretsaka
(
06/04/2008 04:02)
rehefa mody ianao dia mody, mijanona dia mijanona. Mandeha @ safidiny ny tsirairay ary samy mi assume izay safidimpiainany
dia ahoana indray ilay mandray 2..
any sy aty?
36. endrika01
(
06/04/2008 14:18)
badboy:
Menatra ny hody ve ny Malagasy any an-dafy ?
Lasa resaka indray tato ho ato ny hoe tsy mety mitodi-doha an-tanindrazana ny Malagasy any an-dafy fa menatra noho ny fiainany any :
tsy manana anton’asa, tsy manan-trano fa mikilandy any aman’olona, tsy mahavita fianarana fa ilaozana mikirimba etsy sy eroa fotsiny.
Tsy mety miseho amin’ny mpiray tanindrazana aminy fa sao dia hoe hitarazoka any aminy rehefa sendra mandalo any an-dafy, tsy sahy mifanena amin’ny mpiray tanindrazana aminy satria hono menatra amin’ny fitafiana tsizarizary anaovany nefa mba hoe any an-dafy.
Aleo angaha atao hoe mahatsikaiky ny fiheverana toy izany. Tena mahalala marina ny fomba fiainan’ ny tsirairay any an-dafy va re ny olona mitompo teny fatratra amin’izany ê ? Tena nandinika tsara ny zava-hitany va re izay milaza fa izany no tena marina ?
Tiana angamba aloha ny hanazavana ny sain’ny mpamaky fa isika Malagasy rehefa miteny hoe any an-dafy dia mazàna i Lafrantsa no tonga ao antsain’ny tsirairay voalohany. Izany no miseho dia satria nolovantsika tamin’ny fananjanahan-tany ny hoe : Lafrantsa dia any an-dafy, hoany an-dafy dia i Lafrantsa izay, hoany am-pita dia i Lafrantsa izany, hoany amin’ny Tsotsoka.
Fa amin’izao fotoana raha miteny hoe hoany Zamerika dia hoany amin’i Bekintana, raha ho any Allemagne dia hoe ho any amin’i Rainiboto, raha ho any Angeletera dia hoe ho any amin’i Ranglisy, raha ho any Chine dia ho any amin-dry Kelimaso…sy ny sisa sy ny sisa hafa.
Tsy misy afaka ilaza fa tena marina tanteraka ny hoe menatra ny hody. Tsy misy mahalala izay tena any an-tokatranon’ny tsirairay any na dia samy Malagasy any am-pitandranomasina aza. Marina aloha fa ikohizana mihitsy ny Malagasy mifampiolonolona ao an-drenivohitr’i Lafrantsa ao, ny any an-kafà toa tsy dia mbola tonga amin’izany samy maka ho azy izany, raha araky ny resaka haino sy ny hita maso.
Aleo angaha hafohezina ny tafa fa raha ity resaka Gasy any an-dafy ity no dinihana dia na gazety iray manontolo na fandaharana adiny telo ao amin’ny fahita-lavitra aza tsy ho ampy. Noho izany dia izao re no izy, tompoko : tsy menatra ny hody an-tanindrazana ny Malagasy any am-pita fa sarotra ny fiainana ka izay kely azo tsitsina avokoa mba hitsinjovana ny vodiandro ho merika.
Tsy menatra ny hody ny Malagasy any am-pita satria na sahirana toy ny inona aza izy dia misy ny azo ifidianana eo amin’ izay ilaina. Tsy menatra ny hody izy fa mba manararaotra ny fitsaboana izay ikoizan’ny firenen-kafa amin’ ny fikarakarana ireo tsy manan-katao amin’ny lafiny fiarovana sy fitandrovana ny fahasalaman’ny tsirairay (sécurité sociale).
Rakotobe Jean François
Date : 04-04-2008
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=16322
:-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w
37. endrika01
(
06/04/2008 14:23)
ainaheri:
rajou>>hihi
Zao ary ny izy ee,andé hody ny gasy aty andafy an'in any alou ny tena marina ?? Ny mirakaraka @ diplome aza ao mitari-posy fa tsy misy asa !!!
D tsy menatra v ilay mpanao gazety mamoaka zay hvtr zay ..;mpanao gazety marina ...mba fantany mou we firy isan-jato ny gasy tsy an'asa sy sahirana ao dago?? Politikan-dra8 io tsy tia vazà io ...efa ela zany nodradradradraina fa tsy tafa... ny bizina aza idin'elà kou inn ny andé eo,Omeo asa alou ny ao antoerana d ampandrosoy i Gasikara ,fa sao manasa oul hisakafo nefa ny atokona akoriny tsy misy!!!
Raha mikasika le we mipetraka etsy sy eroa @ oul ndray angamba safidin'ny tsi11 iny ..... matoa mazaka ny oul ipetrahany ataoko tsy itako ny olana, ary le tsy fananan'asa; tsy we akory tadiavina etsy d ita fa mandé miandalana eny io,fa bon courage ho an'zay eo andalam-pitadiavana fa fiainana doli zany ...ouzy le hira zay we Tsy moramora mitady vola....!!
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
38. xxx
(
06/04/2008 17:50)
ilay lahatsoratry rakotobe francois dia hita fa cas vitsivitsy ihany no hitany.
tsy hitako izay lazaina fa mila mijery ny fahamarinana rehetra angamba izy fa tsy ny fahamarinana eo amin ny ny olona vitsy fotsiny.
ny mahatonga izany dia mety izay ihany ny olona mifanerasera aminy????

39. xxx
(
06/04/2008 17:53)
mialatsiny rakotobe francois fa tsy ianao hay no nanoratra fa ny gazety.
40. badboy
(
06/04/2008 21:48)
Bedebe no tsy mahazo ilay resaka na koa angamba tsy mahay teny gasy tsony!!
Rakotobe Francois dia mpanao gazetin'i EXPRESS DE MADAGASCAR. Nisy nanoratra sy nampihely tany dago hoe tsy mety mody ny gasy aty andafy fa menatra ny fiainany.
Rakotobe Francois dia namaly io siosiondresaka io ary nanazava fa raha toa ka misy ny hoe samy maka ho azy ao Paris, dia tsy mbola misy mahalala marina izay mitranga any antokatranon'ny tsirairay any. Rakotobe Francois no namaly ilay tsaho mihely fa tsy izy akory no nampihely ilay resaka. Vakio tsara ilay voalazany ery ambany.
endrika01>> 8O 8O 8O