Mamelona zana-bady na manam-bady olona efa niteraka!

21. tess ( 24/03/2008 21:51)
tsy maintsy assumé na io.

raha oul tsy mivakl ndray na mafy loha de mety tsy hiraharaha anzay vavan'ilay zaza fa na izany aza manimba ny fiainana andavan'andro ihany raha izay foana no iainana. de aleo mieritreritra vao miditra am pataloha tery.
22. hira ( 24/03/2008 23:50)
hum hum han han
c'est bon TU ME LACHE!!!!!!!!:twisted::twisted:
mais pour qui tu te prends
vas-y T'ES PAS MON PERE!!!!!:twisted::twisted:

:lol:mba adaladala ilay michael youn iny fa izany mihintsy no ataon'ilay zanaky ny ankizy namako an'ny beau père-ny e. tena tia azy anefa ilay bandy an, sady tsy niteraka koa ka noraisiny ho zanany mihintsy h@ mbola kely, tsisy pbm fa rehefa pubère @ izay vao zistoara. fa mety passagère fotsiny io, toy ny crise d'adolescence rehetra. fa sarotsarotra kokoa raha tsy zaza naterakao.
23. ikaretsaka ( 24/03/2008 23:51)
tess:

ikaretsaka: ka izay indrindra...sao mendimendy ny fitiavana mafàna amboalohany de maika tsy faingana ery hoe hidirako iny fa tiko lotra anefa refa tafiditra manenina....indrindra moa fa hifampiteraka eo de ny eo ihany no eo refa hisaraka eo ndray....
ny fiainana tsy vitan'ny fitiavana fotsiny, na hoe vola fotsiny, fa mila zvtr maro mifameno .....ka raha tsy zakan'lay raika ny mitaiza zana-bady defa tsy izy izay kou! mila ekilibre be mitsy e!:°)


ka @ cas otran izao anie ry tess tsary amour propre intsony fa efa amour compose sy amour interessted sy ampur blanchie raha misy e

24. soanja ( 25/03/2008 03:12)
ronaldo09:

Za mba te hametra-panotaniana hoe ,tena misy olona a l'aise ve raha toa ka efa manan-janaka ny olo-tiany na efa niteraka roa na telo ary ireo zaza tsy zanakao ireo miara-mipetraka aminao ary ianao voatery hamelona azy!
Raha mihaino tantara na mijery filma manko isika dia tsy mahatanty io toeja-vatra io ny vehivavy fa manaiky izy amin'ny voalohany fa rehefa avy eo mitranga ny olana !!!Ho antsika lehilahy de tena be diabe no hitako mamelona zana-bady ary tena mandany ny hareny mihitsy nefa fantatra zao hoe tsy ahy io zaza io fa an'olonkafa !Ny ahy manokana aloha dia tsoriko hoe:Fa ohatry ny hafahafabe amiko zany!
Koa mba avoahy ny hevitra mety aminareo ve lay izy raha eny fa ahoana?Raha tsia lazao ny hevitra satria misy antony zay holazaiko mian-dalana am'ity lohahevitra ity arakaraka ny ady hevitra mipoitra eo!!!!


Betsaka ny cas tahak'izany aty Amerika satria malaza tia misaraka ny Amerikanina. De nefa miteraka ihany na dia izany aza ary manambady ihany na dia efa mitsinjo fasana aza. Zany hoe misy efa nanambady in-6 fa milamina ihany ary ny ankizy efa zatra sy maharaka tsara ny fandehany rehetra.

Ny tokatrano matetika ifandraisako anefa dia betsaka ny efa nanambady in-3 de io fanintelony io no tena izy satria any ny mpivady vao mahita fa tena fitiavana no hiraisana ary efa samy maharaka ny antsoina hoe fitondrana tokatrano: mifanaja, mifampiresaka ary mifampatoky. Ka raha toa ka samy efa nanambady in-3 avy dia manantena izany fa tsy maintsy misy zaza be dia be ihany eo anelanelany eo.

Alohan'ny hidiran'ireo amin'ny tokatrano satria mety efa nisipa elaela ireo vao miditra amin'izany mariazy izany dia efa nisy ny fifankafantarana sy fifandraisana ary ny famolavolana ny ho avy. Tafiditra ao anatin'izay tsara (ny famolavolana ny ho avy) ny fomba hifandraisana amin'ny samy zanaky ny tena sy ny tsy zanaky ny tena. Iza no miresaka amin'ilay zaza raha izao no zavamisy. Ary inona avy no andraikitry ny ray kely, inona no fifandraisan'ny reny kely. Mazava be mihitsy fa raha misy manontany dia milaza tsotra izy fa tsy zanany ireo fa zana-badiny nefa dia mahita fitiavana tsy misy ohatr'izany satria samy mahafantatra ny tandrify azy avy ny andraikitra sy ny fifampiraharahana.
Ampianarina ny zanaka tsara hoe tsy dadanao io ary ireto avy ny resaka ifandraisana sy ifanaovana ary ahoana ny fifanjana.

Ny fomba iresahana sy ifandraisana zany no zava-dehibe. Ianarana io matetika satria ny fo rano mafana ary ny olombelona be siasia.

Noho izany dia miankina amin'ny fitaizana daholo izany ary fifankatiavana ao anaty fifampitokisana sy fizarana andraikitra sy fandraisana andraikitra.


Raha hiditra amin'ny tokatrano toy izany ianao efa manan-janaka io na izy efa niteraka avy any dia manentana anao aho hamonjy ny fiofanana antsoina hoe : Love and Logic io no hanoro anao antsakany sy andavany ny fomba fitondrana tokatrano maharitra sy feno filaminana ary anjakan'ny fifankatiavana.




25. tess ( 25/03/2008 06:11)
hira:

hum hum han han
c'est bon TU ME LACHE!!!!!!!!:twisted::twisted:
mais pour qui tu te prends
vas-y T'ES PAS MON PERE!!!!!:twisted::twisted:

:lol:mba adaladala ilay michael youn iny fa izany mihintsy no ataon'ilay zanaky ny ankizy namako an'ny beau père-ny e. tena tia azy anefa ilay bandy an, sady tsy niteraka koa ka noraisiny ho zanany mihintsy h@ mbola kely, tsisy pbm fa rehefa pubère @ izay vao zistoara. fa mety passagère fotsiny io, toy ny crise d'adolescence rehetra. fa sarotsarotra kokoa raha tsy zaza naterakao.



marina io ka! indrindra raha zaza vao kely no notezaina, tena misy olona akaiky ahy otranzay ilay cas, fa ny fahitako an'ilay zaza fihantàna ilay izy, fa kosa amprosihin'i dadany ihany satria refa avy any am dasdany ilay zaza dia masisika sy misy teotra, vavy kely, ataony maivoka ilay dadakeliny ndraindray anefa lay dadakeliny tena tsara fanahy aminy loatra, fa tsy raisiny ratsy fa ny fitaizàna no ataony manja be! vao kely mitsy defa notezainy ary efa 6 ans izao i kalakely, ary lay dadakeliny ny miantoka ny fiainany rehetra sy ny fitaizàna ny fianarana sns...fa ilay dadakeliny refa te ahita sy malahelo azy de mitady azy fa refa tsy mila de any....matsiravina mitsy.
Ka io mila ilay renikely na dadakely mahazàka ny situation sinon aza miditra......
marina mitsy io hoe miova foana izy fa passage ny taona difficile fotsiny.


26. bozzy ( 25/03/2008 09:38)
za mamaly ty dia matetika lazainy fianakaviako hoe "sao dia voazona indry retsy nanambady an'io!! "
ny ahy indray manko ilay lehilahy vadiko no solafaka t@ ado: 17 ans izy tamizany dia tsy nivady izy sy ilay sipa niterahany , ilay reninjanany efa manambady olonkafa ary niampy 2 ny zanany
ilay vadiko izany dia za no novadiany
za amizao tsy miteraka fa tsy mety mahazo, nefa izy efa manana io zaza 1 io
za aloha tsy nametraka olana dès le depart ny fisiany ilay zanany é, (satria tiako izy ary eo ny olana b!!) tamizany koa moa "zamoureuse b" ary na h@zao aza ange dia "zamoureuse b foana :lol: dia be vava be hoe na 200 aza ny zanany avant , dia tiako foana foana "
ny napalelo fotsiny dia ilay hoe ohatry ny tsy mety mahazo zaza fa toa voaozona itaiza ny azy; surtout rehefa miadiady , mila ho tafavoaka ny taimbava tsy laitra
za anefa tsy manipy gant @ fitaizana ilay zaza miitsy , fa izy mianaka amizao no mitady hanao angaredona ahy
ka hoy aho hoe : diniho lalina aloha vao miditra satria raha ny iainako amizao, no resaiko aminareo ry reto dia tena mifankatia be izahay 2 fa tsy ampy ilay "grand amour" satria misy manque de confiance sy reserve foana aho ary mampalaelo ahy ilay saiko hoe tsy "itokisako en fait ity vadiko ity , satria ilay reninjanany mbola any ho any, tsy haiko ze ataony ry zareo any!!
za koa complexeé @ ilay tsy miteraka angamba dia lasa b doute é:(
27. xxx ( 25/03/2008 09:48)
Izaho,nanana zaza notezaiko, sady tsy zanaky ny vadiko no tsy zanako fa zanak'olona hafa mihitsy ary dia tena nentiko toy ny zanako naterako,tsy nasiako tombo sy hala ary tsy nampahafantariko ny zanako naterako mihitsy hoe tsy zanako io zaza iray io, ka amiko mety tsy hisy olana mihitsy raha hoe hitaiza zana-bady izany, zanak'olon-kafa aza tsy hitandroana havizanana mainka fa zanaky ny olon-tianao izany ve?
Ny adidy tsy an'olon-dratsy.
28. xxx ( 25/03/2008 10:15)
lehilahytsyresy:
Fa tant que mbola tsy maty ilay tena rainy, dia tsy maintsy hisy foana ny fifandirana

Inona izany no vahaolana ? 8):D
29. meva2 ( 25/03/2008 10:24)
mahafinaritra be ny valintenin'i xxx,ny fitiavana tsy tokony hisy frontière ka hoe rehefa tsy an'ny tena dia hafa ny fandraisana azy.Na zanaky ny vady izany na zaza natsangana, mila fitiavana daholo ny olona tsirairay.
Hoan'i bozzy, somary mahery vaika amiko ilay tenin'ny fianakavianao hoe "voa ozona" fa angaha ianao nanota? sady koa tsy tokony anjaran-dry zareo no mitsara ny fiainanao (amiko io).Tsy misy ifandraisany mihitsy ny tsy fahazahoanao zaza sy ny fiainanao ara-pitiavana.Ny hany lazaiko anao fotsiny dia hoe aza kivy @ démarches ataonao ary aza miasa saina amin'izany satria rehefa miasa ny saina mety misy fiantraikany @ vatana koa.
Hoan'ireo miresaka ny hoe "solafaka", mba ialako tsiny fa aza dia asiana étiquette ilay olona satria tsy fantatrareo ny fiainany, ary tsy tare akory ny fanananjanaka.
Tsy mora ny fiaraha miaina, hitanareo ihany fa na fianakaviana iray ra izao aza dia misy manana olana na @ mpivady na @ fianakavian'ny vady na @ RAR sy zanaka aza. Koa, ny fahaizana miara miaina, ny fifanajan'ny tsirairay,ny andraikitra lehibe raisin'ireo RAR @ fanabeazana ary indrindra ny fifankatiavna , izay no loharanon'ny fahasoavana ao an-tokantrano. Na iray ra na tsia.
30. ni81 ( 25/03/2008 10:36)
za mamaly ty dia matetika lazainy fianakaviako hoe "sao dia voazona indry retsy nanambady an'io!! "
ny ahy indray manko ilay lehilahy vadiko no solafaka t@ ado: 17 ans izy tamizany dia tsy nivady izy sy ilay sipa niterahany , ilay reninjanany efa manambady olonkafa ary niampy 2 ny zanany
ilay vadiko izany dia za no novadiany
za amizao tsy miteraka fa tsy mety mahazo, nefa izy efa manana io zaza 1 io
za aloha tsy nametraka olana dès le depart ny fisiany ilay zanany é, (satria tiako izy ary eo ny olana b!!) tamizany koa moa "zamoureuse b" ary na h@zao aza ange dia "zamoureuse b foana dia be vava be hoe na 200 aza ny zanany avant , dia tiako foana foana "
ny napalelo fotsiny dia ilay hoe ohatry ny tsy mety mahazo zaza fa toa voaozona itaiza ny azy; surtout rehefa miadiady , mila ho tafavoaka ny taimbava tsy laitra
za anefa tsy manipy gant @ fitaizana ilay zaza miitsy , fa izy mianaka amizao no mitady hanao angaredona ahy
ka hoy aho hoe : diniho lalina aloha vao miditra satria raha ny iainako amizao, no resaiko aminareo ry reto dia tena mifankatia be izahay 2 fa tsy ampy ilay "grand amour" satria misy manque de confiance sy reserve foana aho ary mampalaelo ahy ilay saiko hoe tsy "itokisako en fait ity vadiko ity , satria ilay reninjanany mbola any ho any, tsy haiko ze ataony ry zareo any!!
za koa complexeé @ ilay tsy miteraka angamba dia lasa b doute é

Samy manana ny anjarany ny tsirairay avy. Tsy hoe akory tsy mety mahazo zaza ianao dia hoe "voahozona"! Mety mbola ahazo ianao raha mbola fotoana mahamety azy, ary mety tsy ahazo koa anefa raha toa ka izay no mahasoa anao. Mety hoe ny fahasalamanao, na ny an-drangahy no tsy mampahazo anareo ange e! Misy mihevitra fa ny vavy ihany no misy olana indraindray. Ny zavatra rehetra dia miara-miasa ahasoa. Koa aza kivy, ary aza be ahiahy.
31. tess ( 25/03/2008 13:24)
bozzy: ka izay anie no tiko lazaina etsy ambony e! tsy vita ny grand amour ny fiainana, fa raha misy blem hafa de mety tsy grand amour tsony ndray fa olana sisa.....ianao nanao hoe hety foana io tam voalohany satria aminao tsy misy olana ny mitaiza zana-bady, vonona ny hanome fitaizàna sy fitiavana tanteraka ho azy miana enao...fa ilay zaza indraindray mivadika ho horera, anefa ilay rainjaza na ilay reninjaza marary ny ainy raha ny zanany no kitikitihina dia tsy maintsy hoe ny zanany no harovany fa enao anilabao...de raiktra eo amzay ny disadisa , enao koa mba olombelona malahelo ny zava-misy dia aleo mieritreritra tsara foana e! alefa lavitra ny jery , ny mahatsara sy maharatsy azy sns...
korazy bozzy fa tsy moramora ny cas otran'io.
32. hira ( 25/03/2008 13:38)
Bozzy a, aza mi culpabiliser @ zany ianao, fa na reny niteraka aza mety ho complexée sy manao vava be @ zanany rehefa tena exténuée sy à bout. Fa araky ny tenenin'i Tess io dia sarotsarotra rehefa zaza tsy nateraka. Ny relation-nai @ vadinao fotsiny no ataovy mazava tsara, manàna projet d'avenir iarahana foana, sambatra ary ianareo mbola zamoureux be efa tena avantages be izany, dia kolokoloy tsara ireo fa aza mi s'arrêter @ ilay hoe mbola tsy niteraka. Qui sait?
33. pskl ( 25/03/2008 18:25)
Misaotra ho anirehetra nizara hevitra : misy handinihina ny fiainana tsara.
Mahereza ho anizay mandia lalantsarotra retra. Mazotoa mivavaka na dé oé toy ny "peine perdue" zany aza lé izy.
Ny hevitro dé oé : diniho tsara ny zavatra reetra vao mandray décisions, dé ataovy am FITIAVANA dôly fa tsy very mandeha akory ny olona tsara saina sy madio fo. Donc aza asiana différences mits entre oé zanak'iza na zanak'iza, satria samy mafy ny manjo na ny RAR na lé zanaka.
Mahereza dôly é!
34. tess ( 25/03/2008 18:31)
pskl : ekena!
35. xxx ( 26/03/2008 12:32)
ronaldo09:

Za mba te hametra-panotaniana hoe ,tena misy olona a l'aise ve raha toa ka efa manan-janaka ny olo-tiany na efa niteraka roa na telo ary ireo zaza tsy zanakao ireo miara-mipetraka aminao ary ianao voatery hamelona azy!
Raha mihaino tantara na mijery filma manko isika dia tsy mahatanty io toeja-vatra io ny vehivavy fa manaiky izy amin'ny voalohany fa rehefa avy eo mitranga ny olana !!!Ho antsika lehilahy de tena be diabe no hitako mamelona zana-bady ary tena mandany ny hareny mihitsy nefa fantatra zao hoe tsy ahy io zaza io fa an'olonkafa !Ny ahy manokana aloha dia tsoriko hoe:Fa ohatry ny hafahafabe amiko zany!
Koa mba avoahy ny hevitra mety aminareo ve lay izy raha eny fa ahoana?Raha tsia lazao ny hevitra satria misy antony zay holazaiko mian-dalana am'ity lohahevitra ity arakaraka ny ady hevitra mipoitra eo!!!!



Miala tsiny aloha fa mba hanao xxx aho eto e! Izaho izay manoratra d vevavy, manana zanaka 2, ts manambady. Fa na tam mbola tsy niteraka aza aho d efa tsy nanisy olana ny @ hoe mitaiza zana-bady, satria efa naturel ato anatiko ny fitiavana zaza. Consciente tsara mintsy aho amin'ny fahasarotan'ny hoe fitaizana zana-bady, indrindra rehefa mandalo ny fotoanan'ny adolescence izy, sy koa mbola velona any ny reniny, ka mety hanabosy azy... fa amiko ilay zaza tsy manantsiny, mety hoe malahelo ny reniny izy na mety koa ilay reniny manaratsy ahy na tsy haiko e, fa amboarina aloha ny sainy. Ny tena tokony atoa antsaina iany koa dia hoe tsy hahasolo mandrakizay ny tena reniny ny tena ary ambara mazava aminy fa tsy hangalatra ny toeran-dreniny ny tena fa mitaiza sy manome fitiavna azy, anazy no mieritreritra amzay fotoan izay.
36. xxx ( 27/03/2008 05:02)
Efa io nomen'i lehilahytsyresy io hoa ny vahaolana fa nenareo koa!
Fa tant que mbola tsy maty ilay tena rainy :idea: , dia tsy maintsy hisy foana ny fifandirana,

:b:b:b :°)
37. Rasiligaoma ( 27/03/2008 05:33)
dia courahe izany koa
38. tess ( 27/03/2008 06:13)
xxx:

Efa io nomen'i lehilahytsyresy io hoa ny vahaolana fa nenareo koa!
Fa tant que mbola tsy maty ilay tena rainy :idea: , dia tsy maintsy hisy foana ny fifandirana,

:b:b:b :°)

tsy votery ka!


39. Rasiligaoma ( 27/03/2008 06:20)
fa il faut se preparer
40. tsiafoi1 ( 02/04/2008 06:24)
Ny olana mikasika ny fitaizana de misy foana na dia zaza tena nateraka izao aza. Idd rehefa manomboka eo @'ny faha 8 - 21ans eo ilay zaza.

Fa raha ny fahitako azy tsisy tsy vitan'ny fitiavana, izay manosika hanana fahavononana hiatrika izay mety ho olana rehetra.

Raha ilay resaka mandany harena sns...Fa hahazaka inona miala eto an-tany moa enao rahatrizay miala eto fa tsy tanam-polo mandrefy tongotra, ka raha mba misy harena azonao hanasoavana ny hafa @'izao fahavelomanao izao, ataoko tsy izay ve no tsara sy mendrika idd.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1802